Chapter 5
Anatra noho ny tsy nanesorany ilay lehilahy nanao fitondran-tena vetaveta
1 Efa re marina fa misy fijangajangana atỳ aminareo, eny, dia fijangajangana izay tsy misy tahaka azy na dia amin’ ny jentilisa asa, fa misy anankiray manambady ny vadin-drainy.
ὍλωςHolōsActuallyG3654ADV ἀκούεταιakouetaiis reportedG0191V-PPI-3S πορνεία,porneiasexual immorality,G4202N-NSF τοιαύτηtoiautēsuchG5108D-NSF πορνείαporneiasexual immoralityG4202N-NSF οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ἔθνεσινethnesinpagansG1484N-DPN ὀνομάζεται,onomazetaiis namedG3687V-PPI-3S ὥστεhōsteso as forG5620CONJ γυναῖκάgunaika[the] wifeG1135HN-ASF πατρὸςpatrosfatherG3962N-GSM ἔχειν·echeinto have;G2192V-PAN 2 Ary ianareo indray va no mirehareha, ka tsy nampalahelo anareo akory izany, mba hesorina tsy ho ao aminareo ilay nanao izany zavatra izany?
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP πεφυσιωμένοιpephusiōmenoipuffed upG5448V-RPP-NPM ἐπενθήσατεepenthēsatemournedG3996V-AAI-2P ἀρθῇarthēamay be takenG0142V-APS-3S μέσουmesoumidstG3319A-GSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πράξας;praxashaving performed?G4238V-AAP-NSM 3 Fa izaho, na dia tsy teo aza ny tenako, nefa teo ihany ny fanahiko, dia efa nitsara sahady an’ ilay nanao toy izany, tahaka ny teo ihany aho:
ἀπὼνapōnbeing absentG0548V-PAP-NSM σώματιsōmatiin bodyG4983N-DSN παρὼνparōnbeing presentG3918V-PAP-NSM πνεύματιpneumatiin spiritG4151GN-DSN κέκρικαkekrikahave judgedG2919V-RAI-1S παρὼνparōnbeing presentG3918V-PAP-NSM τὸνtonthe [one]G3588T-ASM κατεργασάμενονkatergasamenonhaving producedG2716V-ADP-ASM 4 amin’ ny anaran’ i Jesosy Tompontsika ― rehefa tafangona ianareo sy ny fanahiko omban’ ny herin’ i Jesosy Tompontsika ―
ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T συναχθέντωνsunachthentōnhaving been gathered togetherG4863V-APP-GPM πνεύματοςpneumatosin spiritG4151GN-GSN δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T 5 hanolotra izany anankiray izany ho an’ i Satana hanimbana ny nofo, mba hamonjena ny fanahy amin’ ny andron’ i Jesosy Tompo.
παραδοῦναιparadounaito deliverG3860V-2AAN τοιοῦτονtoioutonsuch a oneG5108D-ASM σατανᾷsatanato SatanG4567N-DSM-T ὄλεθρονolethrondestructionG3639N-ASM σαρκός,sarkosflesh,G4561N-GSF σωθῇsōthēamay be savedG4982V-APS-3S Ἰησοῦ.¶IēsouJesus.G2424GN-GSM-P 6 Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana rehetra?
καλὸνkalongood [is]G2570GA-NSN καύχημαkauchēmaboastingG2745N-NSN ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP οἴδατεoidateknow youG6063V-RAI-2P μικρὰmikraa littleG3398A-NSF φύραμαphuramalumpG5445N-ASN ζυμοῖ;zumoileavens?G2220V-PAI-3S 7 Esory ny masirasira ela, mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy maha-misy masirasira anareo. Fa voavono Kristy, Paska ho antsika;
ἐκκαθάρατεekkatharatedo cleanse outG1571V-AAM-2P παλαιὰνpalaianoldG3820A-ASF ζύμην,zumēnleaven,G2219N-ASF ἦτεēteyou may beG1510V-PAS-2P φύραμαphuramalumpG5445N-NSN καθώςkathōseven asG2531CONJ ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P ἄζυμοι·azumoiunleavened;G0106A-NPM πάσχαpaschaPassover lambG3957N-NSN-T ἐτύθηetuthēhas been sacrificedG2380V-API-3S Χριστός.ChristosChrist.G5547N-NSM-T 8 ka dia aoka isika hanao andro firavoravoana, tsy amin’ ny masirasira ela, na amin’ ny masirasira lolompo sy faharatsiana, fa amin’ ny mofo tsy misy masirasira, dia ny fahadiovam-po sy ny fahamarinana.
ὥστεhōsteso thatG5620CONJ ἑορτάζωμενhe'ortazōmenwe may celebrate the feastG1858V-PAS-1P παλαιᾷpalaiaoldG3820A-DSF κακίαςkakiasof maliceG2549N-GSF πονηρίαςponēriaswickednessG4189N-GSF ἀζύμοιςazumoisunleavened [bread]G0106A-DPN εἰλικρινείαςeilikrineiasof sincerityG1505N-GSF ἀληθείας.¶alētheiasof truth.G0225N-GSF 9 Nanoratra taminareo teo amin’ ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin’ izay mpijangajanga;
ἜγραψαEgrapsaI wroteG1125V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐπιστολῇepistolēaletterG1992N-DSF συναναμίγνυσθαιsunanamignusthaito associate withG4874V-PMN πόρνοις,pornois[the] sexually immoral,G4205N-DPM 10 nefa tsy ny mpijangajanga rehetra amin’ izao tontolo izao, na ny mpierina sy ny mpanao an-keriny, na ny mpanompo sampy; fa raha izany, dia tsy maintsy miala amin’ izao tontolo izao ianareo.
πάντωςpantōsat allG3843ADV τοῖςtoiswith theG3588T-DPM πόρνοιςpornoissexually immoralG4205N-DPM κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τούτουtoutouof thisG3778D-GSM τοῖςtoiswith theG3588T-DPM πλεονέκταιςpleonektaiscovetousG4123N-DPM ἅρπαξινharpaxinwith swindlersG0727A-DPM εἰδωλολάτραις,eidōlolatraiswith idolaters —G1496N-DPM ὠφείλετεōpheileteyou have been obligedG3784V-IAI-2P ἄραarathen wouldG0686CONJ κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐξελθεῖν.exeltheinto depart.G1831V-2AAN 11 Fa ny nanoratako taminareo, dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpijangajanga, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin’ ny toy izany ianareo.
ἔγραψαegrapsaI wroteG1125V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP συναναμίγνυσθαι,sunanamignusthaito associate with [him]G4874V-PMN ἀδελφὸςadelphosa brotherG0080N-NSM ὀνομαζόμενοςonomazomenosbeing designatedG3687V-PPP-NSM ᾖēhe shall beG1510V-PAS-3S πόρνοςpornossexually immoralG4205N-NSM πλεονέκτηςpleonektēsa coveterG4123N-NSM εἰδωλολάτρηςeidōlolatrēsan idolaterG1496N-NSM λοίδοροςloidorosverbal abuserG3060N-NSM μέθυσοςmethusosa drunkardG3183N-NSM ἅρπαξ·harpaxswindler;G0727A-NSM τοιούτῳtoioutōwith such a oneG5108D-DSM μηδὲmēdenot evenG3366CONJ-N συνεσθίειν.sunesthieinto eat.G4906V-PAN 12 Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?
μοιmoi[is it] to meG3165P-1DS κρίνειν;krineinto judge?G2919V-PAN οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP κρίνετε,krinetedo judge?G2919V-PAI-2P 13 Fa ny any ivelany dia tsarain’ Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy.
κρινεῖ;krineiwill judge?G2919V-FAI-3S ἐξάρατεexaratedo yourselves expelG1808V-AAM-2P πονηρὸνponēronevilG4190A-ASM αὐτῶν.¶autōnthem.G0846P-GPM