Chapter 6
Ny tsy mahamety ny miady eo anatrehan’ ny tsy mino
1 Misy aminareo va, raha manana ady amin’ ny namany, sahy handeha hotsarain’ ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan’ ny olona masìna?
ΤολμᾷTolmaDareG5111V-PAI-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πρᾶγμαpragmaa matterG4229N-ASN ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἕτερονheteronotherG2087A-ASM κρίνεσθαιkrinesthaigo to lawG2919V-PPN ἀδίκωνadikōnunrighteousG0094A-GPM οὐχὶouchinot [go]G3780PRT-N ἁγίων;hagiōnsaints?G0040HA-GPM 2 Sa tsy fantatrareo fa ny olona masìna dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha hitsara izao tontolo izao ianareo, moa tsy miendrika hitsara izay zavatra madinika indrindra va ianareo?
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P κόσμονkosmonworldG2889N-ASM κρινοῦσιν;krinousinwill judge?G2919V-FAI-3P κρίνεταιkrinetaiis to be judgedG2919V-PPI-3S κόσμος,kosmosworld,G2889N-NSM ἀνάξιοίanaxioiunworthyG0370A-NPM ἐστεesteare youG1510V-PAI-2P κριτηρίωνkritēriōnof casesG2922N-GPN ἐλαχίστων;elachistōnof the smallest?G1646A-GPN 3 Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao.
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM κρινοῦμεν;krinoumenwe will judge?G2919V-FAI-1P μήτιmētiSurely not everG3385PRT-N βιωτικά;biōtika[the] things of this life?G0982A-APN 4 Koa raha misy hotsarainareo ny amin’ ny momba izao fiainana izao, moa izay ataon’ ny fiangonana ho tsinontsinona va no tendrenareo ho mpitsara?
βιωτικὰbiōtikaThings of this lifeG0982A-APN κριτήριαkritēriajudgment [as to]G2922N-APN ἔχητε,echēteyou shall have,G2192V-PAS-2P τοὺςtousthe [ones]G3588T-APM ἐξουθενημένουςexouthenēmenousdespisedG1848V-RPP-APM ἐκκλησίᾳ,ekklēsiachurch,G1577N-DSF τούτουςtoutousthoseG3778D-APM καθίζετε.kathizeteset you up!G2523V-PAI-2P 5 Hampahamenatra anareo no itenenako izany. Hay! dia tsy misy olon-kendry aminareo, na dia iray akory aza, izay mahay manamboatra ny adin’ ny rahalahiny?
ἐντροπὴνentropēnshameG1791N-ASF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP λέγω.legōI say this.G3004GV-PAI-1S ἔνιeniis thereG1762V-PAI-3S οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM σοφός,sophoswise,G4680A-NSM δυνήσεταιdunēsetaiwill be ableG1410V-FDI-3S διακρῖναιdiakrinaito decideG1252V-AAN μέσονmesonbetweenG3319A-ASN ἀδελφοῦadelphoubrotherG0080N-GSM αὐτοῦ;autouof him?G0846P-GSM 6 Fa ny rahalahy mandeha hiady amin’ ny rahalahiny, na dia hotsarain’ ny tsy mino aza.
ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM ἀδελφοῦadelphoubrotherG0080N-GSM κρίνεται,krinetaigoes to law,G2919V-PPI-3S ἀπίστων.apistōnunbelievers!G0571A-GPM 7 Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo1 ady amin’ ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo?
ὅλωςholōsaltogetherG3654ADV ἥττημαhēttēmaa defeatG2275N-NSN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S κρίματαkrimatalawsuitsG2917N-APN ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P ἑαυτῶν.he'autōnyourselves.G1438F-2GPM διὰdiaBecause ofG1223PREP οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N ἀδικεῖσθε;adikeisthesuffer wrong?G0091V-PPI-2P διὰdiaBecause ofG1223PREP οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N ἀποστερεῖσθε;apostereisthebe defrauded?G0650V-PPI-2P - Na: matiantoka mihitsy ny fanahinareo, raha manana.
8 Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na dia ny rahalahinareo aza.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἀδικεῖτεadikeitedo wrongG0091V-PAI-2P ἀποστερεῖτε,apostereitedefraud,G0650V-PAI-2P τοῦτοtoutothis [thing]G3778D-NSN ἀδελφούς.adelphousto brothers!G0080N-APM 9 Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’ olona sy ny sodomita1
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἄδικοιadikoi[the] unrighteous onesG0094A-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T βασιλείανbasileian[the] kingdomG0932N-ASF κληρονομήσουσιν;¶klēronomēsousinwill inherit?G2816V-FAI-3P πλανᾶσθε·planasthedo be deceived:G4105V-PPM-2P οὔτεouteneitherG3777CONJ-N πόρνοιpornoi[the] sexually immoralG4205N-NPM εἰδωλολάτραιeidōlolatraiidolatersG1496N-NPM μοιχοὶmoichoiadulterersG3432N-NPM μαλακοὶmalakoieffeminateG3120A-NPM ἀρσενοκοῖταιarsenokoitaihomosexualsG0733N-NPM - Izahao Lev 18. 22 .
10 sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan’ Andriamanitra.
κλέπταιkleptaithievesG2812N-NPM πλεονέκταιpleonektaicovetersG4123N-NPM μέθυσοιmethusoidrunkardsG3183N-NPM λοίδοροιloidoroirevilersG3060N-NPM ἅρπαγεςharpagesswindlersG0727A-NPM βασιλείανbasileian[the] kingdomG0932N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κληρονομήσουσιν.klēronomēsousinwill inherit.G2816V-FAI-3P 11 Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa1 ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy Tompo sy tamin’ ny Fanahin’ Andriamanitsika.
τινεςtinessome [of]G5100X-NPM ἦτε·ēteyou were;G1510V-IAI-2P ἀπελούσασθεapelousastheyou were washedG0628V-AMI-2P ἡγιάσθητεhēgiasthēteyou were sanctifiedG0037V-API-2P ἐδικαιώθητεedikaiōthēteyou were justifiedG1344V-API-2P ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP - Gr. efa nanasa tena.
Ny amin’ ny fijangajangana tsy azo atao ho isan’ ny zavatra tsy mampaninona, tahaka ny hanina samy hafa
12 Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona.
ΠάνταPantaAll thingsG3956A-NPN ἔξεστινexestinare lawfulG1832V-PAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-NPN συμφέρει·sumphereido profit;G4851V-PAI-3S πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN ἔξεστινexestinare lawfulG1832V-PAI-3S ἐξουσιασθήσομαιexousiasthēsomaiwill be masteredG1850V-FPI-1S τινος.tinosanything.G5100X-GSN 13 Ny hanina dia ho an’ ny kibo, ary ny kibo ho an’ ny hanina; nefa samy holevonin’ Andriamanitra izy roroa. Fa ny tena kosa dia tsy ho an’ ny fijangajangana, fa ho an’ ny Tompo; ary ny Tompo ho an’ ny tena.
βρώματαbrōmatafoodsG1033N-NPN κοιλίᾳkoiliabellyG2836N-DSF κοιλίαkoiliabellyG2836N-NSF βρώμασιν·brōmasinfor foods;G1033N-DPN ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF ταῦταtautatheseG3778D-APN καταργήσει.katargēseiwill destroy.G2673V-FAI-3S σῶμαsōmathe body [is]G4983N-NSN πορνείᾳporneiafor sexual immoralityG4202N-DSF σώματι·sōmatibody;G4983N-DSN 14 Ary Andriamanitra efa nanangana ny Tompo sady hanangana antsika koa amin’ ny heriny.
ἤγειρενēgeirenhas raised upG1453V-AAI-3S ἐξεγερεῖexegereiHe will raise outG1825V-FAI-3S δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF αὐτοῦ.¶autouof Him.G0846P-GSM 15 Tsy fantatrareo va fa momba ny tena’ i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan’ i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan’ ny vehivavy janga? Sanatria izany!
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P σώματαsōmatabodiesG4983N-NPN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP μέληmelēmembersG3196N-NPN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἐστιν;estinare?G1510V-PAI-3S ἄραςarasHaving takenG0142V-AAP-NSM μέληmelēmembersG3196N-APN ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ποιήσωpoiēsōshall I makeG4160GV-AAS-1S πόρνηςpornēs[them] of a prostituteG4204N-GSF μέλη;melēmembers?G3196N-APN γένοιτο.genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S 16 Moa tsy fantatrareo va fa izay miray amin’ ny vehivavy janga dia tena iray aminy? fa hoy Andriamanitra: Ho nofo iray ihany izy roroa1.
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P κολλώμενοςkollōmenosis being joinedG2853V-PPP-NSM πόρνῃpornēprostituteG4204N-DSF ἐστιν;estinis?G1510V-PAI-3S ἔσονταιesontaiWill becomeG1510V-FDI-3P φησινphēsinit saysG5346V-PAI-3S σάρκαsarkafleshG4561N-ASF - Gen 2. 24
17 Fa izay miray amin’ ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy.
κολλώμενοςkollōmenosbeing joinedG2853V-PPP-NSM ἐστιν.¶estinis.G1510V-PAI-3S 18 Mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon’ ny olona dia eny ivelan’ ny tena ihany; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra amin’ ny tenany.
ΦεύγετεPheugetedo fleeG5343V-PAM-2P πορνείαν.porneiansexual immorality.G4202N-ASF ἁμάρτημαhamartēmasinG0265N-NSN ποιήσῃpoiēsēshall doG4160GV-AAS-3S ἄνθρωπος,anthrōposa man,G0444N-NSM ἐκτὸςektosoutsideG1622PREP σώματόςsōmatosbodyG4983N-GSN ἐστιν·estinis;G1510V-PAI-3S πορνεύωνporneuōnsinning sexuallyG4203V-PAP-NSM ἴδιονidion[their] ownG2398A-ASN ἁμαρτάνει.hamartaneisins.G0264V-PAI-3S 19 Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin’ ny Fanahy Masìna, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin’ Andriamanitra? ka tsy tompon’ ny tenanareo ianareo.
οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ναὸςnaosa templeG3485N-NSM πνεύματόςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P θεοῦ,theouGod?G2316N-GSM-T ἐστὲesteyou areG1510V-PAI-2P ἑαυτῶν;he'autōnyour own?G1438F-2GPM 20 Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an’ Andriamanitra amin’ ny tenanareo.
ἠγοράσθητεēgorasthēteyou were boughtG0059V-API-2P τιμῆς·timēswith a price;G5092N-GSF δοξάσατεdoxasatedo glorifyG1392V-AAM-2P σώματιsōmatibodyG4983N-DSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πνεύματιpneumatispiritG4151GN-DSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἅτινάhatinawhichG3748R-NPN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T