Chapter 11
1 Aoka hanahaka ahy ianareo, dia tahaka ny anahafako an’ i Kristy.
ΜιμηταίMimētaiImitatorsG3402N-NPM γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P καθὼςkathōseven asG2531CONJ κἀγὼkagōI myself also [am]G1473P-1NS + G2532 Χριστοῦ.¶Christouof Christ.G5547N-GSM-T Ny amin’ ny tokony hisaronan’ ny vehivavy loha ao am-piangonana
2 Ary midera anareo aho, satria mahatsiaro ahy amin’ ny zavatra rehetra ianareo sady mitana tsara ny fampianarana natolotra, araka ny nanolorako azy taminareo.
ἘπαινῶEpainōI commendG1867V-PAI-1S ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM πάνταpantain all thingsG3956A-APN μέμνησθε,memnēstheyou have remembered,G3403V-RMI-2P καθὼςkathōseven asG2531CONJ παρέδωκαparedōkaI deliveredG3860V-AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παραδόσειςparadoseisteachingsG3862N-APF κατέχετε.¶katecheteyou are keeping.G2722V-PAI-2P 3 Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan’ ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan’ ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan’ i Kristy.
ΘέλωThelōI wantG2309V-PAI-1S εἰδέναιeidenaito knowG6063V-RAN παντὸςpantosof everyG3956A-GSM κεφαλὴkephalēheadG2776N-NSF ΧριστόςChristosChristG5547N-NSM-T ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S κεφαλὴkephalē[the] headG2776N-NSF γυναικὸςgunaikosof [the] woman [is]G1135HN-GSF κεφαλὴkephalē[the] headG2776N-NSF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T θεός.¶theosGod.G2316N-NSM-T 4 Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany.
προσευχόμενοςproseuchomenosprayingG4336V-PNP-NSM προφητεύωνprophēteuōnprophesyingG4395V-PAP-NSM κατὰkata[anything] onG2596PREP κεφαλῆςkephalēs[his] headG2776N-GSF ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM καταισχύνειkataischuneihe dishonorsG2617V-PAI-3S κεφαλὴνkephalēnheadG2776N-ASF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 5 Fa ny vehivavy rehetra kosa, raha mivavaka na maminany ka tsy misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany, satria toy ny voaharatra izy.
προσευχομένηproseuchomenēprayingG4336V-PNP-NSF προφητεύουσαprophēteuousaprophesyingG4395V-PAP-NSF ἀκατακαλύπτῳakatakaluptōuncoveredG0177A-DSF κεφαλῇkephalēaheadG2776N-DSF καταισχύνειkataischuneidishonorsG2617V-PAI-3S κεφαλὴνkephalēnheadG2776N-ASF αὐτῆς·autēsof her;G0846P-GSF ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S τῇtēawith whichG3588T-DSF ἐξυρημένῃ.exurēmenēshaven.G3587V-RPP-DSF 6 Fa raha tsy misaron-doha ny vehivavy, dia aoka hohetezana izy; fa raha mahamenatra ny vehivavy ny hohetezana na ny hoharatana, dia aoka hisaron-doha izy.
κατακαλύπτεταιkatakaluptetaicovers her headG2619V-PMI-3S κειράσθω·keirasthōshe should be shorn;G2751V-AMM-3S αἰσχρὸνaischrondisgracefulG0150A-NSN γυναικὶgunaikito a womanG1135HN-DSF κείρασθαιkeirasthaito be shornG2751V-AMN ξυρᾶσθαι,xurasthaito be shaven,G3587V-AMN κατακαλυπτέσθω.¶katakaluptesthōshe should cover her head.G2619V-PMM-3S 7 Ny lehilahy dia tokony tsy hisaron-doha, satria endrika sy voninahitr’ Andriamanitra izy; fa ny vehivavy kosa no voninahitry ny lehilahy.
ὀφείλειopheileioughtG3784V-PAI-3S κατακαλύπτεσθαιkatakaluptesthaito coverG2619V-PMN κεφαλὴνkephalēnheadG2776N-ASF εἰκὼνeikōnimageG1504N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ὑπάρχων·huparchōnbeing;G5225V-PAP-NSM δόξαdoxa[the] gloryG1391N-NSF ἐστιν·estinis;G1510V-PAI-3S 8 Fa tsy ny vehivavy no nihavian’ ny lehilahy; fa ny lehilahy no nihavian’ ny vehivavy.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S γυναικὸςgunaikoswomanG1135GN-GSF 9 Fa tsy ny lehilahy no natao ho an’ ny vehivavy, fa ny vehivavy no ho an’ ny lehilahy.
ἐκτίσθηektisthēwas createdG2936V-API-3S διὰdiaon account ofG1223PREP γυναῖκαgunaikawomanG1135GN-ASF διὰdiaon account ofG1223PREP 10 Izany no mahamety ny vehivavy hisaron-doha1 noho ny amin’ ny anjely.
διὰdiaBecause ofG1223PREP ὀφείλειopheileioughtG3784V-PAI-3S ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἔχεινecheinto haveG2192V-PAN κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF διὰdiaon account ofG1223PREP ἀγγέλους.angelousangels.G0032GN-APM - Gr. hanana fahefana eo amin’ ny lohany.
11 Kanefa ao amin’ ny Tompo tsy misy vehivavy raha tsy misy lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy misy vehivavy.
οὔτεouteneither [is]G3777CONJ-N χωρὶςchōriswithoutG5565PREP χωρὶςchōriswithoutG5565PREP γυναικὸςgunaikoswomanG1135GN-GSF κυρίῳ·kuriō[the] Lord;G2962GN-DSM-T 12 Fa toy ny nihavian’ ny vehivavy avy tamin’ ny lehilahy, dia toy izany koa no nihavian’ ny lehilahy avy tamin’ ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no ihavian’ ny zavatra rehetra.
ὥσπερhōsperJust asG5618CONJ ἀνδρὸςandrosman [is]G0435GN-GSM γυναικός,gunaikoswoman [is],G1135GN-GSF πάνταpantaall thingsG3956A-NPN θεοῦ.theouGod.G2316N-GSM-T 13 Hevero ao am-ponareo: Mendrika va raha mivavaka amin’ Andriamanitra ka tsy misaron-doha ny vehivavy?
αὐτοῖςautoisyourselvesG0846P-DPM κρίνατε·krinatedo judge:G2919V-AAM-2P πρέπονpreponBecomingG4241V-PAP-NSN ἐστὶνestinis itG1510V-PAI-3S γυναῖκαgunaikafor a womanG1135HN-ASF ἀκατακάλυπτονakatakaluptonrevealedG0177A-ASF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T προσεύχεσθαι;proseuchesthaito pray?G4336V-PNN 14 Tsy mampianatra anareo va izao fomban’ ny zavatra rehetra izao fa raha lava volo ny lehilahy, dia mahafa-boninahitra azy izany?
οὐδὲoudeNot evenG3761CONJ-N φύσιςphusisnatureG5449N-NSF διδάσκειdidaskeidoes teachG1321V-PAI-3S κομᾷ,komahe shall have long hair,G2863V-PAS-3S ἀτιμίαatimiaa dishonorG0819N-NSF ἐστιν,estinit is,G1510V-PAI-3S 15 Fa raha lava volo kosa ny vehivavy, dia voninahitra ho azy izany fa ny volo no nomena azy ho fisaronana.
κομᾷ,komashe shall have long hair,G2863V-PAS-3S αὐτῇautēato herG0846P-DSF ἐστιν;estinit is?G1510V-PAI-3S κόμηkomēlong hairG2864N-NSF περιβολαίουperibolaiouof a coveringG4018N-GSN δέδοταιdedotaihas been givenG1325V-RPI-3S αὐτῇ·autēato her;G0846P-DSF 16 Fa raha misy olona toa tia ady, dia tsy manana izany fanao izany isika, na ny fiangonan’ Andriamanitra.
δοκεῖdokeiis inclinedG1380V-PAI-3S φιλόνεικοςphiloneikoscontentiousG5380A-NSM εἶναι,einaito be,G1511V-PAN ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP τοιαύτηνtoiautēnsuchG5108D-ASF συνήθειανsunētheiancustomG4914N-ASF οὐκoukno [other]G3756PRT-N ἔχομενechomenhaveG2192V-PAI-1P ἐκκλησίαιekklēsiaichurchesG1577N-NPF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T Ny amin’ ny Fanasan’ ny Tompo
17 Ary raha manao izao didy izao aho, dia tsy midera anareo tsy akory, satria tsy miangona hihatsara ianareo, fa hiharatsy.
ΤοῦτοToutoIn thisG3778D-ASN παραγγέλλωνparangellōninstructingG3853V-PAP-NSM ἐπαινῶepainōI do praiseG1867V-PAI-1S κρεῖσσονkreissonbetterG2908A-ASN-C ἧσσονhēssonworseG2276A-ASN-C συνέρχεσθε.¶sunerchestheyou come together.G4905V-PNI-2P 18 Fa voalohany indrindra, raha miangona ao am-piangonana ianareo, dia reko fa misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany.
συνερχομένωνsunerchomenōncoming togetherG4905V-PNP-GPM ἐκκλησίᾳekklēsiaan assemblyG1577N-DSF ἀκούωakouōI hearG0191V-PAI-1S σχίσματαschismatadivisionsG4978N-APN ὑπάρχειν,huparcheinthere to be,G5225V-PAN μέροςmerosin partG3313N-ASN πιστεύω·pisteuōI believe;G4100V-PAI-1S 19 Fa tsy maintsy misy fitokoana eo aminareo, mba haseho eo aminareo izay olona ankasitrahana.
δεῖdeiIt behoovesG1163V-PAI-3S αἱρέσειςhaireseisfactionsG0139N-APF εἶναι,einaithere to be,G1511V-PAN δόκιμοιdokimoiapprovedG1384A-NPM φανεροὶphaneroievidentG5318A-NPM γένωνταιgenōntaimay becomeG1096V-2ADS-3P 20 Koa raha miangona ianareo, dia tsy misy hihinanana ny Fanasan’ ny Tompo akory.
συνερχομένωνsunerchomenōnComingG4905V-PNP-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S κυριακὸνkuriakon[the] Lord’sG2960A-ASN δεῖπνονdeipnonsupperG1173N-ASN φαγεῖν·phageinto eat;G5315V-AAN 21 Fa raha mihinana ianareo, dia samy homana ny sakafony avy aloha ianareo; koa ny anankiray dia noana, fa ny anankiray kosa mamo.
ἕκαστοςhekastosOneG1538A-NSM ἴδιονidion[their] ownG2398A-ASN δεῖπνονdeipnonsupperG1173N-ASN προλαμβάνειprolambaneitakes firstG4301V-PAI-3S φαγεῖν,phageineating,G5315V-AAN ὃςhosthis [one]G3739R-NSM πεινᾷ,peinais hungry,G3983V-PAI-3S ὃςhosthat [one]G3739R-NSM μεθύει.methueiis drunken.G3184V-PAI-3S 22 Moa tsy manan-trano hihinanana sy hisotroana va ianareo? Sa manao tsinontsinona ny fiangonan’ Andriamanitra ka manome henatra ny tsy manana? Inona no holazaiko aminareo? Hidera anareo va aho? Tsy hidera anareo amin’ izany aho.
ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P ἐσθίεινesthieinto eatG2068V-PAN πίνειν;pineinto drink?G4095V-PAN ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καταφρονεῖτεkataphroneitedo you despiseG2706V-PAI-2P καταισχύνετεkataischuneteput to shameG2617V-PAI-2P ἔχοντας;echontashaving?G2192V-PAP-APM εἴπωeipōshall I sayG2036V-2AAS-1S ὑμῖν;huminto youG4771P-2DP ἐπαινέσωepainesōshall I praiseG1867V-AAS-1S τούτῳ;toutōthis?G3778D-DSN ἐπαινῶ.epainōI praise [you]!G1867V-PAI-1S 23 Fa izaho efa nandray tamin’ ny Tompo izay natolotro anareo kosa, fa Jesosy Tompo tamin’ iny alina iny izay namadihana Azy, dia nandray mofo,
παρέλαβονparelabonreceivedG3880V-2AAI-1S παρέδωκαparedōkaI deliveredG3860V-AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P νυκτὶnuktinightG3571N-DSF παρεδίδετοparedidetoHe was betrayedG3860V-IPI-3S ἔλαβενelabentookG2983V-2AAI-3S ἄρτον,artonbread,G0740N-ASM 24 ary rehefa nisaotra Izy, dia novakiny, ka hoy Izy: Ity no tenako1 ho anareo; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy.
εὐχαριστήσαςeucharistēsashaving given thanksG2168V-AAP-NSM ἔκλασενeklasenHe broke [it]G2806V-AAI-3S εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S λάβετεlabetedo takeG2983V-2AAM-2P φάγετε·phagetedo eat:G5315V-2AAM-2P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κλώμενον·klōmenonbeing broken;G2806V-PPP-NSN ποιεῖτεpoieitedo performG4160GV-PAM-2P ἐμὴνemēnof MeG1473S-1SASF ἀνάμνησιν.anamnēsinremembrance.G0364N-ASF - Ampio hoe: [izay vakina].
25 Dia araka izany koa ny kapoaka, rehefa nihinana, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no ilay fanekena vaovao amin’ ny rako; izao no ataovy ho fahatsiarovana Ahy, na oviana na oviana no misotro ianareo.
ὡσαύτωςhōsautōsLikewiseG5615ADV ποτήριονpotērioncupG4221N-ASN δειπνῆσαιdeipnēsaihaving suppedG1172V-AAN λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ποτήριονpotērioncupG4221N-NSN διαθήκηdiathēkēcovenantG1242N-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S αἵματι·aimatiblood;G0129GN-DSN ποιεῖτε,poieitedo perform,G4160GV-PAM-2P ὁσάκιςhosakisas often asG3740CONJ πίνητε,pinēteyou shall drink [it],G4095V-PAS-2P ἐμὴνemēnof MeG1473S-1SASF ἀνάμνησιν.anamnēsinremembrance.G0364N-ASF 26 Fa na oviana na oviana ianareo no mihinana itony mofo itony sy misotro amin’ ny kapoaka, dia manambara ny fahafatesan’ ny Tompo ianareo mandra-pihaviny.
ὁσάκιςhosakisAs often asG3740CONJ ἐσθίητεesthiēteyou shall eatG2068V-PAS-2P ἄρτονartonbreadG0740N-ASM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM ποτήριονpotērioncupG4221N-ASN πίνητε,pinētemay drink,G4095V-PAS-2P θάνατονthanatondeathG2288N-ASM καταγγέλλετεkatangelleteyou proclaimG2605V-PAI-2P ἔλθῃ.¶elthēHe may come.G2064V-2AAS-3S 27 Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin’ ny kapoaky ny Tompo amin’ ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin’ ny tena sy ny ran’ ny Tompo izy.
ὭστεHōsteThereforeG5620CONJ ἐσθίῃesthiēmay eatG2068V-PAS-3S ἄρτονartonbreadG0740N-ASM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM πίνῃpinēmay drinkG4095V-PAS-3S ποτήριονpotērioncupG4221N-ASN ἀναξίωςanaxiōsunworthilyG0371ADV κυρίου,kuriouLordG2962GN-GSM-T ἔνοχοςenochosguiltyG1777A-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN κυρίου.kuriouLord.G2962GN-GSM-T 28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin’ ny kapoaka.
δοκιμαζέτωdokimazetōshould examineG1381V-PAM-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἑαυτόν,he'autonhimself,G1438F-3ASM οὕτωςhoutōsin this mannerG3779ADV ἄρτουartoubreadG0740N-GSM ἐσθιέτωesthietōhe should eatG2068V-PAM-3S ποτηρίουpotērioucupG4221N-GSN πινέτω·pinetōhe should drink;G4095V-PAM-3S 29 Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an’ ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy.
ἐσθίωνesthiōneatingG2068V-PAP-NSM πίνωνpinōndrinkingG4095V-PAP-NSM ἀναξίωςanaxiōsunworthilyG0371ADV κρίμαkrimajudgmentG2917N-ASN ἑαυτῷhe'autōon himselfG1438F-3DSM ἐσθίειesthieihe eatsG2068V-PAI-3S πίνειpineihe drinksG4095V-PAI-3S διακρίνωνdiakrinōndiscerningG1252V-PAP-NSM κυρίου.kuriouLord.G2962GN-GSM-T 30 Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry.
διὰdiaBecause ofG1223PREP πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἀσθενεῖςastheneis[are] weakG0772GA-NPM ἄρρωστοι,arrōstoisick,G0732A-NPM κοιμῶνταιkoimōntaiare fallen asleepG2837V-PMI-3P ἱκανοί.hikanoimany.G2425A-NPM 31 Fa raha mba mamantatra ny tenantsika isika, dia tsy mba hotsaraina.
ἑαυτοὺςhe'autousourselvesG1438F-1APM διεκρίνομεν,diekrinomenwe were judging,G1252V-IAI-1P ἐκρινόμεθα·ekrinomethawe were come under judgment;G2919V-IPI-1P 32 Fa raha tsaraina isika, dia faizan’ ny Tompo mba tsy hohelohina miaraka amin’ izao tontolo izao.
κρινόμενοιkrinomenoiBeing judgedG2919V-PPP-NPM παιδευόμεθα,paideuomethawe are disciplined,G3811V-PPI-1P κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM κατακριθῶμεν.¶katakrithōmenwe may be condemned.G2632V-APS-1P 33 Koa raha miangona hihinana ianareo, ry rahalahy, dia mifampiandrasa1.
Ὥστε,HōsteSo then,G5620CONJ ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS συνερχόμενοιsunerchomenoicoming togetherG4905V-PNP-NPM φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM ἐκδέχεσθε·ekdechesthedo wait for;G1551V-PNM-2P - Na: mifampizarà.
34 Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana no an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho fahamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro, rehefa tonga aho.
πεινᾷ,peinais hungry,G3983V-PAI-3S ἐσθιέτω,esthietōhe should eat,G2068V-PAM-3S κρίμαkrimajudgmentG2917N-ASN συνέρχησθε.sunerchēstheyou may come together.G4905V-PNS-2P λοιπὰloipathe other thingsG3062A-APN ἔλθωelthōI may comeG2064V-2AAS-1S διατάξομαι.¶diataxomaiI will set in order.G1299V-FDI-1S