Chapter 16
Ny amin’ ny famoriam-bola ho an’ ny olona malahelo tany Jerosalema. Teny farany sy fanaovam-beloma
1 Ary ny amin’ ny famoriam-bola ho an’ ny olona masìna, dia mba manaova koa ianareo toy izay nasaiko nataon’ ny fiangonana any Galatia.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP λογείαςlogeiascollectionG3048N-GSF τῆςtēswhich [is]G3588T-GSF ἁγίουςhagioussaintsG0040HA-APM διέταξαdietaxaI have directedG1299V-AAI-1S ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF Γαλατίας,Galatiasof Galatia,G1053N-GSF-L ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ποιήσατε.poiēsatedo perform.G4160GV-AAM-2P 2 Amin’ ny andro voalohany isan-kerinandro dia samia manokana ao aminy avy ho rakitra na amin’ inona na amin’ inona no anambinana azy, mba ho vita rahateo ny famoriam-bola mandra-pahatongako.
σαββάτουsabbatouSabbathG4521N-GSN ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἑαυτῷhe'autōof his ownG1438F-3DSM τιθέτωtithetōshould putG5087V-PAM-3S θησαυρίζωνthēsaurizōntreasuring upG2343V-PAP-NSM εὐοδῶται,euodōtaihe shall be successful,G2137V-PPS-3S ἔλθωelthōI may comeG2064V-2AAS-1S λογεῖαιlogeiaicollectionsG3048N-NPF γίνωνται.ginōntaithere may be.G1096V-PNS-3P 3 Ary rehefa tonga aho, dia izay sitrakareo no hirahiko hitondra taratasy hanatitra ny fiantranareo ho any Jerosalema.
παραγένωμαι,paragenōmaiI may have arrived,G3854V-2ADS-1S οὓςhouswhomeverG3739R-APM δοκιμάσητε,dokimasēteyou shall approve,G1381V-AAS-2P ἐπιστολῶνepistolōnlettersG1992N-GPF τούτουςtoutoustheseG3778D-APM πέμψωpempsōI will sendG3992V-FAI-1S ἀπενεγκεῖνapenegkeinto carryG0667V-2AAN χάρινcharinbountyG5485N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP Ἰερουσαλήμ·IerousalēmJerusalem;G2419N-ASF-L 4 Ary raha tokony handehanako izany, dia hiaraka amiko ireo.
ἄξιονaxionsuitableG0514A-NSN ᾖēit shall beG1510V-PAS-3S κἀμὲkameme alsoG1473P-1AS + G2532 πορεύεσθαι,poreuesthaito go,G4198V-PNN ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS πορεύσονται.poreusontaithey will go.G4198V-FDI-3P 5 Hankatỳ aminareo aho, rehefa namaky an’ i Makedonia ― fa hamaky an’ i Makedonia aho ―
ἐλεύσομαιeleusomaiI will comeG2064V-FDI-1S ΜακεδονίανMakedonianMacedoniaG3109N-ASF-L διέλθω·dielthōI may have gone through;G1330V-2AAS-1S ΜακεδονίανMakedonianMacedoniaG3109N-ASF-L διέρχομαι,dierchomaiI am going through,G1330V-PNI-1S 6 ary angamba hitoetra eo aminareo aho, na handany ny ririnina aza, mba hanateranareo ahy amin’ izay halehako.
τυχὸνtuchonpossiblyG5177V-2AAP-ASN παραμενῶparamenōI will continueG3887V-FAI-1S παραχειμάσω,paracheimasōI will winter,G3914V-FAI-1S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP προπέμψητεpropempsētemay equipG4311V-AAS-2P πορεύωμαι.poreuōmaiI shall go.G4198V-PNS-1S 7 Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo aho ankehitriny; fa manantena hitoetra elaela eo aminareo aho, raha sitrapon’ ny Tompo.
θέλωthelōI wantG2309V-PAI-1S παρόδῳparodōpassingG3938N-DSF ἰδεῖν·ideinto see;G1492HV-2AAN ἐλπίζωelpizōI hopeG1679V-PAI-1S χρόνονchronona timeG5550N-ASM τινὰtinacertainG5100X-ASM ἐπιμεῖναιepimeinaito remainG1961V-AAN ἐπιτρέψῃ.epitrepsēshall permit.G2010V-AAS-3S 8 Nefa hitoetra any Efesosy aho mandra-pihavin’ ny Pentekosta;
ἐπιμενῶepimenōI will remainG1961V-FAI-1S ἘφέσῳEphesōEphesusG2181N-DSF-L πεντηκοστῆς·pentēkostēsPentecost;G4005N-GSF 9 fa varavarana lehibe no voavoha ho ahy hahazoako miasa tsara, nefa maro ny mpanohitra.
θύραthuraA doorG2374N-NSF ἀνέῳγενaneōgenhas openedG0455V-2RAI-3S μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF ἐνεργὴςenergēsproductiveG1756A-NSF ἀντικείμενοιantikeimenoiare opposingG0480V-PNP-NPM πολλοί.¶polloimany.G4183A-NPM 10 Ary rehefa tonga Timoty, dia tandremo mba tsy hanan-tahotra eo aminareo izy; fa ny asan’ ny Tompo no ataony, tahaka ny ataoko koa.
ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S Τιμόθεος,TimotheosTimothy,G5095N-NSM-P βλέπετεblepetedo seeG0991V-PAM-2P ἀφόβωςaphobōswithout fearG0870ADV γένηταιgenētaihe shall beG1096V-2ADS-3S κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T ἐργάζεταιergazetaihe is doingG2038V-PNI-3S κἀγώ.kagōalso I myself.G1473P-1NS + G2532 11 Koa aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy; fa atero soa aman-tsara izy mba ho tonga atỳ amiko; fa miandry azy mbamin’ ny rahalahy sasany aho.
ἐξουθενήσῃ·exouthenēsēmay despise;G1848V-AAS-3S προπέμψατεpropempsatedo equipG4311V-AAM-2P εἰρήνῃ,eirēnēpeace,G1515N-DSF ἔλθῃelthēhe may comeG2064V-2AAS-3S ἐκδέχομαιekdechomaiI am expectingG1551V-PNI-1S ἀδελφῶν.¶adelphōnbrothers.G0080N-GPM 12 Ary ny amin’ i Apolosy rahalahy, dia nangataka azy fatratra aho hiara-mandeha amin’ ny rahalahy hankatỳ aminareo, saingy tsy sitrapony akory ny handeha tamin’ izany1; nefa ho avy ihany izy, rehefa misy andro mahalalaka azy.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP ἈπολλῶApollōApollosG0625N-GSM-P ἀδελφοῦ,adelphoubrother,G0080N-GSM πολλὰpollagreatlyG4183A-APN παρεκάλεσαparekalesaI exhortedG3870V-AAI-1S ἔλθῃelthēhe may goG2064V-2AAS-3S ἀδελφῶν·adelphōnbrothers;G0080N-GPM πάντωςpantōsat allG3843ADV θέλημαthelēma[his] willG2307N-NSN ἔλθῃ,elthēhe may come,G2064V-2AAS-3S ἐλεύσεταιeleusetaihe will comeG2064V-FDI-3S εὐκαιρήσῃ.¶eukairēsēhe may have opportunity.G2119V-AAS-3S - Na: saingy tsy sitrapon’ Andriamanitra ny handehanany ankehitriny.
13 Miambena1 ianareo, tomoera tsara amin’ ny finoana, aoka hitombandahy, mahereza.
Γρηγορεῖτε,Grēgoreitedo watch,G1127V-PAM-2P στήκετεstēketedo stand firmG4739V-PAM-2P πίστει,pisteifaith,G4102GN-DSF ἀνδρίζεσθε,andrizesthedo act like men,G0407V-PNM-2P κραταιοῦσθε.krataiousthedo be strong.G2901V-PPM-2P - Gr. miareta tory.
14 Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin’ ny fitiavana.
πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP γινέσθω.¶ginesthōshould be done.G1096V-PNM-3S 15 Fantatrareo ny ankohonan’ i Stefanasy, fa voaloham-bokatr’ i Akaia izy sady efa nanolo-tena ho amin’ ny fanompoana ny olona masìna; dia mangataka aminareo aho, ry rahalahy,
ΠαρακαλῶParakalōI exhortG3870V-PAI-1S ἀδελφοί·adelphoibrothers;G0080N-VPM οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ΣτεφανᾶStephanaof StephanasG4734N-GSM-P ἐστὶνestinit isG1510V-PAI-3S ἀπαρχὴaparchēfirstfruitG0536N-NSF ἈχαΐαςAchaiasof AchaiaG0882N-GSF-L διακονίανdiakonianserviceG1248N-ASF ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM ἔταξανetaxanthey have devotedG5021V-AAI-3P ἑαυτούς·he'autousthemselves;G1438F-3APM 16 mba hanaiky tsara ny olona tahaka ireny sy izay rehetra miara-miasa sy mikely aina koa ianareo.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ὑποτάσσησθεhupotassēsthemay be subjectG5293V-PPS-2P τοιούτοιςtoioutoisto such as theseG5108D-DPM παντὶpantito everyoneG3956A-DSM συνεργοῦντιsunergountiis joining in the workG4903V-PAP-DSM κοπιῶντι.¶kopiōntilaboring.G2872V-PAP-DSM 17 Faly aho noho ny fihavian’ i Stefanasy sy Fortonato ary Akaiko; fa ireo no nahefa ny tsy vitanareo;
ΧαίρωChairōI rejoiceG5463V-PAI-1S παρουσίᾳparousiacomingG3952N-DSF ΣτεφανᾶStephanaof StephanasG4734N-GSM-P ΦορτουνάτουPhortounatouFortunatusG5415N-GSM-P Ἀχαϊκοῦ,AchaikouAchaicus,G0883N-GSM-P ὑμέτερονhumeteronyourG4771A-ASN ὑστέρημαhusterēmadeficiencyG5303N-ASN οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM ἀνεπλήρωσαν·aneplērōsanfilled up;G0378V-AAI-3P 18 fa namelombelona ny fanahiko sy ny anareo koa izy; ka mba ekeo ny tahaka ireny.
ἀνέπαυσανanepausanThey refreshedG0373V-AAI-3P ὑμῶν.humōnyours.G4771P-2GP ἐπιγινώσκετεepiginōsketedo recognizeG1921V-PAM-2P τοιούτους.¶toioutoussuch as these.G5108D-APM 19 Manao veloma anareo ny fiangonana atỳ Asia. Manao veloma anareo indrindra ao amin’ ny tompo Akoila sy Prisila mbamin’ ny fiangonana izay ao an-tranony.
ἈσπάζονταιAspazontaiGreetG0782V-PNI-3P ἐκκλησίαιekklēsiaichurchesG1577N-NPF Ἀσίας.¶Asiasof Asia.G0773N-GSF-L ἈσπάζεταιAspazetaihe greetsG0782V-PNI-3S κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T πολλὰpollaheartilyG4183A-APN ἈκύλαςAkulasAquilaG0207N-NSM-P ΠρίσκαPriskaPriscaG4251N-NSF-P αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐκκλησίᾳ.¶ekklēsiachurch.G1577N-DSF 20 Manao veloma anareo ny rahalahy rehetra. Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna.
ἀσπάζονταιaspazontaiGreetG0782V-PNI-3P ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM πάντες.¶pantesall.G3956A-NPM ἈσπάσασθεAspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM φιλήματιphilēmatia kissG5370N-DSN 21 Ny tanako, izaho Paoly, no anaovako veloma.
ἀσπασμὸςaspasmosgreetingG0783N-NSM ἐμῇemēaby my ownG1473S-1SDSF χειρὶcheirihandG5495N-DSF Παύλου·Paulouof Paul;G3972GN-GSM-P 22 Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona1 izy. Maran ata2.
φιλεῖphileilovesG5368V-PAI-3S ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P Χριστόν,ChristonChristG5547N-ASM-T ἤτωētōhe should beG1510V-PAM-3S ἀνάθεμα.anathemaaccursed.G0331N-NSN μαράνα θά.¶marana thaMarana tha!G3134N-NSM-ARAM - Gr. anatema.
- Maran ata = Avy ny Tompontsika (?)
23 Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo;
χάριςcharisgraceG5485N-NSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T μεθ᾽meth᾽[be] withG3326PREP 24 ny fitiavako dia ao aminareo rehetra ao amin’ i Kristy Jesosy. Amena.
μετὰmeta[be] withG3326PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ.IēsouJesus.G2424GN-DSM-P ΚορινθίουςKorinthiousCorinthiansG2881N-APM-LG ἐγράφηegraphēit was writtenG1125V-2API-3S ΦιλίππωνPhilippōnPhilippiG5375N-GSM-L ΣτεφανᾶStephanaof StephanasG4734N-GSM-P φουρτουνάτουphourtounatouFortunatusG5415N-GSM-P ἈχαϊκοῦAchaikouAchaicusG0883N-GSM-P Τιμοθέου.¶TimotheouTimothy.G5095N-GSM-P