Chapter 11
Ny namalian’ i Petera ny olona izay nanome tsiny azy
1 Ary ny Apostoly sy ny rahalahy izay tany Jodia dia nahare fa ny jentilisa koa efa nandray ny tenin’ Andriamanitra.
ἬκουσανĒkousanHeardG0191V-AAI-3P ἀπόστολοιapostoloiapostlesG0652N-NPM ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM ἸουδαίανIoudaianJudeaG2449N-ASF-L ἔθνηethnēGentilesG1484N-NPN ἐδέξαντοedexantoreceivedG1209V-ADI-3P θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 2 Ary nony tafakatra tany Jerosalema Petera, dia nila ady taminy ny mino izay isan’ ny voafora
ἀνέβηanebēwent upG0305V-2AAI-3S ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P Ἰερουσαλήμ,IerousalēmJerusalem,G2419N-ASF-L διεκρίνοντοdiekrinontowere contendingG1252V-IMI-3P περιτομῆςperitomēs[the] circumcisionG4061N-GSF 3 ka nanao hoe: Efa niantrano tany amin’ ny olona tsy voafora ianao sady niara-nihinana taminy.
λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM εἰσῆλθεςeisēlthesYou enteredG1525V-2AAI-2S ἀκροβυστίανakrobustianuncircumcisionG0203N-ASF ἔχονταςechontashavingG2192V-PAP-APM συνέφαγεςsunephagesyou ate withG4906V-2AAI-2S αὐτοῖς.autoisthem.G0846P-DPM 4 Ary Petera dia nitantara izany taminy hatramin’ ny niandohany ka nanao hoe:
ἀρξάμενοςarxamenoshaving begunG0757V-AMP-NSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἐξετίθετοexetithetohe was explaining [it]G1620V-IMI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM καθεξῆςkathexēsin orderG2517ADV λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM 5 Tany an-tanàna Jopa aho ka nivavaka, ary azon-tsindrimandry aho, dia nahita fahitana, ka, indro, nisy zavatra nidina avy tany an-danitra toa lamba lehibe nampidinina tamin’ ny zorony efatra, dia nankeo amiko izany;
πόλειpolei[the] cityG4172N-DSF ἸόππῃIoppēof JoppaG2445N-DSF-L προσευχόμενοςproseuchomenosprayingG4336V-PNP-NSM εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ἐκστάσειekstaseia tranceG1611N-DSF ὅραμαhoramaa visionG3705N-ASN καταβαῖνονkatabainondescendingG2597V-PAP-ASN σκεῦόςskeuosa vesselG4632N-ASN ὀθόνηνothonēna sheetG3607N-ASF μεγάληνmegalēngreatG3173A-ASF τέσσαρσινtessarsinby fourG5064A-DPF ἀρχαῖςarchaiscornersG0746N-DPF καθιεμένηνkathiemenēnbeing let downG2524V-PPP-ASF οὐρανοῦ,ouranouheaven,G3772N-GSM ἦλθενēlthenit came downG2064V-2AAI-3S ἄχριachrias far asG0891PREP 6 ary raha nijery sy nandinika azy aho, dia hitako ny biby etỳ an-tany, izay manan-tongotra efatra, sy ny bibi-dia sy ny zava-mandady sy mikisaka ary ny voro-manidina koa.
ἀτενίσαςatenisashaving looked intentlyG0816V-AAP-NSM κατενόουνkatenoounI was observing [it]G2657V-IAI-1S εἶδονeidonI sawG1492HV-2AAI-1S τετράποδαtetrapodaquadrupedsG5074A-APN θηρίαthēriawild beastsG2342N-APN ἑρπετὰherpetacreeping thingsG2062N-APN πετεινὰpeteinabirdsG4071N-APN οὐρανοῦ.ouranouair.G3772N-GSM 7 Ary nandre feo koa aho nanao tamiko hoe: Mitsangàna, ry Petera, vonoy, ka hano.
ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S λεγούσηςlegousēssayingG3004GV-PAP-GSF ἀναστὰςanastasHaving risen upG0450V-2AAP-NSM Πέτρε,PetrePeter,G4074GN-VSM-P θῦσονthusondo killG2380V-AAM-2S φάγε.phagedo eat.G5315V-AAM-2S 8 Fa hoy izaho: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola niditra tamin’ ny vavako izay zava-padina na tsy madio.
εἶπονeiponI saidG2036V-2AAI-1S μηδαμῶς,mēdamōsIn no way,G3365PRT-N ἀκάθαρτονakathartonuncleanG0169A-NSN οὐδέποτεoudepotenothing everG3763ADV-N εἰσῆλθενeisēlthenhas enteredG1525V-2AAI-3S στόμαstomamouthG4750N-ASN μου.mouof mine.G3165P-1GS 9 Ary nisy feo avy tany an-danitra namaly fanindroany hoe: Izay efa nodiovin’ Andriamanitra aza ataonao ho fady.
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S φωνὴphōnē[the] voiceG5456GN-NSF δευτέρουdeuteroua second [time]G1208A-GSN οὐρανοῦ·ouranouheaven;G3772N-GSM ἐκαθάρισεν,ekatharisenhas cleansed,G2511V-AAI-3S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS κοίνου.koinoudo call unholy.G2840V-PAM-2S 10 Ary intelo no nanaovana izany, dia nosarihana niakatra tany an-danitra indray izany rehetra izany.
ἐγένετοegenetohappenedG1096V-2ADI-3S τρίς,tristhree times,G5151ADV ἀνεσπάσθηanespasthēwas drawn upG0385V-API-3S ἅπανταhapantaallG0537A-NPN οὐρανόν.ouranonheaven.G3772N-ASM 11 Ary tamin’ izay dia, Indreo, nisy telo lahy nijanona teo anoloan’ ny trano nitoeranay, izay iraka avy tany Kaisaria hankeo amiko.
ἐξαυτῆςexautēsimmediatelyG1824ADV τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM ἐπέστησανepestēsanstoodG2186V-2AAI-3P ἦμενēmenI wasG1510V-IAI-1P ἀπεσταλμένοιapestalmenoisentG0649V-RPP-NPM ΚαισαρείαςKaisareiasCaesareaG2542HN-GSF-L 12 Dia nasain’ ny Fanahy hiaraka tamin’ ireo aho ka tsy hizaha tavan’ olona na dia kely akory aza. Ary niaraka tamiko koa ireto rahalahy enina ireto, ka niditra tao an-tranon-dralehilahy izahay.
εἶπενeipenToldG2036V-2AAI-3S συνελθεῖνsuneltheinto go withG4905V-2AAN αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM μηδὲνmēdennotG3367A-ASN-N διακρίναντα.diakrinantahaving discriminated.G1252V-AAP-ASM ἦλθονēlthonWentG2064V-2AAI-3P ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM οὗτοι,houtoithese,G3778D-NPM εἰσήλθομενeisēlthomenwe enteredG1525V-2AAI-1P 13 Ary nambarany taminay ny nahitany ny anjely nitsangana tao an-tranony ka nanao hoe: Maniraha ho any Jopa, ka ampanalao Simona, izay atao hoe koa Petera;
ἀπήγγειλενapēngeilenHe relatedG0518V-AAI-3S εἶδενeidenhe had seenG1492HV-2AAI-3S ἄγγελονangelonangelG0032GN-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM σταθένταstathentahaving stoodG2476V-APP-ASM εἰπόνταeipontahaving saidG2036V-2AAP-ASM αὐτῷ·autōto him:G0846P-DSM ἀπόστειλονaposteilondo send forthG0649V-AAM-2S ἸόππηνIoppēnJoppaG2445N-ASF-L μετάπεμψαιmetapempsaido yourself send forG3343V-AMM-2S ΣίμωναSimōnaSimonG4613ON-ASM-P ἐπικαλούμενονepikaloumenonis calledG1941V-PEP-ASM Πέτρον,PetronPeter,G4074GN-ASM-P 14 izy hilaza teny aminao, izay hamonjena anao sy ny ankohonanao rehetra.
λαλήσειlalēseiwill speakG2980V-FAI-3S ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-APN σωθήσῃsōthēsēwill be savedG4982V-FPI-2S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS οἶκόςoikoshouseholdG3624HN-NSM 15 Ary raha vao niteny aho, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masìna tahaka ny tamintsika fahiny.
ἄρξασθαίarxasthaibeginningG0757V-AMN λαλεῖνlaleinto speakG2980V-PAN ἐπέπεσενepepesenfellG1968V-2AAI-3S αὐτούς,autousthem,G0846P-APM ὥσπερhōspereven asG5618CONJ ἀρχῇ.archēabeginning.G0746N-DSF 16 Dia nahatsiaro ny tenin’ ny Tompo aho, izay nolazainy hoe: Jaona nanao batisa tamin’ ny rano, fa ianareo kosa dia hatao batisa amin’ ny Fanahy Masìna.
ἐμνήσθηνemnēsthēnI rememberedG3403V-API-1S ῥήματοςrhēmatosdeclarationG4487N-GSN κυρίου,kuriouLord,G2962GN-GSM-T ἔλεγεν·elegenHe was saying:G3004GV-IAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P ἐβάπτισενebaptisenbaptizedG0907V-AAI-3S ὕδατι,hudatiwith water,G5204N-DSN ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP βαπτισθήσεσθεbaptisthēsesthewill be baptizedG0907V-FPI-2P πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN 17 Koa raha mba homen’ Andriamanitra azy ny fanomezana, tahaka antsika fony isika vao nino an’ i Jesosy Kristy Tompo dia iza moa aho no hahasakana an’ Andriamanitra?
δωρεὰνdōreangiftG1431N-ASF ἔδωκενedōkenhas givenG1325V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἡμῖν,hēminto usG3165P-1DP πιστεύσασινpisteusasinhaving believedG4100V-AAP-DPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P Χριστόν,ChristonChrist,G5547N-ASM-T δυνατὸςdunatosableG1415A-NSM κωλῦσαιkōlusaito forbidG2967V-AAN θεόν;¶theonGod?G2316N-ASM-T 18 Ary rehefa nandre izany ireo, dia nangina sady nankalaza an’ Andriamanitra ka nanao hoe: Efa nomen’ Andriamanitra ny jentilisa koa ny fibebahana hahazoany fiainana.
ἈκούσαντεςAkousantesHaving heardG0191V-AAP-NPM ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἡσύχασανhēsuchasanthey were silentG2270V-AAI-3P ἐδόξασανedoxasanglorifiedG1392V-AAI-3P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM ἄραaraThen indeedG0686CONJ ἔθνεσινethnesinGentilesG1484N-DPN μετάνοιανmetanoianrepentanceG3341N-ASF ἔδωκεν.¶edōkenhas given.G1325V-AAI-3S Ny nandrosoan’ ny tenin’ Andriamanitra tao Antiokia, sy ny nampianaran’ i Barnabasy sy Saoly tao
19 Ary izay niely noho ny fanenjehana tamin’ i Stefana dia nandeha hatrany, Foinika sy Kyprosy ary Antiokia, nefa tsy nitoriteny tamin’ ny olona izy, afa-tsy tamin’ ny Jiosy ihany.
διασπαρέντεςdiasparenteshaving been scatteredG1289V-2APP-NPM θλίψεωςthlipseōstribulationG2347N-GSF γενομένηςgenomenēshaving taken placeG1096V-2ADP-GSF ΣτεφάνῳStephanōStephenG4736N-DSM-P διῆλθονdiēlthonpassed throughG1330V-2AAI-3P ΦοινίκηςPhoinikēsPhoeniciaG5403N-GSF-L ΚύπρουKuprouCyprusG2954N-GSF-L ἈντιοχείαςAntiocheiasAntiochG0490GN-GSF-L μηδενὶmēdenito no oneG3367A-DSM λαλοῦντεςlalountesspeakingG2980V-PAP-NPM μόνονmononsolelyG3441A-ASN Ἰουδαίοις.¶Ioudaioisto Jews.G2453N-DPM-PG 20 Ary ny sasany tamin’ ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin’ ny jentilisa1 koa ka nitory an’ i Jesosy Tompo.
ἮσανĒsanWereG1510V-IAI-3P ΚύπριοιKuprioiof CyprusG2953N-NPM-LG Κυρηναῖοι,Kurēnaioiof Cyrene,G2956N-NPM-LG οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἐλθόντεςelthonteshaving comeG2064V-2AAP-NPM ἈντιόχειανAntiocheianAntiochG0490GN-ASF-L ἐλάλουνelalounwere speakingG2980V-IAI-3P ἙλληνιστὰςHellēnistasHellenistsG1675N-APM-LG εὐαγγελιζόμενοιeuangelizomenoievangelising [about]G2097V-PMP-NPM Ἰησοῦν.IēsounJesus.G2424GN-ASM-P - Gr. Grika; na Helenista.
21 Ary ny tanan’ ny Tompo nomba azy ireo, ka maro no isan’ izay nino sy niverina ho amin’ ny Tompo.
χεὶρcheir[the] handG5495N-NSF κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T αὐτῶν,autōnthem,G0846P-GPM πολύςpolus[a] greatG4183A-NSM ἀριθμὸςarithmosnumberG0706N-NSM πιστεύσαςpisteusashaving believedG4100V-AAP-NSM ἐπέστρεψενepestrepsenturnedG1994V-2AAI-3S κύριον·kurionLord;G2962GN-ASM-T 22 Ary ren’ ny sofin’ ny fiangonana tany Jerosalema ny amin’ ireo, dia naniraka an’ i Barnabasy izy handeha hatrany Antiokia.
ἠκούσθηēkousthēWas heardG0191V-API-3S λόγοςlogosreportG3056N-NSM ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF οὔσηςousēsis beingG1510V-PAP-GSF ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-DSF-L περὶpericoncerningG4012PREP ἐξαπέστειλανexapesteilanthey sent forthG1821V-2AAI-3P ΒαρναβᾶνBarnabanBarnabasG0921GN-ASM-P διελθεῖνdieltheinto goG1330V-2AAN ἕωςhe'ōsas far asG2193PREP Ἀντιοχείας·AntiocheiasAntioch;G0490GN-GSF-L 23 Ary rehefa tonga izy ka nahita ny fahasoavan’ Andriamanitra, dia faly ka nananatra azy rehetra haharitra hiray amin’ ny Tompo amin’ ny fo minia fatratra.
παραγενόμενοςparagenomenoshaving comeG3854V-2ADP-NSM ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM χάρινcharingraceG5485N-ASF τὴνtēnwhich [is]G3588T-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐχάρηecharēhe rejoicedG5463V-2AOI-3S παρεκάλειparekaleihe was exhortingG3870V-IAI-3S πάνταςpantasallG3956A-APM προθέσειprotheseiwith resolute purposeG4286N-DSF καρδίαςkardiasof heartG2588N-GSF προσμένεινprosmeneinto abideG4357V-PAN 24 Fa lehilahy tsara fanahy izy sady feno ny Fanahy Masìna sy finoana; ary maro be ny olona nanampy ho an’ ny Tompo.
ἀγαθὸςagathosgoodG0018A-NSM πλήρηςplērēsfullG4134A-NSM πνεύματοςpneumatosof [the] SpiritG4151GN-GSN πίστεως.pisteōsof faith.G4102GN-GSF προσετέθηprosetethēwas addedG4369V-API-3S ὄχλοςochlosa crowdG3793N-NSM ἱκανὸςhikanoslargeG2425A-NSM 25 Dia lasa Barnabasy nankany Tarsosy hitady an’ i Saoly.
ἐξῆλθενexēlthenHe went forthG1831V-2AAI-3S ΤαρσὸνTarsonTarsusG5019N-ASF-L ΒαρνάβαςBarnabasBarnabasG0921GN-NSM-P ἀναζητῆσαιanazētēsaito seekG0327V-AAN Σαῦλον,SaulonSaul,G4569GN-ASM-P 26 Ary rehefa nahita azy izy, dia nitondra azy hankany Antiokia. Ary niara-niasa tao amin’ ny fiangonana hatramin’ ny herintaona ngarangidina izy roa lahy ka nampianatra olona maro; ary tany Antiokia no voalohany nanaovana ny anaran’ ny mpianatra hoe.
εὑρὼνheurōnhaving foundG2147V-2AAP-NSM ἤγαγενēgagenhe broughtG0071V-2AAI-3S Ἀντιόχειαν.AntiocheianAntioch.G0490GN-ASF-L ἐγένετοegenetoIt came to pass [that]G1096V-2ADI-3S αὐτοῖςautoistheyG0846P-DPM ἐνιαυτὸνeniautona yearG1763N-ASM συναχθῆναιsunachthēnaigathering togetherG4863V-APN ἐκκλησίᾳekklēsiachurchG1577N-DSF διδάξαιdidaxaiteachingG1321V-AAN ὄχλονochlona crowdG3793N-ASM ἱκανόν,hikanonlarge,G2425A-ASM χρηματίσαιchrēmatisaiWere callingG5537V-AAN πρώτωςprōtōsfirstG6078ADV ἈντιοχείᾳAntiocheiaAntiochG0490GN-DSF-L μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM Χριστιανούς.¶ChristianousChristians.G5546N-APM-T Ny naminanian’ i Agabo fa hisy mosary
27 Ary tamin’ izany andro izany dia nisy mpaminany sasany avy tany Jerosalema nankany Antiokia.
ταύταιςtautaistheseG3778D-DPF ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF κατῆλθονkatēlthoncame downG2718V-2AAI-3P ἹεροσολύμωνHi'erosolumōnJerusalemG2414N-GPN-L προφῆταιprophētaiprophetsG4396N-NPM Ἀντιόχειαν·AntiocheianAntioch;G0490GN-ASF-L 28 Ary nitsangana ny anankiray tamin’ ireny, izay atao hoe Agabo, fa voatsindrin’ ny Fanahy izy ka nilaza fa hisy mosary be eran’ ny tany rehetra. Ary dia tonga izany tamin’ ny andron’ i Klaodio.
ἀναστὰςanastasHaving risen upG0450V-2AAP-NSM ὀνόματιonomatinamedG3686N-DSN ἍγαβοςHagabosAgabusG0013N-NSM-P ἐσήμανενesēmanenhe signifiedG4591V-AAI-3S πνεύματοςpneumatosSpirit [that]G4151GN-GSN λιμὸνlimona famineG3042N-ASF μεγάληνmegalēngreatG3173A-ASF μέλλεινmelleinto ensueG3195V-PAN ἔσεσθαιesesthaibeingG1510V-FDN οἰκουμένην,oikoumenēnworld —G3625N-ASF ἐγένετοegenetowasG1096V-2ADI-3S ἐπὶepiin [the time of]G1909PREP ΚλαυδίουKlaudiouClaudiusG2804GN-GSM-P Καίσαρος.Kaisarosof Caesar.G2541HN-GSM-T 29 Ary ny mpianatra ninia hampitondra zavatra araka ny ananany hamonjy ny rahalahy izay nonina tany Jodia.
μαθητῶνmathētōnthe disciplesG3101N-GPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ εὐπορεῖτόeuporeitowas prosperedG2141V-IMI-3S ὥρισανhōrisandeterminedG3724V-AAI-3P ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM διακονίανdiakonianministryG1248N-ASF πέμψαιpempsaito sendG3992V-AAN κατοικοῦσινkatoikousindwellingG2730V-PAP-DPM ἸουδαίᾳIoudaiaJudeaG2449N-DSF-L ἀδελφοῖς·adelphoisbrothers;G0080N-DPM 30 Dia nataony izany, ary ny tànan’ i Barnabasy sy Saoly no nampitondrainy izany ho any amin’ ny loholona1.
ἐποίησανepoiēsanthey didG4160GV-AAI-3P ἀποστείλαντεςaposteilanteshaving sent [it]G0649V-AAP-NPM πρεσβυτέρουςpresbuterouseldersG4245GN-APM χειρὸςcheiros[the] handG5495N-GSF ΒαρναβᾶBarnabaof BarnabasG0921GN-GSM-P Σαύλου.¶SaulouSaul.G4569GN-GSM-P - Gr. presbytera.