Chapter 13
Ny nandefasana an’ i Barnabasy sy Saoly ho misionera, sy ny nampianarany tao Kyprosy
1 Ary teo amin’ ny fiangonana tany Antiokia nisy mpaminany sy mpampianatra: Barnabasy sy Simeona, izay atao hoe Nigera, sy Losio Kyreniana sy Menahema (izay niolonono tamin’ i Heroda mpanapaka) ary Saoly.
ἮσανĒsanThere wereG1510V-IAI-3P ἈντιοχείᾳAntiocheiaAntiochG0490GN-DSF-L οὖσανousanisG1510V-PAP-ASF ἐκκλησίανekklēsian[the] churchG1577N-ASF προφῆταιprophētaiprophetsG4396N-NPM διδάσκαλοι,didaskaloiteachers,G1320N-NPM ΒαρναβᾶςBarnabasBarnabasG0921GN-NSM-P ΣυμεὼνSumeōnSimeonG4826IN-NSM-P καλούμενοςkaloumenosis being calledG2564GV-PPP-NSM ΝίγερNigerNigerG3526N-NSM-P ΛούκιοςLoukiosLuciusG3066N-NSM-P Κυρηναῖος,KurēnaiosCyrenian,G2956N-NSM-LG ΜαναήνManaēnManaenG3127N-NSM-P ἩρῴδουHērōdouwith HerodG2264HN-GSM-P τετραάρχουtetraarchoutetrarchG5076N-GSM σύντροφοςsuntrophosbrought up —G4939A-NSM Σαῦλος.SaulosSaul.G4569GN-NSM-P 2 Ary raha nanao fanompoam-pivavahana ho an’ ny Tompo sy nifady hanina ireo, dia hoy ny Fanahy Masìna: Atokàny ho Ahy Barnabasy sy Saoly hanao ny asa izay efa niantsoako azy.
λειτουργούντωνleitourgountōnAs were ministeringG3008V-PAP-GPM νηστευόντωνnēsteuontōnfastingG3522V-PAP-GPM εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S ἀφορίσατεaphorisatedo set apartG0873V-AAM-2P ΒαρναβᾶνBarnabanBarnabasG0921GN-ASM-P προσκέκλημαιproskeklēmaiI have calledG4341V-RNI-1S αὐτούς.autousthem.G0846P-APM 3 Ary rehefa nifady hanina sy nivavaka ary nametra-tanana taminy izy, dia nandefa azy.
νηστεύσαντεςnēsteusanteshaving fastedG3522V-AAP-NPM προσευξάμενοιproseuxamenoihaving prayedG4336V-ADP-NPM ἐπιθέντεςepithenteshaving laidG2007V-2AAP-NPM χεῖραςcheirashandsG5495N-APF αὐτοῖςautoison themG0846P-DPM ἀπέλυσαν.¶apelusanthey sent [them] off.G0630GV-AAI-3P 4 Ary rehefa nirahin’ ny Fanahy Masìna izy roa lahy, dia nidina nankany Seleokia izy ka niondrana an-tsambo teo hankany Kyprosy.
ΑὐτοὶAutoiThey themselvesG0846P-NPM ἐκπεμφθέντεςekpemphthenteshaving been sent forthG1599V-APP-NPM πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN κατῆλθονkatēlthonwent downG2718V-2AAI-3P Σελεύκειαν,SeleukeianSeleucia,G4581N-ASF-L ἐκεῖθένekeithenFrom thereG1564ADV ἀπέπλευσανapepleusanthey sailedG0636V-AAI-3P Κύπρον.KupronCyprus.G2954N-ASF-L 5 Ary nony tonga tany Salamisy izy, dia nitory ny tenin’ Andriamanitra teny amin’ ny synagogan’ ny Jiosy; ary nitondra an’ i Jaona koa ho mpanampy azy izy.
γενόμενοιgenomenoihaving comeG1096V-2ADP-NPM ΣαλαμῖνιSalaminiSalamisG4529N-DSF-L κατήγγελλονkatēngellonthey were proclaimingG2605V-IAI-3P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T συναγωγαῖςsunagōgaissynagoguesG4864N-DPF Ἰουδαίων·IoudaiōnJews;G2453N-GPM-PG εἶχονeichonThey hadG2192V-IAI-3P ἸωάννηνIōannēnJohn [as]G2491JN-ASM-P ὑπηρέτην.¶hupēretēna helper.G5257N-ASM 6 Ary rehefa namaky ny nosy ka tonga tany Pafo izy, dia nahita Jiosy anankiray atao hoe Barjesosy, mpanao ody sady mpaminany sandoka,
ΔιελθόντεςDielthontesHaving passed throughG1330V-2AAP-NPM νῆσονnēsonislandG3520N-ASF ἄχριachrias far asG0891PREP ΠάφουPaphouPaphosG3974N-GSF-L εὗρονheuronthey foundG2147V-2AAI-3P τινὰtinaa certainG5100X-ASM μάγονmagonmagicianG3097N-ASM ψευδοπροφήτηνpseudoprophētēna false prophetG5578N-ASM ἸουδαῖονIoudaionJewish —G2453A-ASM-PG Βαριησοῦ,Bariēsouof Bar-Jesus,G0919N-GSM-P 7 izay nitoetra tao amin’ i Serygio Paolo, governoran’ ny tany sady lehilahy hendry; ary izy nampaka an’ i Barnabasy sy Saoly hankao aminy ka naniry mba hahare ny tenin’ Andriamanitra.
ἀνθυπάτῳanthupatōproconsulG0446N-DSM ΣεργίῳSergiōSergiusG4588N-DSM-P Παύλῳ,PaulōPaulus,G3972HN-DSM-P συνετῷ.sunetōan intelligent.G4908A-DSM προσκαλεσάμενοςproskalesamenoshaving called to [him]G4341V-ADP-NSM ΒαρναβᾶνBarnabanBarnabasG0921GN-ASM-P ἐπεζήτησενepezētēsendesiredG1934V-AAI-3S ἀκοῦσαιakousaito hearG0191V-AAN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 8 Fa Elyma, mpanao ody (fa izany no anarany, raha adika), nanohitra azy roa lahy sady nitady hampivily ny governora tsy hanaiky ny finoana.
ἀνθίστατοanthistatoWas opposingG0436V-IMI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἘλύμαςElumasElymasG1681N-NSM-P μάγος,magosmagician —G3097N-NSM μεθερμηνεύεταιmethermēneuetaimeansG3177V-PPI-3S αὐτοῦ,autouof him —G0846P-GSM ζητῶνzētōnseekingG2212V-PAP-NSM διαστρέψαιdiastrepsaito turn awayG1294V-AAN ἀνθύπατονanthupatonproconsulG0446N-ASM πίστεως.pisteōsfaith.G4102GN-GSF 9 Fa Saoly kosa, izay atao hoe koa Paoly, feno ny Fanahy Masìna, dia nibanjina azy
καὶkaialso [called]G2532CONJ πλησθεὶςplēstheishaving been filledG4130V-APP-NSM πνεύματοςpneumatos[the] SpiritG4151GN-GSN ἀτενίσαςatenisashaving looked intentlyG0816V-AAP-NSM 10 ka nanao hoe: Ialahy feno ny fitaka rehetra sy ny fahafetsena rehetra, ialahy zanaky ny devoly sady fahavalon’ ny fahamarinana rehetra, tsy hitsahatra tsy hamily ny lala-mahitsin’ ny Tompo va ialahy?
εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S πλήρηςplērēsfullG4134A-VSM παντὸςpantosof allG3956A-GSM δόλουdoloudeceitG1388N-GSM ῥᾳδιουργίας,rhadiourgiascraft,G4468N-GSF διαβόλου,diabolouof [the] devil,G1228A-GSM ἐχθρὲechthreenemyG2190N-VSM πάσηςpasēsof allG3956A-GSF δικαιοσύνης,dikaiosunēsrighteousness,G1343N-GSF παύσῃpausēwill you ceaseG3973V-FDI-2S διαστρέφωνdiastrephōnpervertingG1294V-PAP-NSM ὁδοὺςhodouswaysG3598N-APF εὐθείας;eutheiasupright?G2117A-APF 11 Ary, indro, ankehitriny ny tanan’ ny Tompo hamely an’ ialahy, dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia latsaka tao aminy niaraka tamin’ izay ny mampanjambena sy ny aizina, ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy.
χεὶρcheir[the] handG5495N-NSF κυρίουkuriouof the LordG2962GN-GSM-T ἔσῃesēyou will beG1510V-FDI-2S τυφλὸςtuphlosblindG5185A-NSM βλέπωνblepōnseeingG0991V-PAP-NSM καιροῦ.kairoua season.G2540N-GSM παραχρῆμάparachrēmaImmediatelyG3916ADV ἔπεσενepesendescendedG4098V-2AAI-3S ἀχλὺςachlusmistG0887N-NSF σκότος,skotosdarkness,G4655N-NSN περιάγωνperiagōngoing aboutG4013V-PAP-NSM ἐζήτειezēteihe was seekingG2212V-IAI-3S χειραγωγούς.cheiragōgousone to lead by hand.G5497N-APM 12 Ary ny governora, nony nahita izay efa natao, dia nino sady talanjona tamin’ ny fampianaran’ ny Tompo.
ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἀνθύπατοςanthupatosproconsulG0446N-NSM γεγονὸςgegonoshaving happenedG1096V-2RAP-ASN ἐπίστευσενepisteusenhe believedG4100V-AAI-3S ἐκπλησσόμενοςekplēssomenosbeing astonishedG1605V-PPP-NSM διδαχῇdidachēateachingG1322N-DSF κυρίου.¶kuriouLord.G2962GN-GSM-T 13 Ary Paoly sy ny namany, rehefa niondrana an-tsambo niala avy tany Pafo, dia tonga tany Peryga any Pamfyha; fa Jaona nandao azy ka niverina nankany Jerosalema.
ἈναχθέντεςAnachthentesHaving sailedG0321V-APP-NPM ΠάφουPaphouPaphosG3974N-GSF-L οἱhoi[with] thoseG3588T-NPM περὶperiaround [him]G4012PREP ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-3P ΠέργηνPergēnPergaG4011N-ASF-L Παμφυλίας.Pamphuliasof Pamphylia.G3828N-GSF-L ἸωάννηςIōannēsJohnG2491JN-NSM-P ἀποχωρήσαςapochōrēsashaving departedG0672V-AAP-NSM ὑπέστρεψενhupestrepsenhe returnedG5290V-AAI-3S Ἱεροσόλυμα.Hi'erosolumaJerusalem.G2414N-APN-L 14 Ary rehefa niala tany Peryga izy ireo, dia nandroso nankany Antiokia any Pisidia, dia niditra tao amin’ ny synagoga tamin’ ny andro Sabata ka nipetraka teo.
αὐτοὶautoiThey themselvesG0846P-NPM διελθόντεςdielthonteshaving passed throughG1330V-2AAP-NPM ΠέργηςPergēsPergaG4011N-GSF-L παρεγένοντοparegenontocameG3854V-2ADI-3P ἈντιόχειανAntiocheianAntiochG0490HN-ASF-L Πισιδίαν,PisidianPisidia,G4099N-ASF-L εἰσελθόντεςeiselthonteshaving goneG1525V-2AAP-NPM συναγωγὴνsunagōgēnsynagogueG4864N-ASF σαββάτωνsabbatōnSabbathsG4521N-GPN ἐκάθισαν.¶ekathisanthey sat down.G2523V-AAI-3P 15 Ary rehefa vita ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany, ny mpanapaka ny synagoga dia nampilaza taminy ka nanao hoe: Ry rahalahy, raha misy fananarana hataonareo amin’ ny olona, dia ataovy.
ἀνάγνωσινanagnōsinreadingG0320N-ASF προφητῶνprophētōnProphetsG4396N-GPM ἀπέστειλανapesteilansentG0649V-AAI-3P ἀρχισυνάγωγοιarchisunagōgoirulers of the synagogueG0752N-NPM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἐστινestinthere isG1510V-PAI-3S λόγοςlogosa wordG3056N-NSM παρακλήσεωςparaklēseōsof exhortationG3874N-GSF λαόν,laonpeople,G2992N-ASM λέγετε.¶legetedo speak.G3004GV-PAM-2P 16 Ary Paoly nitsangana, dia nanofa tanana azy ka nanao hoe: Ry lehilahy Isiraely sy ianareo izay matahotra an’ Andriamanitra, mihainoa;
ἈναστὰςAnastasHaving risen upG0450V-2AAP-NSM κατασείσαςkataseisashaving made a signG2678V-AAP-NSM χειρὶcheirihandG5495N-DSF εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ἸσραηλῖταιIsraēlitaiIsraelitesG2475N-VPM-PG οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM φοβούμενοιphoboumenoifearingG5399V-PNP-VPM θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T ἀκούσατε.akousatedo listen.G0191V-AAM-2P 17 Andriamanitr’ izao olona Isiraely izao efa nifidy ny razantsika ka nanandratra ny olona, raha nivahiny tany amin’ ny tany Egypta izy, ary sandry avo no nitondrany azy nivoaka avy tany.
τούτουtoutouthisG3778D-GSM ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L ἐξελέξατοexelexatochoseG1586V-AMI-3S πατέραςpaterasfathersG3962N-APM ὕψωσενhupsōsenexaltedG5312V-AAI-3S παροικίᾳparoikiasojournG3940N-DSF ΑἰγύπτουAiguptouof EgyptG0125N-GSF-L βραχίονοςbrachionosarmG1023N-GSM ὑψηλοῦhupsēlouupliftedG5308A-GSM ἐξήγαγενexēgagenbroughtG1806V-2AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM 18 Ary Izy nandefitra tamin’ ny nataony1 tany an-efitra tokony ho efa-polo taona.
τεσσερακονταετῆtesserakontaetēforty yearsG5063A-ASM χρόνονchrononfor a periodG5550N-ASM ἐτροποφόρησενetropophorēsenHe endured the waysG5159V-AAI-3S αὐτοὺςautousof themG0846P-APM ἐρήμῳ,erēmōwilderness,G2048A-DSF - Na: nitondra azy tahaka ny fitondran’ ny olona ny zanany; izahao Deo 1. 31 .
19 Ary rehefa nandrava firenena fito tany amin’ ny tany Kanana Izy, dia nampandovainy ny tanin’ ireny izy
καθελὼνkathelōnhaving destroyedG2507V-2AAP-NSM ἔθνηethnēnationsG1484N-APN ΧανάανChanaanof CanaanG5477N-GSF-L κατεκληρονόμησενkateklēronomēsenHe gave as an inheritanceG2624V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM αὐτῶνautōnof them —G0846P-GPN 20 tokony ho dimam-polo amby efa-jato taona; ary rehefa afaka izany, dia nomeny mpitsara izy hatramin’ i Samoela mpaminany.
ἔτεσινetesinyearsG2094N-DPN τετρακοσίοιςtetrakosioisfour hundredG5071A-DPN πεντήκοντα·pentēkontafifty;G4004A-NUI ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἔδωκενedōkenHe gave [them]G1325V-AAI-3S κριτὰςkritasjudgesG2923N-APM ΣαμουὴλSamouēlSamuelG4545N-GSM-P προφήτου·prophētouprophet;G4396N-GSM 21 Ary rehefa afaka indray izany, dia nangataka mpanjaka izy; ka dia nomen’ Andriamanitra azy efa-polo taona Saoly, zanak’ i Kisy, lehilahy avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina.
κἀκεῖθενkakeithenThenG2532CONJ + G1564 ᾐτήσαντοētēsantothey asked forG0154V-AMI-3P βασιλέα,basileaa king,G0935N-ASM ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Κίς,Kisof Kish,G2797N-GSM-P φυλῆςphulēstribeG5443N-GSF Βενιαμίν,Beniaminof Benjamin,G0958N-GSM-P τεσσεράκοντα·tesserakontaforty;G5062A-NUI 22 Ary rehefa nanaisotra an’ i Saoly Izy, dia nanandratra an’ i Davida ho mpanjakany sady nanambara azy hoe: Izaho nahita an’ i Davida, zanak’ i Jese, lehilahy araka ny foko, izay hanao ny sitrapoko rehetra1.
μεταστήσαςmetastēsashaving removedG3179V-AAP-NSM ἤγειρενēgeirenHe raised upG1453V-AAI-3S ΔαυὶδDauidDavidG1138N-ASM-P αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM βασιλέα,basileaking,G0935N-ASM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S μαρτυρήσας·marturēsashaving carried witness:G3140V-AAP-NSM εὗρονheuronI have foundG2147V-2AAI-1S ΔαυὶδDauidDavidG1138N-ASM-P Ἰεσσαί,IessaiJesseG2421N-GSM-P κατὰkataaccording toG2596PREP καρδίανkardianheartG2588N-ASF μου,mouof Mine,G3165P-1GS ποιήσειpoiēseiwill doG4160GV-FAI-3S θελήματάthelēmatawillG2307N-APN μου.mouof Mine.G3165P-1GS - 1 Sam 13. 14; Sal 89. 20
23 Avy tamin’ ny taranak’ izany lehilahy izany no nitondran’ Andriamanitra an’ i Jesosy araka ny teny fikasana ho Mpamonjy ny Isiraely,
τούτουtoutouOf this [man]G3778D-GSM σπέρματοςspermatosseedG4690GN-GSN κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐπαγγελίανepangelianpromiseG1860N-ASF ἤγαγενēgagenhas broughtG0071V-2AAI-3S ἸσραὴλIsraēlto IsraelG2474N-DSM-L σωτῆραsōtēra[the] SaviorG4990N-ASM Ἰησοῦν,IēsounJesus —G2424GN-ASM-P 24 rehefa notorin’ i Jaona tamin’ ny olona Isiraely rehetra aloha ny batisan’ ny fibebahana, fony tsy mbola tonga Izy.
προκηρύξαντοςprokēruxantosWhen was proclaimingG4296V-AAP-GSM ἸωάννουIōannouJohnG2491GN-GSM-P πρὸprobefore [the]G4253PREP προσώπουprosōpoufaceG4383N-GSN εἰσόδουeisodoucomingG1529N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM βάπτισμαbaptismaa baptismG0908N-ASN μετανοίαςmetanoiasof repentanceG3341N-GSF παντὶpantito allG3956A-DSM Ἰσραήλ.Israēlof Israel.G2474N-GSM-L 25 Ary Jaona, rehefa nadiva no nahatanteraka ny nalehany, dia nanao hoe: Ataonareo ho iza moa aho? Tsy Izy aho; fa, indro, misy Anankiray avy ao aoriako, ka izaho tsy miendrika hamaha ny kapa eo an-tongony akory.
ἐπλήρουeplērouwas fulfillingG4137V-IAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P δρόμονdromoncourseG1408N-ASM ἔλεγεν·elegenhe was saying;G3004GV-IAI-3S ἐμὲememe myselfG1473P-1AS ὑπονοεῖτεhuponoeitedo you supposeG5282V-PAI-2P εἶναι;einaito be?G1511V-PAN εἰμὶeimiam [he]G1510V-PAI-1S ἐγώ·egōI myself;G1473P-1NS ἔρχεταιerchetaiHe comesG2064V-PNI-3S ἐμὲememe myselfG1473P-1AS εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S ἄξιοςaxiosworthyG0514A-NSM ὑπόδημαhupodēmasandalG5266N-ASN λῦσαι.¶lusaito untie.G3089V-AAN 26 Ry rahalahy, taranak’ i Abrahama, sy izay rehetra eo aminareo matahotra an’ Andriamanitra, dia ho amintsika no nampitondrana ny tenin’ izao famonjena izao.
ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM γένουςgenousof [the] familyG1085GN-GSN ἈβραὰμAbraamof AbrahamG0011N-GSM-P οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM φοβούμενοιphoboumenoifearingG5399V-PNP-VPM θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T λόγοςlogosmessageG3056N-NSM σωτηρίαςsōtēriassalvationG4991N-GSF ταύτηςtautēsthisG3778D-GSF ἐξαπεστάλη.exapestalēwas sent out.G1821V-2API-3S 27 Fa izay monina any Jerosalema sy ny loholony, satria tsy mba nahafantatra Azy, na ny feon’ ny mpaminany izay vakina isan-tSabata, dia nahatanteraka izany tamin’ ny nanamelohany Azy.
κατοικοῦντεςkatoikountesdwellingG2730V-PAP-NPM ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-DSF-L ἄρχοντεςarchontesrulersG0758N-NPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM τοῦτονtoutonHimG3778D-ASM ἀγνοήσαντεςagnoēsantesnot having knownG0050V-AAP-NPM προφητῶνprophētōnprophetsG4396N-GPM σάββατονsabbatonSabbathG4521N-ASN ἀναγινωσκομένας,anaginōskomenasare being read,G0314V-PPP-APF κρίναντεςkrinanteshaving condemned [Him]G2919V-AAP-NPM ἐπλήρωσαν·eplērōsanthey fulfilled [them];G4137V-AAI-3P 28 Ary na dia tsy hitany aza izay tokony hanamelohana Azy ho faty, dia nangataka tamin’ i Pilato ihany izy hamonoana Ary.
μηδεμίανmēdemiannoG3367A-ASF αἰτίανaitiancauseG0156N-ASF θανάτουthanatouof deathG2288N-GSM εὑρόντεςheuronteshaving foundG2147V-2AAP-NPM ᾐτήσαντοētēsantothey beggedG0154V-AMI-3P ΠιλᾶτονPilatonPilateG4091N-ASM-P ἀναιρεθῆναιanairethēnaito executeG0337V-APN αὐτόν.autonhim.G0846P-ASM 29 Ary rehefa nahatanteraka izay rehetra voasoratra ny amin’ i Jesosy izy, dia nanaisotra Azy tamin’ ny hazo ka nandevina Azy tao am-pasana.
ἐτέλεσανetelesanthey had finishedG5055V-AAI-3P τὰtathe [things]G3588T-APN γεγραμμένα,gegrammenawritten,G1125V-RPP-APN καθελόντεςkathelonteshaving taken [Him] downG2507V-2AAP-NPM ἔθηκανethēkanthey put [Him]G5087V-AAI-3P μνημεῖον.mnēmeiona tomb.G3419N-ASN 30 Fa Andriamanitra kosa nanangana Azy tamin’ ny maty.
ἤγειρενēgeirenraisedG1453V-AAI-3S νεκρῶν,nekrōn[the] dead,G3498A-GPM 31 Ary Izy niseho andro maro tamin’ izay niara-niakatra taminy avy tany Galilia ho any Jerosalema, ka dia ireo no vavolombelony amin’ ny olona ankehitriny.
ὤφθηōphthēappearedG3700HV-API-3S ἡμέραςhēmerasdaysG2250N-APF πλείουςpleiousmanyG4183A-APF-C τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM συναναβᾶσινsunanabasinhaving come up withG4872V-2AAP-DPM ΓαλιλαίαςGalilaiasGalileeG1056GN-GSF-L Ἰερουσαλήμ,IerousalēmJerusalem,G2419N-ASF-L οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P μάρτυρεςmartureswitnessesG3144N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM λαόν.laonpeople.G2992N-ASM 32 Ary izahay mitory ny filazantsara aminareo, dia ilay teny fikasana nolazaina tamin’ ny razana,
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ὑμᾶςhumasto youG4771P-2AP εὐαγγελιζόμεθαeuangelizomethaevangeliseG2097V-PMI-1P πατέραςpaterasfathersG3962N-APM ἐπαγγελίανepangelianpromiseG1860N-ASF γενομένην,genomenēnhaving been made,G1096V-2ADP-ASF 33 dia ny nahatanterahan’ Andriamanitra izany tamin’ ny zanatsika, raha nanangana an’ i Jesosy Izy, araka ny voasoratra eo amin’ ny Salamo faharoa hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany1.
ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF ἐκπεπλήρωκενekpeplērōkenhas fulfilledG1603V-RAI-3S τέκνοιςteknoischildrenG5043N-DPN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀναστήσαςanastēsashaving raised upG0450V-2AAP-NSM Ἰησοῦν,IēsounJesus,G2424GN-ASM-P ψαλμῷpsalmōpsalmG5568N-DSM γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S δευτέρῳ·deuterōsecondG1208A-DSM σύ,suYou yourself,G4771P-2NS σήμερονsēmerontodayG4594ADV γεγέννηκάgegennēkahave begottenG1080V-RAI-1S - Sal 2. 7
34 Ary ny amin’ ny nananganany Azy tamin’ ny maty, ka tsy hiverina ho amin’ ny lò intsony Izy, dia izao no voalazany: Homeko anareo ny famindram-po mahatoky nampanantenaina an’ i Davida1.
ἀνέστησενanestēsenHe raisedG0450V-AAI-3S νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM μηκέτιmēketino moreG3371ADV-N μέλλονταmellontabeing aboutG3195V-PAP-ASM ὑποστρέφεινhupostrepheinto returnG5290V-PAN διαφθοράν,diaphthorandecay,G1312N-ASF εἴρηκενeirēkenHe has spokenG2046V-RAI-3S δώσωdōsōI will giveG1325V-FAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὅσιαhosiaholy [blessings]G3741A-APN ΔαυὶδDauidof DavidG1138N-GSM-P πιστά.pistasure [blessings].’G4103A-APN - Isa 55. 3
35 Fa hoy Izy ao amin’ ny Salamo hafa koa: Tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny lò Hianao1.
διότιdiotithereforeG1360CONJ ἑτέρῳheterōanotherG2087A-DSM λέγει·legeiHe says:G3004GV-PAI-3S δώσειςdōseisYou will allowG1325V-FAI-2S ὅσιόνhosionHoly OneG3741A-ASM διαφθοράν.diaphthorandecay.’G1312N-ASF - Sal 16. 10
36 Fa Davida, rehefa nahatanteraka ny sitrapon’ Andriamanitra hahasoa ny olona niara-belona taminy, dia nodi-mandry1 ka nangonina ho any amin’ ny razany izy ary tratry ny lò;
ΔαυὶδDauidDavidG1138N-NSM-P ἰδίᾳidiain his ownG2398A-DSF γενεᾷgeneagenerationG1074N-DSF ὑπηρετήσαςhupēretēsashaving servedG5256V-AAP-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T βουλῇboulēapurposeG1012N-DSF ἐκοιμήθηekoimēthēhe fell asleepG2837V-API-3S προσετέθηprosetethēhe was addedG4369V-API-3S πατέραςpaterasfathersG3962N-APM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM διαφθοράν·diaphthorandecay;G1312N-ASF - Na: Fa Davida, rehefa nanompo ny olona niara-belona taminy, dia nodi-mandry araka ny sitrapon’ Andriamanitra.
37 fa Izay natsangan’ Andriamanitra no tsy mba tratry ny lò.
ἤγειρεν,ēgeirenraised upG1453V-AAI-3S εἶδενeidendid seeG1492HV-2AAI-3S διαφθοράν.¶diaphthorandecay.G1312N-ASF 38 Ary aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo;
ΓνωστὸνGnōstonKnownG1110A-NSN ἔστωestōit should beG1510V-PAM-3S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM τούτουtoutouthis OneG3778D-GSM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἄφεσιςaphesisforgivenessG0859N-NSF ἁμαρτιῶνhamartiōnof sinsG0266N-GPF καταγγέλλεται·katangelletaiis proclaimed;G2605V-PPI-3S 39 ary ao aminy no anamarinana izay rehetra mino ho afaka amin’ ny heloka rehetra izay tsy azo nanamarinana anareo tamin’ ny lalàn’ i Mosesy.
πιστεύωνpisteuōnis believingG4100V-PAP-NSM δικαιοῦται.dikaioutaiis justified.G1344V-PPI-3S 40 Koa tandremo fandrao hihatra izay voalaza eo amin’ ny mpaminany hoe:
βλέπετεblepetedo take heedG0991V-PAM-2P ἐπέλθῃepelthēmay come aboutG1904V-2AAS-3S εἰρημένονeirēmenonsaidG2046V-RPP-NSN προφήταις·prophētaisprophets:G4396N-DPM 41 Izahaonareo mpamotsifotsy, dia gagà, ka levona; Fa Izaho manao asa amin’ ny andronareo, Dia asa izay tsy hinoanareo akory, na dia hisy hilaza aminareo aza1
ἴδετε,ideteBehold!G1492HV-2AAM-2P καταφρονηταί,kataphronētaiscoffers,G2707N-VPM θαυμάσατεthaumasatedo wonderG2296V-AAM-2P ἀφανίσθητε,aphanisthētedo perishG0853V-APM-2P ἔργονergona workG2041N-ASN ἐργάζομαιergazomaiam workingG2038V-PNI-1S ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP ἔργονergona workG2041N-ASN πιστεύσητεpisteusēteyou may believeG4100V-AAS-2P ἐκδιηγῆταιekdiēgētaishall declare itG1555V-PNS-3S ὑμῖν.¶huminto you.’G4771P-2DP - Hab 1. 5
42 Ary rehefa nivoaka izy, dia nangatahiny holazaina aminy indray izany teny izany amin’ ny Sabata manaraka.
ἘξιόντωνExiontōnWhen are departingG1826V-PAP-GPM συναγωγῆςsunagōgēssynagogueG4864N-GSF ἸουδαίωνIoudaiōnJewsG2453A-GPM-PG παρεκάλουνparekalounwere beggingG3870V-IAI-3P ἔθνηethnēgentilesG1484N-NPN μεταξὺmetaxunextG3342PREP σάββατονsabbatonSabbathG4521N-ASN λαληθῆναιlalēthēnaito be spokenG2980V-APN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-APN ταῦτα.tautathese.G3778D-APN 43 Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin’ ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an’ Andriamanitra no nanaraka an’ i Paoly sy Barnabasy, izay niteny taminy ka namporisika azy haharitra amin’ ny fahasoavan’ Andriamanitra.
λυθείσηςlutheisēsWhen was releasingG3089V-APP-GSF συναγωγῆςsunagōgēssynagogueG4864N-GSF ἠκολούθησανēkolouthēsanfollowedG0190V-AAI-3P πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἸουδαίωνIoudaiōnJewsG2453N-GPM-PG σεβομένωνsebomenōnworshippingG4576V-PNP-GPM προσηλύτωνprosēlutōnconvertsG4339N-GPM ΠαύλῳPaulōafter PaulG3972GN-DSM-P Βαρναβᾷ,Barnabaafter Barnabas,G0921GN-DSM-P οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM προσλαλοῦντεςproslalountesspeakingG4354V-PAP-NPM αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἔπειθονepeithonwere persuadingG3982V-IAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM προσμένεινprosmeneinto continueG4357V-PAN χάριτιcharitigraceG5485N-DSF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 44 Ary nony tamin’ ny Sabata manaraka, dia saiky tafangona avokoa ny tao an-tanàna hihaino ny tenin’ Andriamanitra.
ἐρχομένῳerchomenōcomingG2064V-PNP-DSN σαββάτῳsabbatōSabbathG4521N-DSN σχεδὸνschedonalmostG4975ADV συνήχθηsunēchthēwas gathered togetherG4863V-API-3S ἀκοῦσαιakousaito hearG0191V-AAN κυρίου.kuriouof the Lord.G2962GN-GSM-T 45 Nefa ny Jiosy kosa, raha nahita ny vahoaka betsaka, dia feno fialonana ka nanohitra ny teny nolazain’ i Paoly, sady niteny ratsy1.
ἰδόντεςidontesHaving seenG1492HV-2AAP-NPM ἸουδαῖοιIoudaioiJewsG2453N-NPM-PG ὄχλουςochlouscrowdsG3793N-APM ἐπλήσθησανeplēsthēsanthey were filledG4130V-API-3P ζήλουzēlouwith jealousyG2205N-GSM ἀντέλεγονantelegonwere contradictingG0483V-IAI-3P τοῖςtoisthe [things]G3588T-DPN λαλουμένοιςlaloumenoisspokenG2980V-PPP-DPN ἀντιλέγοντεςantilegontesdenyingG0483V-PAP-NPM βλασφημοῦντες.blasphēmountesdenigrating [him].G0987V-PAP-NPM - Gr. nanao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
46 Ary Paoly sy Barnabasy dia niteny tamin’ ny fahasahiana ka nanao hoe: Hianareo no tsy maintsy nitoriana ny tenin’ Andriamanitra aloha; fa rehefa mandà izany ianareo ka manao ny tenanareo ho tsy miendrika hahazo fiainana mandrakizay, dia indro, mitodika mankany amin’ ny jentilisa izahay;
παρρησιασάμενοίparrēsiasamenoiHaving spoken boldlyG3955V-ADP-NPM ΒαρναβᾶςBarnabasBarnabasG0921GN-NSM-P εἶπαν·eipansaid;G2036V-2AAI-3P ὑμῖνhuminTo youG4771P-2DP ἀναγκαῖονanagkaionnecessaryG0316A-NSN λαληθῆναιlalēthēnaito be spokenG2980V-APN θεοῦ·theouof God;G2316N-GSM-T ἐπειδὴepeidēbut sinceG1894CONJ ἀπωθεῖσθεapōtheistheyou thrust awayG0683V-PNI-2P ἀξίουςaxiousworthyG0514A-APM κρίνετεkrineteyou judgeG2919V-PAI-2P ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM αἰωνίουaiōniouof eternalG0166A-GSF στρεφόμεθαstrephomethawe are turningG4762V-PPI-1P ἔθνη.ethnēGentiles.G1484N-APN 47 fa izao no nandidian’ ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan’ ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin’ ny faran’ ny tany Hianao1.
ἐντέταλταιentetaltaihas commandedG1781V-RNI-3S κύριος·kuriosLord:G2962GN-NSM-T τέθεικάtetheikaI have setG5087V-RAI-1S ἐθνῶνethnōnof [the] GentilesG1484N-GPN εἶναίeinaito beG1511V-PAN σωτηρίανsōtēriansalvationG4991N-ASF ἐσχάτουeschatou[the] uttermost partG2078A-GSN - Isa 49. 6
48 Ary rehefa nandre izany ny jentilisa, dia faly izy ka nankalaza ny tenin’ Andriamanitra1; ary izay voalahatra ho amin’ ny fiainana mandrakizay dia nino.
ἈκούονταAkouontaHearing [it]G0191V-PAP-NPN ἔθνηethnēGentilesG1484N-NPN ἔχαιρονechaironwere rejoicingG5463V-IAI-3P ἐδόξαζονedoxazonthey were glorifyingG1392V-IAI-3P ἐπίστευσανepisteusanthey believedG4100V-AAI-3P ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P τεταγμένοιtetagmenoiappointedG5021V-RPP-NPM αἰώνιον.aiōnioneternal.G0166A-ASF - Na: ny tenin’ ny Tompo.
49 Ary ny tenin’ ny Tompo dia naely eran’ izany tany rehetra izany.
διεφέρετοdiepheretoWas carriedG1308V-IPI-3S χώρας.chōrasregion.G5561N-GSF 50 Fa ny Jiosy nampitaitra ny vehivavy manan-kaja izay nivavaka sy ny lehibe tao an-tanàna, dia nahatonga fanenjehana tamin’ i Paoly sy Barnabasy ireny ka nandroaka azy niala tamin’ ny taniny.
ἸουδαῖοιIoudaioiJewsG2453N-NPM-PG παρώτρυνανparōtrunanincitedG3951V-AAI-3P σεβομέναςsebomenasworshippingG4576V-PNP-APF γυναῖκαςgunaikaswomenG1135GN-APF τὰςtas<the>[those]G3588T-APF εὐσχήμοναςeuschēmonasprominentG2158A-APF πρώτουςprōtousprincipalsG4413IA-APM πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF ἐπήγειρανepēgeiranthey stirred upG1892V-AAI-3P διωγμὸνdiōgmona persecutionG1375N-ASM ΒαρναβᾶνBarnabanBarnabasG0921GN-ASM-P ἐξέβαλονexebalonexpelledG1544V-2AAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ὁρίωνhoriōndistrictG3725N-GPN αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 51 Fa izy roa lahy kosa nanintsana ny vovoka tamin’ ny tongony hiampanga ireo, dia nankany Ikonioma.
ἐκτιναξάμενοιektinaxamenoihaving shaken offG1621V-AMP-NPM κονιορτὸνkoniortondustG2868N-ASM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἦλθονēlthonthey wentG2064V-2AAI-3P Ἰκόνιον.IkonionIconium.G2430N-ASN-L 52 Ary dia feno fifaliana sy ny Fanahy Masìna ny mpianatra.
μαθηταὶmathētaithe disciplesG3101N-NPM ἐπληροῦντοeplērountowere filledG4137V-IPI-3P χαρᾶςcharaswith joyG5479N-GSF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN