Chapter 4
Ny namatorana an’ i Petera sy Jaona, sy ny nataon’ ny Synedriona taminy
1 Ary raha mbola niteny tamin’ ny vahoaka izy, dia, indreo, tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben’ ny mpiambina ny tempoly ary ny Sadoseo;
ΛαλούντωνLalountōnWhen are speakingG2980V-PAP-GPM ἐπέστησανepestēsancameG2186V-2AAI-3P αὐτοῖςautoisupon themG0846P-DPM ἱερεῖςhi'ereispriestsG2409N-NPM στρατηγὸςstratēgoscaptainG4755N-NSM ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN Σαδδουκαῖοι,SaddoukaioiSadducees,G4523N-NPM-T 2 fa sosotra izy noho ny nampianaran’ ny Apostoly ny vahoaka sy ny nitoriany tamin’ ny alalan’ i Jesosy ny fitsanganana amin’ ny maty.
διαπονούμενοιdiaponoumenoibeing distressedG1278V-PNP-NPM διὰdiabecause ofG1223PREP διδάσκεινdidaskeinteachingG1321V-PAN αὐτοὺςautousof theirsG0846P-APM καταγγέλλεινkatangellein[their] proclaimingG2605V-PAN ἀνάστασινanastasinresurrectionG0386N-ASF νεκρῶν·nekrōn[the] dead;G3498A-GPM 3 Dia nisambotra azy izy ka nanao azy tao an-tranomaizina ambara-pahamarain’ ny andro; fa efa hariva ny andro tamin’ izay.
ἐπέβαλονepebalonthey laidG1911V-2AAI-3P αὐτοῖςautoison themG0846P-DPM χεῖραςcheirashandsG5495N-APF ἔθεντοethentoput [them]G5087V-2AMI-3P τήρησινtērēsincustodyG5084N-ASF αὔριον·aurionnext day;G0839ADV ἑσπέραhesperaeveningG2073N-NSF 4 Kanefa maro tamin’ izay nandre ny teny no nino, ka dia tonga tokony ho dimy arivo no isan’ ny lehilahy.
πολλοὶpolloiManyG4183A-NPM ἀκουσάντωνakousantōnhaving heardG0191V-AAP-GPM ἐπίστευσαν·episteusanbelieved;G4100V-AAI-3P ἐγενήθηegenēthēbecameG1096V-2AOI-3S ἀριθμὸςarithmosnumberG0706N-NSM χιλιάδεςchiliadesthousandG5505N-NPF πέντε.¶pentefive.G4002A-NUI 5 Ary nony maraina ny andro, dia niangona tany Jerosalema ny mpanapaka sy ny loholona sy ny mpanora-dalàna
ἘγένετοEgenetoIt came to passG1096V-2ADI-3S αὔριονaurionnext dayG0839ADV συναχθῆναιsunachthēnaiassemblingG4863V-APN αὐτῶνautōntheirG0846P-GPM ἄρχονταςarchontasrulersG0758N-APM πρεσβυτέρουςpresbuterouseldersG4245GN-APM γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-APM 6 sy Anasy mpisoronabe sy Kaiafa sy Jaona sy Aleksandro mbamin’ izay rehetra mety ho havan’ ny mpisoronabe.
ἍνναςHannasAnnasG0452N-NSM-P ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM ΚαϊάφαςKaiaphasCaiaphasG2533GN-NSM-P ἸωάννηςIōannēsJohnG2491IN-NSM-P ἈλέξανδροςAlexandrosAlexanderG0223HN-NSM-P ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P γένουςgenousdescentG1085GN-GSN ἀρχιερατικοῦ,archieratikouhigh-priestly,G0748A-GSN 7 Ary rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izany?
στήσαντεςstēsanteshaving placedG2476V-AAP-NPM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἐπυνθάνοντο·epunthanontothey were inquiring;G4441V-INI-3P δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN ἐποιήσατεepoiēsatedidG4160GV-AAI-2P ὑμεῖς;¶humeisyou yourselves?G4771P-2NP 8 Ary Petera, feno ny Fanahy Masìna, dia nanao taminy hoe: Ry mpanapaka ny vahoaka sy loholona,
ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P πλησθεὶςplēstheishaving been filledG4130V-APP-NSM πνεύματοςpneumatoswith [the] SpiritG4151GN-GSN εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτούς·autousthem;G0846P-APM ἄρχοντεςarchontesRulersG0758N-VPM πρεσβύτεροιpresbuteroieldersG4245GN-VPM Ἰσραήλ,Israēlof IsraelG2474N-GSM-L 9 raha adinina izahay anin’ ny amin’ ny asa tsara natao tamin’ ny nahasitranana ilay lehilahy malemy,
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP σήμερονsēmeronthis dayG4594ADV ἀνακρινόμεθαanakrinomethaare being examinedG0350V-PPI-1P εὐεργεσίᾳeuergesiaa good workG2108N-DSF ἀνθρώπουanthrōpou[to the] manG0444N-GSM ἀσθενοῦς,asthenousailing,G0772GA-GSM τίνιtiniwhat [means]G5101I-DSN σέσωται,sesōtaihas been healed,G4982V-RPI-3S 10 dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny olona Isiraely rehetra fa ny anaran’ i Jesosy Kristy avy any Nazareta, Izay nohomboanareo tamin’ ny hazo fijaliana, fa natsangan’ Andriamanitra tamin’ ny maty kosa, dia Izy no itsanganan’ io lehilahy io finaritra eto imasonareo.
γνωστὸνgnōstonknownG1110A-NSN ἔστωestōit should beG1510V-PAM-3S πᾶσινpasinto allG3956A-DPM παντὶpantito allG3956A-DSM ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ΝαζωραίουNazōraiouof NazarethG3480N-GSM-LG ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐσταυρώσατε,estaurōsatecrucified,G4717V-AAI-2P ἤγειρενēgeirenraisedG1453V-AAI-3S νεκρῶν,nekrōn[the] dead,G3498A-GPM οὗτοςhoutosthis [man]G3778D-NSM παρέστηκενparestēkenhas stoodG3936V-RAI-3S ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ὑγιής.hugiēssound.G5199A-NSM 11 Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano, nefa tonga fehizoro1.
οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S λίθοςlithosstoneG3037N-NSM ἐξουθενηθεὶςexouthenētheishaving been rejectedG1848V-APP-NSM οἰκοδόμων,oikodomōnbuilders,G6065N-GPM γενόμενοςgenomenoshas becomeG1096V-2ADP-NSM κεφαλὴνkephalēnheadG2776N-ASF γωνίας.gōniasof [the] corner.’G1137N-GSF - Sal 118. 22
12 Ary tsy misy famonjena amin’ ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin’ ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena.
ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S οὐδενὶoudenino [one]G3762A-DSM σωτηρία·sōtēriasalvation;G4991N-NSF ἐστινestinis thereG1510V-PAI-3S ἕτερονheteronanotherG2087A-NSN οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM δεδομένονdedomenongivenG1325V-RPP-NSN ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S σωθῆναιsōthēnaito be savedG4982V-APN 13 Ary nony nahita ny fahasahisahian’ i Petera sy Jaona izy, sady nahalala fa tsy mba mpahay lalàna na nampianarina izy roa lahy, dia gaga izy; ary fantany tsara fa efa niaraka tamin’ i Jesosy izy roa lahy.
ΘεωροῦντεςTheōrountesSeeingG2334V-PAP-NPM ΠέτρουPetrouof PeterG4074GN-GSM-P παρρησίανparrēsianboldnessG3954N-ASF ἸωάννουIōannouof JohnG2491HN-GSM-P καταλαβόμενοιkatalabomenoihaving graspedG2638V-2AMP-NPM ἄνθρωποιanthrōpoimenG0444N-NPM ἀγράμματοίagrammatoiunschooledG0062A-NPM εἰσινeisinthey areG1510V-PAI-3P ἰδιῶται,idiōtaiordinary,G2399N-NPM ἐθαύμαζον,ethaumazonthey were astonished,G2296V-IAI-3P ἐπεγίνωσκόνepeginōskonThey were recognizingG1921V-IAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἦσαν,ēsanthey were being,G1510V-IAI-3P 14 Ary nony nijery ny lehilahy izay efa sitrana nitsangana teo aminy izy, dia tsy hitany izay havaliny.
ἄνθρωπονanthrōponthe manG0444N-ASM βλέποντεςblepontesbeholdingG0991V-PAP-NPM αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἑστῶταhestōtaalready standingG2476V-RAP-ASM τεθεραπευμένον,tetherapeumenonhealed,G2323V-RPP-ASM οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN εἶχονeichonthey hadG2192V-IAI-3P ἀντειπεῖν.¶anteipeinto contradict.G0471V-2AAN 15 Ary rehefa nasainy niala teo amin’ ny Synedriona izy roa lahy, dia niara-nisaina izy
ΚελεύσαντεςKeleusantesHaving commandedG2753V-AAP-NPM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM συνεδρίουsunedriouCouncilG4892N-GSN ἀπελθεῖν,apeltheinto go,G0565V-2AAN συνέβαλλονsuneballonthey were conferingG4820V-IAI-3P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM 16 ka nanao hoe: Hataontsika ahoana ireo lehilahy ireo? fa efa nanao famantarana malaza tokoa izy, ary fantatry ny mponina rehetra eto Jerosalema izany, ka tsy azontsika lavina.
λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM ποιήσωμενpoiēsōmenshall we doG4160GV-AAS-1P ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM τούτοις;toutoisthese?G3778D-DPM γνωστὸνgnōstona noteworthyG1110A-NSN σημεῖονsēmeionsignG4592N-NSN γέγονενgegonenhas come to passG1096V-2RAI-3S πᾶσινpasinto allG3956A-DPM κατοικοῦσινkatoikousininhabitingG2730V-PAP-DPM ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-ASF-L φανερόν,phaneron[is] evident,G5318A-NSN δυνάμεθαdunamethawe are ableG1410V-PNI-1P ἀρνεῖσθαι·arneisthaito deny [it];G0720V-PNN 17 Fa mba tsy hielezan’ izany intsony amin’ ny vahoaka, dia aoka horahonantsika izy mba tsy hiteny amin’ izany anarana izany intsony na amin’ iza na amin’ iza.
πλεῖονpleionfurtherG4119A-ASN-C διανεμηθῇdianemēthēait may spreadG1268V-APS-3S λαόν,laonpeople,G2992N-ASM ἀπειλῇapeilēathreatsG0547N-DSF ἀπειλησώμεθαapeilēsōmethalet us warnG0546V-AMS-1P αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM μηκέτιmēketino longerG3371ADV-N λαλεῖνlaleinto speakG2980V-PAN ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN μηδενὶmēdenito noG3367A-DSM ἀνθρώπων.anthrōpōnman.G0444N-GPM 18 Ary niantso azy izy ka nandrara azy tsy hiteny na hampianatra amin’ ny anaran’ i Jesosy intsony.
καλέσαντεςkalesanteshaving calledG2564GV-AAP-NPM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM παρήγγειλανparēngeilanthey commandedG3853V-AAI-3P αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM καθόλουkatholouatG2527ADV φθέγγεσθαιphthengesthaito speakG5350V-PNN διδάσκεινdidaskeinto teachG1321V-PAN ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN Ἰησοῦ.¶Iēsouof Jesus.G2424GN-GSM-P 19 Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason’ Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra.
ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἸωάννηςIōannēsJohnG2491HN-NSM-P ἀποκριθέντεςapokrithentesansweringG0611V-AOP-NPM εἶπονeiponsaidG2036V-2AAI-3P αὐτούς·autousthem;G0846P-APM δίκαιόνdikaionrightG1342A-NSN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ὑμῶνhumōnto youG4771P-2GP ἀκούεινakoueinto listenG0191V-PAN θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T κρίνατε.krinateyou should judge.G2919V-AAM-2P 20 Fa izahay tsy maintsy milaza izay zavatra efa hitanay sy renay.
δυνάμεθαdunamethawe are ableG1410V-PNI-1P ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP εἴδαμενeidamenwe have seenG1492HV-2AAI-1P ἠκούσαμενēkousamenwe heardG0191V-AAI-1P λαλεῖν.laleinto speak.G2980V-PAN 21 Ary rehefa norahonany indray izy, dia nalefany; fa tsy hitany izay hampijaliany azy noho ny tahony ny vahoaka; satria izy rehetra nankalaza an’ Andriamanitra noho ny amin’ ny zavatra efa natao.
προσαπειλησάμενοιprosapeilēsamenoihaving further threatened [them]G4324V-AMP-NPM ἀπέλυσανapelusanthey let goG0630GV-AAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N εὑρίσκοντεςheuriskontesfindingG2147V-PAP-NPM κολάσωνταιkolasōntaithey may punishG2849V-AMS-3P αὐτούς,autousthem,G0846P-APM διὰdiaon account ofG1223PREP λαόν,laonpeople,G2992N-ASM πάντεςpantesallG3956A-NPM ἐδόξαζονedoxazonwere glorifyingG1392V-IAI-3P γεγονότι.gegonotihaving happened.G1096V-2RAP-DSN 22 Fa efa tsy omby efa-polo taona ralehilahy izay nanaovana izany famantarana nahasitrana azy izany.
ἐτῶνetōnof yearsG2094N-GPN πλειόνωνpleionōnmore thanG4119A-GPN-C τεσσεράκονταtesserakontaforty -G5062A-NUI ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM γεγόνειgegoneihad taken placeG1096V-2LAI-3S σημεῖονsēmeionsignG4592N-NSN ἰάσεως.¶iaseōsof healing.G2392N-GSF 23 Ary rehefa nalefa izy roa lahy, dia tonga teo amin’ ny namany ka nanambara izay rehetra nolazain’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny loholona taminy.
ἈπολυθέντεςApoluthentesHaving been let goG0630GV-APP-NPM ἦλθονēlthonthey cameG2064V-2AAI-3P ἰδίουςidious[their] ownG2398A-APM ἀπήγγειλανapēngeilanreportedG0518V-AAI-3P ὅσαhosaas much asG3745K-APN αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-NPM πρεσβύτεροιpresbuteroieldersG4245GN-NPM εἶπαν.eipanhad said.G2036V-2AAI-3P 24 Fa rehefa nandre izany izy ireo, dia niara-nanandratra ny feony ho amin’ Andriamanitra ka nanao hoe: Tompo ô, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’ izay rehetra ao anatiny,
ἀκούσαντεςakousanteshaving heardG0191V-AAP-NPM ὁμοθυμαδὸνhomothumadonwith one accordG3661ADV ἦρανēranthey lifted upG0142V-AAI-3P φωνὴνphōnēn[their] voiceG5456GN-ASF εἶπαν·eipansaid;G2036V-2AAI-3P δέσποτα,despotaSovereign Lord,G1203N-VSM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ποιήσαςpoiēsasmadeG4160GV-AAP-NSM οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM θάλασσανthalassanseaG2281N-ASF αὐτοῖς,autoisthem,G0846P-DPN 25 ary ny Fanahy Masìna no nampitenenanao an’ i Davida razanay sady mpanomponao hoe: Nahoana no mitabataba ny jentilisa, Ary misaina anoano foana ny firenena?
πατρὸςpatrosfatherG3962N-GSM πνεύματοςpneumatos[the] SpiritG4151GN-GSN στόματοςstomatosthrough [the] mouthG4750N-GSN ΔαυὶδDauidof DavidG1138N-GSM-P παιδόςpaidosservantG3816N-GSM εἰπών·eipōnhaving spoken:G2036V-2AAP-NSM ἱνατίhinatiso whyG2443CONJ + G5101 ἐφρύαξανephruaxandid rageG5433V-AAI-3P ἔθνηethnē[the] GentilesG1484N-NPN λαοὶlaoipeoplesG2992N-NPM ἐμελέτησανemeletēsandid deviseG3191V-AAI-3P κενά;kenavain things?G2756A-APN 26 Ireo mpanjakan’ ny tany nitsangana, Ary ny mpanapaka niangona Hanohitra an’ i Jehovah sy ny Mesiany1.
παρέστησανparestēsanTook [their] standG3936V-AAI-3P βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM ἄρχοντεςarchontesrulersG0758N-NPM συνήχθησανsunēchthēsanwere gatheredG4863V-API-3P αὐτὸautothemselvesG0846P-ASN χριστοῦchristouChristG5547N-GSM-T αὐτοῦ.¶autouof Him.’G0846P-GSM - Sal 2. 1-2
27 Fa efa niangona marina tokoa teto amin’ ity tanàna ity Heroda sy Pontio Pilato mbamin’ ny jentilisa sy ny olona Isiraely hanohitra ny Mpanomponao1 Masìna, dia Jesosy Izay nohosoranao,
συνήχθησανsunēchthēsanWere gathered togetherG4863V-API-3P ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF παῖδάpaidaservantG3816N-ASM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ἔχρισας,echrisasYou anointed,G5548V-AAI-2S ἩρῴδηςHērōdēsHerodG2264HN-NSM-P ΠόντιοςPontiosPontiusG4194N-NSM-P ΠιλᾶτοςPilatosPilateG4091N-NSM-P ἔθνεσινethnesin[the] GentilesG1484N-DPN λαοῖςlaoispeoplesG2992N-DPM ἸσραήλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L - Na: ny Zanakao.
28 mba hanao izay notendren’ ny tananao aman-tsainao rahateo hatao.
ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN ὅσαhosaas much asG3745K-APN βουλήboulēpurposeG1012N-NSF προώρισενproōrisendetermined beforehandG4309V-AAI-3S γενέσθαι.genesthaito happen.G1096V-2ADN 29 Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany; ary omeo anay mpanomponao ny mba hitory ny teninao amin’ ny fahasahiana rehetra,
ἔπιδεepidedo lookG1896V-2AAM-2S ἀπειλὰςapeilasthreatsG0547N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM δὸςdosdo grantG1325V-2AAM-2S δούλοιςdouloisservantsG1401N-DPM παρρησίαςparrēsiasboldnessG3954N-GSF λαλεῖνlaleinto speakG2980V-PAN 30 omban’ ny aninjiranao ny tananao hahasitrana sy ny anaovana famantarana sy fahagagana amin’ ny anaran’ i Jesosy, Mpanomponao1 Masìna.
χεῖράcheirahandG5495N-ASF ἐκτείνεινekteineinstretching outG1614V-PAN ἴασινiasinhealingG2392N-ASF σημεῖαsēmeiasignsG4592N-APN τέραταteratawondersG5059N-APN γίνεσθαιginesthaito take placeG1096V-PNN ὀνόματοςonomatosnameG3686N-GSN παιδόςpaidosservantG3816N-GSM Ἰησοῦ.IēsouJesus.G2424GN-GSM-P - Na: Zanakao.
31 Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masìna izy rehetra ka nitory ny tenin’ Andriamanitra tamin’ ny fahasahiana.
δεηθέντωνdeēthentōnwhen were prayingG1189V-AOP-GPM ἐσαλεύθηesaleuthēwas shakenG4531V-API-3S τόποςtoposplaceG5117N-NSM ἦσανēsanthey wereG1510V-IAI-3P συνηγμένοι,sunēgmenoiassembled,G4863V-RPP-NPM ἐπλήσθησανeplēsthēsanthey were filledG4130V-API-3P ἅπαντεςhapantesallG0537A-NPM πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἐλάλουνelalounwere speakingG2980V-IAI-3P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T παρρησίας.¶parrēsiasboldness.G3954N-GSF Ny nifankatiavan’ ny mpianatra sy ny fahazotoany
32 Ary niray fo sy fanahy ny olona rehetra izay nino; ary tsy nisy nanonona ny fananany ho azy na dia iray aza, fa niombonany avokoa ny zavatra rehetra nananany.
πλήθουςplēthousthe multitudeG4128N-GSN πιστευσάντωνpisteusantōnhaving believedG4100V-AAP-GPM ἦνēnwere [in]G1510V-IAI-3S καρδίαkardiaheartG2588N-NSF ὑπαρχόντωνhuparchontōnpossessionsG5225V-PAP-GPN ἔλεγενelegenwas claimingG3004GV-IAI-3S ἴδιονidion[his] ownG2398A-ASN εἶναι,einaito be,G1511V-PAN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἅπανταhapantaall thingsG0537A-NPN κοινά.koinain common.G2839HA-NPN 33 Ary tamin’ ny hery be no nanambaran’ ny Apostoly ny nitsanganan’ i Jesosy Tompo; ary fahasoavana be no tao amin’ izy rehetra.
δυνάμειdunamei[with] powerG1411N-DSF μεγάλῃmegalēgreatG3173A-DSF ἀπεδίδουνapedidounwere givingG0591V-IAI-3P μαρτύριονmarturiontestimonyG3142N-ASN ἀπόστολοιapostoloiapostlesG0652N-NPM ἀναστάσεωςanastaseōsresurrectionG0386N-GSF χάριςcharisgraceG5485N-NSF μεγάληmegalēabundantG3173A-NSF πάνταςpantasallG3956A-APM αὐτούς.autousthem.G0846P-APM 34 Fa tsy nisy olona nalahelo teo aminy; fa izay nanana tany na trano, raha nivarotra izany, dia nitondra ny vola vidin’ ny zavatra lafo,
οὐδὲoudeNot evenG3761CONJ-N ἐνδεήςendeēsin needG1729A-NSM ἦνēnthere wasG1510V-IAI-3S αὐτοῖς·autoisthem;G0846P-DPM ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM κτήτορεςktētores[were] ownersG2935N-NPM χωρίωνchōriōnof landsG5564GN-GPN ὑπῆρχονhupērchonwereG5225V-IAI-3P πωλοῦντεςpōlountesselling [them]G4453V-PAP-NPM ἔφερονepheronthey were bringingG5342V-IAI-3P τιμὰςtimasproceedsG5092N-APF πιπρασκομένωνpipraskomenōnis soldG4097V-PPP-GPN 35 ka napetrany teo anoloan’ ny tongotry ny Apostoly, dia nozaraina tamin’ izy rehetra araka izay nilainy avy
ἐτίθουνetithounwere laying [them]G5087V-IAI-3P ἀποστόλων,apostolōnapostles,G0652N-GPM διεδίδετοdiedidetodistribution was madeG1239V-IPI-3S ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM καθότιkathotijust asG2530CONJ χρείανchreianneedG5532N-ASF εἶχεν.¶eichenhad.G2192V-IAI-3S 36 Ary Josefa, izay nataon’ ny Apostoly hoe koa Barnabasy (izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana), Levita, avy any Kyprosy no firazanany,
ἸωσὴφIōsēphJosephG2501ON-NSM-P ἐπικληθεὶςepiklētheishaving been calledG1941V-APP-NSM ΒαρναβᾶςBarnabasBarnabasG0921GN-NSM-P ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μεθερμηνευόμενονmethermēneuomenonbeing translatedG3177V-PPP-NSN παρακλήσεως,paraklēseōsof encouragementG3874N-GSF Λευίτης,Leuitēsa Levite,G3019N-NSM-PG ΚύπριοςKupriosa CypriotG2953N-NSM-LG 37 dia nivarotra ny sahany, ary nentiny ny vola vidiny ka napetrany teo anoloan’ ny tongotry ny Apostoly.
ὑπάρχοντοςhuparchontosWhen is owningG5225V-PAP-GSM ἀγροῦ,agroua field,G0068GN-GSM πωλήσαςpōlēsashaving sold [it]G4453V-AAP-NSM ἤνεγκενēnegkenhe broughtG5342V-AAI-3S χρῆμαchrēmamoneyG5536N-ASN ἔθηκενethēkenlaid [it]G5087V-AAI-3S ἀποστόλων.¶apostolōnapostles.G0652N-GPM