Chapter 5
Ny amin’ i Ananiasy sy Safira
1 Fa nisy kosa lehilahy atao hoe Ananiasy sy Safira vadiny nivarotra tany,
ἉνανίαςHananiasAnaniasG0367GN-NSM-P ὀνόματιonomatinamedG3686N-DSN ΣαπφίρῃSapphirēSapphiraG4551N-DSF-P αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐπώλησενepōlēsensoldG4453V-AAI-3S κτῆμαktēmaa propertyG2933N-ASN 2 ka nanafenany ho azy ny vola vidiny, ary ny vavy koa nahalala izany; dia nentiny ny vola sasany vidiny ka napetrany teo anoloan’ ny tongotry ny Apostoly.
ἐνοσφίσατοenosphisatohe kept backG3557V-AMI-3S τιμῆς,timēsproceeds,G5092N-GSF συνειδυίηςsuneiduiēsalready being awareG4894V-RAP-GSF γυναικόςgunaikoswifeG1135HN-GSF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ἐνέγκαςenegkashaving broughtG5342V-AAP-NSM μέροςmerosa portionG3313N-ASN ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM ἔθηκεν.¶ethēkenhe laid [it].G5087V-AAI-3S 3 Ary hoy Petera: Ry Ananiasy, nahoana Satana no nameno ny fonao handainga amin’ ny Fanahy Masìna ka hanafina ny vola sasany vidin’ ny tany?
ΕἶπενEipenSaidG2036V-2AAI-3S Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P Ἁνανία,HananiaAnanias,G0367GN-VSM-P διὰdiabecause ofG1223PREP ἐπλήρωσενeplērōsenhas filledG4137V-AAI-3S σατανᾶςsatanasSatanG4567N-NSM-T καρδίανkardianheartG2588N-ASF ψεύσασθαίpseusasthaito lie toG5574V-ADN νοσφίσασθαιnosphisasthaito keep backG3557V-AMN τιμῆςtimēsproceedsG5092N-GSF χωρίου;chōriouland?G5564GN-GSN 4 Fony tsy namidy, tsy anao ihany va izy? Ary rehefa namidy, tsy anao hanaovanao izay sitraponao koa va? Nahoana no nisaina izany tao am-ponao ianao? Tsy nandainga tamin’ olona ianao, fa tamin’ Andriamanitra.
οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N μένονmenonremainingG3306V-PAP-NSN ἔμενενemenenit was remainingG3306V-IAI-3S πραθὲνprathenhaving been soldG4097V-APP-NSN ἐξουσίᾳexousiaauthorityG1849N-DSF ὑπῆρχεν;hupērchenit was?G5225V-IAI-3S ἔθουethoudid you purposeG5087V-2AMI-2S καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF πρᾶγμαpragmadeedG4229N-ASN τοῦτο;toutothis?G3778D-ASN ἐψεύσωepseusōyou have liedG5574V-ADI-2S ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM θεῷ.theōto God!G2316N-DSM-T 5 Ary Ananiasy, nony nandre izany teny izany, dia nikarapoka, ka afaka ny ainy; dia raiki-tahotra loatra izay rehetra nandre izany.
ἀκούωνakouōnHearingG0191V-PAP-NSM ἉνανίαςHananiasAnaniasG0367GN-NSM-P λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτουςtoutoustheseG3778D-APM πεσὼνpesōnhaving fallen downG4098V-2AAP-NSM ἐξέψυξεν.exepsuxenhe breathed his last.G1634V-AAI-3S ἐγένετοegenetocameG1096V-2ADI-3S φόβοςphobosfearG5401N-NSM μέγαςmegasgreatG3173A-NSM πάνταςpantasallG3956A-APM ἀκούονταςakouontashearingG0191V-PAP-APM ταῦτα·tautathese things;G3778D-APN 6 Ary nitsangana ny zatovo, dia nofonosiny ny faty ka nentiny nivoaka, dia naleviny.
ἀναστάντεςanastantesHaving arisenG0450V-2AAP-NPM νεώτεροιneōteroiyounger [men]G3501A-NPM-C συνέστειλανsunesteilancoveredG4958V-AAI-3P ἐξενέγκαντεςexenegkanteshaving carried [him] outG1627V-AAP-NPM ἔθαψαν.ethapsanthey buried [him].G2290V-AAI-3P 7 Fa rehefa afaka tokony ho ora telo, dia niditra koa ny vavy, nefa tsy fantany izay efa nanjo teo.
ἐγένετοegenetoIt came to passG1096V-2ADI-3S τριῶνtriōnthreeG5140A-GPF διάστημαdiastēmaafterwardG1292N-NSN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM εἰδυῖαeiduiaknowingG6063V-RAP-NSF γεγονὸςgegonoshaving come to passG1096V-2RAP-ASN εἰσῆλθεν.eisēlthencame in.G1525V-2AAI-3S 8 Ary hoy Petera taminy: Lazao amiko: Izany ihany va no vola vidin’ ny taninareo? Dia hoy izy: Eny, izany ihany.
ἀπεκρίθηapekrithēRepliedG0611V-ADI-3S Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P εἰπέeipedo tellG2036V-2AAM-2S τοσούτουtosoutoufor so muchG5118K-GSN ἀπέδοσθε;apedostheyou sold?G0591V-2AMI-2P εἶπεν·eipenshe said;G2036V-2AAI-3S τοσούτου.tosoutoufor so much.G5118K-GSN 9 Ary hoy Petera taminy: Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin’ ny Tompo? Indro, eo am-baravarana ny tongotr’ izay nandevina ny vadinao, ary hitondra anao hivoaka koa izy.
ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτήν·autēnher;G0846P-ASF τίtiWhy [is it]G5101I-ASN συνεφωνήθηsunephōnēthēit was agreed togetherG4856V-API-3S ὑμῖνhuminby youG4771P-2DP πειράσαιpeirasaito testG3985HV-AAN κυρίου;kuriouof [the] Lord?G2962GN-GSM-T θαψάντωνthapsantōnhaving buriedG2290V-AAP-GPM ἐξοίσουσίνexoisousinthey will carry outG1627V-FAI-3P 10 Dia nikarapoka teo anoloan’ ny tongony niaraka tamin’ izay koa izy, ka afaka ny ainy; ary raha niditra ny zatovo, dia hitany fa maty, ary nentiny nivoaka ka naleviny teo anilan’ ny lahy.
ἔπεσενepesenShe fell downG4098V-2AAI-3S παραχρῆμαparachrēmaimmediatelyG3916ADV αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐξέψυξεν·exepsuxenbreathed her last;G1634V-AAI-3S εἰσελθόντεςeiselthontesHaving come inG1525V-2AAP-NPM νεανίσκοιneaniskoiyoung [men]G3495N-NPM εὗρονheuronfoundG2147V-2AAI-3P νεκράν,nekrandead,G3498A-ASF ἐξενέγκαντεςexenegkanteshaving carried outG1627V-AAP-NPM ἔθαψανethapsanthey buried [her]G2290V-AAI-3P αὐτῆς·autēsof her;G0846P-GSF 11 Dia raiki-tahotra indrindra ny fiangonana rehetra sy izay rehetra nandre izany.
ἐγένετοegenetocameG1096V-2ADI-3S φόβοςphobosfearG5401N-NSM μέγαςmegasgreatG3173A-NSM ἐκκλησίανekklēsianchurchG1577N-ASF πάνταςpantasallG3956A-APM ἀκούονταςakouontashearingG0191V-PAP-APM ταῦτα.¶tautathese things.G3778D-APN Ny fahagagana nataon’ ny Apostoly sy ny nandrosoan’ ny fiangonana
12 Ary ny tanan’ ny Apostoly no nanaovana famantarana sy fahagagana maro teo amin’ ny vahoaka; ary izy rehetra niray saina teo amin’ ny Fialofan’ i Solomona;
χειρῶνcheirōnhandsG5495N-GPF ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM ἐγίνετοeginetowere happeningG1096V-INI-3S σημεῖαsēmeiasignsG4592N-NPN τέραταteratawondersG5059N-NPN ἦσανēsanthey wereG1510V-IAI-3P ὁμοθυμαδὸνhomothumadonwith one accordG3661ADV ἅπαντεςhapantesallG0537A-NPM στοᾷstoaColonnadeG4745N-DSF Σολομῶντος·Solomōntosof Solomon;G4672HN-GSM-P 13 ary tsy nisy tamin’ ny olona sisa rehetra sahy niray taminy; nefa nankalaza azy ny vahoaka.
λοιπῶνloipōnrestG3062A-GPM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἐτόλμαetolmawas daringG5111V-IAI-3S κολλᾶσθαιkollasthaito joinG2853V-PPN αὐτοῖς,autoiswith them,G0846P-DPM ἐμεγάλυνενemegalunenwere magnifyingG3170V-IAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM λαός.laospeople.G2992N-NSM 14 Ary vao mainka nisy olona maro koa na lahy na vavy izay nino ny Tompo nanampy ho isany;
προσετίθεντοprosetithentowere addedG4369V-IPI-3P πιστεύοντεςpisteuontesbelievingG4100V-PAP-NPM πλήθηplēthēmultitudesG4128N-NPN γυναικῶν,gunaikōnwomen,G1135GN-GPF 15 ka dia nentiny teny an-dalambe aza ny marary ka napetrany teny ambony farafara sy fandriana, mba hisy ho azon’ ny tandindon’ i Petera ahay, raha mandalo izy.
πλατείαςplateiasstreetsG4116N-APF ἐκφέρεινekphereinto bring outG1627V-PAN ἀσθενεῖςastheneissickG0772HA-APM τιθέναιtithenaito put [them]G5087V-PAN κλιναρίωνklinariōncotsG6055N-GPN κραβάττων,krabattōnmats,G2895N-GPM ἐρχομένουerchomenouwhen is comingG2064V-PNP-GSM ΠέτρουPetrouPeterG4074GN-GSM-P κἂνkanat leastG2532CONJ + G1437 ἐπισκιάσῃepiskiasēshall envelopG1982V-AAS-3S αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 16 Ary ny olona maro avy tamin’ ny vohitra manodidina an’ i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin’ ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra.
συνήρχετοsunērchetoWere coming togetherG4905V-INI-3S πλῆθοςplēthosmultitudeG4128N-NSN πέριξperixsurroundingG4038ADV πόλεωνpoleōncitiesG4172N-GPF ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-GSF-L φέροντεςpherontesbringingG5342V-PAP-NPM ἀσθενεῖςastheneis[the] sickG0772HA-APM ὀχλουμένουςochloumenous[those] being tormentedG3791V-PPP-APM πνευμάτωνpneumatōnspiritsG4151GN-GPN ἀκαθάρτων,akathartōnunclean,G0169A-GPN οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἐθεραπεύοντοetherapeuontowere healedG2323V-IPI-3P ἅπαντες.¶hapantesall.G0537A-NPM Ny namatorana ny Apostoly rehetra, sy ny nitondrana azy teo anatrehan’ ny Synedriona
17 Ary nitsangana ny mpisoronabe mbamin’ ny namany rehetra (izay antokon’ ny Sadoseo), fa feno fialonana izy,
ἈναστὰςAnastasHaving risen upG0450V-2AAP-NSM ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM πάντεςpantesallG3956A-NPM οὖσαousais beingG1510V-PAP-NSF αἵρεσιςairesis[the] sectG0139N-NSF Σαδδουκαίων,SaddoukaiōnSadducees,G4523N-GPM-T ἐπλήσθησανeplēsthēsanwere filledG4130V-API-3P ζήλουzēlouwith jealousyG2205N-GSM 18 dia nisambotra ny Apostoly izy ka nanao azy tao an-tranomaizina.
ἐπέβαλονepebalonthey laidG1911V-2AAI-3P χεῖραςcheirashandsG5495N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀποστόλουςapostolousapostlesG0652N-APM ἔθεντοethentoputG5087V-2AMI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM τηρήσειtērēsei[the] jailG5084N-DSF δημοσίᾳ.¶dēmosiapublic.G1219A-DSF 19 Fa nisy anjelin’ ny Tompo namoha ny varavaran’ ny tranomaizina nony alina, dia nitondra azy nivoaka ka nanao hoe:
ἌγγελοςAngelosAn angelG0032GN-NSM κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T νυκτὸςnuktosnightG3571N-GSF ἀνοίξαςanoixashaving openedG0455V-AAP-NSM θύραςthurasdoorsG2374N-APF φυλακῆς,phulakēsprison,G5438GN-GSF ἐξαγαγώνexagagōnhaving brought outG1806V-2AAP-NSM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S 20 Mandehana, ka mitsangàna, ary mitoria amin’ ny vahoaka eo an-kianjan’ ny tempoly ny teny rehetra milaza izany fiainana izany.
πορεύεσθεporeuesthedo goG4198V-PNM-2P σταθέντεςstathenteshaving stoodG2476V-APP-NPM λαλεῖτεlaleitedo speakG2980V-PAM-2P ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-APN ταύτης.tautēsthis.G3778D-GSF 21 Ary rehefa nandre izany izy, dia niditra maraina koa teo an-kianjan’ ny tempoly ka nampianatra. Ary rehefa tonga ny mpisoronabe sy ny namany, dia nampiangona ny Synedriona sy ny loholona rehetra tamin’ ny Zanak’ isiraely izy ka naniraka nankao amin’ ny tranomaizina haka ny Apostoly.
ἀκούσαντεςakousantesHaving heardG0191V-AAP-NPM εἰσῆλθονeisēlthonthey enteredG1525V-2AAI-3P ὄρθρονorthrondawnG3722N-ASM ἱερὸνhi'erontempleG2411N-ASN ἐδίδασκον.¶edidaskonwere teaching.G1321V-IAI-3P ΠαραγενόμενοςParagenomenosHaving comeG3854V-2ADP-NSM ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM συνεκάλεσανsunekalesanthey called togetherG4779V-AAI-3P συνέδριονsunedrionCouncilG4892N-ASN γερουσίανgerousianSenateG1087N-ASF ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L ἀπέστειλανapesteilansentG0649V-AAI-3P δεσμωτήριονdesmōtērionprison houseG1201N-ASN ἀχθῆναιachthēnaito bringG0071V-APN αὐτούς.autousthem.G0846P-APM 22 Fa nony tonga ny mpiandry raharaha, dia tsy nahita azy tao an-tranomaizina; dia niverina izy ka nilaza hoe:
παραγενόμενοιparagenomenoihaving comeG3854V-2ADP-NPM ὑπηρέταιhupēretai[the] officersG5257N-NPM εὗρονheurondid findG2147V-2AAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM φυλακῇ.phulakēaprison.G5438GN-DSF ἀναστρέψαντεςanastrepsanteshaving returnedG0390V-AAP-NPM ἀπήγγειλανapēngeilanthey reported backG0518V-AAI-3P 23 Ny tranomaizina dia hitanay mihidy tsara, ary ny mpiambina mitsangana eo am-baravarana; kanefa nony novohanay, dia tsy nahita olona tao izahay.
λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM δεσμωτήριονdesmōtērionprison houseG1201N-ASN εὕρομενheuromenwe foundG2147V-2AAI-1P κεκλεισμένονkekleismenonshutG2808V-RPP-ASN ἀσφαλείᾳasphaleiasecurityG0803N-DSF φύλακαςphulakasguardsG5441N-APM ἑστῶταςhestōtasalready standingG2476V-RAP-APM θυρῶν,thurōndoors,G2374N-GPF ἀνοίξαντεςanoixanteshaving opened [them]G0455V-AAP-NPM οὐδέναoudenano [one]G3762A-ASM εὕρομεν.heuromenwe found.G2147V-2AAI-1P 24 Ary ny lehiben’ ny mpiambina ny tempoly sy ny lohan’ ny mpisorona, rehefa nandre izany teny izany, dia niroahana ny amin’ izay ho faran’ izany.
ἤκουσανēkousanthey heardG0191V-AAI-3P λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτουςtoutoustheseG3778D-APM ἱερεὺςhi'ereusthe priestG2409N-NSM στρατηγὸςstratēgoscaptainG4755N-NSM ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN ἀρχιερεῖς,archiereischief priestsG0749N-NPM διηπόρουνdiēporounwere perplexedG1280V-IAI-3P περὶpericoncerningG4012PREP αὐτῶν,autōnthem,G0846P-GPM γένοιτοgenoitowould beG1096V-2ADO-3S τοῦτο.toutothis.G3778D-NSN 25 Dia nisy tonga ka nilaza taminy hoe: Ireny lehilahy izay nataonareo tao an-tranomaizina ireny, dia indreo izy mitsangana eo an-kianjan’ ny tempoly ka mampianatra ny olona.
παραγενόμενοςparagenomenosHaving comeG3854V-2ADP-NSM τιςtisa certain oneG5100X-NSM ἀπήγγειλενapēngeilenhe reportedG0518V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM ἔθεσθεethestheyou putG5087V-2AMI-2P φυλακῇ,phulakēaprisonG5438GN-DSF εἰσὶνeisinareG1510V-PAI-3P ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN ἑστῶτεςhestōtesalready standingG2476V-RAP-NPM διδάσκοντεςdidaskontesteachingG1321V-PAP-NPM λαόν.¶laonpeople!G2992N-ASM 26 Dia lasa ny lehiben’ ny mpiambina sy ny mpiandry raharaha ka nitondra azy, nefa tsy nanao mahery, satria natahotra ny vahoaka izy, fandrao hotorahany vato.
ἀπελθὼνapelthōnhaving goneG0565V-2AAP-NSM στρατηγὸςstratēgoscaptainG4755N-NSM ὑπηρέταιςhupēretaisofficersG5257N-DPM ἦγενēgenwas bringingG0071V-IAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM βίας,biasforce,G0970N-GSF ἐφοβοῦντοephobountothey were afraid ofG5399V-INI-3P λιθασθῶσιν.¶lithasthōsinthey may be stoned.G3034V-APS-3P 27 Ary rehefa nentiny, dia napetrany teo anatrehan’ ny Synedriona ireo, ary ny mpisoronabe nanontany azy
ἈγαγόντεςAgagontesHaving broughtG0071V-2AAP-NPM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἔστησανestēsanthey set [them]G2476V-2AAI-3P συνεδρίῳ.sunedriōCouncil.G4892N-DSN ἐπηρώτησενepērōtēsenaskedG1905V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM 28 ka nanao hoe: Efa noraranay mafy dia mafy ianareo tsy hampianatra amin’ izany anarana izany; kanjo, indro, efa nofenoinareo ny fampianaranareo Jerosalema, ka tianareo hankinina aminay ny ran’ izany Lehilahy izany.
λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM παραγγελίᾳparangeliaby a chargeG3852N-DSF παρηγγείλαμενparēngeilamenwe commandedG3853V-AAI-1P διδάσκεινdidaskeinto teachG1321V-PAN ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN τούτῳ.toutōthis.G3778D-DSN πεπληρώκατεpeplērōkateyou have filledG4137V-RAI-2P ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-ASF-L διδαχῆςdidachēsteachingG1322N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP βούλεσθεboulestheyou intendG1014V-PNI-2P ἐπαγαγεῖνepagageinto bringG1863V-2AAN ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM τούτου.¶toutouthis.G3778D-GSM 29 Fa Petera sy ny Apostoly namaly ka nanao hoe: Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona.
ἈποκριθεὶςApokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἀπόστολοιapostoloiapostlesG0652N-NPM εἶπαν·eipansaid;G2036V-2AAI-3P πειθαρχεῖνpeitharcheinTo obeyG3980V-PAN δεῖdeiit is necessaryG1163V-PAI-3S θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ἀνθρώποις.anthrōpoisto men.G0444N-DPM 30 Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an’ i Jesosy, Izay novonoin’ ny tananareo nahantonareo teo amin’ ny hazo.
πατέρωνpaterōnfathersG3962N-GPM ἤγειρενēgeirenraised upG1453V-AAI-3S ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP διεχειρίσασθεdiecheirisasthekilledG1315V-AMI-2P κρεμάσαντεςkremasanteshaving hanged [Him]G2910V-AAP-NPM ξύλου·xuloua tree;G3586N-GSN 31 Izy nasandratry ny tanana ankavanan’ Andriamanitra1 ho Tompo sy Mpamonjy, hanome fibebahana sy famelan-keloka ho an’ ny Isiraely.
τοῦτονtoutonHimG3778D-ASM ἀρχηγὸνarchēgon[as] PrinceG0747N-ASM σωτῆραsōtēraSaviorG4990N-ASM ὕψωσενhupsōsenexaltedG5312V-AAI-3S δεξιᾷdexiaright handG1188A-DSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN μετάνοιανmetanoianrepentanceG3341N-ASF ἸσραὴλIsraēlto IsraelG2474N-DSM-L ἄφεσινaphesinforgivenessG0859N-ASF ἁμαρτιῶν.hamartiōnof sins.G0266N-GPF - Na: nasandratra ho eo an-tanana ankavanan’ Andriamanitra.
32 Ary izahay dia vavolombelon’ izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masìna koa, Izay efa nomen’ Andriamanitra ny manaiky Azy.
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἐσμενesmenareG1510V-PAI-1P αὐτοῦautouof himG0846P-GSM μάρτυρεςmartureswitnessesG3144N-NPM ῥημάτωνrhēmatōndeclarationsG4487N-GPN τούτωνtoutōntheseG3778D-GPN ἔδωκενedōkenhas givenG1325V-AAI-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πειθαρχοῦσινpeitharchousinobeyingG3980V-PAP-DPM 33 Ary raha nandre izany izy, dia lotika ny fony, ka nihendry hamono azy izy.
ἀκούσαντεςakousanteshaving heardG0191V-AAP-NPM διεπρίοντοdiepriontothey felt cut upG1282V-IPI-3P ἐβούλοντοeboulontothey were desiringG1014V-INI-3P ἀνελεῖνaneleinto executeG0337V-2AAN αὐτούς.¶autousthem.G0846P-APM 34 Dia nitsangana teo amin’ ny Synedriona ny Fariseo anankiray atao hoe Gamaliela, mpampiana-dalàna, izay nalaza teo amin’ ny olona rehetra, ary nasainy navoaka kely ireo olona ireo.
ἈναστὰςAnastasHaving risen upG0450V-2AAP-NSM τιςtisa certain [man]G5100X-NSM συνεδρίῳsunedriōCouncilG4892N-DSN ΦαρισαῖοςPharisaiosa PhariseeG5330N-NSM-T ὀνόματιonomatinamedG3686N-DSN Γαμαλιήλ,GamaliēlGamaliel,G1059N-NSM-P νομοδιδάσκαλοςnomodidaskalosa teacher of the lawG3547N-NSM τίμιοςtimioshonoredG5093A-NSM παντὶpantiby allG3956A-DSM ἐκέλευσενekeleusenhe commanded [them]G2753V-AAI-3S βραχὺbrachufor a shortG1024A-ASN ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM ποιῆσαι,poiēsaito put,G4160IV-AAN 35 Dia hoy izy tamin’ ny namany: Ry lehilahy Isiraely, tandremo tsara izay hataonareo amin’ ireo olona ireo.
εἶπένeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτούς·autousthem;G0846P-APM Ἰσραηλῖται,IsraēlitaiIsraelites,G2475N-VPM-PG προσέχετεprosechetedo take heedG4337V-PAM-2P ἑαυτοῖςhe'autoisto yourselvesG1438F-2DPM ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM τούτοιςtoutoistheseG3778D-DPM μέλλετεmelleteyou are aboutG3195V-PAI-2P πράσσειν.prasseinto do.G4238V-PAN 36 Fa nitsangana fahiny Teodasy ka nanao ny tenany ho zavatra; tokony ho efa-jato no isan’ ny lehilahy izay niandany taminy; fa novonoina izy ka nihahaka izay rehetra nanaiky azy ka tonga tsinontsinona.
τούτωνtoutōntheseG3778D-GPF ἡμερῶνhēmerōndaysG2250N-GPF ἀνέστηanestērose upG0450V-2AAI-3S ΘευδᾶςTheudasTheudasG2333N-NSM-P λέγωνlegōnaffirmingG3004GV-PAP-NSM εἶναίeinaito beG1511V-PAN τιναtinasomebodyG5100X-ASM ἑαυτόν,he'autonhimself,G1438F-3ASM προσεκλίθηproseklithēwere joinedG6076V-API-3S ἀριθμὸςarithmosnumberG0706N-NSM τετρακοσίων·tetrakosiōnfour hundred;G5071A-GPM ἀνῃρέθη,anērethēwas executed,G0337V-API-3S πάντεςpantesallG3956A-NPM ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἐπείθοντοepeithontowere persuadedG3982V-IPI-3P διελύθησανdieluthēsanthey were dispersedG1262V-API-3P ἐγένοντοegenontothey it cameG1096V-2ADI-3P οὐδέν.oudenno [thing].G3762A-ASN 37 Ary nanarakaraka azy indray, tamin’ ny andro nanoratana ny vahoaka, dia nitsangana Jodasy avy any Galilia; ary izy nitaona olona hikomy hanaraka azy; dia novonoina koa izy, ka nihahaka izay rehetra nanaiky azy.
τοῦτονtoutonthis manG3778D-ASM ἀνέστηanestērose upG0450V-2AAI-3S ἸούδαςIoudasJudasG2455KN-NSM-P ΓαλιλαῖοςGalilaiosGalileanG1057N-NSM-LG ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF ἀπογραφῆςapographēsregistrationG0582N-GSF ἀπέστησενapestēsendrew awayG0868V-2AAI-3S ἱκανὸνhikanonsignificant number ofG2425A-ASM αὐτοῦ·autouhim;G0846P-GSM κἀκεῖνοςkakeinosAnd heG2532CONJ + G1565 ἀπώλετο,apōletoperished,G0622V-2AMI-3S πάντεςpantesallG3956A-NPM ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἐπείθοντοepeithontowere persuadedG3982V-IPI-3P διεσκορπίσθησαν.dieskorpisthēsanwere scattered.G1287V-API-3P 38 Ary ankehitriny dia lazaiko aminareo: Mandefera amin’ ireo olona ireo, ka avelao ihany izy; fa raha avy amin’ olona izao saina na asa izao, dia ho foana;
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀπόστητεapostētedo withdrawG0868V-2AAM-2P ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM τούτωνtoutōntheseG3778D-GPM ἄφετεaphetedo releaseG0863IV-2AAM-2P αὐτούς,autousthem,G0846P-APM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM τοῦτο,toutothis,G3778D-NSN καταλυθήσεται·kataluthēsetaiit will be overthrown;G2647V-FPI-3S 39 fa raha avy amin’ Andriamanitra kosa izao, dia tsy ho azonareo foanana, sao dia miseho ho mpiady amin’ Andriamanitra ianareo.
ἐστιν,estinit is,G1510V-PAI-3S δυνήσεσθεdunēsestheyou will be ableG1410V-FDI-2P καταλῦσαιkatalusaito overthrowG2647V-AAN αὐτούς,autousthem,G0846P-APM μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 θεομάχοιtheomachoifighting against GodG2314A-NPM εὑρεθῆτε.heurethēteYou shall be found.G2147V-APS-2P 40 Dia nanaiky azy izy; ary rehefa niantso ny Apostoly izy, dia nikapoka azy sady nandrara azy tsy hiteny amin’ ny anaran’ i Jesosy intsony, ary dia nandefa azy handeha.
προσκαλεσάμενοιproskalesamenoihaving called inG4341V-ADP-NPM ἀποστόλουςapostolousapostlesG0652N-APM δείραντεςdeiranteshaving beatenG1194V-AAP-NPM παρήγγειλανparēngeilanthey commanded [them]G3853V-AAI-3P λαλεῖνlaleinto speakG2980V-PAN ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ἀπέλυσανapelusanreleasedG0630GV-AAI-3P αὐτούς.¶autousthem.G0846P-APM 41 Ary ireo dia niala teo anatrehan’ ny Synedriona, sady faly, satria natao miendrika hitondra fahafaham-baraka ho voninahitr’ izany anarana izany.
ἐπορεύοντοeporeuontowere departingG4198V-INI-3P χαίροντεςchairontesrejoicingG5463V-PAP-NPM προσώπουprosōpou[the] presenceG4383N-GSN συνεδρίου,sunedriouCouncil,G4892N-GSN κατηξιώθησανkatēxiōthēsanthey had been counted worthyG2661V-API-3P ὀνόματοςonomatosNameG3686N-GSN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἀτιμασθῆναι·atimasthēnaito suffer dishonor;G0818V-APN 42 Ary tsy nitsahatra nampianatra sy nitory an’ i Jesosy ho Kristy isan’ andro teo an-kianjan’ ny tempoly sy tao an-trano izy.
πᾶσάνpasanEveryG3956A-ASF ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN ἐπαύοντοepauontothey were ceasingG3973V-IMI-3P διδάσκοντεςdidaskontesteachingG1321V-PAP-NPM εὐαγγελιζόμενοιeuangelizomenoievangelising [that]G2097V-PMP-NPM χριστὸνchristonChristG5547N-ASM-T Ἰησοῦν.¶Iēsoun[is] Jesus.G2424GN-ASM-P