Chapter 2
1 Ary nony niditra tao Kapernaomy indray Izy, rehefa afaka andro vitsivitsy, dia re fa tao an-trano Izy,
εἰσελθὼνeiselthōnHe was enteringG1525V-2AAP-NSM ΚαφαρναοὺμKapharnaoumCapernaumG2584N-ASF-L δι᾽di᾽after [some]G1223PREP ἡμερῶνhēmerōndaysG2250N-GPF ἠκούσθηēkousthēit was heardG0191V-API-3S οἴκῳoikō[the] houseG3624GN-DSM ἐστίν.estinHe is.G1510V-PAI-3S 2 ka dia tafangona ny maro, ka tsy nisy hitoerana intsony, na dia teny anoloan’ ny varavarana aza; ary Izy nitory ny teny taminy.
εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV συνήχθησανsunēchthēsanwere gathered togetherG4863V-API-3P πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ὥστεhōsteso thatG5620CONJ μηκέτιmēketino moreG3371ADV-N χωρεῖνchōreinto have spaceG5562V-PAN μηδὲmēdenot even [space]G3366ADV-N θύραν,thurandoor,G2374N-ASF ἐλάλειelaleiHe was speakingG2980V-IAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM λόγον.¶logonword.G3056N-ASM 3 Ary nisy nanatona nitondra ny anankiray mararin’ ny paralysisa ho eo aminy, izay nolanjain’ efa-dahy.
ἔρχονταιerchontaithey comeG2064V-PNI-3P φέροντεςpherontesbringingG5342V-PAP-NPM παραλυτικὸνparalutikona paralyticG3885A-ASM αἰρόμενονairomenonbeing carriedG0142V-PPP-ASM τεσσάρων.tessarōnfour.G5064A-GPM 4 Ary satria tsy afaka nanakaiky Azy izy noho ny habetsahan’ ny vahoaka, dia nanesorany ny tafon’ ny trano nitoeran’ i Jesosy, ka nony efa voasokatra, dia nampidininy teo ny fandriana izay nandrian’ ilay nararin’ ny paralysisa.
δυνάμενοιdunamenoibeing ableG1410V-PNP-NPM προσενέγκαιprosenegkaito bring toG4374V-2AAN διὰdiaon account ofG1223PREP ὄχλονochloncrowdG3793N-ASM ἀπεστέγασανapestegasanthey removedG0648V-AAI-3P στέγηνstegēnroofG4721N-ASF ἐξορύξαντεςexoruxanteshaving broken up [it]G1846V-AAP-NPM χαλῶσινchalōsinthey let downG5465V-PAI-3P κράβαττονkrabattonpalletG2895N-ASM παραλυτικὸςparalutikosparalyticG3885A-NSM κατέκειτο.katekeitowas lying.G2621V-INI-3S 5 Ary Jesosy, nony nahita ny finoan’ ireo, dia nanao tamin’ ilay mararin’ ny paralysisa hoe: Anaka, voavela ny helokao.
ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S παραλυτικῷ·paralutikōparalytic;G3885A-DSM τέκνον,teknonSon,G5043N-VSN ἀφίενταίaphientaiare forgivenG0863HV-PPI-3P ἁμαρτίαιhamartiaisinsG0266N-NPF 6 Ary nisy mpanora-dalàna sasany nipetraka teo ka nieritreritra tao am-pony hoe:
ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P γραμματέωνgrammateōnscribesG1122N-GPM καθήμενοιkathēmenoisittingG2521V-PNP-NPM διαλογιζόμενοιdialogizomenoireasoningG1260V-PNP-NPM καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF αὐτῶν·autōnof them;G0846P-GPM 7 Nahoana Ilehity no miteny toy izany? Miteny ratsy1 Izy. Iza no mahavela heloka afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra?
οὗτοςhoutosthis [man]G3778D-NSM λαλεῖ;laleidoes speak?G2980V-PAI-3S βλασφημεῖ·blasphēmeiHe blasphemes!G0987V-PAI-3S δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ἀφιέναιaphienaito forgiveG0863HV-PAN ἁμαρτίαςhamartiassinsG0266N-APF θεός;theosGod?G2316N-NSM-T - Gr. manao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
8 Ary niaraka tamin’ izay Jesosy dia nahalala tao am-panahiny fa nieritreritra izany tao am-pony ireo, dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo?
εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ἐπιγνοὺςepignoushaving knownG1921V-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P πνεύματιpneumatispiritG4151GN-DSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM διαλογίζονταιdialogizontaiare reasoningG1260V-PNI-3P ἑαυτοῖςhe'autoisthemselvesG1438F-3DPM λέγειlegeiHe speaksG3004GV-PAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ταῦταtautathese thingsG3778D-APN διαλογίζεσθεdialogizesthereason youG1260V-PNI-2P καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ὑμῶν;humōnof you?G4771P-2GP 9 Iza moa no moramora kokoa, ny manao amin’ ilay mararin’ ny paralysisa hoe: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka mandehana?
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εὐκοπώτερον,eukopōteroneasier,G2123A-NSN-C εἰπεῖνeipeinto sayG2036V-2AAN παραλυτικῷ·paralutikōparalytic;G3885A-DSM ἀφίενταίaphientaiAre forgivenG0863HV-PPI-3P ἁμαρτίαι,hamartiaisins,G0266N-NPF εἰπεῖν·eipeinto say;G2036V-2AAN ἔγειρεegeiredo ariseG1453V-PAM-2S ἆρονarondo take upG0142V-AAM-2S κράβαττόνkrabattonmatG2895N-ASM περιπάτει;¶peripateido walk?G4043V-PAM-2S 10 Fa mba ho fantatrareo fa ny Zanak’ olona manana fahefana etỳ ambonin’ ny tany hamela heloka, dia lazaiko aminao (hoy Izy tamin’ ilay mararin’ ny paralysisa):
εἰδῆτεeidēteyou may knowG6063V-RAS-2P ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἀφιέναιaphienaito forgiveG0863HV-PAN ἁμαρτίαςhamartiassinsG0266N-APF λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S παραλυτικῷ·paralutikōparalytic;G3885A-DSM 11 Mitsangàna, betao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao.
ἔγειρε,egeiredo ariseG1453V-PAM-2S ἆρονarondo take upG0142V-AAM-2S κράβαττόνkrabattonmatG2895N-ASM ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S σου.¶souof you.G4771P-2GS 12 Dia nitsangana izy ka nambeta ny fandriany niaraka tamin’ izay ary niala teo anatrehan’ ny olona rehetra; dia talanjona izy rehetra ka nankalaza an’ Andriamanitra nanao hoe: Tsy mbola nahita izay toy izao izahay.
ἠγέρθηēgerthēhe aroseG1453V-API-3S εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ἄραςarashaving taken upG0142V-AAP-NSM κράβαττονkrabattonmatG2895N-ASM ἐξῆλθενexēlthenhe went forthG1831V-2AAI-3S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὥστεhōsteso as forG5620CONJ ἐξίστασθαιexistasthaito be amazedG1839V-PMN πάνταςpantasallG3956A-APM δοξάζεινdoxazeinto glorifyG1392V-PAN λέγονταςlegontassayingG3004GV-PAP-APM οὐδέποτεoudepoteneverG3763ADV-N εἴδομεν.¶eidomendid we see.G1492HV-2AAI-1P 13 Ary lasa nandeha teny amoron-dranomasina indray Jesosy; ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, ka dia nampianatra azy Izy.
ἐξῆλθενexēlthenHe went forthG1831V-2AAI-3S θάλασσαν,thalassansea,G2281N-ASF ὄχλοςochloscrowdG3793N-NSM ἤρχετοērchetowas comingG2064V-INI-3S αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM ἐδίδασκενedidaskenHe was teachingG1321V-IAI-3S αὐτούς.¶autousthem.G0846P-APM 14 Ary nony nandalo Izy, dia nahita an’ i Levy, zanak’ i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra1; ka hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy.
παράγωνparagōnpassing onG3855V-PAP-NSM εἶδενeidenHe sawG1492HV-2AAI-3S τὸνtonthe [son]G3588T-ASM ἉλφαίουHalphaiouof AlphaeusG0256N-GSM-P καθήμενονkathēmenonsittingG2521V-PNP-ASM τελώνιονtelōniontax boothG5058N-ASN λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ἀκολούθειakoloutheido followG0190V-PAM-2S ἀναστὰςanastashaving arisenG0450V-2AAP-NSM ἠκολούθησενēkolouthēsenhe followedG0190V-AAI-3S - Izahao Mat 9. 9 .
15 Ary raha nipetraka nihinana tao an-tranony Izy, dia maro ny mpamory hetra sy ny mpanota no niara-nipetraka nihinana tamin’ i Jesosy mbamin’ ny mpianany; fa nisy maro tao, dia nanaraka Azy izy.
γίνεταιginetaiit came to passG1096V-PNI-3S κατακεῖσθαιkatakeisthairecliningG2621V-PNN αὐτὸνautonof HimG0846P-ASM αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM τελῶναιtelōnaitax collectorsG5057N-NPM ἁμαρτωλοὶhamartōloisinnersG0268A-NPM συνανέκειντοsunanekeintowere reclining withG4873V-INI-3P τοῖςtoiswith theG3588T-DPM μαθηταῖςmathētaisdisciplesG3101N-DPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM ἦσανēsanthere wereG1510V-IAI-3P πολλοί,polloimany,G4183A-NPM ἠκολούθουνēkolouthounthey were followingG0190V-IAI-3P 16 Ary ny mpanora-dalàna, izay isan’ ny Fariseo1, raha nahita fa niara-nipetraka nihinana tamin’ ny mpanota sy ny mpamory hetra Izy, dia niteny tamin’ ny mpianatra hoe: Miara-mihinana sy misotro amin’ ny mpamory hetra sy ny mpanota Izy!
γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM ΦαρισαίωνPharisaiōnPhariseesG5330N-GPM-T ἰδόντεςidonteshaving seenG1492HV-2AAP-NPM ἐσθίειesthieihe eatsG2068V-PAI-3S ἁμαρτωλῶνhamartōlōnsinnersG0268A-GPM τελωνῶνtelōnōntax collectorsG5057N-GPM ἔλεγονelegonwere sayingG3004GV-IAI-3P μαθηταῖςmathētaisdisciplesG3101N-DPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM τίtiWhy [is it]G5101I-NSN τελωνῶνtelōnōntax collectorsG5057N-GPM ἁμαρτωλῶνhamartōlōnsinnersG0268A-GPM ἐσθίειesthieiHe eatsG2068V-PAI-3S πίνει;¶pineidrinks?G4095V-PAI-3S - Na: Ary ny Mpanora-dalàna sy ny Fariseo.
17 Ary raha nahare izany Jesosy, dia nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota
ἀκούσαςakousashaving heardG0191V-AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P αὐτοῖς·autoisto them:G0846P-DPM χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχουσινechousinhaveG2192V-PAI-3P ἰσχύοντεςischuontesbeing strongG2480V-PAP-NPM ἰατροῦiatrouof a physicianG2395N-GSM ἔχοντες·echontesbeing;G2192V-PAP-NPM ἦλθονēlthonI cameG2064V-2AAI-1S καλέσαιkalesaito callG2564GV-AAN δικαίουςdikaious[the] righteousG1342A-APM ἁμαρτωλούςhamartōloussinnersG0268A-APM μετάνοιαν.¶metanoianrepentance.G3341N-ASF 18 Ary ny mpianatr’ i Jaona sy ny Fariseo nifady hanina tamin’ izany; dia avy izy ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Nahoana ny mpianatr’ i Jaona sy ny mpianatry ny Fariseo no mifady hanina, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?
ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ἸωάννουIōannouof JohnG2491GN-GSM-P ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-NPM-T νηστεύοντεςnēsteuontesfastingG3522V-PAP-NPM ἔρχονταιerchontaithey comeG2064V-PNI-3P λέγουσινlegousinthey sayG3004GV-PAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM διὰdiaBecause ofG1223PREP μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ἸωάννουIōannouof JohnG2491GN-GSM-P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ΦαρισαίωνPharisaiōnPhariseesG5330N-GPM-T νηστεύουσιν,nēsteuousinfast,G3522V-PAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM νηστεύουσιν;¶nēsteuousinfast?G3522V-PAI-3P 19 Ary Jesosy niteny taminy hoe: Mahay mifady va ny havan’ ny mpampakatra raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra? Raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra dia tsy mahay mifady izy.
εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P δύνανταιdunantaiare ableG1410V-PNI-3P νυμφῶνοςnumphōnosbridechamberG3567N-GSM νυμφίοςnumphiosbridegroomG3566N-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S νηστεύειν;nēsteueinto fast?G3522V-PAN ὅσονhosonAs long asG3745K-ASM χρόνονchronontimeG5550N-ASM ἔχουσινechousinthey haveG2192V-PAI-3P νυμφίονnumphionbridegroomG3566N-ASM δύνανταιdunantaithey are ableG1410V-PNI-3P νηστεύειν.nēsteueinto fast.G3522V-PAN 20 Fa ho avy andro izay hanalana ny mpampakatra hiala ao aminy, ka amin’ izany andro izany hifady izy.
ἐλεύσονταιeleusontaiWill comeG2064V-FDI-3P ἡμέραιhēmerai[the] daysG2250N-NPF ἀπαρθῇaparthēamay have been taken awayG0522V-APS-3S νυμφίος,numphiosbridegroom,G3566N-NSM νηστεύσουσινnēsteusousinthey will fastG3522V-FAI-3P ἐκείνῃekeinēthatG1565D-DSF ἡμέρᾳ.¶hēmeraday.G2250N-DSF 21 Tsy misy olona manjaitra tapa-damba tsy mbola voalòna amin’ ny lamba tonta; fa raha izany, ny vaovao izay natampina dia handrompitra ny tonta, ka hitatra ny triatra.
οὐδεὶςoudeisNo [one]G3762A-NSM ἐπίβλημαepiblēmaa patchG1915N-ASN ῥάκουςrhakousof clothG4470N-GSN ἀγνάφουagnaphouunshrunkG0046A-GSN ἐπιράπτειepirapteisewsG1976V-PAI-3S ἱμάτιονhimationclothingG2440N-ASN παλαιόν·palaionold;G3820A-ASN αἴρειaireitears awayG0142V-PAI-3S πλήρωμαplērōmapatchG4138N-ASN καινὸνkainonnewG2537A-NSN παλαιοῦ,palaiouold,G3820A-GSN χεῖρονcheironworseG5501A-NSN-C σχίσμαschismaa tearG4978N-NSN γίνεται.¶ginetaitakes place.G1096V-PNI-3S 22 Ary tsy misy olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra tonta; fa raha izany, ny divay dia hahatriatra ny siny hoditra, ka dia samy ho very foana ny divay sy ny siny hoditra; fa divay vaovao no ho ao anaty siny hoditra vaovao.
οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM βάλλειballeiputsG0906HV-PAI-3S ἀσκοὺςaskouswineskinsG0779N-APM παλαιούς·palaiousold;G3820A-APM ῥήξειrhēxeiwill burstG4486V-FAI-3S ἀσκούς,askouswineskinsG0779N-APM ἀπόλλυταιapollutaiis destroyedG0622V-PPI-3S ἀσκοίaskoiwineskinsG0779N-NPM ἀπολοῦνται·apolountaiwill perish;G0622V-FMI-3P ἀσκοὺςaskouswineskinsG0779N-APM καινούςkainousnewG2537A-APM βλητέον.¶blēteonmust be put.G0992A-NSN 23 Ary nandeha namaky ny tanim-bary tamin’ ny Sabata Jesosy; ary ny mpianatra dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana.
ἐγένετοegenetoit came to passG1096V-2ADI-3S σάββασινsabbasinSabbathsG4521N-DPN παραπορεύεσθαιparaporeuesthaipassing throughG3899V-PNN σπορίμων,sporimōngrainfields,G4702A-GPN μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἤρξαντοērxantobeganG0757V-ADI-3P ὁδὸνhodon[their] wayG3598N-ASF ποιεῖνpoieinto makeG4160GV-PAN τίλλοντεςtillontespluckingG5089V-PAP-NPM στάχυας.stachuasheads of grain.G4719N-APM 24 Ary ny Fariseo nanao taminy hoe: Indro, nahoana ireo no manao izay tsy mety amin’ ny Sabata?
ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-NPM-T ἔλεγονelegonwere sayingG3004GV-IAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ποιοῦσινpoiousindo theyG4160GV-PAI-3P σάββασινsabbasinSabbathsG4521N-DPN ἔξεστιν;¶exestinis lawful?G1832V-PAI-3S 25 Fa hoy Izy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’ i Davida, raha reraky ny hanoanana izy mbamin’ izay nanaraka azy,
αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM οὐδέποτεoudepoteSurelyG3763ADV-N ἀνέγνωτεanegnōteyou did readG0314V-2AAI-2P ἐποίησενepoiēsendidG4160GV-AAI-3S ΔαυὶδDauidDavidG1138N-NSM-P χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔσχενeschenhe hadG2192V-2AAI-3S ἐπείνασενepeinasenhungeredG3983V-AAI-3S αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM αὐτοῦ;autouhim?G0846P-GSM 26 fa niditra tao an-tranon’ Andriamanitra tamin’ ny andron’ i Abiatara mpisoronabe izy ka nihinana ny mofo aseho, izay mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany, ary nomeny koa izay nanaraka azy?
εἰσῆλθενeisēlthenhe enteredG1525V-2AAI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐπὶepiin [the days of]G1909PREP ἈβιαθὰρAbiatharAbiatharG0008N-GSM-P ἀρχιερέωςarchiereōshigh priestG0749N-GSM ἄρτουςartousloavesG0740N-APM προθέσεωςprotheseōspresentationG4286N-GSF ἔφαγενephagenateG5315V-AAI-3S ἔξεστινexestinit is lawfulG1832V-PAI-3S φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN τοὺςtousfor theG3588T-APM ἱερεῖς,hi'ereispriests,G2409N-APM ἔδωκενedōkenhe gaveG1325V-AAI-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM οὖσιν;ousinbeing?G1510V-PAP-DPM 27 Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho ny olona, fa tsy ny olona ho an’ ny Sabata.
ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM σάββατονsabbatonSabbathG4521N-NSN διὰdiaon account ofG1223PREP ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM ἐγένετο,egenetowas made,G1096V-2ADI-3S ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM διὰdiaon account ofG1223PREP σάββατον.sabbatonSabbath.G4521N-ASN 28 ka dia Tompon’ ny Sabata aza ny Zanak’ olona.
ὥστεhōsteSo thenG5620CONJ ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T σαββάτου.¶sabbatouSabbath.G4521N-GSN