Chapter 13
1 Ary nony niala teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Mpampianatra ô, akory re ireto vato sy rafitra ireto!
ἐκπορευομένουekporeuomenouwhen is going forthG1607V-PNP-GSM ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM διδάσκαλε,didaskaleTeacher,G1320N-VSM-T ποταποὶpotapoiwhatG4217I-NPM λίθοιlithoistonesG3037N-NPM ποταπαὶpotapaiwhatG4217I-NPF οἰκοδομαί.¶oikodomaibuildings!G3619N-NPF 2 Ary Jesosy nanao taminy hoe: Hitanao va ireto rafitra lehibe ireto? Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM βλέπειςblepeisSee youG0991V-PAI-2S ταύταςtautastheseG3778D-APF μεγάλαςmegalasgreatG3173A-APF οἰκοδομάς;oikodomasbuildings?G3619N-APF ἀφεθῇaphethēamay be leftG0863GV-APS-3S λίθοςlithosstoneG3037N-NSM λίθονlithonstoneG3037N-ASM καταλυθῇ.¶kataluthēamay be thrown down.G2647V-APS-3S 3 Ary raha nipetraka teo amin’ ny tendrombohitra Oliva tandrifin’ ny tempoly Izy, dia nanontany Azy mangingina Petera sy Jakoba sy Jaona ary Andrea hoe:
καθημένουkathēmenouwhen is sittingG2521V-PNP-GSM ὄροςorosMountG3735N-ASN-L ἐλαιῶνelaiōnof OlivesG1638N-GPF-L κατέναντιkatenantioppositeG2713PREP ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN ἐπηρώταepērōtahe was askingG1905V-IAI-3S ἰδίανidianprivateG2398A-ASF ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἸάκωβοςIakōbosJamesG2385GN-NSM-P ἸωάννηςIōannēsJohnG2491HN-NSM-P Ἀνδρέας·AndreasAndrew;G0406N-NSM-P 4 Lazao aminay: Rahoviana no hisy izany? ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany rehetra izany?
εἰπὸνeipondo tellG2036V-2AAM-2S ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S τίtiwhat [will be]G5101I-ASN σημεῖονsēmeionsignG4592N-NSN μέλλῃmellēmay soonG3195V-PAS-3S ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN συντελεῖσθαιsunteleisthaito be accomplishedG4931V-PPN πάντα;¶pantaallG3956A-NPN 5 Ary Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἤρξατοērxatobeganG0757V-ADI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM βλέπετεblepetedo take heedG0991V-PAM-2P πλανήσῃ.planēsēmay mislead.G4105V-AAS-3S 6 Fa maro no ho avy amin’ ny anarako hanao hoe: Izaho no Izy, ka maro no ho voafitany.
πολλοὶpolloiManyG4183A-NPM ἐλεύσονταιeleusontaiwill comeG2064V-FDI-3P ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM εἰμι,eimiam [He],G1510V-PAI-1S πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM πλανήσουσιν.planēsousinthey will mislead.G4105V-FAI-3P 7 Ary raha mandre ady sy filazana ady ianareo, dia aza matahotra; tsy maintsy hisy izany, nefa tsy mbola tonga ny farany.
ἀκούσητεakousēteyou may hear ofG0191V-AAS-2P πολέμουςpolemouswarsG4171N-APM ἀκοὰςakoasrumorsG0189N-APF πολέμων,polemōnof wars,G4171N-GPM θροεῖσθε·throeisthedo be disturbed;G2360V-PPM-2P δεῖdeiit mustG1163V-PAI-3S γενέσθαι,genesthaicome to pass,G1096V-2ADN οὔπωoupōnot yet [is]G3768ADV-N τέλος.telosend.G5056N-NSN 8 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy horohorontany any amin’ ny tany samy hafa, sady hisy mosary; izany no fiandohan’ ny fahoriana1.
ἐγερθήσεταιegerthēsetaiWill rise upG1453V-FPI-3S ἔθνοςethnosnationG1484N-NSN ἔθνοςethnosnationG1484N-ASN βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF βασιλείαν·basileiankingdom;G0932N-ASF ἔσονταιesontaiThere will beG1510V-FDI-3P σεισμοὶseismoiearthquakesG4578N-NPM κατὰkatathroughoutG2596PREP τόπους·topousplaces;G5117N-APM ἔσονταιesontaithere will beG1510V-FDI-3P λιμοίlimoifaminesG3042N-NPM ταραχαί·tarachaidisturbance;G5016N-NPF ἀρχὴarchē[The] beginningG0746N-NSF ὠδίνωνōdinōnof birth pains [are]G5604N-GPF ταῦτα.¶tautathese.G3778D-NPN - Gr. faharariam-piterahana.
9 Fa mitandrema ianareo, fa hatolotra amin’ ny Synedriona sy hokapohina ao amin’ ny synagoga ary hitsangana eo anatrehan’ ny mpanapaka sy ny mpanjaka noho ny amiko ianareo ho vavolombelona aminy.
ΒλέπετεBlepetedo take heedG0991V-PAM-2P ὑμεῖςhumeis<you yourselves>G4771P-2NP ἑαυτούς·he'autousto yourselves;G1438F-2APM παραδώσουσινparadōsousinthey will betrayG3860V-FAI-3P συνέδρια,sunedriacourtsG4892N-APN συναγωγὰςsunagōgassynagoguesG4864N-APF δαρήσεσθεdarēsestheyou will be beatenG1194V-2FPI-2P ἡγεμόνωνhēgemonōngovernorsG2232N-GPM βασιλέωνbasileōnkingsG0935N-GPM σταθήσεσθεstathēsestheyou will standG2476V-FPI-2P ἕνεκενhenekenbecauseG1752PREP ἐμοῦemouof MeG1473S-1SGSN μαρτύριονmarturiona testimonyG3142N-ASN αὐτοῖς.autoisto them.G0846P-DPM 10 Ary ny firenena rehetra tsy maintsy hitoriana ny filazantsara aloha.
ἔθνηethnēnationsG1484N-APN δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S κηρυχθῆναιkēruchthēnaito proclaimG2784V-APN εὐαγγέλιον.euangeliongospel.G2098N-ASN 11 Koa raha mitondra anareo hatolotra izy, dia aza manahy rahateo izay holazainareo; fa izay teny homena anareo’ amin’ izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masìna.
ἄγωσινagōsinthey may lead awayG0071V-PAS-3P παραδιδόντες,paradidontesdelivering [you] up,G3860V-PAP-NPM προμεριμνᾶτεpromerimnatedo be anxious beforehandG4305V-PAM-2P λαλήσητεlalēsēteyou may sayG2980V-AAS-2P μελετᾶτε·meletatedo devise;G3191V-PAM-2P δοθῇdothēashall be givenG1325V-APS-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐκείνῃekeinēthat [very]G1565D-DSF λαλεῖτε·laleitedo speak;G2980V-PAM-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP λαλοῦντεςlalountesspeakingG2980V-PAP-NPM 12 Ary ny rahalahy hanolotra ny rahalahiny ho amin’ ny fahafatesana, ary ny ray hanolotra ny zanany; ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny rainy aman-dreniny ka hahafaty azy.
παραδώσειparadōseiwill deliver upG3860V-FAI-3S ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM θάνατονthanatondeathG2288N-ASM πατὴρpatērfatherG3962N-NSM τέκνον,teknonchild,G5043N-ASN ἐπαναστήσονταιepanastēsontaiwill rise upG1881V-FDI-3P τέκναteknachildrenG5043N-NPN γονεῖςgoneisparentsG1118N-APM θανατώσουσινthanatōsousinwill put to deathG2289V-FAI-3P αὐτούς.autousthem.G0846P-APM 13 Ary ho halan’ ny olona rehetra ianareo noho ny anarako: fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
ἔσεσθεesestheyou will beG1510V-FDI-2P μισούμενοιmisoumenoihatedG3404V-PPP-NPM πάντωνpantōnallG3956A-GPM διὰdiaon account ofG1223PREP ὑπομείναςhupomeinashaving enduredG5278V-AAP-NSM τέλος,telos[the] end,G5056N-ASN σωθήσεται.sōthēsetaiwill be saved.G4982V-FPI-3S 14 Fa raha hitanareo mitsangana amin’ izay tsy mety hitsanganany ny fahavetavetan’ ny fandravana1 (aoka hisaina izay mamaky izany), dia aoka handositra ho any an-tendrombohitra izay olona any Jodia.
ἴδητεidēteyou may seeG1492HV-2AAS-2P βδέλυγμαbdelugmaabominationG0946N-ASN ἐρημώσεωςerēmōseōsdesolationG2050N-GSF ῥηθὲνrhēthenhaving been spoken ofG2046V-APP-ASN ΔανιὴλDaniēlDanielG1158N-GSM-P προφήτουprophētouprophetG4396N-GSM ἑστηκόταhestēkotaalready standingG2476V-RAP-ASM δεῖ,deiit should —G1163V-PAI-3S ἀναγινώσκωνanaginōskōnreadingG0314V-PAP-NSM νοείτω,noeitōhe should understand —G3539V-PAM-3S ἸουδαίᾳIoudaiaJudeaG2449N-DSF-L φευγέτωσανpheugetōsanthey should fleeG5343V-PAM-3P ὄρη·orēmountains;G3735N-APN - Dan 12. 11; 9. 27
15 Ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina na hiditra haka zavatra ao an-tranony.
δώματοςdōmatoshousetopG1430N-GSN καταβάτωkatabatōhe should come downG2597V-2AAM-3S εἰσελθάτωeiselthatōshould go inG1525V-2AAM-3S ἆραίaraito takeG0142V-AAN αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM 16 Ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.
ἐπιστρεψάτωepistrepsatōhe should returnG1994V-AAM-3S τὰtathe [things]G3588T-APN ἆραιaraito takeG0142V-AAN ἱμάτιονhimationclothingG2440N-ASN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 17 Ary lozan’ ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’ izany andro izany!
ταῖςtaisto thoseG3588T-DPF γαστρὶgastriwomb [pregnancy]G1064N-DSF ἐχούσαιςechousaishavingG2192V-PAP-DPF ταῖςtaisto the [ones]G3588T-DPF θηλαζούσαιςthēlazousaisnursing infantsG2337V-PAP-DPF ἐκείναιςekeinaisthoseG1565D-DPF ἡμέραις.hēmeraisdays!G2250N-DPF 18 Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ ny ririnina izany.
προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P γένηταιgenētaimay happenG1096V-2ADS-3S φυγὴphugēflightG5437N-NSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP χειμῶνος.cheimōnosin winter.G5494N-GSM 19 Fa amin’ izany andro izany dia hisy fahoriana izay tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan’ Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony.
ἔσονταιesontaiwill be [in]G1510V-FDI-3P ἡμέραιhēmeraidaysG2250N-NPF ἐκεῖναιekeinaithoseG1565D-NPF θλῖψιςthlipsistribulationG2347N-NSF γέγονενgegonenhas beenG1096V-2RAI-3S τοιαύτηtoiautē[the] likeG5108D-NSF ἀπ᾽ap᾽from [the]G0575PREP ἀρχῆςarchēsbeginningG0746N-GSF κτίσεωςktiseōsof creationG2937N-GSF ἔκτισενektisencreatedG2936V-AAI-3S γένηται.genētaimay happen.G1096V-2ADS-3S 20 Ary raha tsy nohafohezin’ ny Tompo izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy, izay nofidiny, dia nohafoheziny izany andro izany.
ἐκολόβωσενekolobōsenshortenedG2856V-AAI-3S κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T ἡμέρας,hēmerasdays,G2250N-APF ἐσώθηesōthēthere have been savedG4982V-API-3S σάρξ·sarxflesh;G4561N-NSF διὰdiaon account ofG1223PREP ἐκλεκτοὺςeklektouselectG1588A-APM ἐξελέξατοexelexatoHe choseG1586V-AMI-3S ἐκολόβωσενekolobōsenHe has shortenedG2856V-AAI-3S ἡμέρας.hēmerasdays.G2250N-APF 21 Ary amin’ izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, etỳ Kristy, na: Indro, erỳ; aza mino ianareo.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἴπῃ·eipēshall say;G2036V-2AAS-3S χριστόςchristosChristG5547N-NSM-T πιστεύετε.pisteueteyou do believe [it].G4100V-PAM-2P 22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana1, ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.
ἐγερθήσονταιegerthēsontaiThere will ariseG1453V-FPI-3P ψευδόχριστοιpseudochristoifalse ChristsG5580N-NPM ψευδοπροφῆταιpseudoprophētaifalse prophetsG5578N-NPM δώσουσινdōsousinwill giveG1325V-FAI-3P σημεῖαsēmeiasignsG4592N-APN τέραταteratawondersG5059N-APN ἀποπλανᾶνapoplananto deceiveG0635V-PAN δυνατὸνdunatonpossibleG1415A-NSN ἐκλεκτούς.eklektouselect.G1588A-APM - Na: hatsangana.
23 Fa mitandrema kosa ianareo; indro, efa voalazako taminareo raha-teo ny zavatra rehetra.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP βλέπετε·blepetedo take heed;G0991V-PAM-2P προείρηκαproeirēkaI have foretoldG4280V-RAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πάντα.¶pantaall things.G3956A-APN 24 Fa amin’ izany andro izany, raha afaka izany fahoriana izany, ny masoandro hohamaizinina, ary ny volana tsy haneho fahazavana,
ἐκείναιςekeinaisthoseG1565D-DPF ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF ἐκείνηνekeinēnthoseG1565D-ASF σκοτισθήσεται,skotisthēsetaiwill be darkened,G4654V-FPI-3S σελήνηselēnēmoonG4582N-NSF δώσειdōseiwill giveG1325V-FAI-3S φέγγοςphengoslightG5338N-ASN αὐτῆς,autēsof it,G0846P-GSF 25 ary ny kintana hiraraka avy eny amin’ ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin’ ny lanitra.
ἀστέρεςasteresstarsG0792N-NPM ἔσονταιesontaiwill beG1510V-FDI-3P οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM πίπτοντες,piptontesfalling,G4098V-PAP-NPM δυνάμειςdunameispowersG1411N-NPF αἱhaithat [are]G3588T-NPF οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM σαλευθήσονται.saleuthēsontaiwill be shaken.’G4531V-FPI-3P 26 Ary amin’ izay ny Zanak’ olona dia ho hita avy eo amin’ ny rahona amin’ ny hery lehibe sy ny voninahitra.
ὄψονταιopsontaiwill they beholdG3700GV-FDI-3P ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM νεφέλαιςnephelais[the] cloudsG3507N-DPF δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF πολλῆςpollēsgreatG4183A-GSF δόξης.doxēsglory.G1391N-GSF 27 Ary amin’ izay dia haniraka ny anjely Izy, ary hanangona ny olom-boafidiny avy amin’ ny vazan-tany efatra1 hatramin’ ny faran’ ny tany ka hatramin’ ny faran’ ny lanitra.
ἀποστελεῖaposteleiHe will sendG0649V-FAI-3S ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐπισυνάξειepisunaxeiwill gather togetherG1996V-FAI-3S ἐκλεκτοὺςeklektouselectG1588A-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-GPM ἀνέμωνanemōnwindsG0417N-GPM ἀπ᾽ap᾽from [the]G0575PREP ἕωςhe'ōsuntil [the]G2193PREP οὐρανοῦ.ouranouof heaven.G3772N-GSM - Gr. rivotra.
28 Ary mianara ny fanoharana ny amin’ ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.
συκῆςsukēsfig treeG4808N-GSF μάθετεmathetedo learnG3129V-2AAM-2P παραβολήν·parabolēnparable:G3850N-ASF κλάδοςkladosbranchG2798N-NSM αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἁπαλὸςhapalostenderG0527A-NSM γένηται,genētaimay become,G1096V-2ADS-3S ἐκφύῃekphuēmay it put forthG1631V-PAS-3S φύλλα,phullaleaves,G5444N-APN γινώσκετεginōsketeyou knowG1097V-PAI-2P θέροςtherossummerG2330N-NSN ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S 29 Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo fa tonga izany zavatra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky eo am-baravarana Izy1.
ὑμεῖς,humeisyou yourselves,G4771P-2NP ἴδητεidēteyou may seeG1492HV-2AAS-2P ταῦταtautathese thingsG3778D-APN γινόμενα,ginomenacoming to pass,G1096V-PNP-APN γινώσκετεginōsketedo knowG1097V-PAM-2P ἐστινestinHe isG1510V-PAI-3S θύραις.¶thuraisdoors.G2374N-DPF - Na: izany.
30 Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy mba ho lany1 ity taranaka ity2 mandra-pahatongan’ izany rehetra izany.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παρέλθῃparelthēmay have passed awayG3928V-2AAS-3S γενεὰgeneagenerationG1074N-NSF μέχριςmechrisuntilG3360PREP ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN γένηται.genētaimay happen.G1096V-2ADS-3S - Gr. handalo.
- Na: ity firenena ity.
31 Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
οὐρανὸςouranosheavenG3772N-NSM παρελεύσονται,pareleusontaiwill pass away,G3928V-FDI-3P λόγοιlogoithe wordsG3056N-NPM παρελεύσονται.¶pareleusontaiwill pass away.G3928V-FDI-3P 32 Fa ny amin’ izany andro na ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjely any an-danitra, ary na dia ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ἐκείνηςekeinēsthatG1565D-GSF οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM πατήρ.patērFather.G3962N-NSM-T 33 Mitandrema, miambena1, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian’ ny fotoana.
Βλέπετε,Blepetedo take heed,G0991V-PAM-2P ἀγρυπνεῖτεagrupneitedo watchG0069V-PAM-2P προσεύχεσθε·proseuchesthedo pray;G4336V-PNM-2P οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P καιρόςkairostimeG2540N-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S - Gr. miareta tory.
34 Izany dia tahaka ny olona nandeha hivahiny, izay nandao ny tranony ka nanome fahefana ny mpanompony, ka samy notolorany ny raharahany avy, ary ny mpiandry varavarana dia nasainy niambina tsara;
ὡςhōs[It is] likeG5613PRT ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἀπόδημοςapodēmosgoing on a journeyG0590A-NSM ἀφεὶςapheishaving leftG0863GV-2AAP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δοὺςdoushaving givenG1325V-2AAP-NSM δούλοιςdouloisservantsG1401N-DPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐξουσίαν,exousianauthority,G1849N-ASF ἑκάστῳhekastōto each oneG1538A-DSM αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM θυρωρῷthurōrōdoorkeeperG2377N-DSM ἐνετείλατοeneteilatohe commandedG1781V-ADI-3S γρηγορῇ.grēgorēahe may keep watch.G1127V-PAS-3S 35 Koa miambena ianareo, fa tsy fantatrareo izay andro hihavian’ ny tompon-trano, na ho hariva, na ho mamatonalina, na ho maneno akoho, na ho maraina,
γρηγορεῖτεgrēgoreitedo watchG1127V-PAM-2P οὖν·ountherefore;G3767CONJ οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S ὀψὲopseat eveningG3796ADV μεσονύκτιονmesonuktionat midnightG3317N-ASN ἀλεκτοροφωνίαςalektorophōniaswhen the rooster crowsG0219N-GSF πρωΐ·prōimorning;G4404ADV 36 fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory.
ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ἐξαίφνηςexaiphnēssuddenlyG1810ADV εὕρῃheurēhe may findG2147V-2AAS-3S καθεύδοντας.katheudontassleeping.G2518V-PAP-APM 37 Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin’ ny olona rehetra
ὃhoWhat [thing]G3739R-ASN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πᾶσινpasinto allG3956A-DPM γρηγορεῖτε.¶grēgoreitedo watch.G1127V-PAM-2P