Chapter 5
1 Ary tonga teny am-pitan’ ny ranomasina tao amin’ ny tanin’ ny Gerasena izy ireo.
ἦλθονēlthonthey cameG2064V-2AAI-3P πέρανperanother sideG4008PREP θαλάσσηςthalassēsseaG2281N-GSF χώρανchōranregionG5561N-ASF Γερασηνῶν.¶GerasēnōnGerasenes.G1086GN-GPM-LG 2 Ary nony niala teo an-tsambokely Izy, niaraka tamin’ izay dia nisy lehilahy azom-panahy maloto nivoaka avy teny amin’ ny fasana ka nifanena taminy,
ἐξελθόντοςexelthontoswhen was exitingG1831V-2AAP-GSM πλοίουploiouboatG4143N-GSN εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ὑπήντησενhupēntēsenmet withG5221V-AAI-3S μνημείωνmnēmeiōntombsG3419N-GPN ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM πνεύματιpneumatia spiritG4151GN-DSN ἀκαθάρτῳakathartōuncleanG0169A-DSN 3 fa nitoetra tao amin’ ny fasana izy; ary tsy nisy olona nahafatotra azy intsony na dia tamin’ ny gadra aza.
κατοίκησινkatoikēsindwellingG2731N-ASF εἶχενeichenhadG2192V-IAI-3S μνήμασιν.mnēmasintombs.G3418N-DPN οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ἁλύσειhaluseiwith a chainG0254N-DSF οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἐδύνατοedunatowas ableG1410V-INI-3S δῆσαιdēsaito bindG1210V-AAN 4 Fa efa nafatony matetika tanin’ ny gadra, na ny tànany, na ny tongony; nefa ny gadra tamin’ ny tànany notapahiny, ary ny gadra tamin’ ny tongony notorotoroiny, ka tsy nisy olona nahafolaka azy.
πολλάκιςpollakisoftenG4178ADV πέδαιςpedaiswith shacklesG3976N-DPF ἁλύσεσινhalusesinwith chainsG0254N-DPF δεδέσθαιdedesthaito have been boundG1210V-RPN διεσπάσθαιdiespasthaito have been torn apartG1288V-RPN ἁλύσειςhaluseischainsG0254N-APF πέδαςpedasshacklesG3976N-APF συντετρῖφθαι,suntetriphthaito have been shattered,G4937V-RPN οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἴσχυενischuenwas ableG2480V-IAI-3S δαμάσαι.damasaito subdue.G1150V-AAN 5 Ary mandrakariva, na andro na alina, dia nitoetra teny amin’ ny fasana sy teny an-tendrombohitra izy ka ninananana sady niteti-tena tamin’ ny vato.
παντὸςpantosall [times]G3956A-GSM νυκτὸςnuktosnightG3571N-GSF ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF μνήμασινmnēmasintombsG3418N-DPN ὄρεσινoresinmountainsG3735N-DPN κράζωνkrazōncrying outG2896V-PAP-NSM κατακόπτωνkatakoptōncuttingG2629V-PAP-NSM ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM λίθοις.¶lithoiswith stones.G3037N-DPM 6 Fa nony nahita an’ i Jesosy teny lavitra eny izy, dia nihazakazaka ka niankohoka teo anatrehany
ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P μακρόθενmakrothenafarG3113ADV ἔδραμενedramenhe ranG5143V-2AAI-3S προσεκύνησενprosekunēsenhe fell on his kneesG4352V-AAI-3S αὐτῷautōbefore HimG0846P-DSM 7 sady niantso tamin’ ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory izaho sy Hianao, ry Jesosy, Zanak’ Andriamanitra Avo Indrindra? Ampianianiko amin’ Andriamanitra Hianao, aza mampijaly ahy,
κράξαςkraxashaving criedG2896V-AAP-NSM φωνῇphōnēain a voiceG5456GN-DSF μεγάλῃmegalēloudG3173A-DSF λέγει·legeihe spoke;G3004GV-PAI-3S ἐμοὶemoito me myselfG1473P-1DS Ἰησοῦ,IēsouJesus,G2424GN-VSM-P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ὑψίστου;hupsistouMost High?G5310A-GSM-S ὁρκίζωhorkizōI adjureG3726V-PAI-1S θεόν,theonby God,G2316N-ASM-T βασανίσῃς.basanisēsmay torment.G0928GV-AAS-2S 8 satria Jesosy efa nanao taminy hoe: Mivoaha amin’ ity lehilahy ity, ry fanahy maloto.
ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSN ἔξελθεexelthedo come forthG1831V-2AAM-2S ἀκάθαρτονakathartonuncleanG0169A-VSN ἀνθρώπου.¶anthrōpouman!G0444N-GSM 9 Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary izy namaly hoe: Legiona no anarako, satria maro izahay.
ἐπηρώταepērōtaHe was askingG1905V-IAI-3S αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM ὄνομάonoma[the] nameG3686N-NSN ἀπεκρίθηapekrithēhe answeredG0611V-ADI-3S λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM λεγιὼνlegiōnLegionG3003N-NSF-T ὄνομάonoma[is] nameG3686N-NSN πολλοίpolloimanyG4183A-NPM ἐσμεν.esmenwe are.G1510V-PAI-1P 10 Ary nifona mafy taminy izy mba tsy horoahiny hiala amin’ izany tany izany.
παρεκάλειparekaleihe was beggingG3870V-IAI-3S πολλὰpollanumerous timesG4183A-APN ἀποστείλῃaposteilēHe may sendG0649V-AAS-3S χώρας.chōrascountry.G5561N-GSF 11 Ary nisy kisoa maro andiany izay nandrasana teny akaikin’ ny tendrombohitra.
ἦνēnThere wasG1510V-IAI-3S ἀγέληagelēa herdG0034N-NSF χοίρωνchoirōnof pigsG5519N-GPM μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF βοσκομένη·boskomenēfeeding;G1006V-PPP-NSF 12 Ary nifona taminy ireo ka nanao hoe: Alefaso izahay ho any anatin’ ny kisoa mba hiditra any aminy.
παρεκάλεσανparekalesanthey beggedG3870V-AAI-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM δαίμονεςdaimonesdemonsG1142N-NPM λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM πέμψονpempsondo sendG3992V-AAM-2S χοίρουςchoirouspigsG5519N-APM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM εἰσέλθωμεν.eiselthōmenlet us enter.G1525V-2AAS-1P 13 Dia neken’ i Jesosy. Ary ny fanahy maloto, rehefa nivoaka, dia niditra tao anatin’ ny kisoa; ary ireo kisoa andiany ireo nitratrevatreva teny amin’ ny hantsana ho any amin’ ny ranomasina (tokony ho roa arivo no isany), ka dia maty1 tany amin’ ny ranomasina izy.
ἐπέτρεψενepetrepsenHe allowedG2010V-AAI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPN εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV Ἰησοῦς.IēsousJesus.G2424GN-NSM-P ἐξελθόνταexelthontahaving gone outG1831V-2AAP-NPN πνεύματαpneumataspiritsG4151GN-NPN ἀκάθαρταakathartauncleanG0169A-NPN εἰσῆλθονeisēlthonenteredG1525V-2AAI-3P χοίρους,choirouspigs,G5519N-APM ὥρμησενhōrmēsenrushedG3729V-AAI-3S κρημνοῦkrēmnousteep bankG2911N-GSM θάλασσανthalassanseaG2281N-ASF ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P δισχίλιοιdischilioitwo thousandG1367A-NPM ἐπνίγοντοepnigontothey were drownedG4155V-IPI-3P θαλάσσῃ.thalassēsea.G2281N-DSF - Gr. kenda.
14 Ary ny mpiandry azy dia nandositra ka nilaza tao an-tanàna sy tany an-tsaha. Dia nandeha ny olona mba hizaha izany zavatra izany;
βόσκοντεςboskontesfeedingG1006V-PAP-NPM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM χοίρουςchoirouspigsG5519N-APM ἔφυγονephugonfledG5343V-2AAI-3P ἀπήγγειλανapēngeilanproclaimed [it]G0518V-AAI-3P ἀγρούς.agrouscountry.G0068GN-APM ἦλθονēlthonthey went outG2064V-2AAI-3P ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S γεγονός.¶gegonoshaving happened.G1096V-2RAP-NSN 15 ary tonga tany amin’ i Jesosy izy ka nahita ilay demoniaka, izay nisy ny legiona, fa indro izy nipetraka nitafy lamba sady ary saina; ka raiki-tahotra ny olona.
ἔρχονταιerchontaithey comeG2064V-PNI-3P ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P θεωροῦσινtheōrousinseeG2334V-PAI-3P τὸνtonthe [man]G3588T-ASM δαιμονιζόμενονdaimonizomenonbeing demonisedG1139V-PNP-ASM καθήμενονkathēmenonsittingG2521V-PNP-ASM ἱματισμένονhimatismenonclothedG2439V-RPP-ASM σωφρονοῦντα,sōphronountasound minded,G4993V-PAP-ASM τὸνtonthe [one] whoG3588T-ASM ἐσχηκόταeschēkotahaving hadG2192V-RAP-ASM λεγιῶνα,legiōnalegion,G3003N-ASF ἐφοβήθησαν.ephobēthēsanthey were afraid.G5399V-AOI-3P 16 Ary izay efa nahita dia nilazalaza tamin’ ny olona izay natao tamin’ ilay demoniaka sy ny amin’ ny kisoa.
διηγήσαντοdiēgēsantorelatedG1334V-ADI-3P αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἰδόντεςidonteshaving seen [it]G1492HV-2AAP-NPM ἐγένετοegenetoit happenedG1096V-2ADI-3S τῷtōto the [one]G3588T-DSM δαιμονιζομένῳdaimonizomenōbeing demonisedG1139V-PNP-DSM περὶpericoncerningG4012PREP χοίρων.choirōnpigs.G5519N-GPM 17 Ary nifona tamin’ i Jesosy izy mba hiala amin’ ny taniny.
ἤρξαντοērxantothey beganG0757V-ADI-3P παρακαλεῖνparakaleinto imploreG3870V-PAN ἀπελθεῖνapeltheinto departG0565V-2AAN ὁρίωνhoriōnregionG3725N-GPN αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM 18 Ary rehefa hiondrana teo an-tsambokely Jesosy, dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy.
ἐμβαίνοντοςembainontoswhen climbingG1684V-PAP-GSM πλοῖονploionboatG4143N-ASN παρεκάλειparekaleiwas beggingG3870V-IAI-3S δαιμονισθεὶςdaimonistheishaving been demonisedG1139V-AOP-NSM ᾖ.ēhe may be.G1510V-PAS-3S 19 Nefa tsy navelan’ i Jesosy izy; fa hoy Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao ho any amin’ ny havanao, ka lazao aminy izay zavatra lehibe nataon’ ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἀφῆκενaphēkenHe did permitG0863IV-AAI-3S αὐτόν,autonhim,G0846P-ASM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S σοὺςsousyour ownG4771S-2SAPM ἀπάγγειλονapangeilondo declareG0518V-AAM-2S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ὅσαhosaas much asG3745K-APN πεποίηκενpepoiēkenhas doneG4160GV-RAI-3S ἠλέησένēleēsenHe had mercy onG1653V-AAI-3S 20 Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zavatra lehibe efa nataon’ i Jesosy taminy; ka dia gaga ny olona rehetra.
ἀπῆλθενapēlthenhe departedG0565V-2AAI-3S ἤρξατοērxatohe beganG0757V-ADI-3S κηρύσσεινkērusseinto proclaimG2784V-PAN ΔεκαπόλειDekapoleiDecapolisG1179N-DSF-L ὅσαhosahow muchG3745K-APN ἐποίησενepoiēsendidG4160GV-AAI-3S αὐτῷautōfor himG0846P-DSM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P πάντεςpantesallG3956A-NPM ἐθαύμαζον.¶ethaumazonwere marveling.G2296V-IAI-3P 21 Ary rehefa nita an-tsambokely indray Jesosy ka tonga teny am-pita, dia nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy; ary teo amoron-dranomasina Izy.
διαπεράσαντοςdiaperasantoswhen was crossingG1276V-AAP-GSM πέρανperanother sideG4008PREP συνήχθηsunēchthēwas gatheredG4863V-API-3S ὄχλοςochlosa crowdG3793N-NSM πολὺςpolusgreatG4183A-NSM αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM θάλασσαν.¶thalassansea.G2281N-ASF 22 Dia avy ny anankiray tamin’ ny mpanapaka ny synagoga, Jairo no anarany; ary rehefa nahita an’ i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin’ ny tongony
ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S ἀρχισυναγώγων,archisunagōgōnsynagogue rulers,G0752N-GPM ὀνόματιonomatinamedG3686N-DSN Ἰάϊρος·IairosJairus;G2383N-NSM-P ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM πίπτειpipteihe fallsG4098V-PAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM 23 ka niangavy fatratra taminy hoe: Marary efa ho faty ny zanako-vavy kely; andeha re, mametraha ny tananao aminy, mba ho sitrana1 izy ka ho velona.
παρακαλεῖparakaleihe begsG3870V-PAI-3S λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM θυγάτριόνthugatrionlittle daughterG2365N-NSN ἐσχάτωςeschatōsat the endG2079ADV ἔχει,echeiis holding,G2192V-PAI-3S ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ἐπιθῇςepithēasmay you layG2007V-2AAS-2S χεῖραςcheirashandsG5495N-APF αὐτῇautēaon herG0846P-DSF σωθῇsōthēashe may be curedG4982V-APS-3S ζήσῃ.¶zēsēshe may live.G2198V-AAS-3S - Gr. voavonjy.
24 Dia nandeha niaraka taminy Izy; ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ka nifanety taminy.
ἀπῆλθενapēlthenHe departedG0565V-2AAI-3S αὐτοῦ,autouhim,G0846P-GSM ἠκολούθειēkoloutheiwas followingG0190V-IAI-3S ὄχλοςochlosa crowdG3793N-NSM πολὺςpolusgreatG4183A-NSM συνέθλιβονsunethlibonwere pressing in onG4918V-IAI-3P αὐτόν.¶autonHim.G0846P-ASM 25 Ary nisy vehivavy anankiray izay efa narary1 roa ambin’ ny folo taona
οὖσαousabeingG1510V-PAP-NSF ῥύσειrhuseia fluxG4511N-DSF αἵματοςaimatosof bloodG0129GN-GSN δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI - Gr. narary nandeha rà.
26 sady efa niaritra zavatra be tamin’ ny mpanao fanafody maro ka nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka nihanarary kokoa aza;
παθοῦσαpathousahaving sufferedG3958V-2AAP-NSF πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPM ἰατρῶνiatrōnphysiciansG2395N-GPM δαπανήσασαdapanēsasahaving spentG1159V-AAP-NSF μηδὲνmēdenin no wayG3367A-ASN-N ὠφεληθεῖσαōphelētheisahaving benefitedG5623V-APP-NSF χεῖρονcheironworseG5501A-ASN-C ἐλθοῦσα,elthousahaving come,G2064V-2AAP-NSF 27 koa rehefa nahare ny amin’ i Jesosy izy, dia nankeo ivohony namaky ny vahoaka ary nanendry ny lambany.
ἀκούσασαakousasahaving heardG0191V-AAP-NSF τὰtathe [things]G3588T-APN περὶpericoncerningG4012PREP Ἰησοῦ,IēsouJesus,G2424GN-GSM-P ἐλθοῦσαelthousahaving come upG2064V-2AAP-NSF ὄπισθενopisthenbehind [Him]G3693PREP ἥψατοhēpsatoshe touchedG0681V-ADI-3S ἱματίουhimatiouclothingG2440N-GSN αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM 28 Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voatendriko, dia ho sitrana1 aho.
ἔλεγενelegenShe was sayingG3004GV-IAI-3S ἅψωμαιhapsōmaiI shall touchG0681V-AMS-1S κἂνkanevenG2532CONJ + G1437 ἱματίωνhimatiōngarmentsG2440N-GPN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σωθήσομαι.¶sōthēsomaiI will be healed.G4982V-FPI-1S - Gr. voavonjy.
29 Ary niaraka tamin’ izay dia ritra ny loharanon’ aretiny1, ka tsaroany tao amin’ ny tenany fa sitrana izy.
εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ἐξηράνθηexēranthēwas dried upG3583V-API-3S αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἔγνωegnōshe knewG1097V-2AAI-3S σώματιsōmatibodyG4983N-DSN ἴαταιiataishe has been healedG2390V-RPI-3S μάστιγος.¶mastigosaffliction.G3148N-GSF - Gr. fandehanan’ ny ràny.
30 Ary niaraka tamin’ izay dia fantatr’ i Jesosy fa nisy hery niala taminy, dia nihodina teo afovoan’ ny vahoaka Izy ka nanao hoe: Iza izany nanendry ny lambako izany?
εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐπιγνοὺςepignoushaving knownG1921V-2AAP-NSM ἑαυτῷhe'autōHimselfG1438F-3DSM δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF ἐξελθοῦσαν,exelthousanhaving gone forth,G1831V-2AAP-ASF ἐπιστραφεὶςepistrapheishaving turnedG1994V-2APP-NSM ἔλεγεν·elegenwas saying:G3004GV-IAI-3S ἥψατοhēpsatotouchedG0681V-ADI-3S ἱματίων;¶himatiōngarments?G2440N-GPN 31 Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao, ka hoy Hianao va: Iza no nanendry Ahy?
ἔλεγονelegonwere sayingG3004GV-IAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM βλέπειςblepeisYou seeG0991V-PAI-2S ὄχλονochloncrowdG3793N-ASM συνθλίβοντάsunthlibontapressing in onG4918V-PAP-ASM λέγεις·legeisYou sayG3004GV-PAI-2S ἥψατο;hēpsatotouched?G0681V-ADI-3S 32 Ary nijery manodidina Izy hizaha ny vehivavy izay efa nanao izany.
περιεβλέπετοperieblepetoHe was looking aroundG4017V-IMI-3S τὴνtēnthe [one who]G3588T-ASF ποιήσασαν.¶poiēsasanhaving done.G4160GV-AAP-ASF 33 Fa raiki-tahotra sady tora-kovitra ravehivavy, satria fantany izay natao taminy, ka dia nankeo aminy izy ka niankohoka teo anatrehany ary nanambara taminy ny marina rehetra.
φοβηθεῖσαphobētheisahaving been frightenedG5399V-AOP-NSF τρέμουσα,tremousatrembling,G5141V-PAP-NSF εἰδυῖαeiduiaknowG6063V-RAP-NSF γέγονενgegonenhas been doneG1096V-2RAI-3S αὐτῇ,autēato her,G0846P-DSF ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S προσέπεσενprosepesenshe fell downG4363V-2AAI-3S αὐτῷautōbefore HimG0846P-DSM εἶπενeipenshe toldG2036V-2AAI-3S ἀλήθειαν.¶alētheiantruth.G0225N-ASF 34 Ary hoy Izy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana1 anao: mandehana soa aman-tsara, ary sitràna amin’ ny aretinao.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῇ·autēato her;G0846P-DSF θυγάτηρ,thugatērDaughter,G2364N-NSF σέσωκένsesōkenhas healedG4982V-RAI-3S ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF ἴσθιisthido beG1510V-PAM-2S ὑγιὴςhugiēshealthyG5199A-NSF μάστιγόςmastigosafflictionG3148N-GSF - Gr. namonjy.
35 Raha mbola niteny Jesosy, dia nisy tonga avy tany amin’ ilay mpanapaka ny synagoga ka nanao hoe: Efa maty ny zanakao-vavy; nahoana ianao no mbola manahirana ny Mpampianatra ihany?
αὐτοῦautouwhen HeG0846P-GSM λαλοῦντοςlalountosis speakingG2980V-PAP-GSM ἔρχονταιerchontaithey comeG2064V-PNI-3P ἀρχισυναγώγουarchisunagōgouruler of synagogue’s [house]G0752N-GSM λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM θυγάτηρthugatērdaughterG2364N-NSF ἀπέθανεν·apethanenis dead;G0599V-2AAI-3S σκύλλειςskulleistrouble youG4660V-PAI-2S διδάσκαλον;¶didaskalonTeacher?G1320N-ASM-T 36 Fa tsy nahoan’ i Jesosy izany teny nataony izany, fa1 hoy Izy tamin’ ilay mpanapaka ny synagoga: Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV παρακούσαςparakousashaving ignoredG3878V-AAP-NSM λαλούμενονlaloumenonspokenG2980V-PPP-ASM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S ἀρχισυναγώγῳ·archisunagōgōruler of the synagogue;G0752N-DSM φοβοῦ,phoboudo fear,G5399V-PNM-2S πίστευε.pisteuedo believe.G4100V-PAM-2S - Na: Ary nony ren’ i Jesosy ny teny nataony, dia.
37 Ary tsy nisy olona navelany hanaraka Azy afa-tsy Petera sy Jakoba ary Jaona, rahalahin’ i Jakoba.
ἀφῆκενaphēkenHe allowedG0863IV-AAI-3S οὐδέναoudenano [one]G3762A-ASM συνακολουθῆσαιsunakolouthēsaito followG4870V-AAN ΠέτρονPetronPeterG4074GN-ASM-P ἸάκωβονIakōbonJamesG2385GN-ASM-P ἸωάννηνIōannēnJohnG2491HN-ASM-P ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM Ἰακώβου.¶Iakōbouof James.G2385GN-GSM-P 38 Ary dia tonga tao an-tranon’ ilay mpanapaka ny synagoga izy ireo, ka hitan’ i Jesosy ny tabataba, dia ny olona izay nitomany sy ninaonaona be ihany.
ἔρχονταιerchontaithey comeG2064V-PNI-3P ἀρχισυναγώγου.archisunagōgouruler of the synagogue.G0752N-GSM θεωρεῖtheōreiHe beholdsG2334V-PAI-3S θόρυβονthorubona commotionG2351N-ASM κλαίονταςklaiontasweepingG2799V-PAP-APM ἀλαλάζονταςalalazontaswailingG0214V-PAP-APM πολλά,pollamuch,G4183A-APN 39 Ary rehefa niditra Izy, dia niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty razazavavy, fa matory.
εἰσελθὼνeiselthōnhaving enteredG1525V-2AAP-NSM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM θορυβεῖσθεthorubeisthemake you commotionG2350V-PPI-2P κλαίετε;klaieteweep?G2799V-PAI-2P παιδίονpaidionchildG3813N-NSN ἀπέθανενapethanenis deadG0599V-2AAI-3S καθεύδει.katheudeisleeps.G2518V-PAI-3S 40 Dia nihomehy Azy fatratra ny olona. Fa nandroaka azy rehetra Izy, dia nitondra ny ray aman-drenin-drazazavavy mbamin’ izay olona teo aminy ka niditra tao amin’ izay nisy an-drazazavavy.
κατεγέλωνkategelōnthey were laughing atG2606V-IAI-3P αὐτοῦ.¶autouHim.G0846P-GSM ΑὐτὸςAutosHe himselfG0846P-NSM ἐκβαλὼνekbalōnhaving put outG1544V-2AAP-NSM πάνταςpantasallG3956A-APM παραλαμβάνειparalambaneitakes with [Him]G3880V-PAI-3S πατέραpaterafatherG3962N-ASM παιδίουpaidiouchildG3813N-GSN μητέραmēteramotherG3384N-ASF εἰσπορεύεταιeisporeuetaienters inG1531V-PNI-3S παιδίονpaidionchildG3813N-NSN ἀνακείμενον.anakeimenonreclining.G0345V-PNP-NSN 41 Dia nandray ny tànan-drazazavavy Izy ka niteny taminy hoe: Talita komy, izany hoe, raha adika: Ry zazavavy, hoy Izaho aminao: Mitsangàna.
κρατήσαςkratēsaswhen takingG2902V-AAP-NSM χειρὸςcheiroshandG5495N-GSF παιδίουpaidiouchildG3813N-GSN λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῇ·autēato her;G0846P-DSF ταλιθαtalithaTalithaG5008N-VSF-ARAM κουμ,koumkoum!G2891V-AAM-2S-ARAM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μεθερμηνευόμενον,methermēneuomenonbeing translated,G3177V-PPP-NSN κοράσιον,korasionLittle girl,G2877N-VSN ἔγειρε.egeiredo arise.G1453V-PAM-2S 42 Dia nitsangana niaraka tamin’ izay razazavavy ka afa-nandeha; fa efa roa ambin’ ny folo taona izy. Ary niaraka tamin’ izay dia talanjona indrindra ny olona.
εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ἀνέστηanestēaroseG0450V-2AAI-3S κοράσιονkorasiongirlG2877N-NSN περιεπάτει·periepateiwas walking;G4043V-IAI-3S ἐτῶνetōnof yearsG2094N-GPN δώδεκα.dōdekatwelve.G1427A-NUI ἐξέστησανexestēsanthey were amazedG1839V-2AAI-3P εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ἐκστάσειekstaseiwith amazementG1611N-DSF μεγάλῃ.megalēgreat.G3173A-DSF 43 Ary Jesosy nandrara azy mafy mba tsy ho fantatr’ olona izany; ary nasainy nomena hanina razazavavy.
διεστείλατοdiesteilatoHe instructedG1291V-AMI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM πολλὰpollastrictlyG4183A-APN μηδεὶςmēdeisno oneG3367A-NSM γνοῖgnoimay knowG1097V-2AAS-3S τοῦτο,toutothis,G3778D-ASN εἶπενeipenHe commandedG2036V-2AAI-3S δοθῆναιdothēnaito be givenG1325V-APN αὐτῇautēato herG0846P-DSF φαγεῖν.¶phageinto eat.G5315V-AAN