Chapter 7
1 Ary niangona teo aminy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany, izay avy tany Jerosalema
συνάγονταιsunagontaiare gathered togetherG4863V-PPI-3P ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-NPM-T γραμματέωνgrammateōnscribesG1122N-GPM ἐλθόντεςelthonteshaving comeG2064V-2AAP-NPM Ἱεροσολύμων.Hi'erosolumōnJerusalem.G2414N-GPN-L 2 ka nahita ny mpianatra sasany fa nihinan-kanina tamin’ ny tanana tsy madio, izany hoe, tsy voasasa.
ἰδόντεςidontesthey had seenG1492HV-2AAP-NPM μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM κοιναῖςkoinaiswith defiledG2839GA-DPF χερσίν,chersinhands,G5495N-DPF ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ἀνίπτοις,aniptoisunwashed,G0449A-DPF ἐσθίουσινesthiousinare eatingG2068V-PAI-3P ἄρτουςartousbreadG0740N-APM ἐμέμψαντο·emempsantothey found fault;G3201V-ADI-3P 3 (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra tsy mba mihinana, raha tsy efa manasa tsara1 ny tànany, satria mitàna ny fampianarana voatolotry ny razana izy.
ΦαρισαῖοιPharisaioithe PhariseesG5330N-NPM-T πάντεςpantesallG3956A-NPM ἸουδαῖοιIoudaioiJewsG2453N-NPM-PG πυγμῇpugmēawith a fistG4435N-DSF νίψωνταιnipsōntaithey shall washG3538V-AMS-3P χεῖρας,cheirashands,G5495N-APF ἐσθίουσινesthiousineatG2068V-PAI-3P κρατοῦντεςkratountesholdingG2902V-PAP-NPM παράδοσινparadosintraditionG3862N-ASF πρεσβυτέρων·presbuterōnelders;G4245GN-GPM - Gr. sasàny amin’ ny totohondry.
4 Ary raha avy any an-tsena, dia tsy mihinana izy, raha tsy misasa aloha. Ary misy fomba maro koa izay noraisiny hotanana, dia ny manasa kapoaka sy famarana1 mbamin’ izay fanaka varahina2.)
ἀπ᾽ap᾽[on coming] fromG0575PREP ἀγορᾶςagoras[the] marketG0058N-GSF ἔλθωσινelthōsinmay comeG2064V-2AAS-3P βαπτίσωνται,baptisōntaithey shall washG0907V-AMS-3P ἐσθίουσιν·esthiousinthey eat;G2068V-PAI-3P ἄλλαallaother thingsG0243A-NPN ἐστινestinthere areG1510V-PAI-3S παρέλαβονparelabonthey receivedG3880V-2AAI-3P κρατεῖν,krateinto keepG2902V-PAN βαπτισμοὺςbaptismouswashingsG0909N-APM ποτηρίωνpotēriōnof cupsG4221N-GPN ξεστῶνxestōnvesselsG3582N-GPM χαλκίωνchalkiōnutensilsG5473N-GPN κλινῶν.¶klinōncouches for dining.G2825N-GPF - Gr. sekstaria.
- ampio hoe: ary farafara.
5 Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: Nahoana ny mpianatrao no tsy manaraka ny fampianarana voatolotry ny razana, fa mihinan-kanina amin’ ny tanana tsy misasa izy?
ἐπερωτῶσινeperōtōsinquestionedG1905V-PAI-3P ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-NPM-T γραμματεῖς·grammateisscribes;G1122N-NPM διὰdiaBecause ofG1223PREP περιπατοῦσινperipatousinwalkG4043V-PAI-3P μαθηταίmathētaidisciplesG3101N-NPM κατὰkataaccording toG2596PREP παράδοσινparadosintraditionG3862N-ASF πρεσβυτέρων,presbuterōnelders,G4245GN-GPM κοιναῖςkoinaiswith unsanctifiedG2839GA-DPF χερσὶνchersinhandsG5495N-DPF ἐσθίουσινesthiousineatG2068V-PAI-3P ἄρτον;¶artonbread?G0740N-ASM 6 Fa Jesosy nanao taminy hoe: Marina ny naminanian’ Isaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin’ ny molony, Fa ny fony kosa lavitra Ahy.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM καλῶςkalōsRightlyG2573ADV ἐπροφήτευσενeprophēteusenprophesiedG4395V-AAI-3S ἨσαΐαςĒsaiasIsaiahG2268N-NSM-P περὶpericoncerningG4012PREP ὑποκριτῶν,hupokritōnhypocrites,G5273N-GPM γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S οὗτοςhoutosThisG3778D-NSM τοῖςtoiswith theG3588T-DPN χείλεσίνcheilesinlipsG5491N-DPN τιμᾷ,timahonors,G5091V-PAI-3S καρδίαkardiathe heartG2588N-NSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM πόρρωporrōfar awayG4206ADV-C ἀπέχειapecheiis keptG0568V-PAI-3S 7 Koa foana ny ivavahan’ ireo amiko, Raha mampianatra ny didin’ olombelona ho fampianarana izy.1.
μάτηνmatēnIn vainG3155ADV σέβονταίsebontaithey worshipG4576V-PNI-3P διδάσκοντεςdidaskontesteachingG1321V-PAP-NPM διδασκαλίας,didaskalias[as] doctrinesG1319N-APF ἐντάλματαentalmata[the] preceptsG1778N-APN ἀνθρώπων.¶anthrōpōnof men.’G0444N-GPM - Isa 29. 13
8 Mahafoy ny didin’ Andriamanitra ianareo ka mitana ny fanaon’ ny olona.
ἈφέντεςAphentesHaving neglectedG0863GV-2AAP-NPM ἐντολὴνentolēncommandmentG1785N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κρατεῖτεkrateiteyou holdG2902V-PAI-2P παράδοσινparadosintraditionG3862N-ASF ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM βαπτισμοὺςbaptismouswashingsG0909N-APM ξεστῶνxestōnof vesselsG3582N-GPM ποτηρίωνpotēriōnof cupsG4221N-GPN παρόμοιαparomoialikeG3946A-APN τοιαῦταtoiautathingsG5108D-APN πολλὰpollamany thingsG4183A-APN ποιεῖτε.poieiteyou do.G4160GV-PAI-2P 9 Ary hoy koa Izy taminy: Hay! tsara ny nahafoizanareo ny didin’ Andriamanitra mba hitandremanareo ny fampianarana voatolotra anareo!
ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἀθετεῖτεatheteitedo you set asideG0114V-PAI-2P ἐντολὴνentolēncommandmentG1785N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T παράδοσινparadosintraditionG3862N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP στήσητε.stēsēteyou may maintain.G2476V-AAS-2P 10 Fa hoy Mosesy: Manajà ny rainao sy ny reninao1, ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy sy ny reniny dia hatao maty tokoa2.
ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S τίμαtimado honorG5091V-PAM-2S πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T μητέραmēteramotherG3384N-ASF σου,souof you,’G4771P-2GS κακολογῶνkakologōnspeaking evil ofG2551V-PAP-NSM πατέραpaterafatherG3962N-ASM μητέραmēteramotherG3384N-ASF θανάτῳthanatōin deathG2288N-DSM τελευτάτω.teleutatōshould end.’G5053V-PAM-3S - Eks 20. 12
- Eks 21. 17
11 Fa hoy kosa ianareo: Raha misy olona milaza amin’ ny rainy na amin’ ny reniny hoe: Efa korbana (izany hoe, fanatitra ho an’ Andriamanitra) izay rehetra tokony hahazoanao soa avy amiko,
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP λέγετε·legetesay [that]:G3004GV-PAI-2P εἴπῃeipēmay sayG2036V-2AAS-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM πατρὶpatrifatherG3962N-DSM μητρί·mētrimother;G3384N-DSF κορβᾶν,korban[It is] Corban,G2878N-NSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S δῶρον,dōrona gift,G1435N-NSN ὠφεληθῇς,ōphelēthēasyou shall be profited,G5623V-APS-2S 12 dia1 tsy avelanareo hanao na inona na inona ho an’ ny rainy sy ny reniny intsony izy,
οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἀφίετεaphieteyou do allowG0863IV-PAI-2P οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN πατρὶpatrifatherG3962N-DSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM μητρίmētrimotherG3384N-DSF αὐτοῦ,autouof himG0846P-GSM - Na: dia voafehin’ ny voadiny izy. Ary dia etc.
13 ka dia foananareo ny tenin’ Andriamanitra amin’ ny fampianarana voatolotra anareo, izay nasainareo hotandremana; ary zavatra maro mifanahatahaka amin’ izany koa no ataonareo.
ἀκυροῦντεςakurountesmaking voidG0208V-PAP-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T παραδόσειparadoseitraditionG3862N-DSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP παρεδώκατε·paredōkateyou have handed down;G3860V-AAI-2P παρόμοιαparomoialike [things]G3946A-APN τοιαῦταtoiautasuchG5108D-APN ποιεῖτε.¶poieiteyou do.G4160GV-PAI-2P 14 Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy indray Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa Ahy ianareo rehetra, ka mahafantara.
προσκαλεσάμενοςproskalesamenoshaving called to [Him]G4341V-ADP-NSM ὄχλονochloncrowdG3793N-ASM ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἀκούσατέakousatedo listen toG0191V-AAM-2P πάντεςpantesallG3956A-NPM σύνετε.sunetedo understand.G4920V-2AAM-2P 15 Fa tsy ny zavatra avy eo ivelany izay miditra ao anatin’ ny olona no mahaloto azy; fa izay mivoaka avy ao anatin’ ny olona no mahaloto azy.
οὐδένoudenNo [thing]G3762A-NSN ἐστινestinthere isG1510V-PAI-3S ἔξωθενexōthenoutsideG1855PREP ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM εἰσπορευόμενονeisporeuomenonenteringG1531V-PNP-NSN δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S κοινῶσαιkoinōsaito defileG2840V-AAN τὰtathe [things]G3588T-NPN ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ἐκπορευόμενάekporeuomenaproceedingG1607V-PNP-NPN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐκεῖνάekeinathatG1565D-NPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S τὰtathose whichG3588T-NPN κοινοῦνταkoinountaare defilingG2840V-PAP-NPN ἄνθρωπον.¶anthrōponman.G0444N-ASM 16 1
ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἀκούεινakoueinto hearG0191V-PAN ἀκουέτω.akouetōhe should hear.G0191V-PAM-3S - Ampio hoe: Raha misy manan-tsofina ho enti-mihaino, aoka izy hihaino.
17 Ary rehefa niala teo amin’ ny vahoaka Izy ka niditra tao an-trano, dia nanontany Azy ny mpianany ny amin’ izany fanoharana izany.
εἰσῆλθενeisēlthenHe wentG1525V-2AAI-3S οἶκονoikon[the] houseG3624GN-ASM ὄχλου,ochloucrowd,G3793N-GSM ἐπηρώτωνepērōtōnwere askingG1905V-IAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM περὶpericoncerningG4012PREP παραβολήν.parabolēnparable.G3850N-ASF 18 Ary hoy Izy taminy: Hay! ianareo koa aza mba tsy mahafantatra! Tsy fantatrareo va fa izay rehetra eo ivelan’ ny olona ka miditra ao anatiny dia tsy mahaloto azy,
λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἀσύνετοίasunetoiwithout understandingG0801A-NPM ἐστε;esteare?G1510V-PAI-2P νοεῖτεnoeiteyou understandG3539V-PAI-2P πᾶνpaneverythingG3956A-NSN ἔξωθενexōthenoutsideG1855PREP εἰσπορευόμενονeisporeuomenonenteringG1531V-PNP-NSN ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S κοινῶσαι;koinōsaito defile?G2840V-AAN 19 satria tsy miditra ao am-pony izany, fa ao an-kibony ihany, ka dia mivoaka ao amin’ ny fivoahana; izany no nolazainy mba hahadio ny hanina rehetra.
εἰσπορεύεταιeisporeuetaiit entersG1531V-PNI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM καρδίανkardianheartG2588N-ASF κοιλίανkoilianbellyG2836N-ASF ἀφεδρῶναaphedrōnasewerG0856N-ASM ἐκπορεύεταιekporeuetaigoes out,G1607V-PNI-3S καθαρίζωνkatharizōnpurifyingG2511V-PAP-NSM βρώματα.brōmatafood.G1033N-APN 20 Ary hoy Izy: Izay mivoaka avy ao amin’ ny olona, dia izany no mahaloto azy.
ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ἐκπορευόμενον,ekporeuomenongoing forth,G1607V-PNP-NSN ἐκεῖνοekeinothat [is what]G1565D-NSN κοινοῖkoinoidefilesG2840V-PAI-3S ἄνθρωπον.anthrōponman.G0444N-ASM 21 Fa avy ao anatin’ ny olona dia avy ao am-pony, no ivoahan’ ny sain-dratsy, dia ny fijangajangana, ny halatra, ny vonoan-olona, ny fakam-badin’ olona,
ἔσωθενesōthenWithinG2081ADV καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM διαλογισμοὶdialogismoithoughtsG1261N-NPM ἐκπορεύονταιekporeuontaigo forthG1607V-PNI-3P πορνεῖαι,porneiaisexual immoralityG4202N-NPF κλοπαί,klopaitheftsG2829N-NPF φόνοι,phonoimurders,G5408N-NPM 22 ny fieremana, ny lolom-po, ny fitaka, ny fijejojejoana, ny maso ratsy, ny fitenenan-dratsy1, ny avonavona, ny fahadalana:
μοιχεῖαι,moicheiaiadulteriesG3430N-NPF πλεονεξίαι,pleonexiaicovetous desires,G4124N-NPF πονηρίαι,ponēriaiwickednesses,G4189N-NPF δόλος,dolosdeceit,G1388N-NSM ἀσέλγεια,aselgeiasensuality,G0766N-NSF ὀφθαλμὸςophthalmosan eyeG3788N-NSM πονηρός,ponērosevil,G4190A-NSM βλασφημία,blasphēmiaslander,G0988N-NSF ὑπερηφανία,huperēphaniapride,G5243N-NSF ἀφροσύνη·aphrosunēfoolishness;G0877N-NSF - Gr. blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
23 izany zava-dratsy rehetra izany no mivoaka avy ao anatin’ ny olona ka mahaloto azy.
ταῦταtautatheseG3778D-NPN πονηρὰponēraevilsG4190A-NPN ἔσωθενesōthenfrom withinG2081ADV ἐκπορεύεταιekporeuetaigo forthG1607V-PNI-3S κοινοῖkoinoiit defilesG2840V-PAI-3S ἄνθρωπον.¶anthrōponman.G0444N-ASM 24 Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin’ ny sisin-tanin’ i Tyro sy Sidona; dia niditra tao an-trano Izy, ary tiany tsy ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy nahazo niery Izy.
ἘκεῖθενEkeithenFrom thereG1564ADV ἀναστὰςanastashaving risen upG0450V-2AAP-NSM ἀπῆλθενapēlthenHe went awayG0565V-2AAI-3S ὅριαhoriaregionG3725N-APN ΤύρουTurouof TyreG5184N-GSF-L Σιδῶνος.SidōnosSidon.G4605N-GSF-L εἰσελθὼνeiselthōnhaving enteredG1525V-2AAP-NSM οἰκίανoikiana houseG3614GN-ASF οὐδέναoudenano [one]G3762A-ASM ἤθελενēthelenHe was wishingG2309V-IAI-3S γνῶναιgnōnaito know [it]G1097V-2AAN ἠδυνήθηēdunēthēHe was ableG1410V-AOI-3S λαθεῖν.latheinto be hidden.G2990V-2AAN 25 Fa niaraka tamin’ izay dia nisy vehivavy anankiray nandre ny aminy (ny zananivavy tanora dia azom-panahy maloto), dia nankao ka niankohoka tamin’ ny tongony.
εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV ἀκούσασαakousasahaving heardG0191V-AAP-NSF εἶχενeichenhadG2192V-IAI-3S θυγάτριονthugatrionlittle daughterG2365N-NSN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἀκάθαρτον,akathartonunclean,G0169A-ASN ἐλθοῦσαelthousahaving comeG2064V-2AAP-NSF προσέπεσενprosepesenshe fellG4363V-2AAI-3S αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM 26 Ary jentilisa ravehivavy, avy amin’ ny firenena Syro-foinika; dia nangataka taminy izy mba hamoaka ny demonia amin’ ny zananivavy.
ἙλληνὶςHellēnisGentileG1674N-NSF-LG ΣυροφοινίκισσαSurophoinikissaSyrophoenicianG4949N-NSF-LG γένει,geneiby race,G1085GN-DSN ἠρώταērōtawas askingG2065V-IAI-3S δαιμόνιονdaimoniondemonG1140N-ASN ἐκβάλῃekbalēHe may cast forthG1544V-2AAS-3S θυγατρὸςthugatrosdaughterG2364N-GSF αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF 27 Fa hoy Jesosy taminy: Aoka ho voky aloha ny zaza; fa tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an’ ny amboakely.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S αὐτῇ·autēato her;G0846P-DSF ἄφεςaphesdo permitG0863IV-2AAM-2S χορτασθῆναιchortasthēnaito be satisfiedG5526V-APN τέκνα·teknachildren;G5043N-APN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S λαβεῖνlabeinto takeG2983V-2AAN ἄρτονartonbreadG0740N-ASM τέκνωνteknōnchildrenG5043N-GPN κυναρίοιςkunarioisdogsG2952N-DPN βαλεῖν.baleinto cast [it].G0906GV-2AAN 28 Fa ravehivavy namaly ka nanao taminy hoe: Eny, Tompoko; kanefa na dia ny amboakely ao ambanin’ ny latabatra aza dia mba mihinana ny sombintsombin’ ny mofon-jaza ihany.
ἀπεκρίθηapekrithēshe answeredG0611V-ADI-3S λέγειlegeishe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM κυνάριαkunariadogsG2952N-NPN ὑποκάτωhupokatōunderG5270PREP τραπέζηςtrapezēstableG5132N-GSF ἐσθίουσινesthiousineatG2068V-PAI-3P ψιχίωνpsichiōncrumbsG5589N-GPN παιδίων.¶paidiōnchildren.G3813N-GPN 29 Dia hoy Jesosy taminy: Noho izany teny izany mandehana ianao; efa nivoaka tamin’ ny zanakao-vavy ny demonia.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῇ·autēato her;G0846P-DSF διὰdiaBecause ofG1223PREP τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM ὕπαγε,hupagedo go,G5217V-PAM-2S ἐξελήλυθενexelēluthenhas gone forthG1831V-2RAI-3S θυγατρόςthugatrosdaughterG2364N-GSF δαιμόνιον.daimoniondemon.G1140N-NSN 30 Ary raha tonga tao an-tranony ravehivavy, dia hitany nandry teo ambonin’ ny farafara ny zananivavy, ary ny demonia efa nivoaka taminy.
ἀπελθοῦσαapelthousahaving gone awayG0565V-2AAP-NSF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF εὗρενheurenshe foundG2147V-2AAI-3S παιδίονpaidionchildG3813N-ASN βεβλημένονbeblēmenonlaidG0906HV-RPP-ASN κλίνηνklinēnbedG2825N-ASF δαιμόνιονdaimoniondemonG1140N-ASN ἐξεληλυθός.¶exelēluthoshaving left.G1831V-2RAP-ASN 31 Ary Jesosy niala indray tamin’ ny sisin-tanin’ i Tyro, dia namaky an’ i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron’ ny Ranomasin’ i Galilia.
ἐξελθὼνexelthōnhaving departedG1831V-2AAP-NSM ὁρίωνhoriōnregionG3725N-GPN ΤύρουTurouof TyreG5184N-GSF-L ἦλθενēlthenHe cameG2064V-2AAI-3S ΣιδῶνοςSidōnosSidonG4605N-GSF-L θάλασσανthalassanSeaG2281N-ASF ΓαλιλαίαςGalilaiasof GalileeG1056HN-GSF-L μέσονmeson[the] midstG3319A-ASN ὁρίωνhoriōnregionG3725N-GPN Δεκαπόλεως.Dekapoleōsof [the] Decapolis.G1179N-GSF-L 32 Ary nisy marenina sady raiki-dela anankiray nentiny tany aminy, ka nangataka taminy ireo mba hametrahany tanana.
φέρουσινpherousinthey bringG5342V-PAI-3P κωφὸνkōphona deaf manG2974A-ASM μογιλάλονmogilalonwho spoke with difficultyG3424A-ASM παρακαλοῦσινparakalousinthey imploreG3870V-PAI-3P ἐπιθῇepithēaHe may layG2007V-2AAS-3S χεῖρα.cheirahand.G5495N-ASF 33 Ary nitondra an-dralehilahy nitanila niala teo amin’ ny vahoaka Izy, dia nangarona ny sofiny tamin’ ny rantsan-tànany, dia nandrora ka nanendry ny lelany;
ἀπολαβόμενοςapolabomenoshaving taken awayG0618V-2AMP-NSM ὄχλουochloucrowdG3793N-GSM ἰδίανidianprivatelyG2398A-ASF ἔβαλενebalenHe putG0906HV-2AAI-3S δακτύλουςdaktulousfingersG1147N-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM πτύσαςptusashaving spitG4429V-AAP-NSM ἥψατοhēpsatoHe touchedG0681V-ADI-3S γλώσσηςglōssēstongueG1100N-GSF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM 34 ary niandrandra ny lanitra Izy, dia nisento ka nanao taminy hoe: Efata, izany hoe: Maladia.
ἀναβλέψαςanablepsashaving looked upG0308V-AAP-NSM οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM ἐστέναξενestenaxenHe sighed deeplyG4727V-AAI-3S λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM εφφαθα,ephphathaEphphatha!G2188V-APM-2S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S διανοίχθητι.dianoichthētido be openedG1272V-APM-2S 35 Dia nalady ny sofiny, sady voavaha ny fatoran’ ny lelany, ka dia nahateny tsara izy.
εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV ἠνοίγησανēnoigēsanwere openedG0455V-2API-3P ἀκοαί,akoaiears,G0189N-NPF ἐλύθηeluthēwas loosedG3089V-API-3S δεσμὸςdesmosbandG1199N-NSM γλώσσηςglōssēstongueG1100N-GSF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ἐλάλειelaleihe was speakingG2980V-IAI-3S ὀρθῶς.orthōsplainly.G3723ADV 36 Ary nandrara ny olona teo Jesosy mba tsy hilazalaza na amin’ iza na amin’ iza; fa na dia norarany aza izy, dia vao mainka nampiely izany bebe kokoa.
διεστείλατοdiesteilatoHe instructedG1291V-AMI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM μηδενὶmēdenito no oneG3367A-DSM λέγωσιν·legōsinthey may speak;G3004GV-PAS-3P ὅσονhosonAs much asG3745K-ASN αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM διεστέλλετο,diestelletowas instructing,G1291V-IMI-3S αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM περισσότερονperissoteronexcessiveG4054ADV-C ἐκήρυσσον.ekērussonwere proclaiming [it].G2784V-IAI-3P 37 Dia talanjona indrindra ny olona ka nanao hoe: Tsara ny nanaovany ny zavatra rehetra; fa sady mampahalady ny marenina Izy no mampiteny ny moana.
ὑπερπερισσῶςhuperperissōsabove measureG5228PREP + G4057 ἐξεπλήσσοντοexeplēssontothey were astonishedG1605V-IPI-3P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM πάνταpantaall thingsG3956A-APN πεποίηκενpepoiēkenHe has doneG4160GV-RAI-3S κωφοὺςkōphousdeafG2974A-APM ποιεῖpoieiHe makesG4160GV-PAI-3S ἀκούεινakoueinto hearG0191V-PAN ἀλάλουςalalousmuteG0216A-APM λαλεῖν.¶laleinto speak.G2980V-PAN