Chapter 12
1 Ary niteny taminy Izy ka nanao fanoharana hoe: Nisy lehilahy anankiray nanao tanim-boaloboka ka namefy azy manodidina sy nihady famiazana ary nanao tilikambo, ka nahofany tamin’ olona mpiasa tany izany, dia lasa nankany an-tany hafa izy.
ἤρξατοērxatoHe beganG0757V-ADI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM παραβολαῖςparabolaisparablesG3850N-DPF λαλεῖν·laleinto speak:G2980V-PAN ἀμπελῶναampelōnaA vineyardG0290N-ASM ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἐφύτευσενephuteusenplantedG5452V-AAI-3S περιέθηκενperiethēkenhe placed around [it]G4060V-AAI-3S φραγμὸνphragmona fenceG5418N-ASM ὤρυξενōruxendugG3736V-AAI-3S ὑπολήνιονhupolēniona wine vatG5276N-ASN ᾠκοδόμησενōkodomēsenbuiltG3618V-AAI-3S πύργονpurgona towerG4444N-ASM ἐξέδετοexedetorented outG1554V-2AMI-3S γεωργοῖςgeōrgoisto farmersG1092N-DPM ἀπεδήμησενapedēmēsentraveled abroadG0589V-AAI-3S 2 Ary nony tonga ny fotoana, dia naniraka mpanompo anankiray izy hankany amin’ ny mpiasa tany handray amin’ ny vokatry ny tanim-boaloboka.
ἀπέστειλενapesteilenhe sentG0649V-AAI-3S γεωργοὺςgeōrgousfarmersG1092N-APM καιρῷkairōdue timeG2540N-DSM δοῦλονdoulona servantG1401N-ASM γεωργῶνgeōrgōnfarmersG1092N-GPM λάβῃlabēhe may receiveG2983V-2AAS-3S καρπῶνkarpōnfruitsG2590N-GPM ἀμπελῶνος.ampelōnosvineyard.G0290N-GSM 3 Fa ireo nisambotra ilay mpanompo sady nikapoka azy ka nampiala azy maina.
λαβόντεςlabonteshaving takenG2983V-2AAP-NPM ἔδειρανedeiranthey beat [him]G1194V-AAI-3P ἀπέστειλανapesteilanthey sent [him] awayG0649V-AAI-3P κενόν.kenonempty-handed.G2756A-ASM 4 Ary izy naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray, fa io koa, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baraka izy.
ἀπέστειλενapesteilenhe sentG0649V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἄλλονallonanotherG0243A-ASM δοῦλον·doulonservant;G1401N-ASM κἀκεῖνονkakeinonand himG2532CONJ + G1565 λιθοβολήσαντεςlithobolēsantesstoningG3036V-AAP-NPM ἐκεφαλίωσανekephaliōsanthey struck on the headG2775V-AAI-3P ἀπέστειλανapesteilansentG0649V-AAI-3P ἠτίμασαν.ētimasandishonored.G0818V-AAI-3P 5 Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty.
ἄλλονallonanotherG0243A-ASM ἀπέστειλεν·apesteilenHe sent;G0649V-AAI-3S κἀκεῖνονkakeinonand himG2532CONJ + G1565 ἀπέκτειναν,apekteinanthey killed,G0615V-AAI-3P πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM ἄλλους,allousothers,G0243A-APM δέροντες,derontesbeating,G1194V-PAP-NPM ἀποκτέννοντες.apoktennonteskilling.G0615V-PAP-NPM 6 Ary mbola nanana anankiray izy, dia ny zananilahy malalany, ka nony farany dia naniraka azy hankany aminy izy ka nanao hoe: Hanaja ny zanako izy.
εἶχενeichendid haveG2192V-IAI-3S ἀγαπητόνagapētonbelovedG0027A-ASM αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM ἀπέστειλενapesteilenhe sentG0649V-AAI-3S ἔσχατονeschatonlastG2078A-ASM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM ἐντραπήσονταιentrapēsontaiThey will have respect forG1788V-2FPI-3P μου.mouof mine.G3165P-1GS 7 Fa izany mpiasa tany izany niresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho antsika ny lova.
ἐκεῖνοιekeinoiThoseG1565D-NPM γεωργοὶgeōrgoifarmersG1092N-NPM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM εἶπανeipanthey saidG2036V-2AAI-3P οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κληρονόμος·klēronomosheir;G2818N-NSM ἀποκτείνωμενapokteinōmenlet us killG0615V-PAS-1P αὐτόν,autonhim,G0846P-ASM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S κληρονομία.klēronomiainheritance.G2817N-NSF 8 Ary rehefa nisambotra azy izy, dia nahafaty azy sy namoaka azy teo ivelan’ ny tanim-boaloboka.
λαβόντεςlabonteshaving takenG2983V-2AAP-NPM ἀπέκτεινανapekteinanthey killedG0615V-AAI-3P ἐξέβαλονexebaloncast forthG1544V-2AAI-3P ἀμπελῶνος.ampelōnosvineyard.G0290N-GSM 9 Koa ahoana no hataon’ ny tompon’ ny tanim-boaloboka amin’ izany? Ho avy izy, dia handringana ny mpiasa tany, ka homeny olon-kafa ny tanim-boaloboka.
ποιήσειpoiēseiwill doG4160GV-FAI-3S ἀμπελῶνος;ampelōnosvineyard?G0290N-GSM ἐλεύσεταιeleusetaihe will comeG2064V-FDI-3S ἀπολέσειapoleseihe will destroyG0622V-FAI-3S γεωργοὺςgeōrgousfarmersG1092N-APM δώσειdōseiwill giveG1325V-FAI-3S ἀμπελῶναampelōnavineyardG0290N-ASM ἄλλοις.alloisto others.G0243A-DPM 10 Ary tsy mbola novakinareo va izao Soratra Masìna izao: Ny vato izay nolavin’ ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro;
οὐδὲoudeNot evenG3761CONJ-N γραφὴνgraphēnScriptureG1124N-ASF ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF ἀνέγνωτε·anegnōtehave you read:G0314V-2AAI-2P λίθονlithon[The] stoneG3037N-ASM ἀπεδοκίμασανapedokimasanrejectedG0593V-AAI-3P οἰκοδομοῦντες,oikodomountesbuilding,G3618V-PAP-NPM οὗτοςhoutosthisG3778D-NSM ἐγενήθηegenēthēhas becomeG1096V-2AOI-3S κεφαλὴνkephalēnchiefG2776N-ASF γωνίας·gōniasof [the] corner;G1137N-GSF 11 Avy tamin’ i Jehovah izao Ka mahagaga eo imasontsika?1
παρὰparafrom [the]G3844PREP ἐγένετοegenetowasG1096V-2ADI-3S αὕτη,hautēthis,G3778D-NSF ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S θαυμαστὴthaumastēmarvelousG2298A-NSF ὀφθαλμοῖςophthalmois[the] eyesG3788N-DPM ἡμῶν;hēmōnof us.’?G3165P-1GP - Sal 118. 22-23
12 Ary nitady hisambotra Azy izy ireo, nefa natahotra ny vahoaka izy, satria fantany fa ny tenany no nolazainy tamin’ izany fanoharana izany; dia nandao an’ i Jesosy ny olona ka lasa.
ἐζήτουνezētounthey were seekingG2212V-IAI-3P κρατῆσαιkratēsaito lay hold ofG2902V-AAN ἐφοβήθησανephobēthēsanthey fearedG5399V-AOI-3P ὄχλον·ochloncrowd;G3793N-ASM ἔγνωσανegnōsanthey knewG1097V-2AAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF εἶπεν.eipenHe had spoken.G2036V-2AAI-3S ἀφέντεςaphenteshaving leftG0863GV-2AAP-NPM ἀπῆλθον.¶apēlthonthey went away.G0565V-2AAI-3P 13 Ary nirahiny hankeo amin’ i Jesosy ny sasany avy tamin’ ny Fariseo sy ny Herodiana hamandrika Azy amin’ ny teniny.
ἀποστέλλουσινapostellousinthey sendG0649V-PAI-3P ΦαρισαίωνPharisaiōnPhariseesG5330N-GPM-T ἩρῳδιανῶνHērōdianōnHerodiansG2265N-GPM-T ἀγρεύσωσινagreusōsinthey may catchG0064V-AAS-3P λόγῳ.logōin discourse.G3056N-DSM 14 Ary rehefa tonga izy ireo, dia nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Hianao, ka tsy mampaninona Anao ny hevitry ny olona, fa tsy mba mizaha tavan’ olona Hianao, fa mampianatra marina ny lalan’ Andriamanitra. Mety va ny mandoa vola hetra ho an’ i Kaisara, sa tsia?
ἐλθόντεςelthonteshaving comeG2064V-2AAP-NPM λέγουσινlegousinthey sayG3004GV-PAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM διδάσκαλε,didaskaleTeacher,G1320N-VSM-T οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-RAI-1P ἀληθὴςalēthēstrueG0227A-NSM μέλειmeleithere is careG3199V-PAI-3S οὐδενός·oudenosno [one];G3762A-GSM βλέπειςblepeisYou lookG0991V-PAI-2S πρόσωπονprosōponappearanceG4383N-ASN ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM ἐπ᾽ep᾽on the basis ofG1909PREP ἀληθείαςalētheias[the] truthG0225N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T διδάσκεις.didaskeisteach.G1321V-PAI-2S ἔξεστινexestinIs it lawfulG1832V-PAI-3S δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN κῆνσονkēnsontributeG2778N-ASM ΚαίσαριKaisarito CaesarG2541JN-DSM-T 15 Handoa va izahay, sa tsy handoa? Fa Izy nahalala ny fihatsaram-belatsihiny, ka dia nanao taminy hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo? Itondray denaria etỳ amiko hizahako azy.
εἰδὼςeidōsknowingG6063V-RAP-NSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ὑπόκρισινhupokrisinhypocrisyG5272N-ASF εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM πειράζετε;peirazetedo you test?G3985HV-PAI-2P φέρετέpheretedo bringG5342V-PAM-2P δηνάριονdēnariona denariusG1220N-ASN ἴδω.idōI may see [it].G1492HV-2AAS-1S 16 Dia nitondrany Izy. Ary hoy Izy taminy: An’ iza io sary sy soratra io? Ary hoy izy taminy: An’ i Kaisara.
ἤνεγκαν.ēnegkanthey brought [it].G5342V-AAI-3P λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM τίνοςtinosOf whom [is]G5101I-GSM εἰκὼνeikōnlikenessG1504N-NSF ἐπιγραφή;epigraphēinscription?G1923N-NSF εἶπανeipanthey saidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM Καίσαρος.KaisarosCaesar’s.G2541JN-GSM-T 17 Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an’ i Kaisara izay an’ i Kaisara, ary ho an’ Andriamanitra izay an’ Andriamanitra. Dia gaga taminy ireny.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM τὰtathe [things]G3588T-APN ΚαίσαροςKaisarosof CaesarG2541JN-GSM-T ἀπόδοτεapodotedo give backG0591V-2AAM-2P ΚαίσαριKaisarito CaesarG2541JN-DSM-T τὰtathe [things]G3588T-APN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T ἐξεθαύμαζονexethaumazonthey were amazedG6028V-IAI-3P 18 Ary ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ ny maty, dia nisy sasany tonga teo aminy ka nanontany Azy hoe:
ἔρχονταιerchontaicomeG2064V-PNI-3P ΣαδδουκαῖοιSaddoukaioiSadduceesG4523N-NPM-T οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM λέγουσινlegousinsayG3004GV-PAI-3P ἀνάστασινanastasina resurrectionG0386N-ASF εἶναι,einaibeingG1511V-PAN ἐπηρώτωνepērōtōnthey were questioningG1905V-IAI-3P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM 19 Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin’ ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny1.
διδάσκαλε,didaskaleTeacher,G1320N-VSM-T ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P ἔγραψενegrapsenwroteG1125V-2AAI-3S ἡμῖνhēminfor usG3165P-1DP τινοςtinosof anyoneG5100X-GSM ἀδελφὸςadelphosa brotherG0080N-NSM ἀποθάνῃapothanēshall dieG0599V-2AAS-3S καταλίπῃkatalipēhe may leave behindG2641V-2AAS-3S γυναῖκαgunaikaa wifeG1135HN-ASF ἀφῇaphēamay leaveG0863GV-2AAS-3S τέκνονteknonchildG5043N-ASN λάβῃlabēshall takeG2983V-2AAS-3S ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐξαναστήσῃexanastēsēmay raise upG1817V-AAS-3S ἀδελφῷadelphōbrotherG0080N-DSM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM - Deo 25. 5
20 Nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba.
ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM ἦσαν·ēsanthere were;G1510V-IAI-3P ἔλαβενelabentookG2983V-2AAI-3S γυναῖκαgunaikaa wifeG1135HN-ASF ἀποθνῄσκωνapothnēskōndyingG0599V-PAP-NSM ἀφῆκενaphēkenhe leftG0863GV-AAI-3S 21 Ary ny faharoa nampakatra an-dravehivavy, dia maty momba koa; ary ny fahatelo dia toy izany ihany koa.
δεύτεροςdeuterossecondG1208A-NSM ἔλαβενelabentookG2983V-2AAI-3S ἀπέθανενapethanendiedG0599V-2AAI-3S αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM καταλιπὼνkatalipōnhaving leftG2641V-2AAP-NSM τρίτοςtritosthirdG5154A-NSM ὡσαύτως·hōsautōslikewise;G5615ADV 22 Ary izy fito mirahalahy dia samy maty momba avokoa. Koa faran’ izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
ἔλαβονelabontookG2983V-2AAI-3P ἀφῆκανaphēkanleftG0863GV-AAI-3P σπέρμα.spermaoffspring.G4690GN-ASN ἔσχατονeschatonLastG2078A-ASN πάντωνpantōnof allG3956A-GPN ἀπέθανεν.apethanendied.G0599V-2AAI-3S 23 Koa amin’ ny fitsanganan’ ny maty, ho vadin’ iza moa ravehivavy, satria efa samy nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy?
ἀναστάσειanastaseiresurrectionG0386N-DSF ἀναστῶσινanastōsinthey may riseG0450V-2AAS-3P τίνοςtinosof whichG5101I-GSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἔσταιestaiwill she beG1510V-FDI-3S ἑπτὰheptathe sevenG2033A-NUI ἔσχονeschonhadG2192V-2AAI-3P γυναῖκα.¶gunaikaas wife.G1135HN-ASF 24 Ary hoy Jesosy taminy: Tsy izao tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masìna sy ny herin’ Andriamanitra izao va no mahadiso hevitra anareo?
ἔφηephēWas sayingG5346V-IAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπεν·eipensaid:G2036V-2AAI-3S διὰdiabecause ofG1223PREP πλανᾶσθεplanasthedo you errG4105V-PPI-2P εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM γραφὰςgraphasScripturesG1124N-APF μηδὲmēdenor [knowing]G3366CONJ-N δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF θεοῦ;theouof God?G2316N-GSM-T 25 Fa amin’ ny hitsanganana amin’ ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina; fa tahaka ny anjely any an-danitra izy.
νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM ἀναστῶσιν,anastōsinthey may rise,G0450V-2AAS-3P οὔτεouteneitherG3777CONJ-N γαμοῦσινgamousindo they marryG1060V-PAI-3P γαμίζονταιgamizontaiare given in marriageG1061V-PPI-3P εἰσὶνeisinareG1510V-PAI-3P ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM οὐρανοῖς.ouranoisheavens.G3772N-DPM 26 Ka ny amin’ ny hananganana ny maty, tsy mbola novakinareo va ny eo amin’ ny bokin’ i Mosesy, eo amin’ ilay teny milaza ny Voaroy, dia ny nanaovan’ Andriamanitra taminy hoe: Izaho no Andriamanitr’ i Abrahama sy Andriamanitr’ isaka ary Andriamanitr’ i Jakoba?1
περὶperiConcerningG4012PREP νεκρῶνnekrōndeadG3498A-GPM ἐγείρονται,egeirontaithey rise,G1453V-PPI-3P ἀνέγνωτεanegnōteyou have readG0314V-2AAI-2P ΜωϋσέωςMōuseōsof MosesG3475N-GSM-P εἶπενeipenspokeG2036V-2AAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἐγὼegōI myself [am]G1473P-1NS ἈβραὰμAbraamof AbrahamG0011N-GSM-P ἸσαὰκIsaakof IsaacG2464N-GSM-P Ἰακώβ;Iakōbof Jacob’?G2384HN-GSM-P - Eks 3. 6
27 Tsy Andriamanitry ny maty Izy, fa an’ ny velona; koa diso indrindra ianareo.
ἔστινestinHe isG1510V-PAI-3S νεκρῶνnekrōnof [the] deadG3498A-GPM ζώντων·zōntōnof [the] living;G2198V-PAP-GPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP πολὺpoluGreatlyG4183A-ASN πλανᾶσθε.¶planastheyou err.G4105V-PPI-2P 28 Dia nanatona an’ i Jesosy ny mpanora-dalàna anankiray, izay efa nahare ny niadiany hevitra tamin’ ny Sadoseo ka nahalala fa namaly azy tsara Izy, dia nanontany Azy hoe: Ny didy manao ahoana no voalohany amin’ izy rehetra?
προσελθὼνproselthōnhaving come upG4334V-2AAP-NSM γραμματέων,grammateōnscribes,G1122N-GPM ἀκούσαςakousashaving heardG0191V-AAP-NSM αὐτῶνautōnwhen theyG0846P-GPM συζητούντων,suzētountōnare reasoning together,G4802V-PAP-GPM ἰδὼνidōnseeingG1492HV-2AAP-NSM ἀπεκρίθηapekrithēHe answeredG0611V-ADI-3S αὐτοῖς,autoisthemG0846P-DPM ἐπηρώτησενepērōtēsenhe questionedG1905V-AAI-3S αὐτόν·autonHim;G0846P-ASM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐντολὴentolēcommandmentG1785N-NSF πρώτηprōtē[the] firstG4413JA-NSF πάντων;pantōnof allG3956A-GPN 29 Ary Jesosy namaly hoe: Ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany;
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐστίνestinisG1510V-PAI-3S πασῶνpasōnof allG3956A-GPF ἐντολῶν·entolōncommandments:G1785N-GPF ἄκουεakouedo listenG0191V-PAM-2S Ἰσραήλ,IsraēlO Israel:G2474N-VSM-L κύριοςkurios[The] LordG2962GN-NSM-T κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T ἐστιν·estinis;G1510V-PAI-3S 30 koa tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra1.
ἀγαπήσειςagapēseisyou will loveG0025V-FAI-2S κύριονkurion[the] LordG2962GN-ASM-T καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF διανοίαςdianoiasmindG1271N-GSF ἰσχύοςischuosstrengthG2479N-GSF σου.souof you.’G4771P-2GS ἐντολή.entolēcommandment.G1785N-NSF - Deo 6. 4-5
31 Ary ny faharoa dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao1. Tsy misy didy hafa lehibe noho ireo.
δευτέραdeutera[The] secondG1208A-NSF ὁμοίαhomoialikeG3664A-NSF αὕτη·hautēthis:G3778D-NSF ἀγαπήσειςagapēseisYou will loveG0025V-FAI-2S πλησίονplēsionneighbourG4139ADV σεαυτόν.seautonyourself.’G4771F-2ASM μείζωνmeizōnGreaterG3173A-NSF-C τούτωνtoutōnthan theseG3778D-GPF ἄλληallēanotherG0243A-NSF ἐντολὴentolēcommandmentG1785N-NSF ἔστιν.estinthere is.G1510V-PAI-3S - Lev 19. 18
32 Ary hoy ilay mpanora-dalàna taminy: Marina izany, Tompoko; tsara ny nilazanao fa iray ihany Andriamanitra, ary tsy misy afa-tsy Izy.
εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S γραμματεύς·grammateusscribe;G1122N-NSM καλῶς,kalōsRight,G2573ADV διδάσκαλε,didaskaleTeacher,G1320N-VSM-T ἐπ᾽ep᾽according toG1909PREP ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF εἶπεςeipesYou have spokenG2036V-2AAI-2S ἐστινestinHe isG1510V-PAI-3S ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ἄλλοςallosanotherG0243A-NSM αὐτοῦ.autouHim.G0846P-GSM 33 Ary ny ho tia Azy amin’ ny fo rehetra sy ny saina rehetra sy ny hery rehetra, ary ny ho tia ny namana tahaka ny tena, dia mihoatra lavitra noho ny fanatitra hodorana sy ny fanatitra hafa rehetra izany.
ἀγαπᾶνagapanto loveG0025V-PAN καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF συνέσεωςsuneseōsunderstandingG4907N-GSF ἰσχύοςischuosstrengthG2479N-GSF ἀγαπᾶνagapanto loveG0025V-PAN πλησίονplēsionneighbourG4139ADV ἑαυτὸνhe'autononeselfG1438F-3ASM περισσότερόνperissoteronmore excessiveG4054ADV-C ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πάντωνpantōnthan allG3956A-GPN ὁλοκαυτωμάτωνholokautōmatōnburnt offeringsG3646N-GPN θυσιῶν.thusiōnsacrifices.G2378N-GPF 34 Ary raha hitan’ i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Izy taminy: Tsy lavitra ny fanjakan’ Andriamanitra ianao. Ary tsy nisy sahy nanontany Azy intsony.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM νουνεχῶςnounechōswiselyG3562ADV ἀπεκρίθηapekrithēhe answeredG0611V-ADI-3S εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM βασιλείαςbasileiaskingdomG0932N-GSF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἐτόλμαetolmawas daringG5111V-IAI-3S ἐπερωτῆσαι.¶eperōtēsaito question.G1905V-AAN 35 Ary Jesosy, raha nampianatra teo an-kianjan’ ny tempoly, dia namaly ka nanao hoe: Ahoana no lazain’ ny mpanora-dalàna fa Kristy no Zanak’ i Davida?
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἔλεγενelegenwas sayingG3004GV-IAI-3S διδάσκωνdidaskōnteachingG1321V-PAP-NSM ἱερῷ·hi'erōtemple;G2411N-DSN λέγουσινlegousinsayG3004GV-PAI-3P γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM χριστὸςchristosChristG5547N-NSM-T υἱὸςhuios[the] sonG5207N-NSM ΔαυίδDauidof DavidG1138N-GSM-P ἐστιν;estinis?G1510V-PAI-3S 36 Kanefa ny tenan’ i Davida dia nampilazain’ ny Fanahy Masìna hoe: Jehovah nilaza tamin’ ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao1.
αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM ΔαυὶδDauidDavidG1138N-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN εἶπενeipenSaidG2036V-2AAI-3S κάθουkathoudo sitG2521V-PNM-2S δεξιῶνdexiōn[the] right handG1188A-GPN θῶthōI may placeG5087V-2AAS-1S ἐχθρούςechthrousenemiesG2190N-APM ὑποκάτωhupokatōunderG5270PREP σου.souof You.’G4771P-2GS - Sal 110. 1
37 Ny tenan’ i Davida manao Azy hoe Tompo, koa ahoana no maha-zanany Azy? Ary ny vahoaka betsaka nihaino Azy tamin’ ny hafaliana.
αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM ΔαυὶδDauidDavidG1138N-NSM-P κύριον,kurionLord,G2962GN-ASM-T αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐστινestinis HeG1510V-PAI-3S πολὺςpolusgreatG4183A-NSM ὄχλοςochloscrowdG3793N-NSM ἤκουενēkouenwas listeningG0191V-IAI-3S αὐτοῦautouto HimG0846P-GSM ἡδέως.¶hēdeōsgladly.G2234ADV 38 Ary hoy Izy amin’ ny fampianarany: Mitandrema ny amin’ ny mpanora-dalàna izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava sy te-hoharabain’ olona eny an-tsena,
αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM διδαχῇdidachēateachingG1322N-DSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἔλεγεν·elegenHe was saying;G3004GV-IAI-3S βλέπετεblepetedo bewareG0991V-PAM-2P γραμματέωνgrammateōnscribesG1122N-GPM θελόντωνthelontōnare desiringG2309V-PAP-GPM στολαῖςstolaisrobesG4749N-DPF περιπατεῖνperipateinto walk aboutG4043V-PAN ἀσπασμοὺςaspasmousgreetingsG0783N-APM ἀγοραῖςagoraismarketplacesG0058N-DPF 39 ary tia ny fipetrahana aloha ao amin’ ny synagoga sy ny fitoerana aloha ao amin’ ny fanasana,
πρωτοκαθεδρίαςprōtokathedriasfirst seatsG4410N-APF συναγωγαῖςsunagōgaissynagoguesG4864N-DPF πρωτοκλισίαςprōtoklisiasfirst placesG4411N-APF δείπνοις,deipnoisfeasts,G1173N-DPN 40 ary mandany ny tranon’ ny mpitondratena ka manao vavaka lavareny mba ho fiolahana; ireo no hahazo fahamelohana mafimafy kokoa.
κατεσθίοντεςkatesthiontesdevouringG2719V-PAP-NPM χηρῶνchērōnwidowsG5503N-GPF προφάσειprophaseias a pretextG4392N-DSF μακρὰmakraat great lengthG3117A-APN προσευχόμενοι,proseuchomenoipraying,G4336V-PNP-NPM οὗτοιhoutoiTheseG3778D-NPM λήμψονταιlēmpsontaiwill receiveG2983V-FDI-3P περισσότερονperissoteronmore excessiveG4055A-ASN-C κρίμα.¶krimajudgment.G2917N-ASN 41 Ary raha nipetraka tandrifin’ ny fandatsahan-drakitra Jesosy, dia nijery ny fandatsaky ny vahoaka tao; ary maro ny mpanankarena nandatsaka be tao.
καθίσαςkathisashaving sat downG2523V-AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P κατέναντιkatenantioppositeG2713PREP γαζοφυλακίουgazophulakioutreasuryG1049N-GSN ἐθεώρειetheōreiHe was watchingG2334V-IAI-3S ὄχλοςochloscrowdG3793N-NSM βάλλειballeicastG0906HV-PAI-3S χαλκὸνchalkonmoneyG5475N-ASM γαζοφυλάκιον.gazophulakiontreasury.G1049N-ASN πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM πλούσιοιplousioirichG4145A-NPM ἔβαλλονeballonwere casting [in]G0906HV-IAI-3P πολλά·pollamuch;G4183A-APN 42 Fa nisy mpitondratena malahelo anankiray kosa tonga teo, ka nandatsaka farantsakely1 roa an-kevitry ny variroaventy avy.
ἐλθοῦσαelthousahaving comeG2064V-2AAP-NSF πτωχὴptōchēpoorG4434N-NSF ἔβαλενebalenshe cast [in]G0906HV-2AAI-3S λεπτὰleptaleptaG3016N-APN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κοδράντης.kodrantēsa kodrantes.G2835N-NSM - Gr. lepta roa, dia farantsakely varahina izany = kodranta iray = tokony ho variroaventy.
43 Ary Jesosy niantso ny mpianany hanatona Azy ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izay rehetra nandatsaka tao amin’ ny fandatsahan-drakitra.
προσκαλεσάμενοςproskalesamenoshaving called to [Him]G4341V-ADP-NSM μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM εἶπενeipenHe saysG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πτωχὴptōchēpoorG4434N-NSF πλεῖονpleionmoreG4119A-ASN-C πάντωνpantōnthan allG3956A-GPM ἔβαλενebalenhas cast [in]G0906HV-2AAI-3S βαλλόντωνballontōncastingG0906HV-PAP-GPM γαζοφυλάκιον·gazophulakiontreasury;G1049N-ASN 44 Fa ireo rehetra ireo, dia tamin’ ny haben’ ny fananany ho nandatsahany tao; fa izy kosa, tamin’ ny alahelony no nandatsahany tao izay rehetra nananany, dia ny fivelomany rehetra.
πάντεςpantesAllG3956A-NPM τοῦtouthat whichG3588T-GSN περισσεύοντοςperisseuontosis aboundingG4052V-PAP-GSN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἔβαλον,ebaloncast [in],G0906HV-2AAI-3P ὑστερήσεωςhusterēseōspovertyG5304N-GSF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ὅσαhosaas much asG3745K-APN εἶχενeichenshe hadG2192V-IAI-3S ἔβαλεν,ebalencast [in],G0906HV-2AAI-3S βίονbionlivelihoodG0979N-ASM αὐτῆς.¶autēsof her.G0846P-GSF