Chapter 7
1 Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo.
κρίνετεkrinetedo judgeG2919V-PAM-2P κριθῆτε·krithēteyou may be judged;G2919V-APS-2P 2 Fa araka ny fitsarana ataonareo no hitsarana anareo; ary araka ny ohatra ataonareo no hanoharana ho anareo.
κρίματιkrimativerdictG2917N-DSN κρίνετε,krineteyou judge,G2919V-PAI-2P κριθήσεσθε·krithēsestheyou will be judged;G2919V-FPI-2P μέτρῳmetrōmeasureG3358N-DSN μετρεῖτε,metreiteyou measure,G3354V-PAI-2P μετρηθήσεταιmetrēthēsetaiit will be measuredG3354V-FPI-3S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 3 Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo eo amin’ ny mason’ ny rahalahinao, fa ny andry eo amin’ ny masonao dia tsy mba tsaroanao?
βλέπειςblepeisdo you look atG0991V-PAI-2S κάρφοςkarphossplinterG2595N-ASN ὀφθαλμῷophthalmōeyeG3788N-DSM ἀδελφοῦadelphoubrotherG0080N-GSM σῷsōyour [own]G4771S-2SDSM ὀφθαλμῷophthalmōeyeG3788N-DSM δοκὸνdokona beamG1385N-ASF κατανοεῖς;katanoeisnotice?G2657V-PAI-2S 4 Ary ahoana no hilazanao amin’ ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin’ ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin’ ny masonao?
ἐρεῖςereiswill you sayG4483V-FAI-2S ἀδελφῷadelphōbrotherG0080N-DSM ἄφεςaphesdo permit thatG0863IV-2AAM-2S ἐκβάλωekbalōI may cast outG1544V-2AAS-1S κάρφοςkarphossplinterG2595N-ASN ὀφθαλμοῦophthalmoueyeG3788N-GSM ὀφθαλμῷophthalmōeyeG3788N-DSM 5 Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin’ ny masonao, ary amin’ izay vao ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin’ ny mason’ ny rahalahinao.
ὑποκριτά,hupokritaHypocrite!G5273N-VSM ἔκβαλεekbaledo cast outG1544V-2AAM-2S ὀφθαλμοῦophthalmoueyeG3788N-GSM δοκόν,dokonbeam,G1385N-ASF διαβλέψειςdiablepseisyou will see clearlyG1227V-FAI-2S ἐκβαλεῖνekbaleinto cast outG1544V-2AAN κάρφοςkarphossplinterG2595N-ASN ὀφθαλμοῦophthalmoueyeG3788N-GSM ἀδελφοῦadelphoubrotherG0080N-GSM σου.¶souof you.G4771P-2GS 6 Aza omena ny alika izay masìna; ary aza atsipy eo anoloan’ ny kisoa ny vato soanareo1, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
δῶτεdōteshall giveG1325V-2AAS-2P τὸtothat which [is]G3588T-ASN βάλητεbalēteshall castG0906GV-2AAS-2P μαργαρίταςmargaritaspearlsG3135N-APM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP χοίρωνchoirōnpigsG5519N-GPM μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 καταπατήσουσινkatapatēsousinthey will trample uponG2662V-FAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM στραφέντεςstraphenteshaving turnedG4762V-2APP-NPM ῥήξωσινrhēxōsinthey may tear to piecesG4486V-AAS-3P ὑμᾶς.¶humasyou.G4771P-2AP - perilanareo.
7 Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.
Αἰτεῖτε,Aiteitedo askG0154V-PAM-2P δοθήσεταιdothēsetaiit will be givenG1325V-FPI-3S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ζητεῖτε,zēteitedo seekG2212V-PAM-2P εὑρήσετε·heurēseteyou will find;G2147V-FAI-2P κρούετε,krouetedo knockG2925V-PAM-2P ἀνοιγήσεταιanoigēsetaiit will be openedG0455V-2FPI-3S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 8 Fa izay rehetra mangataka no mahazo; ary izay mitady no mahita; ary izay mandondòna no hovohana.
αἰτῶνaitōnis askingG0154V-PAP-NSM λαμβάνει,lambaneireceives,G2983V-PAI-3S ζητῶνzētōnseekingG2212V-PAP-NSM εὑρίσκει,heuriskeifinds,G2147V-PAI-3S τῷtōto the [one]G3588T-DSM κρούοντιkrouontiknockingG2925V-PAP-DSM ἀνοιγήσεται.¶anoigēsetaiit will be opened.G0455V-2FPI-3S 9 Ary iza moa aminareo, raha angatahan’ ny zanany mofo, no hanome azy vato?
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM αἰτήσειaitēseihe will ask forG0154V-FAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἄρτον,artonbread,G0740N-ASM λίθονlithona stoneG3037N-ASM ἐπιδώσειepidōseiwill he giveG1929V-FAI-3S αὐτῷ;autōto him?G0846P-DSM 10 ary raha angatahany hazandrano, no hanome azy menarana?
ἰχθὺνichthuna fishG2486N-ASM αἰτήσει,aitēseihe will ask for,G0154V-FAI-3S ὄφινophina serpentG3789N-ASM ἐπιδώσειepidōseiwill he giveG1929V-FAI-3S αὐτῷ;autōto him?G0846P-DSM 11 Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an’ ny zanakareo, tsy mainka va ny Rainareo Izay any an-danitra no hanome zava-tsoa ho an’ izay mangataka aminy?
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP πονηροὶponēroievilG4190A-NPM ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P δόματαdomatagiftsG1390N-APN ἀγαθὰagathagoodG0018A-APN διδόναιdidonaito giveG1325V-PAN τέκνοιςteknoischildrenG5043N-DPN ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP πόσῳposōhow muchG4214Q-DSN πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM δώσειdōseiwill giveG1325V-FAI-3S ἀγαθὰagathagood thingsG0018A-APN τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM αἰτοῦσινaitousinaskingG0154V-PAP-DPM αὐτόν;¶autonHim?G0846P-ASM 12 Koa amin’ izany na inona na inona tianareo hataon’ ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany; fa izany no lalàna sy mpaminany.
ΠάνταPantaAll thingsG3956A-APN ὅσαhosaas much asG3745K-APN θέλητεthelēteyou shall desireG2309V-PAS-2P ποιῶσινpoiōsinthey shall enactG4160GV-PAS-3P ὑμῖνhuminfor youG4771P-2DP ἄνθρωποι,anthrōpoimen,G0444N-NPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ποιεῖτεpoieitedo enactG4160GV-PAM-2P αὐτοῖς·autoisfor them;G0846P-DPM οὗτοςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S προφῆται.¶prophētaiprophets.G4396N-NPM 13 Midìra amin’ ny vavahady èty ianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny lalana izay mankany amin’ ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.
ΕἰσέλθατεEiselthatedo enterG1525V-2AAM-2P στενῆςstenēsnarrowG4728A-GSF πύλης,pulēsgate,G4439N-GSF πλατεῖαplateiawide [is]G4116A-NSF εὐρύχωροςeuruchōrosbroadG2149A-NSF ἀπάγουσαapagousais leadingG0520V-PAP-NSF ἀπώλειαν,apōleiandestruction,G0684N-ASF πολλοίpolloimanyG4183A-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P εἰσερχόμενοιeiserchomenoienteringG1525V-PNP-NPM 14 Fa èty ny vavahady, ary terỳ ny lalana izay mankany amin’ ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.
στενὴstenēsmall [is]G4728A-NSF τεθλιμμένηtethlimmenēcompressedG2346V-RPP-NSF ἀπάγουσαapagousais leadingG0520V-PAP-NSF ὀλίγοιoligoifewG3641A-NPM εἰσὶνeisinareG1510V-PAI-3P εὑρίσκοντεςheuriskontesfindingG2147V-PAP-NPM αὐτήν.¶autēnit.G0846P-ASF 15 Mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin’ ny fitafian’ ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia1 mitoha izy.
ΠροσέχετεProsechetedo bewareG4337V-PAM-2P ψευδοπροφητῶνpseudoprophētōnfalse prophetsG5578N-GPM οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἔρχονταιerchontaicomeG2064V-PNI-3P ἐνδύμασινendumasinclothingG1742N-DPN προβάτων,probatōnof sheep,G4263N-GPN ἔσωθενesōtheninwardlyG2081ADV εἰσινeisinthey areG1510V-PAI-3P λύκοιlukoiwolvesG3074N-NPM ἅρπαγες.harpagesravenous.G0727A-NPM - lopa.
16 Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin’ ny tsilo va ny olona, na aviavy amin’ ny songosongo?
καρπῶνkarpōnfruitsG2590N-GPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐπιγνώσεσθεepignōsestheyou will knowG1921V-FDI-2P αὐτούς.autousthem.G0846P-APM μήτιmētisurely not everG3385PRT-N συλλέγουσινsullegousindo they gatherG4816V-PAI-3P ἀκανθῶνakanthōnthornsG0173N-GPF σταφυλάς,staphulasgrapes,G4718N-APF τριβόλωνtribolōnthistlesG5146N-GPM 17 Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy.
δένδρονdendrontreeG1186N-NSN ἀγαθὸνagathongoodG0018A-NSN καρποὺςkarpousfruitsG2590N-APM ποιεῖ,poieiproduces,G4160GV-PAI-3S σαπρὸνsapronthe badG4550A-NSN δένδρονdendrontreeG1186N-NSN καρποὺςkarpousfruitsG2590N-APM πονηροὺςponērousbadG4190A-APM ποιεῖ.poieiproduces.G4160GV-PAI-3S 18 Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara.
δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S δένδρονdendrona treeG1186N-NSN ἀγαθὸνagathongoodG0018A-NSN καρποὺςkarpousfruitsG2590N-APM πονηροὺςponērousbadG4190A-APM ποιεῖνpoieinto produceG4160GV-PAN οὐδὲoudenor [is able]G3761CONJ-N δένδρονdendrona treeG1186N-NSN σαπρὸνsapronbadG4550A-NSN καρποὺςkarpousfruitsG2590N-APM ποιεῖν.poieinto produce.G4160GV-PAN 19 Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo.
δένδρονdendrontreeG1186N-NSN ποιοῦνpoiounproducingG4160GV-PAP-NSN καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM ἐκκόπτεταιekkoptetaiis cut downG1581V-PPI-3S βάλλεται.balletaiis thrown.G0906GV-PPI-3S 20 Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy.
καρπῶνkarpōnfruitsG2590N-GPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐπιγνώσεσθεepignōsestheyou will knowG1921V-FDI-2P αὐτούς.¶autousthem.G0846P-APM 21 Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ ny Raiko Izay any an-danitra.
λέγωνlegōnis sayingG3004GV-PAP-NSM εἰσελεύσεταιeiseleusetaiwill enterG1525V-FDI-3S βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF οὐρανῶν,ouranōnheavens,G3772N-GPM ποιῶνpoiōndoingG4160GV-PAP-NSM θέλημαthelēmawillG2307N-ASN πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T οὐρανοῖς.ouranoisheavens.G3772N-DPM 22 Maro no hanao amiko amin’ izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin’ ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia1 tamin’ ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ ny anaranao va izahay?
πολλοὶpolloiManyG4183A-NPM ἐροῦσίνerousinwill sayG4483V-FAI-3P ἐκείνῃekeinēthat [very]G1565D-DSF ἡμέρᾳ·hēmeraday;G2250N-DSF ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN ἐπροφητεύσαμενeprophēteusamenwe did prophesyG4395V-AAI-1P ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN δαιμόνιαdaimoniademonsG1140N-APN ἐξεβάλομενexebalomencast outG1544V-2AAI-1P ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN δυνάμειςdunameismiraclesG1411N-APF πολλὰςpollasmanyG4183A-APF ἐποιήσαμεν;epoiēsamenperform?G4160GV-AAI-1P - Demonia = fanahy ratsy, na anjely ratsy.
23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka.
ὁμολογήσωhomologēsōI will declareG3670V-FAI-1S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM οὐδέποτεoudepoteNeverG3763ADV-N ἔγνωνegnōnknew IG1097V-2AAI-1S ἀποχωρεῖτεapochōreitedo departG0672V-PAM-2P οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM ἐργαζόμενοιergazomenoiworkingG2038V-PNP-VPM ἀνομίαν.¶anomianlawlessness.G0458N-ASF 24 Koa amin’ izany na zovy na zovy no mandre izany teniko izany ka mankatò azy, dia hoharina amin’ ny lehilahy manan-tsaina izy, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ ny vatolampy.
ὅστιςhostiswhoeverG3748R-NSM ἀκούειakoueihearsG0191V-PAI-3S λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτουςtoutoustheseG3778D-APM αὐτούς,autousthem,G0846P-APM ὁμοιωθήσεταιhomoiōthēsetaihe will be likeG3666V-FPI-3S φρονίμῳphronimōwiseG5429A-DSM ᾠκοδόμησενōkodomēsenbuiltG3618V-AAI-3S πέτραν.petranrock.G4073N-ASF 25 Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; nefa tsy nianjera izy, satria efa naorina teo ambonin’ ny vatolampy.
κατέβηkatebēcame downG2597V-2AAI-3S βροχὴbrochērainG1028N-NSF ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-3P ποταμοὶpotamoitorrentsG4215N-NPM ἔπνευσανepneusanblewG4154V-AAI-3P ἄνεμοι,anemoiwinds,G0417N-NPM προσέπεσανprosepesanbeatG4363V-AAI-3P ἐκείνῃ,ekeinēupon,G1565D-DSF ἔπεσεν·epesenit fell;G4098V-2AAI-3S τεθεμελίωτοtethemeliōtoit had been foundedG2311V-LPI-3S πέτραν.¶petranrock.G4073N-ASF 26 Fa izay rehetra mandre izany teniko izany, nefa tsy mankatò azy, dia hoharina amin’ ny lehilahy adala, izay nanorina ny tranony teo ambonin’ ny fasika.
ἀκούωνakouōnis hearingG0191V-PAP-NSM λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτουςtoutoustheseG3778D-APM ποιῶνpoiōndoingG4160GV-PAP-NSM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ὁμοιωθήσεταιhomoiōthēsetaihe will be likenedG3666V-FPI-3S μωρῷmōrōfoolishG3474A-DSM ᾠκοδόμησενōkodomēsenbuiltG3618V-AAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἄμμον.ammonsand.G0285N-ASF 27 Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; dia nianjera izy, ka loza ny fianjerany.
κατέβηkatebēcame downG2597V-2AAI-3S βροχὴbrochērainG1028N-NSF ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-3P ποταμοὶpotamoitorrentsG4215N-NPM ἔπνευσανepneusanblewG4154V-AAI-3P ἄνεμοι,anemoiwinds,G0417N-NPM προσέκοψανprosekopsanbeatG4350V-AAI-3P ἐκείνῃ,ekeinēupon,G1565D-DSF ἔπεσεν·epesenit fell;G4098V-2AAI-3S πτῶσιςptōsisfallG4431N-NSF αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF μεγάλη.¶megalēgreat.G3173A-NSF 28 Ary nony efa vitan’ i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,
ἐγένετοegenetoit came to passG1096V-2ADI-3S ἐτέλεσενetelesenfinishedG5055V-AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτους,toutousthese,G3778D-APM ἐξεπλήσσοντοexeplēssontowere astonishedG1605V-IPI-3P ὄχλοιochloicrowdsG3793N-NPM διδαχῇdidachēateachingG1322N-DSF αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM 29 satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy, fa tsy tahaka ny mpanora-dalàna teo aminy.
διδάσκωνdidaskōnteachingG1321V-PAP-NSM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM