Chapter 26
1 Ary rehefa vitan’ i Jesosy izany teny rehetra izany, dia nilaza tamin’ ny mpianany hoe Izy:
ἐγένετοegenetoit came to passG1096V-2ADI-3S ἐτέλεσενetelesenfinishedG5055V-AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P πάνταςpantasallG3956A-APM λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτους,toutousthese,G3778D-APM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S μαθηταῖςmathētaisdisciplesG3101N-DPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM 2 Fantatrareo fa raha afaka indroa andro, dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak’ olona dia hatolotra hohomboana amin’ ny hazo fijaliana.
οἴδατεoidateYou knowG6063V-RAI-2P ἡμέραςhēmerasdaysG2250N-APF πάσχαpaschaPassoverG3957N-NSN-T γίνεται,ginetaitakes place,G1096V-PNI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T παραδίδοταιparadidotaiis deliveredG3860V-PPI-3S σταυρωθῆναι.¶staurōthēnaito be crucified.G4717V-APN 3 Ary tamin’ izany dia nivory ny lohan’ ny mpisorona sy ny loholona tao an-kianjan’ ny tranon’ ny mpisoronabe atao hoe Kaiafa.
συνήχθησανsunēchthēsanwere gathered togetherG4863V-API-3P ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-NPM γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM πρεσβύτεροιpresbuteroieldersG4245GN-NPM αὐλὴνaulēncourtyardG0833N-ASF ἀρχιερέωςarchiereōshigh priestG0749N-GSM λεγομένουlegomenouis being namedG3004HV-PPP-GSM ΚαϊάφαKaiaphaCaiaphasG2533GN-GSM-P 4 Ary niara-nihevitra izy hisambotra an’ i Jesosy amin’ ny fitaka ka hamono Azy;
συνεβουλεύσαντοsunebouleusantothey plotted togetherG4823V-AMI-3P ἵναinain order thatG2443CONJ ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P δόλῳdolōby guileG1388N-DSM κρατήσωσινkratēsōsinthey may seizeG2902V-AAS-3P ἀποκτείνωσιν.apokteinōsinmay kill.G0615V-AAS-3P 5 kanefa hoy izy: Tsy amin’ ny andro firavoravoana, fandrao hisy tabataba amin’ ny olona.
ἔλεγονelegonThey were sayingG3004GV-IAI-3P μὴmēNot [seize him]G3361PRT-N ἑορτῇ,he'ortēafeast,G1859N-DSF θόρυβοςthorubosa riotG2351N-NSM γένηταιgenētaimay happenG1096V-2ADS-3S λαῷ.¶laōpeople.G2992N-DSM 6 Ary nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon’ i Simona boka,
ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P γενομένουgenomenouhaving beenG1096V-2ADP-GSM ΒηθανίᾳBēthaniaBethanyG0963N-DSF-L ΣίμωνοςSimōnosof SimonG4613IN-GSM-P λεπροῦleprouleperG3015A-GSM 7 dia nanatona Azy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra saro-bidy loatra, ka naidiny tamin’ ny lohany izany, raha nipetraka nihinana Izy.
προσῆλθενprosēlthencameG4334V-2AAI-3S ἔχουσαechousahavingG2192V-PAP-NSF ἀλάβαστρονalabastronan alabaster flaskG0211N-ASN μύρουmurouof fragrant oilG3464N-GSN βαρυτίμουbarutimouvery costlyG0927A-GSN κατέχεενkatecheenpoured [it]G2708V-AAI-3S κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF αὐτοῦautouwhen heG0846P-GSM ἀνακειμένου.anakeimenouis reclining.G0345V-PNP-GSM 8 Fa nony nahita izany ny mpianatra, dia tezitra ka nanao hoe: Inona no anton’ izao fandaniam-poana izao?
ἰδόντεςidontesHaving seenG1492HV-2AAP-NPM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἠγανάκτησανēganaktēsanbecame indignantG0023V-AAI-3P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM ἀπώλειαapōleiawasteG0684N-NSF αὕτη;hautēthis?G3778D-NSF 9 Fa azo namidy ho lafo be iny ka homena ny malahelo.
ἐδύνατοedunatoIt was possibleG1410V-INI-3S μύρονmuronfragrant oilG3464N-NSN πραθῆναιprathēnaito be soldG4097V-APN πολλοῦpolloufor muchG4183A-GSN δοθῆναιdothēnaito be givenG1325V-APN πτωχοῖς.ptōchoisto [the] poor.G4434N-DPM 10 Ary fantatr’ i Jesosy izay nataon’ ireo, ka dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mampalahelo an-dravehivavy? fa asa soa no nataony tamiko.
γνοὺςgnousHaving known [this]G1097V-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM κόπουςkopoustroubleG2873N-APM παρέχετεparechetedo you causeG3930V-PAI-2P γυναικί;gunaikiwoman?G1135GN-DSF ἔργονergonA workG2041N-ASN καλὸνkalonbeautifulG2570GA-ASN ἠργάσατοērgasatoshe didG2038V-ADI-3S ἐμέ.emeMe myself.G1473P-1AS 11 Fa ny malahelo dia eto aminareo mandrakariva, fa Izaho tsy mba ho eto aminareo mandrakariva.
πάντοτεpantoteAlwaysG3842ADV πτωχοὺςptōchouspoorG4434N-APM ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P ἑαυτῶν,he'autōnyourselves,G1438F-2GPM ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS πάντοτεpantotealwaysG3842ADV ἔχετε.echeteyou have.G2192V-PAI-2P 12 Fa izy no nampidina izany menaka manitra izany tamin’ ny tenako, dia ny hamboatra Ahy halevina no nanaovany izany.
βαλοῦσαbalousaIn pouringG0906JV-2AAP-NSF αὕτηhautēthis [woman]G3778D-NSF μύρονmuronfragrant oilG3464N-ASN σώματόςsōmatosbodyG4983N-GSN ἐνταφιάσαιentaphiasaito buryG1779V-AAN ἐποίησεν.¶epoiēsenshe did [it].G4160GV-AAI-3S 13 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin’ izao tontolo izao no hitoriana ity filazantsara ity, dia holazaina koa izay nataon-dravehivavy mba ho fahatsiarovana azy.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ὅπουhopouwhereverG3699CONJ κηρυχθῇkēruchthēashall be proclaimedG2784V-APS-3S εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-NSN κόσμῳ,kosmōworld,G2889N-DSM λαληθήσεταιlalēthēsetaiwill be spoken ofG2980V-FPI-3S ἐποίησενepoiēsendidG4160GV-AAI-3S αὕτηhautēthis [woman]G3778D-NSF μνημόσυνονmnēmosunona memorialG3422N-ASN αὐτῆς.¶autēsof her.G0846P-GSF 14 Ary ny anankiray tamin’ ny roa ambin’ ny folo lahy, atao hoe Jodasy Iskariota, dia nankao amin’ ny lohan’ ny mpisorona
πορευθεὶςporeutheishaving goneG4198V-AOP-NSM δώδεκα,dōdekaTwelve,G1427A-NUI λεγόμενοςlegomenosbeing namedG3004HV-PPP-NSM ἸούδαςIoudasJudasG2455HN-NSM-P Ἰσκαριώτης,IskariōtēsIscariot,G2469N-NSM-P ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-APM 15 ka nanao hoe: Homenareo hoatrinona aho hanolorako Azy aminareo? Ary izy nandanja sekely volafotsy telo-polo homena azy.
εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S θέλετέtheleteare you willingG2309V-PAI-2P δοῦναι,dounaito give,G1325V-2AAN κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παραδώσωparadōsōwill betrayG3860V-FAI-1S αὐτόν;¶autonHim?G0846P-ASM ἔστησανestēsanthey appointedG2476V-2AAI-3P τριάκονταtriakontathirtyG5144A-NUI ἀργύρια.arguriapieces of silver.G0694N-APN 16 Ary hatramin’ izay no nitadiavany izay andro hahazoany mamadika Azy.
τότεtotethat timeG5119ADV ἐζήτειezēteihe was seekingG2212V-IAI-3S εὐκαιρίανeukairianan opportunityG2120N-ASF παραδῷ.¶paradōhe may betray.G3860V-2AAS-3S 17 Ary tamin’ ny voalohan’ ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nankeo amin’ i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Aiza no tianao hamboarinay hihinananao ny Paska?
πρώτῃprōtēfirst [day]G4413GA-DSF ἀζύμωνazumōnunleavened [bread]G0106A-GPN προσῆλθονprosēlthoncameG4334V-2AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ἸησοῦIēsouto JesusG2424GN-DSM-P λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM αὐτῷ·autōto him:G0846P-DSM θέλειςtheleiswish you [that]G2309V-PAI-2S ἑτοιμάσωμένhetoimasōmenwe may prepareG2090V-AAS-1P φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN πάσχα;¶paschaPassover?G3957N-ASN 18 Ary hoy Izy: Mankanesa any an-tanàna ho any amin-dralehilahy, ka lazao aminy hoe: Hoy ny Mpampianatra: Efa akaiky ny fotoako; koa ato aminao Aho sy ny mpianatro no hitandrina ny Paska.
εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S ὑπάγετεhupagetedo goG5217V-PAM-2P δεῖναdeinaa certain manG1170N-ASM εἴπατεeipatedo tellG2036V-2AAM-2P διδάσκαλοςdidaskalosTeacherG1320N-NSM-T λέγει·legeisays;G3004GV-PAI-3S καιρόςkairostimeG2540N-NSM ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S πάσχαpaschaPassoverG3957N-ASN μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM μου.mouof Mine.’G3165P-1GS 19 Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain’ i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska.
ἐποίησανepoiēsandidG4160GV-AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM συνέταξενsunetaxendirectedG4929V-AAI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM Ἰησοῦς,IēsousJesus,G2424GN-NSM-P ἡτοίμασανhētoimasanpreparedG2090V-AAI-3P πάσχα.¶paschaPassover.G3957N-ASN 20 Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin’ ny mpianatra roa ambin’ ny folo lahy1.
ὈψίαςOpsiasAs eveningG3798A-GSF γενομένηςgenomenēshaving arrivedG1096V-2ADP-GSF ἀνέκειτοanekeitoHe was recliningG0345V-INI-3S δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI μαθητῶν.mathētōndisciples.G3101N-GPM - Na: (mbamin’ ny roa ambin’ ny folo lahy)
21 Ary raha mbola nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny anankiray aminareo hamadika Ahy.
ἐσθιόντωνesthiontōnwhen were eatingG2068V-PAP-GPM εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παραδώσειparadōseiwill betrayG3860V-FAI-3S 22 Dia nalahelo indrindra izy rehetra, ka samy nanontany Azy hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?
λυπούμενοιlupoumenoibeing grievedG3076V-PPP-NPM σφόδραsphodraexceedinglyG4970ADV ἤρξαντοērxantothey beganG0757V-ADI-3P ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM αὐτῶν·autōnof them:G0846P-GPM μήτιmētisurely not everG3385PRT-N εἰμι,eimiis it,G1510V-PAI-1S κύριε;¶kurieLord?G2962GN-VSM-T 23 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tànany tamiko tao anatin’ ny lovia, izy no hamadika Ahy.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S ἐμβάψαςembapsashaving dippedG1686V-AAP-NSM χεῖραcheirahandG5495N-ASF τρυβλίῳ,trubliōdishG5165N-DSN παραδώσει.paradōseiwill betray.G3860V-FAI-3S 24 Ny Zanak’ olona dia mandeha tokoa araka izay nanoratana Azy, nefa lozan’ izay olona hahazoana ny Zanak’ olona hatolotra! tsara ho an’ izany olona izany raha tsy ary akory.
υἱὸςhuiosthe SonG5207N-NSM-T ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ὑπάγειhupageigoesG5217V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S αὐτοῦ,autouHim,G0846P-GSM ἀνθρώπῳanthrōpōmanG0444N-DSM ἐκείνῳekeinōthat [one]G1565D-DSM ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T παραδίδοται·paradidotaiis betrayed;G3860V-PPI-3S ἦνēnwas beingG1510V-IAI-3S αὐτῷautōfor himG0846P-DSM ἐγεννήθηegennēthēwas bornG1080V-API-3S ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM ἐκεῖνος.ekeinosthat.G1565D-NSM 25 Ary Jodasy, izay namadika Azy, dia namaly ka nanao hoe: Izaho va izany, Raby ô? Dia hoy Izy taminy: Voalazanao.
ἀποκριθεὶςapokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM ἸούδαςIoudasJudasG2455HN-NSM-P παραδιδοὺςparadidousis betrayingG3860V-PAP-NSM εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S μήτιmētisurely not everG3385PRT-N εἰμι,eimiis it,G1510V-PAI-1S ῥαββί;rhabbiRabbi?G4461N-NSM-T λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS εἶπας.¶eipashave said.G2036V-2AAI-2S 26 Ary raha mbola nihinana izy, dia nandray mofo Jesosy, ka nony efa nisaotra Izy, dia novakiny ka natolony ny mpianatra, ary hoy Izy: Raiso, hano, ity no tenako.
ἘσθιόντωνEsthiontōnWhen were eatingG2068V-PAP-GPM λαβὼνlabōnhaving takenG2983V-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἄρτονartonbreadG0740N-ASM εὐλογήσαςeulogēsashaving blessedG2127V-AAP-NSM ἔκλασεν,eklasenbroke [it],G2806V-AAI-3S δοὺςdousgivingG1325V-2AAP-NSM μαθηταῖςmathētaisdisciplesG3101N-DPM εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S λάβετεlabetedo takeG2983V-2AAM-2P φάγετε·phagetedo eat;G5315V-AAM-2P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S 27 Ary nandray kapoaka1 Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy ka nataony hoe: Sotroinareo rehetra ity;
λαβὼνlabōnhaving takenG2983V-2AAP-NSM ποτήριονpotēriona cupG4221N-ASN εὐχαριστήσαςeucharistēsashaving given thanksG2168V-AAP-NSM ἔδωκενedōkenHe gave [it]G1325V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM πίετεpietedo drinkG4095V-2AAM-2P πάντες·pantesall of you;G3956A-NPM - Na: (ny kapoaka)
28 fa ity no rako, dia ny amin’ ny fanekena1, izay alatsaka ho an’ ny maro ho famelan-keloka.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S καινῆςkainēsof a newG2537A-GSF διαθήκηςdiathēkēscovenantG1242N-GSF πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPM ἐκχυννόμενονekchunnomenonbeing poured outG1632V-PPP-NSN ἄφεσινaphesinforgivenessG0859N-ASF ἁμαρτιῶν.hamartiōnof sins.G0266N-GPF - Na: (ny fanekena vaovao)
29 Ary lazaiko aminareo fa hatramin’ izao dia tsy mba hisotro itony vokatry ny voaloboka itony intsony Aho mandra-pihavin’ ny andro hiarahako misotro izay vaovao aminareo any amin’ ny fanjakan’ ny Raiko.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πίωpiōshall I drinkG4095V-2AAS-1S τούτουtoutouthisG3778D-GSN γενήματοςgenēmatosfruitG6013N-GSN ἀμπέλουampelouvineG0288N-GSF ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ἐκείνηςekeinēsthatG1565D-GSF πίνωpinōI may drinkG4095V-PAS-1S καινὸνkainonanewG2537A-ASN βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου.¶mouof Mine.G3165P-1GS 30 Ary rehefa nihira fiderana izy, dia lasa nankany amin’ ny tendrombohitra Oliva.
ὑμνήσαντεςhumnēsanteshaving sung a hymnG5214V-AAP-NPM ἐξῆλθονexēlthonthey went outG1831V-2AAI-3P ὄροςorosMountG3735N-ASN-L ἐλαιῶν.¶elaiōnof Olives.G1638N-GPF-L 31 Ary tamin’ izany dia hoy Jesosy taminy: Hianareo rehetra dia ho tafintohina noho ny amiko anio alina; fa voasoratra hoe: Hamely ny mpiandry Aho, dia hihahaka ny ondry andrasana1.
αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P πάντεςpantesAllG3956A-NPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP σκανδαλισθήσεσθεskandalisthēsesthewill fall awayG4624V-FPI-2P ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS νυκτὶnuktinightG3571N-DSF ταύτῃ·tautēthis;G3778D-DSF γέγραπταιgegraptaiIt has been writtenG1125V-RPI-3S πατάξωpataxōI will strikeG3960V-FAI-1S ποιμένα,poimenashepherd,G4166N-ASM διασκορπισθήσονταιdiaskorpisthēsontaithey will be scatteredG1287V-FPI-3P πρόβαταprobatasheepG4263N-NPN ποίμνης.poimnēsflock.’G4167N-GSF - Zak 13. 7
32 Fa rehefa atsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia.
ἐγερθῆναίegerthēnaito raiseG1453V-APN προάξωproaxōI will go beforeG4254V-FAI-1S Γαλιλαίαν.¶GalilaianGalilee.G1056GN-ASF-L 33 Fa Petera namaly ka nanao taminy hoe: Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina mandrakizay.
ἈποκριθεὶςApokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM πάντεςpantesallG3956A-NPM σκανδαλισθήσονταιskandalisthēsontaiwill fall awayG4624V-FPI-3P οὐδέποτεoudepoteneverG3763ADV-N σκανδαλισθήσομαι.¶skandalisthēsomaiwill fall away.G4624V-FPI-1S 34 Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa fa anio alina, raha tsy mbola misy akoho maneno, dia handà Ahy intelo ianao.
ἜφηEphēwas sayingG5346V-IAI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P νυκτὶnuktinightG3571N-DSF πρὶνprinbefore [the]G4250ADV ἀλέκτοραalektoraroosterG0220N-ASM φωνῆσαιphōnēsaicrowingG5455V-AAN τρὶςtristhree timesG5151ADV ἀπαρνήσῃaparnēsēyou will denyG0533V-FDI-2S 35 Hoy Petera taminy: Na dia hiara-maty aminao aza aho, tsy mba handà Anao tokoa aho. Ary toy izany koa no nolazain’ ny mpianatra rehetra.
Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P κἂνkanEven ifG2532CONJ + G1437 δέῃdeēit shall be necessary forG1163V-PAS-3S ἀποθανεῖν,apothaneinto die,G0599V-2AAN ἀπαρνήσομαι.aparnēsomaiI will deny.G0533V-FDI-1S ὁμοίωςhomoiōsLikewiseG3668ADV πάντεςpantesallG3956A-NPM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM εἶπαν.¶eipansaid.G2036V-2AAI-3P 36 Ary Jesosy mbamin’ ny mpianany dia tonga tao amin’ ny saha anankiray atao hoe Getsemane, ary hoy Izy tamin’ ny mpianany: Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho.
ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P χωρίονchōriona placeG5564GN-ASN λεγόμενονlegomenonbeing namedG3004HV-PPP-ASN ΓεθσημανὶGethsēmaniGethsemaneG1068N-ASN-L λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S μαθηταῖς·mathētaisdisciples;G3101N-DPM καθίσατεkathisatedo sitG2523V-AAM-2P ἀπελθὼνapelthōnhaving gone awayG0565V-2AAP-NSM ἐκεῖekeiover thereG1563ADV προσεύξωμαι.¶proseuxōmaiI may pray.G4336V-ADS-1S 37 Ary nitondra an’ i Petera mbamin’ izy roa lahy zanak’ i Zebedio Izy, dia nalahelo am-po sy ory indrindra.
παραλαβὼνparalabōnhaving taken with [Him]G3880V-2AAP-NSM ΠέτρονPetronPeterG4074GN-ASM-P υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM ΖεβεδαίουZebedaiouof ZebedeeG2199GN-GSM-P ἤρξατοērxatoHe beganG0757V-ADI-3S λυπεῖσθαιlupeisthaito be sorrowfulG3076V-PPN ἀδημονεῖν.¶adēmoneinto be deeply distressed.G0085V-PAN 38 Dia hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko, toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miaraha miari-tory amiko.
λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus:G2424GN-NSM-P περίλυπόςperiluposVery sorrowfulG4036A-NSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θανάτου·thanatoudeath;G2288N-GSM μείνατεmeinatedo remainG3306V-AAM-2P γρηγορεῖτεgrēgoreitedo watchG1127V-PAM-2P ἐμοῦ.¶emouMe.G1473S-1SGSN 39 Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha azo atao, dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.
προελθὼνproelthōnhaving gone forwardG4281V-2AAP-NSM μικρὸνmikrona littleG3398A-ASN ἔπεσενepesenHe fellG4098V-2AAI-3S πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM προσευχόμενοςproseuchomenosprayingG4336V-PNP-NSM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM πάτερpaterFatherG3962N-VSM-T μου,mouof Mine,G3165P-1GS δυνατόνdunatonpossibleG1415A-NSN ἐστιν,estinit is,G1510V-PAI-3S παρελθάτωparelthatōshould passG3928V-2AAM-3S ποτήριονpotērioncupG4221N-NSN τοῦτο·toutothis;G3778D-NSN πλὴνplēnNeverthelessG4133CONJ οὐχouchnot [it is]G3756PRT-N θέλωthelōwishG2309V-PAI-1S 40 Ary nankeo amin’ ny mpianatra Izy ka nahita azy matory, dia hoy Izy tamin’ i Petera: Hay! tsy mahazaka ny miara-miari-tory amiko na dia ora iray ihany aza ianareo!
ἔρχεταιerchetaiHe comesG2064V-PNI-3S μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM εὑρίσκειheuriskeifindsG2147V-PAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM καθεύδονταςkatheudontassleepingG2518V-PAP-APM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S Πέτρῳ·Petrōto Peter;G4074GN-DSM-P ἰσχύσατεischusatewere you ableG2480V-AAI-2P γρηγορῆσαιgrēgorēsaito watchG1127V-AAN 41 Miareta tory sy mivavaha ianareo, mba tsy hidiranareo amin’ ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manan-kery.
γρηγορεῖτεgrēgoreitedo watchG1127V-PAM-2P προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P εἰσέλθητεeiselthēteyou may enterG1525V-2AAS-2P πειρασμόν.peirasmontemptation.G3986GN-ASM πρόθυμονprothumon[is] willingG4289A-NSN σὰρξsarxthe fleshG4561N-NSF ἀσθενής.¶asthenēsweak.G0772GA-NSF 42 Dia nandeha fanindroany Izy ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha tsy azo esorina ity, fa tsy maintsy hosotroiko, dia aoka ny sitraponao no hatao.
δευτέρουdeuteroua second timeG1208A-GSN ἀπελθὼνapelthōnhaving gone awayG0565V-2AAP-NSM προσηύξατοprosēuxatoHe prayedG4336V-ADI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM πάτερpaterFatherG3962N-VSM-T μου,mouof Mine,G3165P-1GS δύναταιdunataiis possibleG1410V-PNI-3S ποτήριονpotērioncupG4221N-NSN παρελθεῖνpareltheinto passG3928V-2AAN πίω,piōI shall drink,G4095V-2AAS-1S γενηθήτωgenēthētō[then] should be [done]G1096V-AOM-3S θέλημάthelēmawillG2307N-NSN 43 Ary nony tonga Izy, dia nahita azy matory indray; fa efa nilondolondo ny masony.
ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM εὗρενheurenHe foundG2147V-2AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM καθεύδοντας·katheudontassleeping;G2518V-PAP-APM ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ὀφθαλμοὶophthalmoieyesG3788N-NPM βεβαρημένοι.¶bebarēmenoiwearied.G0916V-RPP-NPM 44 Ary rehefa nandao azy Izy ka lasa indray, dia nivavaka fanintelony ka nanao izany teny izany ihany.
ἀφεὶςapheishaving leftG0863GV-2AAP-NSM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀπελθὼνapelthōnhaving gone awayG0565V-2AAP-NSM προσηύξατοprosēuxatoHe prayedG4336V-ADI-3S τρίτουtritou[the] third timeG5154A-GSN λόγονlogonthingG3056N-ASM εἰπὼνeipōnhaving saidG2036V-2AAP-NSM πάλιν.¶palinagain.G3825ADV 45 Dia nankeo amin’ ny mpianatra Izy ka nanao taminy hoe: Matoria ary ankehitriny, ka mialà sasatra ianareo1; indro, efa akaiky ny ora, ary ny Zanak’ olona hatolotra eo an-tànan’ ny mpanota.
ἔρχεταιerchetaiHe comesG2064V-PNI-3S μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM καθεύδετεkatheudeteSleepG2518V-PAI-2P λοιπὸνloiponlater onG3063A-ASN ἀναπαύεσθε·anapauesthetake your rest;G0373V-PMI-2P ἤγγικενēngikenhas drawn nearG1448V-RAI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T παραδίδοταιparadidotaiis betrayedG3860V-PPI-3S χεῖραςcheiras[the] handsG5495N-APF ἁμαρτωλῶν.hamartōlōnof sinners.G0268A-GPM - Na: Mbola matory ihany va ianareo ka miala sasatra?
46 Mitsangàna, andeha isika; indro fa efa akaiky ilay mamadika Ahy.
ἐγείρεσθεegeiresthedo rise upG1453V-PEM-2P ἄγωμεν·agōmenlet us go;G0071V-PAS-1P ἤγγικενēngikenhe has drawn nearG1448V-RAI-3S παραδιδούςparadidousis betrayingG3860V-PAP-NSM 47 Ary raha mbola niteny Jesosy, indro, avy Jodasy, izay isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy, mbamin’ ny vahoaka betsaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny loholona.
αὐτοῦautouwhen heG0846P-GSM λαλοῦντοςlalountosis speakingG2980V-PAP-GSM ἸούδαςIoudasJudasG2455HN-NSM-P δώδεκαdōdekaTwelveG1427A-NUI ἦλθεν,ēlthencame,G2064V-2AAI-3S ὄχλοςochlosa crowdG3793N-NSM πολὺςpolusgreatG4183A-NSM μαχαιρῶνmachairōnswordsG3162N-GPF ξύλωνxulōnclubsG3586N-GPN ἀρχιερέωνarchiereōnchief priestsG0749N-GPM πρεσβυτέρωνpresbuterōneldersG4245GN-GPM λαοῦ.laoupeople.G2992N-GSM 48 Ary ilay namadika Azy nanome famantarana ny olona ka nanao hoe: Izay horohako no Izy; sambory Izy.
παραδιδοὺςparadidousbetrayingG3860V-PAP-NSM ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM σημεῖονsēmeiona signG4592N-ASN λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM φιλήσω,philēsōI may kiss,G5368V-AAS-1S αὐτόςautosHe himselfG0846P-NSM ἐστιν·estinit is;G1510V-PAI-3S κρατήσατεkratēsatedo seizeG2902V-AAM-2P αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 49 Ary niaraka tamin’ izay dia nanatona an’ i Jesosy izy ka nanao hoe: Finaritra, Raby! dia nanoroka Azy.
εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV προσελθὼνproselthōnhaving come upG4334V-2AAP-NSM ἸησοῦIēsouto JesusG2424GN-DSM-P εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S χαῖρεchaireGreetingsG5463V-PAM-2S ῥαββί,rhabbiRabbi,G4461N-VSM-T κατεφίλησενkatephilēsenkissedG2705V-AAI-3S αὐτόν.¶autonHim.G0846P-ASM 50 Fa hoy Jesosy taminy: Ry sakaiza, ataovy izay nalehanao eto1. Dia nanatona ny olona ka nisambotra an’ i Jesosy ary nitana Azy.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ἑταῖρε,hetaireFriend,G2083N-VSM πάρει.pareiyou are come.G3918V-PAI-2S προσελθόντεςproselthonteshaving come to [him]G4334V-2AAP-NPM ἐπέβαλονepebalonthey laidG1911V-2AAI-3P χεῖραςcheirashandsG5495N-APF ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ἐκράτησανekratēsanseizedG2902V-AAI-3P αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM - Na: haninona eto ianao?
51 Ary, indro, ny anankiray tamin’ izay nomba an’ i Jesosy naninjitra ny tànany, dia nanatsoaka ny sabany ka nikapa ny mpanompon’ ny mpisoronabe ary nahafaka ny sofiny.
ἐκτείναςekteinashaving stretched outG1614V-AAP-NSM χεῖραcheirahandG5495N-ASF ἀπέσπασενapespasendrewG0645V-AAI-3S μάχαιρανmachairanswordG3162N-ASF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM πατάξαςpataxashaving struckG3960V-AAP-NSM δοῦλονdoulonservantG1401N-ASM ἀρχιερέωςarchiereōshigh priestG0749N-GSM ἀφεῖλενapheilencut offG0851V-2AAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ὠτίον.¶ōtionear.G5621N-ASN 52 Fa hoy Jesosy taminy: Ampidiro amin’ ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra no hovonoina amin’ ny sabatra.
Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἀπόστρεψονapostrepsondo returnG0654V-AAM-2S μάχαιράνmachairanswordG3162N-ASF τόπονtoponplaceG5117N-ASM αὐτῆς·autēsof it;G0846P-GSF πάντεςpantesallG3956A-NPM λαβόντεςlabonteshaving takenG2983V-2AAP-NPM μάχαιρανmachairan[the] swordG3162N-ASF μαχαίρῃmachairē[the] swordG3162N-DSF ἀπολοῦνται.apolountaiwill perish.G0622V-FMI-3P 53 Ary ataonao va fa tsy mahazo mangataka amin’ ny Raiko Aho, dia haniraka anjely tsy omby roa ambin’ ny folo legiona ho etỳ amiko Izy ankehitriny?
δοκεῖςdokeisthink youG1380V-PAI-2S δύναμαιdunamaiI am ableG1410V-PNI-1S παρακαλέσαιparakalesaito call uponG3870V-AAN πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T μου,mouof Mine,G3165P-1GS παραστήσειparastēseiHe will furnishG3936V-FAI-3S ἄρτιartipresentlyG0737ADV πλείωpleiōmoreG4183A-APN-C δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI λεγιῶναςlegiōnaslegionsG3003N-APF ἀγγέλων;angelōnof angels?G0032GN-GPM 54 Raha izany, dia hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masìna, izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izany?
πληρωθῶσινplērōthōsinmay be fulfilledG4137V-APS-3P γραφαὶgraphaiScripturesG1124N-NPF δεῖdeiit must beG1163V-PAI-3S γενέσθαι;¶genesthaibeing?G1096V-2ADN 55 Ary tamin’ izany ora izany dia niteny tamin’ ny vahoaka Jesosy ka nanao hoe: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo? Isan’ andro dia nipetraka nampianatra teo an-kianjan’ ny tempoly Aho, nefa tsy nisambotra Ahy ianareo.
ἐκείνῃekeinēthat [very]G1565D-DSF εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ὄχλοις·ochloiscrowds;G3793N-DPM λῃστὴνlēstēna robberG3027N-ASM ἐξήλθατεexēlthatedid you come outG1831V-2AAI-2P μαχαιρῶνmachairōnswordsG3162N-GPF ξύλωνxulōnclubsG3586N-GPN συλλαβεῖνsullabeinto captureG4815V-2AAN ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN ἐκαθεζόμηνekathezomēnI was sittingG2516V-INI-1S διδάσκων,didaskōnteachingG1321V-PAP-NSM ἐκρατήσατέekratēsateyou did seizeG2902V-AAI-2P 56 Fa izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay voasoratry ny mpaminany. Ary tamin’ izany dia nandao Azy ny mpianatra rehetra ka nandositra.
γέγονενgegonenhas come to passG1096V-2RAI-3S πληρωθῶσινplērōthōsinmay be fulfilledG4137V-APS-3P γραφαὶgraphaiScripturesG1124N-NPF προφητῶν.¶prophētōnprophets.G4396N-GPM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀφέντεςaphenteshaving forsakenG0863GV-2AAP-NPM ἔφυγον.ephugonfled.G5343V-2AAI-3P 57 Ary izay efa nisambotra an’ i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin’ i Kaiafa mpisoronabe, izay nivorian’ ny mpanora-dalàna sy ny loholona.
κρατήσαντεςkratēsanteshaving seizedG2902V-AAP-NPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ἀπήγαγονapēgagonled [Him] awayG0520V-2AAI-3P ΚαϊάφανKaiaphanCaiaphasG2533GN-ASM-P ἀρχιερέαarchiereahigh priestG0749N-ASM γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM πρεσβύτεροιpresbuteroieldersG4245GN-NPM συνήχθησαν.¶sunēchthēsanwere assembled.G4863V-API-3P 58 Ary Petera nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin’ ny kianjan’ ny tranon’ ny mpisoronabe; ary niditra izy, dia niara-nipetraka tao amin’ ny mpiandry raharaha mba hahita izay hiafarany.
ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἠκολούθειēkoloutheiwas followingG0190V-IAI-3S μακρόθενmakrothenafarG3113ADV αὐλῆςaulēscourtG0833N-GSF ἀρχιερέως,archiereōshigh priest,G0749N-GSM εἰσελθὼνeiselthōnhaving enteredG1525V-2AAP-NSM ἐκάθητοekathētohe was sittingG2521V-INI-3S ὑπηρετῶνhupēretōnguardsG5257N-GPM τέλος.¶telosoutcome.G5056N-ASN 59 Ary ny lohan’ ny mpisorona mbamin’ ny Synedriona rehetra nitady teny ho entiny hiampanga lainga an’ i Jesosy mba hamonoany Azy;
ἀρχιερεῖςarchiereisthe chief priestsG0749N-NPM πρεσβύτεροιpresbuteroieldersG4245HN-NPM-C συνέδριονsunedrionCouncilG4892N-NSN ἐζήτουνezētounwere seekingG2212V-IAI-3P ψευδομαρτυρίανpseudomarturianfalse testimonyG5577N-ASF ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ θανατώσωσιν,thanatōsōsinthey may put to deathG2289V-AAS-3P 60 fa tsy nahita izy, na dia maro aza ny vavolombelona mandainga tonga teo. Ary nony farany dia nisy roa lahy tonga teo, izay nanao hoe:
εὗρονheuronthey foundG2147V-2AAI-3P πολλῶνpollōnof manyG4183A-GPM προσελθόντωνproselthontōnhaving come forward asG4334V-2AAP-GPM ψευδομαρτύρωνpseudomarturōnfalse witnessesG5575N-GPM εὗρον.heuronthey found.G2147V-2AAI-3P ὕστερονhusteronFinallyG5306A-ASN-C προσελθόντεςproselthonteshaving come forwardG4334V-2AAP-NPM ψευδομάρτυρεςpseudomarturesfalse witnessesG5575N-NPM 61 Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin’ Andriamanitra Aho sy manangana azy amin’ ny hateloana.
εἶπαν·eipanthey said;G2036V-2AAI-3P οὗτοςhoutosThis [man]G3778D-NSM ἔφη·ephēwas saying:G5346V-IAI-3S δύναμαιdunamaiI am ableG1410V-PNI-1S καταλῦσαιkatalusaito destroyG2647V-AAN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T τριῶνtriōnthreeG5140A-GPF ἡμερῶνhēmerōndaysG2250N-GPF οἰκοδομῆσαιoikodomēsaito rebuild itG3618V-AAN αὐτόν.autonhim.G0846P-ASM 62 Dia nitsangana ny mpisoronabe ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan’ ireto Anao?
ἀναστὰςanastashaving stood upG0450V-2AAP-NSM ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM οὐδὲνoudenNo [thing]G3762A-ASN ἀποκρίνῃ;apokrinēanswer you?G0611V-PNI-2S οὗτοίhoutoitheseG3778D-NPM καταμαρτυροῦσιν;katamarturousindo witness against?G2649V-PAI-3P 63 Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin’ Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak’ Andriamanitra.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐσιώπα.esiōpawas silent.G4623V-IAI-3S ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ἐξορκίζωexorkizōI adjureG1844V-PAI-1S ζῶντοςzōntoslivingG2198V-PAP-GSM εἴπῃςeipēsmay you tellG2036V-2AAS-2S σὺsuYou yourselfG4771P-2NS χριστὸςchristosChristG5547N-NSM-T θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 64 Hoy Jesosy taminy: Voalazanao; ary koa, lazaiko aminareo: Hatramin’ izao dia ho hitanareo ny Zanak’ olona mipetraka eo amin’ ny tanana ankavanan’ ny Hery sy avy eo amin’ ny rahon’ ny lanitra.
Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P σὺsuYou yourselfG4771P-2NS εἶπας.eipashave said.G2036V-2AAI-2S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ὄψεσθεopsestheyou will beholdG3700GV-FDI-2P ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T καθήμενονkathēmenonsittingG2521V-PNP-ASM δεξιῶνdexiōn[the] right handG1188A-GPN δυνάμεωςdunameōsof PowerG1411N-GSF ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM νεφελῶνnephelōncloudsG3507N-GPF οὐρανοῦ.¶ouranouof heaven.G3772N-GSM 65 Ary tamin’ izany ny mpisoronabe dia nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Efa niteny ratsy1 Izy; ahoana no mbola ilantsika vavolombelona indray? indro, efa renareo izao fitenenan-dratsy2 izao.
ἀρχιερεὺςarchiereushigh priestG0749N-NSM διέρρηξενdierrēxentearsG1284V-AAI-3S ἱμάτιαhimatiagarmentsG2440N-APN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM ἐβλασφήμησεν·eblasphēmēsenHe has blasphemed;G0987V-AAI-3S χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχομενechomenhave weG2192V-PAI-1P μαρτύρων;marturōnof witnesses?G3144N-GPM ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P βλασφημίανblasphēmianblasphemyG0988N-ASF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM - Gr. blasfemia; izahao 9. 3 .
- Gr. blasfemia; izahao 9. 3 .
66 Ahoana no hevitrareo? Ary ireo namaly ka nanao hoe: Miendrika hohelohina ho faty Izy.
δοκεῖ;dokeido think?G1380V-PAI-3S ἀποκριθέντεςapokrithentesansweringG0611V-AOP-NPM εἶπαν·eipanthey said;G2036V-2AAI-3P ἔνοχοςenochosDeservingG1777A-NSM θανάτουthanatouof deathG2288N-GSM ἐστίν.¶estinHe is.G1510V-PAI-3S 67 Dia nororany ny tavany, ka nasiany totohondry Izy; ary ny sasany namely tahamaina Azy.
ἐνέπτυσανeneptusanthey spatG1716V-AAI-3P πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐκολάφισανekolaphisanstruckG2852V-AAI-3P αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM ἐράπισανerapisanslapped [Him]G4474V-AAI-3P 68 ka nanao hoe: Maminania aminay, ry Kristy, iza no namely Anao?
λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM προφήτευσονprophēteusondo prophesyG4395V-AAM-2S ἡμῖν,hēminto us,G3165P-1DP χριστέ,christeChrist,G5547N-VSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S παίσαςpaisashaving struckG3817V-AAP-NSM 69 Ary Petera nipetraka teo ivelany, teo an-kianja, dia nanatona azy ny ankizivavy anankiray ka nanao hoe: Hianao koa nomba an’ i Jesosy, ilay Galiliana.
ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἐκάθητοekathētowas sittingG2521V-INI-3S αὐλῇ.aulēacourt.G0833N-DSF προσῆλθενprosēlthencameG4334V-2AAI-3S παιδίσκηpaidiskēservant girlG3814N-NSF λέγουσα·legousasaying;G3004GV-PAP-NSF σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ἦσθαēsthawereG1510V-IMI-2S Γαλιλαίου.GalilaiouGalilean.G1057N-GSM-LG 70 Fa izy nandà teo anatrehan’ izy rehetra ka nanao hoe: Tsy azoko izay lazainao.
ἠρνήσατοērnēsatohe deniedG0720V-ADI-3S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S λέγεις.legeisyou say.G3004GV-PAI-2S 71 Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin’ izay teo hoe: Ity koa nomba an’ i Jesosy avy any Nazareta.
ἐξελθόνταexelthontaHaving gone outG1831V-2AAP-ASM πυλῶναpulōnaporchG4440N-ASM ἄλληallēanother [servant girl]G0243A-NSF λέγειlegeishe saysG3004GV-PAI-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM οὗτοςhoutosThis [man]G3778D-NSM Ναζωραίου.Nazōraiouof Nazareth.G3480N-GSM-LG 72 Ary nandà indray tamin’ ny fianianana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany.
ἠρνήσατοērnēsatohe deniedG0720V-ADI-3S ὅρκουhorkouan oathG3727N-GSM οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S ἄνθρωπον.anthrōponman.G0444N-ASM 73 Ary nony afaka kelikely, dia nanatona izay nijanona teo ka nanao tamin’ i Petera hoe: Marina tokoa fa naman’ ireny ianao; fa ny fiteninao miampanga anao.
μικρὸνmikrona little whileG3398A-ASN προσελθόντεςproselthonteshaving come to [him]G4334V-2AAP-NPM ἑστῶτεςhestōteshaving stoodG2476V-RAP-NPM εἶπονeiponthey saidG2036V-2AAI-3P Πέτρῳ·Petrōto Peter;G4074GN-DSM-P ἀληθῶςalēthōsSurelyG0230ADV σὺsuyou yourselfG4771P-2NS λαλιάlaliaspeechG2981N-NSF ποιεῖ.poieigives.G4160IV-PAI-3S 74 Dia vao niozona sy nianiana izy ka nanao hoe: Tsy fantatro izany Lehilahy izany; ary niaraka tamin’ izay dia nisy akoho naneno.
ἤρξατοērxatohe beganG0757V-ADI-3S καταθεματίζεινkatathematizeinto curseG2653V-PAN ὀμνύεινomnueinto swearG3660V-PAN οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S ἄνθρωπον.anthrōponman!G0444N-ASM εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV ἀλέκτωρalektōra roosterG0220N-NSM ἐφώνησεν.ephōnēsencrowed.G5455V-AAI-3S 75 Ary Petera nahatsiaro ny tenin’ i Jesosy, izay nolazainy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno, dia handà Ahy intelo ianao. Ary rehefa nivoaka teny ivelany izy, dia nitomany fatratra.
ἐμνήσθηemnēsthērememberedG3403V-API-3S ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ῥήματοςrhēmatosdeclarationG4487N-GSN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P εἰρηκότοςeirēkotoshaving saidG2046V-RAP-GSM πρὶνprinBefore [the]G4250ADV ἀλέκτοραalektoraroosterG0220N-ASM φωνῆσαιphōnēsaicrowingG5455V-AAN τρὶςtristhree timesG5151ADV ἀπαρνήσῃaparnēsēyou will denyG0533V-FDI-2S ἐξελθὼνexelthōnhaving goneG1831V-2AAP-NSM ἔκλαυσενeklausenhe weptG2799V-AAI-3S πικρῶς.¶pikrōsbitterly.G4090ADV