Chapter 6
1 Tandremo mba tsy hanao ny asan’ ny fahamarinanareo1 eo imason’ ny olona hahitany izany; Fa raha tsy izany, dia tsy manana valim-pitia amin’ ny Rainareo Izay any an-danitra ianareo.
ΠροσέχετεProsechetedo bewareG4337V-PAM-2P δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ποιεῖνpoiein[you are] to doG4160GV-PAN ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM πρὸςprosin orderG4314PREP θεαθῆναιtheathēnaito be seenG2300V-APN αὐτοῖς·autoisby them;G0846P-DPM μισθὸνmisthonrewardG3408N-ASM ἔχετεechetehave youG2192V-PAI-2P πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐρανοῖς.¶ouranoisheavens.G3772N-DPM - Na: ny fiantrana.
2 Koa amin’ izany, raha manao fiantrana ianao, aza mba mitsoka trompetra eo aloanao tahaka ny fanaon’ ny mpihatsaravelatsihy eo amin’ ny synagoga sy eny an-dalambe mba hankalazan’ ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
ποιῇςpoiēasyou may doG4160GV-PAS-2S ἐλεημοσύνην,eleēmosunēnacts of charity,G1654N-ASF σαλπίσῃςsalpisēsmay sound a trumpetG4537V-AAS-2S ἔμπροσθένemprosthenbeforeG1715PREP ὑποκριταὶhupokritaihypocritesG5273N-NPM ποιοῦσινpoiousindoG4160GV-PAI-3P συναγωγαῖςsunagōgaissynagoguesG4864N-DPF ῥύμαιςrhumaisstreetsG4505N-DPF ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ δοξασθῶσινdoxasthōsinthey may have gloryG1392V-APS-3P ἀνθρώπων.anthrōpōnmen.G0444N-GPM ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἀπέχουσινapechousinthey haveG0568V-PAI-3P μισθὸνmisthonrewardG3408N-ASM αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 3 Fa ianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon’ ny tananao ankavanana,
ποιοῦντοςpoiountosdoingG4160GV-PAP-GSM ἐλεημοσύνηνeleēmosunēncharityG1654N-ASF γνώτωgnōtōshould knowG1097V-2AAM-3S ἀριστεράaristeraleft [hand]G0710A-NSF ποιεῖpoieiis doingG4160GV-PAI-3S δεξιάdexiaright [hand]G1188A-NSF 4 mba hatao ao amin’ ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin’ ny mangingina, no hamaly anao.
ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ ἐλεημοσύνηeleēmosunēgivingG1654N-NSF κρυπτῷ.kruptōsecret.G2927A-DSN πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T βλέπωνblepōnseeingG0991V-PAP-NSM κρυπτῷkruptōsecretG2927A-DSN αὑτὸςhautoshimselfG1438F-3NSM ἀποδώσειapodōseiwill rewardG0591V-FAI-3S φανερῷ.¶phanerōpublic.G5318A-DSN 5 Ary raha mivavaka ianareo, aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy; Fa izy tia ny mivavaka mitsangana eo amin’ ny synagoga sy eo an-joron-dalana hahitan’ ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
προσεύχησθε,proseuchēstheyou [pl.] may pray,G4336V-PNS-2P ἔσεσθεesestheyou [pl.] will beG1510V-FDI-2P ὑποκριταί,hupokritaihypocrites,G5273N-NPM φιλοῦσινphilousinthey love [to be]G5368V-PAI-3P συναγωγαῖςsunagōgaissynagoguesG4864N-DPF γωνίαιςgōniaiscornersG1137N-DPF πλατειῶνplateiōnstreetsG4116N-GPF ἑστῶτεςhestōteshaving stoodG2476V-RAP-NPM προσεύχεσθαιproseuchesthaito prayG4336V-PNN ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ φανῶσινphanōsinthey may be seenG5316V-2APS-3P ἀνθρώποις.anthrōpoisby men.G0444N-DPM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀπέχουσινapechousinthey haveG0568V-PAI-3P μισθὸνmisthonrewardG3408N-ASM αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 6 Fa ianao kosa, raha mivavaka, dia midìra ao amin’ ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin’ ny Rainao, Izay ao amin’ ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin’ ny mangingina no hamaly anao.
σὺsuYou yourselfG4771P-2NS προσεύχῃ,proseuchēyou may pray,G4336V-PNS-2S εἴσελθεeiselthedo enterG1525V-2AAM-2S ταμεῖόνtameionroomG5009N-ASN κλείσαςkleisashaving shutG2808V-AAP-NSM θύρανthurandoorG2374N-ASF πρόσευξαιproseuxaido prayG4336V-ADM-2S πατρίpatriFatherG3962N-DSM-T κρυπτῷ.kruptōsecret.G2927A-DSN πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T βλέπωνblepōnseeingG0991V-PAP-NSM κρυπτῷkruptōsecretG2927A-DSN ἀποδώσειapodōseiwill rewardG0591V-FAI-3S φανερῷ.phanerōpublic.G5318A-DSN 7 Ary raha mivavaka ianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; Fa ataony ho ny hamaroan’ ny teniny no hihainoana azy.
προσευχόμενοιproseuchomenoiPrayingG4336V-PNP-NPM βατταλογήσητεbattalogēsētemay use vain repetitionsG0945V-AAS-2P ἐθνικοί·ethnikoipagans;G1482A-NPM δοκοῦσινdokousinthey thinkG1380V-PAI-3P πολυλογίᾳpolulogiamany wordsG4180N-DSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM εἰσακουσθήσονται.eisakousthēsontaithey will be heard.G1522V-FPI-3P 8 Koa aza manahaka azy ianareo; fa fantatry ny Rainareo izay tokony ho anareo, raha tsy mbola mangataka aminy aza ianareo.
ὁμοιωθῆτεhomoiōthētemay be likeG3666V-APS-2P αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM οἶδενoidenhas knownG6063V-RAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὧνhōnof what thingsG3739R-GPN χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P αἰτῆσαιaitēsaiaskingG0154V-AAN αὐτόν.¶autonHim.G0846P-ASM 9 Koa amin’ izany mivavaha toy izao ianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao.
προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P ὑμεῖς·humeisyou yourselves:G4771P-2NP πάτερpaterFatherG3962N-VSM-T ὁhoyou who [are]G3588T-VSM οὐρανοῖς,ouranoisheavens,G3772N-DPM ἁγιασθήτωhagiasthētōshould be hallowedG0037V-APM-3S 10 Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.
ἐλθέτωelthetōshould comeG2064V-2AAM-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF γενηθήτωgenēthētōshould be [done]G1096V-AOM-3S θέλημάthelēmawillG2307N-NSN οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM 11 Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
ἄρτονartonbreadG0740N-ASM ἐπιούσιονepiousiondailyG1967A-ASM δὸςdosdo grantG1325V-2AAM-2S σήμερον·sēmerontoday;G4594ADV 12 Ary mamelà ny helokay1 tahaka ny namelanay izay meloka2 taminay.
ἄφεςaphesdo forgiveG0863HV-2AAM-2S ὀφειλήματαopheilēmatadebtsG3783N-APN ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἀφήκαμενaphēkamenforgiveG0863HV-AAI-1P ὀφειλέταιςopheiletaisdebtorsG3781N-DPM ἡμῶν·hēmōnof us;G3165P-1GP - Na: trosa.
- Na: nitrosa.
13 Ary aza mitondra anay ho amin’ ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin’ ny1 ratsy2.
εἰσενέγκῃςeisenegkēsmay you leadG1533V-2AAS-2S πειρασμόν,peirasmontemptation,G3986GN-ASM ῥῦσαιrhusaido deliverG4506V-ADM-2S πονηροῦponērouevil’G4190A-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF δύναμιςdunamispowerG1411N-NSF ἀμήν.amēnAmen.G0281INJ-HEB - Na: amin’ ilay.
- Ampio hoe: Fa Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay. Amena.
14 Fa raha mamela ny fahadisoan’ ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra.
ἀφῆτεaphēteyou shall forgiveG0863HV-2AAS-2P ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM παραπτώματαparaptōmatatrespassesG3900N-APN αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM ἀφήσειaphēseiwill forgiveG0863HV-FAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐράνιος.ouraniosHeavenly.G3770A-NSM 15 Fa raha tsy mamela ny fahadisoan’ ny olona ianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo.
ἀφῆτεaphēteyou shall forgiveG0863HV-2AAS-2P ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM παραπτώματαparaptōmatatrespassesG3900N-APN αὐτῶν,autōnof themG0846P-GPM οὐδὲoudeneitherG3761CONJ-N πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀφήσειaphēseiwill forgiveG0863HV-FAI-3S παραπτώματαparaptōmatatrespassesG3900N-APN ὑμῶν.¶humōnof you.G4771P-2GP 16 Ary raha mifady hanina ianareo, aza mety ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay malahelo tarehy; fa mampisotisoty ny tavany izy mba ho hitan’ ny olona fa mifady. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
ὍτανHotanWheneverG3752CONJ νηστεύητε,nēsteuēteyou may fast,G3522V-PAS-2P γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P ὑποκριταὶhupokritaihypocritesG5273N-NPM σκυθρωποί·skuthrōpoigloomy;G4659A-NPM ἀφανίζουσινaphanizousinthey disfigureG0853V-PAI-3P πρόσωπαprosōpaappearanceG4383N-APN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ φανῶσινphanōsinthey may appearG5316V-2APS-3P ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM νηστεύοντες.nēsteuontes[as] fasting.G3522V-PAP-NPM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀπέχουσινapechousinthey haveG0568V-PAI-3P μισθὸνmisthonrewardG3408N-ASM αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 17 Fa ianao kosa, raha mifady hanina, dia hosory ny lohanao, ary sasao ny tavanao,
σὺsuYou yourselfG4771P-2NS νηστεύωνnēsteuōnfastingG3522V-PAP-NSM ἄλειψαίaleipsaido anoint yourselfG0218V-AMM-2S κεφαλὴνkephalēnheadG2776N-ASF πρόσωπόνprosōponfaceG4383N-ASN νίψαιnipsaido wash, yourselfG3538V-AMM-2S 18 mba tsy ho hitan’ ny olona fa mifady, fa ho hitan’ ny Rainao, Izay ao amin’ ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin’ ny mangingina, no hamaly anao.
ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ φανῇςphanēasmay you appearG5316V-2APS-2S ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM νηστεύωνnēsteuōn[as] fastingG3522V-PAP-NSM πατρίpatrito FatherG3962N-DSM-T κρυφαίῳ.kruphaiōsecret.G6058A-DSN πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T βλέπωνblepōnseeingG0991V-PAP-NSM κρυφαίῳkruphaiōsecretG6058A-DSN ἀποδώσειapodōseiwill rewardG0591V-FAI-3S φανερῷ.¶phanerōpublic.G5318A-DSN 19 Aza mihary harena ho anareo eto an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manami-trano sy mangalatra.
θησαυρίζετεthēsaurizetedo store upG2343V-PAM-2P ὑμῖνhuminfor yourselvesG4771P-2DP θησαυροὺςthēsauroustreasuresG2344N-APM βρῶσιςbrōsisrustG1035N-NSF ἀφανίζειaphanizeidestroyG0853V-PAI-3S κλέπταιkleptaithievesG2812N-NPM διορύσσουσινdiorussousinbreak inG1358V-PAI-3P κλέπτουσιν·kleptousinsteal;G2813V-PAI-3P 20 Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra.
θησαυρίζετεthēsaurizetedo store upG2343V-PAM-2P ὑμῖνhuminfor yourselvesG4771P-2DP θησαυροὺςthēsauroustreasuresG2344N-APM οὐρανῷ,ouranōheaven,G3772N-DSM οὔτεouteneitherG3777CONJ-N βρῶσιςbrōsisrustG1035N-NSF ἀφανίζειaphanizeidestroyG0853V-PAI-3S κλέπταιkleptaithievesG2812N-NPM διορύσσουσινdiorussousindo break inG1358V-PAI-3P κλέπτουσιν·kleptousinsteal;G2813V-PAI-3P 21 Fa izay itoeran’ ny harenao, dia ho any koa ny fonao.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θησαυρόςthēsaurostreasureG2344N-NSM σου,souof you [one]G4771P-2GS ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S καρδίαkardiaheartG2588N-NSF σου.¶souof you [one].G4771P-2GS 22 Ny maso no jiron’ ny tena; koa amin’ izany, raha tsara ny masonao, dia hazava avokoa ny tenanao rehetra.
λύχνοςluchnoslampG3088N-NSM σώματόςsōmatosbodyG4983N-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ὀφθαλμός.ophthalmoseye.G3788N-NSM ὀφθαλμόςophthalmoseyeG3788N-NSM ἁπλοῦς,haplousclearG0573A-NSM ὅλονholon[the] wholeG3650A-NSN φωτεινὸνphōteinonfull of lightG5460A-NSN ἔσται·estaiwill be;G1510V-FDI-3S 23 Fa raha ratsy ny masonao, dia ho maizina avokoa ny tenanao rehetra; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, manao ahoana ny halehiben’ izany fahamaizinana izany!
ὀφθαλμόςophthalmoseyeG3788N-NSM πονηρὸςponērosevilG4190A-NSM ᾖ,ēshall be,G1510V-PAS-3S σκοτεινὸνskoteinonfull of darknessG4652A-NSN ἔσται.estaiwill be.G1510V-FDI-3S σκότοςskotosdarknessG4655N-NSN ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S σκότοςskotosdarknessG4655N-NSN πόσον.¶posonhow great!G4214Q-NSN 24 Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an’ Andriamanitra sy Mamôna1 ianareo.
ΟὐδεὶςOudeisNo [one]G3762A-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S κυρίοιςkurioismastersG2962HN-DPM δουλεύειν·douleueinto serve;G1398V-PAN μισήσειmisēseihe will hateG3404V-FAI-3S ἕτερονheteronotherG2087A-ASM ἀγαπήσειagapēseihe will loveG0025V-FAI-3S ἑνὸςhenosto [the] oneG1520A-GSM ἀνθέξεταιanthexetaihe will be devotedG0472V-FDI-3S ἑτέρουheterouotherG2087A-GSM καταφρονήσει.kataphronēseihe will despise.G2706V-FAI-3S δύνασθεdunastheyou are ableG1410V-PNI-2P δουλεύεινdouleueinto serveG1398V-PAN μαμωνᾷ.¶mamōnamoney.G3126N-DSM - Mamôna = harena.
25 Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin’ ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana?
ΔιὰDiaBecause ofG1223PREP ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP μεριμνᾶτεmerimnatedo be anxious aboutG3309V-PAM-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP φάγητεphagēteyou may eatG5315V-AAS-2P πίητε,piēteyou may drink,G4095V-2AAS-2P σώματιsōmatibodyG4983N-DSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐνδύσησθε.endusēstheyou may put on.G1746V-AMS-2P οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N πλεῖόνpleionmoreG4119A-NSN-C ἐστινestinisG1510V-PAI-3S τροφῆςtrophēs[than] foodG5160N-GSF ἐνδύματος;endumatos[than] clothing?G1742N-GSN 26 Tsinjovy ny voro-manidina, fa tsy mba mamafy, na mijinja, na mitaona ho any an-tsompitra ireny; ary ny Rainareo Izay any an-danitra mamelona azy. Moa tsy mihoatra lavitra noho ireny va ianareo?
ἐμβλέψατεemblepsatedo lookG1689V-AAM-2P πετεινὰpeteinabirdsG4071N-APN οὐρανοῦouranouairG3772N-GSM σπείρουσινspeirousinthey sowG4687V-PAI-3P θερίζουσινtherizousindo they reapG2325V-PAI-3P συνάγουσινsunagousindo they gatherG4863V-PAI-3P ἀποθήκας,apothēkasbarns —G0596N-APF πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐράνιοςouraniosHeavenlyG3770A-NSM τρέφειtrepheifeedsG5142V-PAI-3S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP διαφέρετεdiaphereteare more valuableG1308V-PAI-2P αὐτῶν;autōnthan they?G0846P-GPN 27 Ary iza ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany1 na dia kely monja2 aza?
μεριμνῶνmerimnōnbeing anxiousG3309V-PAP-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S προσθεῖναιprostheinaito addG4369V-2AAN ἡλικίανhēlikianlifespanG2244N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πῆχυνpēchunhourG4083N-ASM - Na: Ny halavan’ ny tenany.
- Gr. Hakiho iray.
28 Ary nahoana no manahy ny amin’ ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin’ ny voninkazo1 any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;
ἐνδύματοςendumatosclothingG1742N-GSN μεριμνᾶτε;merimnateare you anxious?G3309V-PAI-2P καταμάθετεkatamathetedo observeG2648V-2AAM-2P κρίναkrinaliliesG2918N-APN αὐξάνουσιν·auxanousinthey grow;G0837V-PAI-3P κοπιῶσινkopiōsindo they laborG2872V-PAI-3P νήθουσιν.nēthousindo they spin.G3514V-PAI-3P - Karazan’ ny lilia.
29 nefa lazaiko aminareo fa na dia Solomona tao amin’ ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin’ ireny.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ΣολομὼνSolomōnSolomonG4672GN-NSM-P αὐτοῦautouof himG0846P-GSM περιεβάλετοperiebaletowas adornedG4016V-2AMI-3S τούτων.toutōnof these.G3778D-GPN 30 Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay any ihany anio ka hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin’ Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?
χόρτονchortongrassG5528N-ASM σήμερονsēmerontodayG4594ADV ὄνταontabeing [here]G1510V-PAP-ASM αὔριονauriontomorrowG0839ADV κλίβανονklibanon[the] furnaceG2823N-ASM βαλλόμενον,ballomenonbeing thrown,G0906GV-PPP-ASM ἀμφιέννυσιν,amphiennusinclothes,G0294V-PAI-3S ὀλιγόπιστοι;oligopistoiO [you] of little faith?G3640A-VPM 31 Dia aza manahy ianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay?
μεριμνήσητεmerimnēsēteshall you be anxiousG3309V-AAS-2P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM φάγωμενphagōmenshall we eatG5315V-AAS-1P πίωμενpiōmenshall we drinkG4095V-2AAS-1P περιβαλώμεθα;peribalōmethashall we wear?G4016V-2AMS-1P 32 Fa izany rehetra izany dia katsahin’ ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἔθνηethnēGentilesG1484N-NPN ἐπιζητοῦσιν·epizētousinseek after;G1934V-PAI-3P οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐράνιοςouraniosHeavenlyG3770A-NSM χρῄζετεchrēzeteyou needG5535V-PAI-2P τούτωνtoutōnof themG3778D-GPN ἁπάντων.hapantōnall.G0537A-GPN 33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.
ζητεῖτεzēteitedo seekG2212V-PAM-2P βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN προστεθήσεταιprostethēsetaiwill be addedG4369V-FPI-3S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 34 Ary amin’ izany dia aza manahy ny amin’ ny ampitso ianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an’ ny andro ny ratsy miseho ao aminy.
μεριμνήσητεmerimnēsēteshall you be anxiousG3309V-AAS-2P τὴνtēnthe [things]G3588T-ASF αὔριον·auriontomorrow;G0839ADV αὔριονauriontomorrowG0839ADV μεριμνήσειmerimnēseiwill be anxious aboutG3309V-FAI-3S ἑαυτῆς.he'autēsitself.G1438F-3GSF ἀρκετὸνarketonSufficientG0713A-NSN ἡμέρᾳhēmeraday [is]G2250N-DSF κακίαkakiatroubleG2549N-NSF αὐτῆς.¶autēsof it.G0846P-GSF