Chapter 19
1 Ary rehefa vitan’ i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin’ i Jordana, dia tonga tany amin’ ny sisin’ i Jodia.
ἐγένετοegenetoit came to passG1096V-2ADI-3S ἐτέλεσενetelesenfinishedG5055V-AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτους,toutousthese,G3778D-APM μετῆρενmetērenHe withdrewG3332V-AAI-3S ΓαλιλαίαςGalilaiasGalileeG1056GN-GSF-L ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S ὅριαhoriaregionG3725N-APN ἸουδαίαςIoudaiasof JudeaG2449N-GSF-L πέρανperanbeyondG4008PREP Ἰορδάνου.IordanouJordan.G2446N-GSM-L 2 Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy, dia nahasitrana azy teo Izy.
ἠκολούθησανēkolouthēsanfollowedG0190V-AAI-3P ὄχλοιochloicrowdsG3793N-NPM πολλοί,polloigreat,G4183A-NPM ἐθεράπευσενetherapeusenHe healedG2323V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM 3 Ary nisy Fariseo nanatona Azy1, dia naka fanahy Azy hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy noho izay rehetra entiny iampangany azy na inona na inona?
προσῆλθονprosēlthoncameG4334V-2AAI-3P ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-NPM-T πειράζοντεςpeirazontestestingG3985HV-PAP-NPM λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM αὐτῷ·autōto him:G0846P-DSM ἔξεστινexestinis it lawfulG1832V-PAI-3S ἀνθρώπῳanthrōpōfor a manG0444N-DSM ἀπολῦσαιapolusaito divorceG0630HV-AAN γυναῖκαgunaikaa wifeG1135HN-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πᾶσανpasaneveryG3956A-ASF αἰτίαν;¶aitiancause?G0156N-ASF - Na: (Ary nanatona Azy ny Fariseo)
4 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin’ ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy1, ka dia nanao hoe:
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them:G0846P-DPM ἀνέγνωτεanegnōteyou have readG0314V-2AAI-2P κτίσαςktisascreatedG2936V-AAP-NSM ἀπ᾽ap᾽from [the]G0575PREP ἀρχῆςarchēsbeginningG0746N-GSF θῆλυthēlufemaleG2338A-ASN ἐποίησενepoiēsenmadeG4160GV-AAI-3S αὐτούς;autousthem?G0846P-APM - Gen 1. 27
5 Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa.1?
εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ἕνεκαhenekaOn account ofG1752PREP τούτουtoutouthisG3778D-GSN καταλείψειkataleipseiwill leaveG2641V-FAI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM πατέραpaterafatherG3962N-ASM μητέραmēteramotherG3384N-ASF κολληθήσεταιkollēthēsetaiwill be joined withG2853V-FPI-3S αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ἔσονταιesontaiwill becomeG1510V-FDI-3P σάρκαsarkafleshG4561N-ASF - Gen 2. 24
6 ka dia tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany. Koa amin’ izany, izay nampiraisin’ Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin’ olona.
ὥστεhōsteso thatG5620CONJ οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 εἰσὶνeisinare theyG1510V-PAI-3P συνέζευξεν,sunezeuxenunited together,G4801V-AAI-3S ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM χωριζέτω.¶chōrizetōshould separate.G5563V-PAM-3S 7 Hoy ireo taminy: Nahoana ary Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy?1.
ΛέγουσινLegousinThey sayG3004GV-PAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P ἐνετείλατοeneteilatodid commandG1781V-ADI-3S δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN βιβλίονbibliona rollG0975N-ASN ἀποστασίουapostasiouof divorceG0647N-GSN ἀπολῦσαιapolusaito send awayG0630HV-AAN αὐτήν;¶autēnher?G0846P-ASF - Deo 24. 1
8 Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin’ ny fonareo no namelan’ i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin’ ny voalohany dia tsy mba toy izany.
ΛέγειLegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P πρὸςprosin view ofG4314PREP σκληροκαρδίανsklērokardianhardness of heartG4641N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐπέτρεψενepetrepsenallowedG2010V-AAI-3S ἀπολῦσαιapolusaito divorceG0630HV-AAN γυναῖκαςgunaikaswivesG1135HN-APF ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP ἀπ᾽ap᾽from [the]G0575PREP ἀρχῆςarchēsbeginningG0746N-GSF γέγονενgegonenwas [it]G1096V-2RAI-3S οὕτως.¶houtōsthis way.G3779ADV 9 Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.
ὑμῖν·huminto you:G4771P-2DP ἀπολύσῃapolusēmay divorceG0630HV-AAS-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πορνείᾳporneiasexual immoralityG4202N-DSF γαμήσῃgamēsēshall marryG1060V-AAS-3S ἄλλην,allēnanother,G0243A-ASF μοιχᾶται.moichataicommits adultery.G3429V-PNI-3S ἀπολελυμένηνapolelumenēndivorcedG0630HV-RPP-ASF γαμήσαςgamēsashaving marriedG1060V-AAP-NSM μοιχᾶται.¶moichataicommits adultery.G3429V-PNI-3S 10 Dia hoy ny mpianatra taminy: Raha izany no toetry ny lehilahy amin’ ny vadiny, dia aleo tsy manambady.
ΛέγουσινLegousinSayG3004GV-PAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦ·autouof Him:G0846P-GSM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM γυναικός,gunaikoswife,G1135HN-GSF συμφέρειsumphereiit is betterG4851V-PAI-3S γαμῆσαι.¶gamēsaito marry.G1060V-AAN 11 Fa hoy Izy taminy: Tsy ny olona rehetra no mahay mandray izany teny izany, fa izay nomena ihany;
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM πάντεςpantesallG3956A-NPM χωροῦσινchōrousinreceiveG5562V-PAI-3P τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM ἀλλ᾽all᾽but only [those]G0235CONJ δέδοται.dedotaiit has been given.G1325V-RPI-3S 12 fa misy ionoka, izay teraka ionoka hatrany an-kibon-dreniny; ary misy ionoka, izay nataon’ ny olona ionoka; ary misy ionoka, izay nanao ny tenany ionoka noho ny fanjakan’ ny lanitra. Aoka handray izany izay mahay mandray.
εἰσὶνeisinThere areG1510V-PAI-3P εὐνοῦχοιeunouchoieunuchsG2135N-NPM οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM κοιλίαςkoiliaswombG2836N-GSF μητρὸςmētrosof [their] motherG3384N-GSF ἐγεννήθησανegennēthēsanwere bornG1080V-API-3P οὕτως,houtōsthus,G3779ADV εἰσὶνeisinthere areG1510V-PAI-3P εὐνοῦχοιeunouchoieunuchsG2135N-NPM οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM εὐνουχίσθησανeunouchisthēsanwere made eunuchsG2134V-API-3P ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM εἰσὶνeisinthere areG1510V-PAI-3P εὐνοῦχοιeunouchoieunuchsG2135N-NPM οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM εὐνούχισανeunouchisanmade eunuchs ofG2134V-AAI-3P ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM διὰdiafor the sake ofG1223PREP βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF οὐρανῶν.ouranōnheavens.G3772N-GPM δυνάμενοςdunamenosbeing ableG1410V-PNP-NSM χωρεῖνchōreinto receive [it]G5562V-PAN χωρείτω.¶chōreitōhe should receive [it].G5562V-PAM-3S 13 Ary tamin’ izany dia nisy zazakely nentina teo amin’ i Jesosy mba hametrahany ny tànany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny.
προσηνέχθησανprosēnechthēsanwere broughtG4374V-API-3P παιδίαpaidialittle childrenG3813N-NPN χεῖραςcheirashandsG5495N-APF ἐπιθῇepithēaHe may layG2007V-2AAS-3S αὐτοῖςautoison themG0846P-DPN προσεύξηται·proseuxētaiHe may pray;G4336V-ADS-3S μαθηταὶmathētaithe disciplesG3101N-NPM ἐπετίμησανepetimēsanrebukedG2008V-AAI-3P αὐτοῖς.autoisthem.G0846P-DPN 14 Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an’ ny toa azy ny fanjakan’ ny lanitra.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ἄφετεaphetedo permitG0863IV-2AAM-2P παιδίαpaidialittle childrenG3813N-APN κωλύετεkōluetedo forbidG2967V-PAM-2P ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN τοιούτωνtoioutōnof such kindG5108D-GPN ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶν.ouranōnheavens.G3772N-GPM 15 Ary nony nametraka ny tànany taminy Izy, dia niala teo.
ἐπιθεὶςepitheishaving laidG2007V-2AAP-NSM χεῖραςcheirashandsG5495N-APF αὐτοῖςautoisupon themG0846P-DPN ἐπορεύθηeporeuthēHe departedG4198V-AOI-3S ἐκεῖθεν.¶ekeithenfrom there.G1564ADV 16 Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô1, inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?
προσελθὼνproselthōnhaving comeG4334V-2AAP-NSM εἶπεν·eipensaid:G2036V-2AAI-3S διδάσκαλεdidaskaleTeacherG1320N-VSM-T ἀγαθέ,agathegoodG0018A-VSM ἀγαθὸνagathongood [thing]G0018A-ASN ποιήσωpoiēsōshall I doG4160GV-AAS-1S σχῶschōI may haveG2192V-2AAS-1S αἰώνιον;aiōnioneternal?G0166A-ASF - Na: (Mpampianatra tsara ô)
17 Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin’ izay tsara? Iray no tsara1; fa raha te-hiditra any amin’ ny fiainana ianao, tandremo ny didy.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ἐρωτᾷςerōtasyou askG2065V-PAI-2S ἀγαθοῦ;agathougood?G0018A-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀγαθόςagathosgoodG0018A-NSM θεός.theosGod.G2316N-NSM-T θέλειςtheleisyou desireG2309V-PAI-2S εἰσελθεῖν,eiseltheinto enter,G1525V-2AAN τήρησονtērēsondo keepG5083GV-AAM-2S ἐντολάς.¶entolascommandments.G1785N-APF - Na: (Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany dia Andriamanitra.)
18 Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,
ΛέγειLegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ποίας;poiasWhich [commandments]?G4169I-APF ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπεν·eipenwas speaking;G2036V-2AAI-3S φονεύσεις,phoneuseiswill you murder,G5407V-FAI-2S μοιχεύσεις,moicheuseiswill you commit adultery,G3431V-FAI-2S κλέψεις,klepseiswill you steal,G2813V-FAI-2S ψευδομαρτυρήσεις,pseudomarturēseiswill you bear false witness,G5576V-FAI-2S 19 Manajà ny rainao sy ny reninao1, ary: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao2.
τίμαtimado honorG5091V-PAM-2S πατέραpaterafatherG3962N-ASM μητέρα,mēteramother,G3384N-ASF ἀγαπήσειςagapēseisyou will loveG0025V-FAI-2S πλησίονplēsionneighbourG4139ADV σεαυτόν.¶seautonyourself.’G4771F-2ASM - Eks 20. 12-16
- Lev 19. 18
20 Hoy ilay zatovo taminy: Izany rehetra izany efa voatandriko avokoa; fa inona no tsy mbola mahatanteraka ahy?
νεανίσκος·neaniskosyoung man;G3495N-NSM ταῦταtautatheseG3778D-APN ἐφύλαξαephulaxaI have keptG5442GV-AAI-1S νεότητόςneotētosyouthG3503N-GSF ὑστερῶ;¶husterōdo I lack?G5302V-PAI-1S 21 Dia hoy Jesosy taminy: Raha tia ho tanteraka ianao, mandehana, amidio ny fanananao, ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy.
ἜφηEphēWas sayingG5346V-IAI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P θέλειςtheleisyou desireG2309V-PAI-2S τέλειοςteleiosperfectG5046A-NSM εἶναι,einaito be,G1511V-PAN ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S πώλησόνpōlēsondo sellG4453V-AAM-2S ὑπάρχονταhuparchontapossessionsG5225V-PAP-APN δὸςdosdo giveG1325V-2AAM-2S πτωχοῖς·ptōchoispoor;G4434N-DPM ἕξειςhexeisyou will haveG2192V-FAI-2S θησαυρὸνthēsaurontreasureG2344N-ASM οὐρανοῖς,ouranois[the] heavens,G3772N-DPM ἀκολούθειakoloutheido followG0190V-PAM-2S 22 Fa nony nandre izany teny izany ilay zatovo, dia niala tamin’ alahelo izy, satria nanana fananana be.
ἈκούσαςAkousasHaving heardG0191V-AAP-NSM νεανίσκοςneaniskosyoung manG3495N-NSM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM λόγονlogonstatementG3056N-ASM ἀπῆλθενapēlthenhe went awayG0565V-2AAI-3S λυπούμενος·lupoumenosgrieving;G3076V-PPP-NSM ἦνēnhe was [one]G1510V-IAI-3S ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM κτήματαktēmatapossessionsG2933N-APN πολλά.¶pollamany.G4183A-APN 23 Dia hoy Jesosy tamin’ ny mpianany: Lazaiko aminareo marina tokoa fa sarotra ny hidiran’ ny manan-karena amin’ ny fanjakan’ ny lanitra.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S μαθηταῖςmathētaisdisciplesG3101N-DPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πλούσιοςplousiosa rich manG4145A-NSM δυσκόλωςduskolōswith difficultyG1423ADV εἰσελεύσεταιeiseleusetaiwill enterG1525V-FDI-3S βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF οὐρανῶν.¶ouranōnheavens.G3772N-GPM 24 Ary hoy Izaho aminareo indray: Ho moramora kokoa ny hidiran’ ny rameva amin’ ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran’ ny manan-karena amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP εὐκοπώτερόνeukopōteroneasier forG2123A-NSN-C ἐστινestin[it] isG1510V-PAI-3S κάμηλονkamēlona camelG2574N-ASF διὰdiathrough [the]G1223PREP τρυπήματοςtrupēmatosan eyeG5169N-GSN ῥαφίδοςrhaphidosof a needleG4476N-GSF διελθεῖνdieltheinto go throughG1330V-2AAN πλούσιονplousiona rich manG4145A-ASM εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 25 Ary nony nandre izany ny mpianatra, dia talanjona indrindra ka nanao hoe: Iza indray no azo hovonjena?
ἈκούσαντεςAkousantesHaving heardG0191V-AAP-NPM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐξεπλήσσοντοexeplēssontowere astonishedG1605V-IPI-3P σφόδραsphodraexceedinglyG4970ADV λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S σωθῆναι;sōthēnaito be saved?G4982V-APN 26 Ary Jesosy nijery azy ka nanao taminy hoe: Tsy hain’ ny olona izany, fa hain’ Andriamanitra ny zavatra rehetra.
ἐμβλέψαςemblepsasHaving looked on [them]G1689V-AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM ἀδύνατόνadunatonimpossibleG0102A-NSN ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S πάνταpantaall things [are]G3956A-NPN δυνατάdunatapossibleG1415A-NPN ἐστίν.¶estinis.G1510V-PAI-3S 27 Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao; koa inona ary no ho azonay?
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἀφήκαμενaphēkamenleftG0863GV-AAI-1P πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἠκολουθήσαμένēkolouthēsamenwe followedG0190V-AAI-1P ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S ἡμῖν;¶hēminto us?G3165P-1DP 28 Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa rehefa mby amin’ ny fanavaozana1, ka hipetraka amin’ ny seza fiandrianan’ ny voninahiny ny Zanak’ olona, ianareo koa, izay nanaraka Ahy, dia hipetraka amin’ ny seza fiandrianana roa ambin’ ny folo ka hitsara ny firenen’ isiraely roa ambin’ ny folo.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἀκολουθήσαντέςakolouthēsanteshaving followedG0190V-AAP-NPM παλιγγενεσίᾳ,palingenesiaregeneration,G3824N-DSF καθίσῃkathisēmay sit downG2523V-AAS-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T θρόνουthronou[the] throneG2362N-GSM δόξηςdoxēsof gloryG1391N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM καθήσεσθεkathēsesthewill sitG2521V-FDI-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI θρόνουςthronousthronesG2362N-APM κρίνοντεςkrinontesjudgingG2919V-PAP-NPM δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI φυλὰςphulastribesG5443N-APF Ἰσραήλ.¶Israēlof Israel.G2474N-GSM-L - Gr. fiteraham-baovao.
29 Ary izay rehetra efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny1, na zanaka, na tany, noho ny anarako, dia handray zato heny ka handova fiainana mandrakizay.
ἀφῆκενaphēkenhas leftG0863GV-AAI-3S ἀδελφοὺςadelphousbrothersG0080N-APM ἀδελφὰςadelphassistersG0079N-APF πατέραpaterafatherG3962N-ASM μητέραmēteramotherG3384N-ASF τέκναteknachildrenG5043N-APN ἕνεκενhenekenfor the sake ofG1752PREP ὀνόματόςonomatosnameG3686N-GSN ἑκατονταπλασίοναhekatontaplasionaa hundredfoldG1542A-APN λήμψεταιlēmpsetaiwill receiveG2983V-FDI-3S αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASF κληρονομήσει.¶klēronomēseiwill inherit.G2816V-FAI-3S - Ampio hoe: (na vady.)
30 Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.
ΠολλοὶPolloiManyG4183A-NPM ἔσονταιesontaiwill beG1510V-FDI-3P ἔσχατοι,eschatoilast,G2078A-NPM ἔσχατοιeschatoilastG2078A-NPM πρῶτοι.¶prōtoifirst.G4413GA-NPM