Chapter 13
1 Ary tamin’ izany andro izany dia nivoaka avy tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron’ ny ranomasina.
ἐκείνῃekeinēthatG1565D-DSF ἐξελθὼνexelthōnhaving gone forthG1831V-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P τῆςtēs[from] theG3588T-GSF ἐκάθητοekathētowas sittingG2521V-INI-3S θάλασσαν.thalassansea.G2281N-ASF 2 Ary nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy, dia niditra teo an-tsambokely Izy ka nipetraka; ary ny vahoaka rehetra kosa dia teny amoron-dranomasina.
συνήχθησανsunēchthēsanwere gathered togetherG4863V-API-3P ὄχλοιochloicrowdsG3793N-NPM πολλοὶpolloigreatG4183A-NPM ὥστεhōsteso thatG5620CONJ πλοῖονploiona boatG4143N-ASN ἐμβάνταembantahaving climbed intoG1684V-2AAP-ASM καθῆσθαι,kathēsthaito sit down,G2521V-PNN ὄχλοςochloscrowdG3793N-NSM αἰγιαλὸνaigialonshoreG0123N-ASM εἱστήκει.heistēkeihad stood.G2476V-LAI-3S 3 Ary nilaza zavatra maro taminy tamin’ ny fanoharana Izy ka nanao hoe: Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy;
ἐλάλησενelalēsenHe spokeG2980V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM πολλὰpollamany thingsG4183A-APN παραβολαῖςparabolaisparablesG3850N-DPF λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἐξῆλθενexēlthenwent outG1831V-2AAI-3S σπείρωνspeirōnsowingG4687V-PAP-NSM σπείρειν.speireinto sow.G4687V-PAN 4 ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana; dia avy ny vorona ka nandany azy.
σπείρεινspeireinsowingG4687V-PAN αὐτὸνautonof himG0846P-ASM ἔπεσενepesenfellG4098V-2AAI-3S ὁδόν,hodonroad,G3598N-ASF ἐλθόνταelthontahaving comeG2064V-2AAP-NPN πετεινὰpeteinabirdsG4071N-NPN κατέφαγενkatephagendevouredG2719V-2AAI-3S 5 Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ ny tany marivo ambony vatolampy; dia nalaky nitrebona ireny, satria tsy nisy tany lalina.
ἔπεσενepesenfellG4098V-2AAI-3S πετρώδηpetrōdērocky placesG4075A-APN εἶχενeichenit was havingG2192V-IAI-3S πολλήν,pollēnmuch,G4183A-ASF εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV ἐξανέτειλενexaneteilenit sprang upG1816V-AAI-3S ἔχεινecheinhavingG2192V-PAN βάθοςbathosdepthG0899N-ASN 6 Fa rehefa niposaka ny masoandro, dia nalazo ireny, ary satria tsy nanam-paka, dia maty izy.
ἡλίουhēliouwhen [the] sunG2246N-GSM ἀνατείλαντοςanateilantoshaving risenG0393V-AAP-GSM ἐκαυματίσθη,ekaumatisthēthey were scorched,G2739V-API-3S ἔχεινecheinhavingG2192V-PAN ῥίζανrhizanrootG4491N-ASF ἐξηράνθη.exēranthēwere dried up.G3583V-API-3S 7 Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ ny tsilo; ary ny tsilo naniry ka nangeja azy.
ἔπεσενepesenfellG4098V-2AAI-3S ἀκάνθας,akanthasthorns,G0173N-APF ἀνέβησανanebēsangrew upG0305V-2AAI-3P ἄκανθαιakanthaithornsG0173N-NPF ἔπνιξανepnixanchokedG4155V-AAI-3P 8 Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ ny tany tsara, dia namoa: ny sasany avy zato heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy telo-polo heny.
ἔπεσενepesenfellG4098V-2AAI-3S ἐδίδουedidouwere yieldingG1325V-IAI-3S καρπόν,karponfruit,G2590N-ASM ἑκατόν,hekatona hundredfold,G1540A-NUI ἑξήκοντα,hexēkontasixty,G1835A-NUI τριάκοντα.triakontathirty.G5144A-NUI 9 Izay manan-tsofina1, aoka izy hihaino.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκούεινakoueinto hearG0191V-PAN ἀκουέτω.¶akouetōhe should hear.G0191V-PAM-3S - Na: (Izay manan-tsofina ho enti-mihaino)
10 Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?
προσελθόντεςproselthonteshaving comeG4334V-2AAP-NPM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM εἶπανeipansaidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM διὰdiaBecause ofG1223PREP παραβολαῖςparabolaisparablesG3850N-DPF λαλεῖςlaleisspeak YouG2980V-PAI-2S αὐτοῖς;autoisto them?G0846P-DPM 11 Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela1 hahalala ny zava-miafina ny amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela2.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP δέδοταιdedotaiit has been grantedG1325V-RPI-3S γνῶναιgnōnaito knowG1097V-2AAN μυστήριαmustēriamysteriesG3466N-APN βασιλείαςbasileiaskingdomG0932N-GSF οὐρανῶν,ouranōnheavens,G3772N-GPM ἐκείνοιςekeinoisto themG1565D-DPM δέδοται.dedotaiit has been granted.G1325V-RPI-3S - Gr. nomena.
- Gr. nomena.
12 Fa izay manana no homena, ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy.
ὅστιςhostisWhoeverG3748R-NSM ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S δοθήσεταιdothēsetaiwill be givenG1325V-FPI-3S περισσευθήσεται·perisseuthēsetaiwill be abundant [to him]G4052V-FPI-3S ὅστιςhostiswhoeverG3748R-NSM ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S ἀρθήσεταιarthēsetaiwill be taken awayG0142V-FPI-3S αὐτοῦ.autouhim.G0846P-GSM 13 Ary noho izany dia fanoharana no itenenako aminy: satria mijery izy, fa tsy mahita; ary mandre izy, fa tsy mihaino, na mahalala.
διὰdiaBecause ofG1223PREP παραβολαῖςparabolaisparablesG3850N-DPF αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM λαλῶlalōI speakG2980V-PAI-1S βλέποντεςblepontesseeingG0991V-PAP-NPM βλέπουσινblepousindo they seeG0991V-PAI-3P ἀκούοντεςakouonteshearingG0191V-PAP-NPM ἀκούουσινakouousindo they hearG0191V-PAI-3P συνίουσιν.suniousindo they understand.G4920V-PAI-3P 14 Dia tanteraka aminy ny faminanian’ Isaia, izay manao hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahafantatra: Ary hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita;
ἀναπληροῦταιanaplēroutaiis fulfilledG0378V-PPI-3S ἐπ᾽ep᾽concerningG1909PREP αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM προφητείαprophēteiaprophecyG4394N-NSF ἨσαΐουĒsaiouof IsaiahG2268N-GSM-P λέγουσα·legousais saying:G3004GV-PAP-NSF ἀκοῇakoēaIn hearingG0189N-DSF ἀκούσετεakouseteyou will hearG0191V-FAI-2P συνῆτε,sunētemay understand,G4920V-2AAS-2P βλέποντεςbleponteslookingG0991V-PAP-NPM βλέψετεblepseteyou will lookG0991V-FAI-2P ἴδητε.idētemay perceive.G1492GV-2AAS-2P 15 Fa efa adala ny fon’ izao olona izao. Ary efa lalodalovana ny sofiny, Ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ka hahalala ny fony, Dia hibebaka izy, Ka hahasitrana azy Aho.1.
ἐπαχύνθηepachunthēHas grown dullG3975V-API-3S καρδίαkardiaheartG2588N-NSF τούτου,toutouthis,G3778D-GSM τοῖςtoiswith theG3588T-DPN βαρέωςbareōsbarelyG0917ADV ἤκουσαν,ēkousanthey have heard,G0191V-AAI-3P ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐκάμμυσαν·ekammusanthey have closed;G2576V-AAI-3P μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 ἴδωσινidōsinthey may seeG1492HV-2AAS-3P τοῖςtoiswith theG3588T-DPM ὀφθαλμοῖςophthalmoiseyesG3788N-DPM τοῖςtoiswith theG3588T-DPN ἀκούσωσινakousōsinthey may hearG0191V-AAS-3P καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF συνῶσινsunōsinthey may understandG4920V-2AAS-3P ἐπιστρέψωσινepistrepsōsinmay returnG1994V-AAS-3P ἰάσομαιiasomaiI will healG2390V-FDI-1S αὐτούς.¶autousthem.’G0846P-APM - Isa 6. 9-10
16 Fa sambatra ny masonareo, fa mahita, ary ny sofinareo, fa mandre.
ὑμῶνhumōnOf youG4771P-2GP μακάριοιmakarioiblessed [are]G3107A-NPM ὀφθαλμοὶophthalmoieyesG3788N-NPM βλέπουσινblepousinthey seeG0991V-PAI-3P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀκούουσιν.¶akouousinthey hear.G0191V-PAI-3P 17 Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM προφῆταιprophētaiprophetsG4396N-NPM δίκαιοιdikaioirighteous [men]G1342A-NPM ἐπεθύμησανepethumēsanlongedG1937V-AAI-3P βλέπετε,blepeteyou see,G0991V-PAI-2P εἶδαν,eidansaw,G1492HV-2AAI-3P ἀκοῦσαιakousaito hearG0191V-AAN ἀκούετε,akoueteyou hear,G0191V-PAI-2P ἤκουσαν.¶ēkousanheard.G0191V-AAI-3P 18 Koa amin’ izany dia henoinareo ny fanoharana ny amin’ ny mpamafy:
ὙμεῖςHumeisYou yourselvesG4771P-2NP ἀκούσατεakousatedo hearG0191V-AAM-2P παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF τοῦtouof the [one]G3588T-GSM σπείραντος·speirantoshaving sown:G4687V-AAP-GSM 19 Raha misy mandre ny tenin’ ny fanjakana, fa tsy mahalala, dia avy ilay ratsy ka manaisotra izay nafafy tao am-pony. Dia izany no ilay nafafy teny amoron-dalana.
παντὸςpantosEveryoneG3956A-GSM ἀκούοντοςakouontoshearingG0191V-PAP-GSM βασιλείαςbasileiaskingdomG0932N-GSF συνιέντοςsunientosunderstandingG4920V-PAP-GSM ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S πονηρὸςponērosevil oneG4190A-NSM ἁρπάζειharpazeisnatches awayG0726V-PAI-3S ἐσπαρμένονesparmenonhaving been sownG4687V-2RPP-ASN καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S σπαρείς.spareishaving been sown.G4687V-2APP-NSM 20 Fa ilay nafafy teny amin’ ny tany marivo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ ny hafaliana;
πετρώδηpetrōdērocky placesG4075A-APN σπαρείς,spareishaving been sown,G4687V-2APP-NSM οὗτόςhoutosthisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀκούωνakouōnhearingG0191V-PAP-NSM εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV λαμβάνωνlambanōnreceivingG2983V-PAP-NSM 21 nefa tsy manam-paka ao anatiny izy, fa maharitra vetivety foana; koa raha avy izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia malaky tafintohina izy.
ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S ῥίζανrhizanrootG4491N-ASF ἑαυτῷhe'autōhimselfG1438F-3DSM πρόσκαιρόςproskairostemporaryG4340A-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S γενομένηςgenomenēswhen is comingG1096V-2ADP-GSF θλίψεωςthlipseōstribulationG2347N-GSF διωγμοῦdiōgmoupersecutionG1375N-GSM διὰdiaon account ofG1223PREP εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV σκανδαλίζεται.skandalizetaihe falls away.G4624V-PPI-3S 22 Ary ilay nafafy teny amin’ ny tsilo dia izay mandre ny teny ary ny fiahiahiana izao fiainana izao sy ny fitaky ny harena mangeja ny teny, ka dia tsy mamoa izy.
ἀκάνθαςakanthasthornsG0173N-APF σπαρείς,spareishaving been sown,G4687V-2APP-NSM οὗτόςhoutosthisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀκούων,akouōnhearing,G0191V-PAP-NSM μέριμναmerimnacareG3308N-NSF τούτουtoutouthisG3778D-GSM ἀπάτηapatēdeceitG0539N-NSF πλούτουploutouof richesG4149N-GSM συμπνίγειsumpnigeichokeG4846V-PAI-3S λόγον,logonword,G3056N-ASM ἄκαρποςakarposunfruitfulG0175A-NSM γίνεται.ginetaiit becomes.G1096V-PNI-3S 23 Fa ilay nafafy teny amin’ ny tany tsara kosa dia izay mandre ny teny ka mahalala; dia izy no mamoa ka vokatra: ny sasany avy zato heny ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy telo-polo heny.
σπαρείς,spareishaving been sown,G4687V-2APP-NSM οὗτόςhoutosthisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀκούωνakouōnhearingG0191V-PAP-NSM συνιείς,sunieisunderstanding,G4920V-PAP-NSM καρποφορεῖkarpophoreibrings forth fruitG2592V-PAI-3S ποιεῖ,poieiproduces —G4160GV-PAI-3S ἑκατόν,hekatona hundredfold,G1540A-NUI ἑξήκοντα,hexēkontasixty,G1835A-NUI τριάκοντα.¶triakontathirty.G5144A-NUI 24 Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray izay namafy voa tsara tany an-tanimbariny;
ἌλληνAllēnAnotherG0243A-ASF παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF παρέθηκενparethēkenput He beforeG3908V-AAI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ὡμοιώθηhōmoiōthēHas become likeG3666V-API-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM ἀνθρώπῳanthrōpōa manG0444N-DSM σπείραντιspeirantihaving sownG4687V-AAP-DSM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 25 fa raha natory ny olona, dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin’ ny vary, dia lasa nandeha.
καθεύδεινkatheudeinto sleepG2518V-PAN ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S ἐχθρὸςechthrosenemyG2190N-NSM ἐπέσπειρενepespeirenover-sowedG6037V-AAI-3S ζιζάνιαzizaniaweedsG2215N-APN μέσονmesonmidstG3319A-ASN σίτουsitouwheatG4621N-GSM ἀπῆλθεν.apēlthenwent away.G0565V-2AAI-3S 26 Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary.
ἐβλάστησενeblastēsensproutedG0985V-AAI-3S χόρτοςchortosplantsG5528N-NSM καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM ἐποίησεν,epoiēsenproduced,G4160GV-AAI-3S ἐφάνηephanēappearedG5316V-2API-3S ζιζάνια.zizaniaweeds.G2215N-NPN 27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy:
προσελθόντεςproselthontesHaving come to [him]G4334V-2AAP-NPM δοῦλοιdouloiservantsG1401N-NPM οἰκοδεσπότουoikodespotoumaster of the houseG3617N-GSM εἶπονeiponsaidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N ἔσπειραςespeirasdid you sowG4687V-AAI-2S ἔχειecheihas itG2192V-PAI-3S ζιζάνια;zizaniaweeds?G2215N-APN 28 Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va handehananay hanongotra sy hanangona azy?
ἔφηephēwas sayingG5346V-IAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἐχθρὸςechthrosAn enemyG2190N-NSM ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἐποίησεν.epoiēsendid.G4160GV-AAI-3S δοῦλοιdouloithe servantsG1401N-NPM λέγουσινlegousinthey sayG3004GV-PAI-3P αὐτῷ·autōto him:G0846P-DSM θέλειςtheleisDo you desireG2309V-PAI-2S ἀπελθόντεςapelthontes[that] having gone forthG0565V-2AAP-NPM συλλέξωμενsullexōmenwe shall gatherG4816V-AAS-1P 29 Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.
φησιν·phēsinhe says;G5346V-PAI-3S μήποτεmēpotelest whenG3361PRT-N + G4218 συλλέγοντεςsullegontesgatheringG4816V-PAP-NPM ζιζάνιαzizaniaweedsG2215N-APN ἐκριζώσητεekrizōsēteyou may uprootG1610V-AAS-2P ἅμαhamatogether [with]G0260ADV αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM σῖτον.sitonwheat.G4621N-ASM 30 Aoka ihany hiara-maniry izy roroa ambara-pihavin’ ny fararano; ary amin’ ny fararano dia holazaiko amin’ ny mpijinja hoe: Angony aloha ny tsimparifary, ka ataovy amboarany mba hodorana; fa ny vary dia taomy ho any an-tsompitro.
ἄφετεaphetedo allowG0863IV-2AAM-2P συναυξάνεσθαιsunauxanesthaito grow togetherG4885V-PPN ἀμφότεραamphoterabothG0297A-APN θερισμοῦ·therismouharvest;G2326N-GSM θερισμοῦtherismouharvestG2326N-GSM ἐρῶerōI will sayG4483V-FAI-1S θερισταῖς·theristaisharvesters;G2327N-DPM συλλέξατεsullexatedo gatherG4816V-AAM-2P ζιζάνιαzizaniaweedsG2215N-APN δήσατεdēsatedo bindG1210V-AAM-2P δέσμαςdesmasbundlesG1197N-APF πρὸςprosin orderG4314PREP κατακαῦσαιkatakausaito burnG2618V-AAN σῖτονsitonthe wheatG4621N-ASM συναγάγετεsunagagetedo gather togetherG4863V-2AAM-2P ἀποθήκηνapothēkēnbarnG0596N-ASF μου.¶mouof mine.’G3165P-1GS 31 Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny voan-tsinapy izay nalain’ olona ka nafafiny tany an-tsahany;
ἌλληνAllēnAnotherG0243A-ASF παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF παρέθηκενparethēkenput He beforeG3908V-AAI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ὁμοίαhomoiaLikeG3664A-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM κόκκῳkokkōto a grainG2848N-DSM σινάπεως,sinapeōsof mustard,G4615N-GSN λαβὼνlabōnhaving takenG2983V-2AAP-NSM ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἔσπειρενespeirensowedG4687V-AAI-3S αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM 32 fa kely noho ny voa rehetra izy, kanefa rehefa maniry, dia lehibe noho ny anana ka tonga hazo, dia avy ny voro-manidina ka mitoetra ao amin’ ny rantsany.
μικρότερονmikroteronsmallestG3398A-NSN-C ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πάντωνpantōnof allG3956A-GPN σπερμάτων,spermatōnseeds,G4690HN-GPN αὐξηθῇ,auxēthēait may be grown,G0837V-APS-3S μεῖζονmeizongreaterG3173A-NSN-C λαχάνωνlachanōngarden plantsG3001N-GPN ἐστὶνestinit isG1510V-PAI-3S γίνεταιginetaibecomesG1096V-PNI-3S δένδρονdendrona treeG1186N-NSN ὥστεhōsteso thatG5620CONJ ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN πετεινὰpeteinabirdsG4071N-APN οὐρανοῦouranouairG3772N-GSM κατασκηνοῦνkataskēnounperchingG2681V-PAN κλάδοιςkladoisbranchesG2798N-DPM αὐτοῦ.¶autouof it.G0846P-GSN 33 Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy hoe: Ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny masirasira, izay nalain’ ny vehivavy anankiray ka nataony1 tao amin’ ny koba intelon’ ny famarana, mandra-pahazon’ ny masirasira azy rehetra.
ἌλληνAllēnAnotherG0243A-ASF παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF ἐλάλησενelalēsenspoke HeG2980V-AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them:G0846P-DPM ὁμοίαhomoiaLikeG3664A-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM ζύμῃ,zumēto leaven,G2219N-DSF λαβοῦσαlabousahaving takenG2983V-2AAP-NSF ἐνέκρυψενenekrupsenhidG1470V-AAI-3S ἀλεύρουaleurouof flourG0224N-GSN σάταsatameasuresG4568N-APN ἐζυμώθηezumōthēwas leavenedG2220V-API-3S ὅλον.¶holonall.G3650A-NSN - Gr. nafeniny.
34 Fanoharana no nilazan’ i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin’ ny vahoaka, ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin’ ny fanoharana,
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN ἐλάλησενelalēsenspokeG2980V-AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P παραβολαῖςparabolaisparablesG3850N-DPF ὄχλοιςochloiscrowdsG3793N-DPM χωρὶςchōriswithoutG5565PREP παραβολῆςparabolēsa parableG3850N-GSF οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN ἐλάλειelaleiHe was speakingG2980V-IAI-3S αὐτοῖς,autoisto them,G0846P-DPM 35 mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hiloa-bava hilaza fanoharana Aho; Hanambara zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho1.
ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ πληρωθῇplērōthēamay be fulfilledG4137V-APS-3S ῥηθὲνrhēthenhaving been spokenG2046V-APP-NSN προφήτουprophētouprophetG4396N-GSM λέγοντος·legontossaying;G3004GV-PAP-GSM ἀνοίξωanoixōI will openG0455V-FAI-1S παραβολαῖςparabolaisparablesG3850N-DPF στόμαstomamouthG4750N-ASN μου,mouof Mine,G3165P-1GS ἐρεύξομαιereuxomaiI will utter [things]G2044V-FDI-1S κεκρυμμέναkekrummenahiddenG2928V-RPP-APN καταβολῆςkatabolēs[the] foundationG2602N-GSF κόσμου.¶kosmou[of the] world.G2889N-GSM - Sal 78. 2
36 Ary rehefa nampody ny vahoaka Jesosy, dia niditra tao an-trano Izy, ary ny mpianany nankao aminy ka nanao hoe: Lazao aminay ny hevitry ny fanoharana ny amin’ ny tsimparifary tany an-tanimbary.
ἀφεὶςapheishaving dismissedG0863GV-2AAP-NSM ὄχλουςochlouscrowdsG3793N-APM ἦλθενēlthenHe wentG2064V-2AAI-3S Ἰησοῦς.IēsousJesus.G2424GN-NSM-P προσῆλθονprosēlthoncameG4334V-2AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM διασάφησονdiasaphēsondo explainG1285V-AAM-2S παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF ζιζανίωνzizaniōnweedsG2215N-GPN 37 Ary namaly Izy ka nanao hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak’ olona;
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them:G0846P-DPM σπείρωνspeirōnsowingG4687V-PAP-NSM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἀνθρώπου·anthrōpouof Man;G0444N-GSM-T 38 ny tanimbary dia izao tontolo izao; ny voa tsara dia ny zanaky ny fanjakana; ny tsimparifary dia ny zanak’ ilay ratsy;
ἀγρόςagrosthe fieldG0068GN-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κόσμος·kosmosworld;G2889N-NSM καλὸνkalon[the] goodG2570GA-NSN οὗτοίhoutoitheseG3778D-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P βασιλείας·basileiaskingdom;G0932N-GSF ζιζάνιάzizaniathe weedsG2215N-NPN εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P πονηροῦ·ponērouevil [one];G4190A-GSM 39 ny fahavalo izay namafy izany dia ny devoly; ny fararano dia ny fahataperan’ izao tontolo izao; ary ny mpijinja dia anjely.
ἐχθρὸςechthrosthe enemyG2190N-NSM σπείραςspeirashaving sownG4687V-AAP-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S διάβολος·diabolosdevil;G1228A-NSM θερισμὸςtherismosthe harvestG2326N-NSM συντέλειαsunteleia[the] consummationG4930N-NSF ἐστιν·estinis;G1510V-PAI-3S θερισταὶtheristaithe harvestersG2327N-NPM ἄγγελοίangeloiangelsG0032GN-NPM εἰσιν.eisinare.G1510V-PAI-3P 40 Koa tahaka ny anangonana ny tsimparifary sy andoroana azy amin’ ny afo, dia toy izany no hatao amin’ ny fahataperan’ izao tontolo izao.
συλλέγεταιsullegetaiis gatheredG4816V-PPI-3S ζιζάνιαzizaniaweedsG2215N-NPN πυρὶpuriin fireG4442N-DSN κατακαίεται,katakaietaiis burned up,G2618V-PPI-3S ἔσταιestaiit will beG1510V-FDI-3S συντελείᾳsunteleiaconsummationG4930N-DSF τούτου.toutouthis.G3778D-GSM 41 Ny Zanak’ olona haniraka ny anjeliny, ary ireny dia hanangona ka hamoaka amin’ ny fanjakany ny zavatra mahatafintohina rehetra mbamin’ izay manao meloka,
ἀποστελεῖaposteleiWill send forthG0649V-FAI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM συλλέξουσινsullexousinthey will gatherG4816V-FAI-3P βασιλείαςbasileiaskingdomG0932N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σκάνδαλαskandalacauses of sinG4625N-APN ποιοῦνταςpoiountaspracticingG4160GV-PAP-APM ἀνομίανanomianlawlessnessG0458N-ASF 42 dia hanipy azy any amin’ ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
βαλοῦσινbalousinthey will castG0906GV-FAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM κάμινονkaminonfurnaceG2575N-ASF πυρός·purosfire;G4442N-GSN ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S κλαυθμὸςklauthmosweepingG2805N-NSM βρυγμὸςbrugmosgnashingG1030N-NSM ὀδόντων.odontōnof teeth.G3599N-GPM 43 Ary amin’ izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin’ ny fanjakan’ ny Rainy. Izay manan-tsofina1, aoka izy hihaino.
δίκαιοιdikaioirighteousG1342A-NPM ἐκλάμψουσινeklampsousinwill shine forthG1584V-FAI-3P βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἀκούεινakoueinto hearG0191V-PAN ἀκουέτω.¶akouetōhe should hear.G0191V-PAM-3S - Na: (Izay manan-tsofina ho enti-mihaino)
44 Ary ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny harena nafenina tany an-tsaha, izay hitan’ olona, ka dia nafeniny; ary noho ny hafaliany dia lasa nandeha izy ka nivarotra ny fananany rehetra, dia nividy izany saha izany.
ὁμοίαhomoiaLikeG3664A-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM θησαυρῷthēsaurōto treasureG2344N-DSM κεκρυμμένῳkekrummenōhiddenG2928V-RPP-DSM εὑρὼνheurōnhaving foundG2147V-2AAP-NSM ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἔκρυψεν.ekrupsenhid.G2928V-2AAI-3S αὐτοῦautouof itG0846P-GSM ὑπάγειhupageigoesG5217V-PAI-3S πωλεῖpōleihe sellsG4453V-PAI-3S ὅσαhosaas much asG3745K-APN ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S ἀγοράζειagorazeibuysG0059V-PAI-3S ἐκεῖνον.¶ekeinonthat.G1565D-ASM 45 Ary koa, ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa1;
ὁμοίαhomoialikeG3664A-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM ἀνθρώπῳanthrōpōto a manG0444N-DSM ἐμπόρῳemporōa merchantG1713N-DSM ζητοῦντιzētountiseekingG2212V-PAP-DSM μαργαρίτας.margaritaspearls.G3135N-APM - Gr. perila.
46 ary rehefa nahita vato soa1 iray saro-bidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.
εὑρὼνheurōnhaving foundG2147V-2AAP-NSM πολύτιμονpolutimonvery preciousG4186A-ASM μαργαρίτην,margaritēnpearl,G3135N-ASM ἀπελθὼνapelthōnhaving gone awayG0565V-2AAP-NSM πέπρακενpeprakenhe has soldG4097V-RAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-APN ὅσαhosaas much asG3745K-APN εἶχενeichenhe was havingG2192V-IAI-3S ἠγόρασενēgorasenhe boughtG0059V-AAI-3S αὐτόν.¶autonit.G0846P-ASM - Gr. perila.
47 Ary koa, ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny harato-tarihina, izay nalatsaka tao amin’ ny ranomasina ka nahavory ny samy hafa karazana rehetra;
ὁμοίαhomoialikeG3664A-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM σαγήνῃsagēnēto a dragnetG4522N-DSF βληθείσῃblētheisēhaving been castG0906GV-APP-DSF θάλασσανthalassanseaG2281N-ASF παντὸςpantoseveryG3956A-GSN συναγαγούσῃ,sunagagousēhaving gathered together,G4863V-2AAP-DSF 48 ary rehefa feno izany, dia notarihiny ho eny an-tanety, dia nipetraka ny olona ka nifantina ny tsara hataony ao an-karona, fa ny ratsy nariany.
ἐπληρώθηeplērōthēit was filledG4137V-API-3S ἀναβιβάσαντεςanabibasanteshaving drawn upG0307V-AAP-NPM αἰγιαλόν,aigialonshoreG0123N-ASM καθίσαντεςkathisanteshaving sat downG2523V-AAP-NPM συνέλεξανsunelexanthey collectedG4816V-AAI-3P ἄγγη,angēvessels,G6001N-APN ἔβαλον.ebalonthey cast.G0906GV-2AAI-3P 49 Dia tahaka izany no hatao amin’ ny fahataperan’ izao tontolo izao; hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin’ ny marina,
ἔσταιestaiwill it beG1510V-FDI-3S συντελείᾳsunteleiaconsummationG4930N-DSF ἐξελεύσονταιexeleusontaiwill go outG1831V-FDI-3P ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM ἀφοριοῦσινaphoriousinwill separateG0873V-FAI-3P πονηροὺςponērousevilG4190A-APM μέσουmesou[the] midstG3319A-GSN δικαίωνdikaiōnrighteousG1342A-GPM 50 dia hatsipiny any amin’ ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
βαλοῦσινbalousinwill castG0906GV-FAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM κάμινονkaminonfurnaceG2575N-ASF πυρός·purosfire;G4442N-GSN ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S κλαυθμὸςklauthmosweepingG2805N-NSM βρυγμὸςbrugmosgnashingG1030N-NSM ὀδόντων.odontōnteeth.G3599N-GPM 51 Efa azonareo va izany rehetra izany? Hoy ireo taminy: Eny.
αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P συνήκατεsunēkateDid you understandG4920V-AAI-2P ταῦταtautathese thingsG3778D-APN πάντα;pantaall?G3956A-APN λέγουσινlegousinThey sayG3004GV-PAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM κύριε.¶kurieLord.G2962GN-VSM-T 52 Dia hoy Izy taminy: Koa amin’ izany ary ny mpanora-dalàna rehetra izay nampianarina ho amin’ ny fanjakan’ ny lanitra dia samy tahaka ny tompon-trano, izay mamoaka avy amin’ ny firaketany zava-baovao sy ela.
εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM διὰdiaBecause ofG1223PREP γραμματεὺςgrammateusscribeG1122N-NSM μαθητευθεὶςmathēteutheishaving been discipledG3100V-APP-NSM βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM ὅμοιόςhomoioslikeG3664A-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀνθρώπῳanthrōpōto a manG0444N-DSM οἰκοδεσπότῃoikodespotēa master of a houseG3617N-DSM ἐκβάλλειekballeiputs forthG1544V-PAI-3S θησαυροῦthēsauroutreasureG2344N-GSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM καινὰkaina[things] newG2537A-APN παλαιά.¶palaiaold.G3820A-APN 53 Ary rehefa vitan’ i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy.
ἐγένετοegenetoit came to passG1096V-2ADI-3S ἐτέλεσενetelesenfinishedG5055V-AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P παραβολὰςparabolasparablesG3850N-APF ταύτας,tautasthese,G3778D-APF μετῆρενmetērenHe withdrewG3332V-AAI-3S ἐκεῖθεν·ekeithenfrom there;G1564ADV 54 Ary nony tonga tany amin’ ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin’ ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan’ ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany?
ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM πατρίδαpatridaregionG3968N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐδίδασκενedidaskenHe was teachingG1321V-IAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM συναγωγῇsunagōgēasynagogueG4864N-DSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ὥστεhōsteso thatG5620CONJ ἐκπλήσσεσθαιekplēssesthaito be astonishedG1605V-PPN αὐτοὺςautoustheyG0846P-APM λέγειν·legeinto say:G3004GV-PAN πόθενpothenFrom where [came]G4159ADV-I τούτῳtoutōto this [man]G3778D-DSM σοφίαsophiawisdomG4678N-NSF δυνάμεις;dunameismiraculous powers?G1411N-NPF 55 Tsy Ilehity va ilay Zanaky ny mpandrafitra? Tsy Maria va no anaran’ ny reniny? Ary tsy Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy va no rahalahiny?
οὗτόςhoutosthisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S τέκτονοςtektonoscarpenterG5045N-GSM μήτηρmētērmotherG3384N-NSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM λέγεταιlegetaiis namedG3004HV-PPI-3S Μαριάμ,MariamMary?G3137GN-NSF-P ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἸάκωβοςIakōbosJamesG2385IN-NSM-P ἸωσὴφIōsēphJosephG2501HN-NSM-P Ἰούδας;IoudasJudas?G2455IN-NSM-P 56 Ary ny anabaviny, moa tsy eto amintsika avokoa va izy? Koa avy taiza no nahazoan’ ilehity izany zavatra rehetra izany?
ἀδελφαὶadelphaisistersG0079N-NPF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N εἰσιν;eisinare?G1510V-PAI-3P πόθενpothenFrom whereG4159ADV-I τούτῳtoutōto this [man]G3778D-DSM ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN πάντα;pantaall?G3956A-NPN 57 Ary tafintohina taminy izy. Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany tsy hajaina, afa-tsy amin’ ny taniny sy ny mpianakaviny ihany.
ἐσκανδαλίζοντοeskandalizontothey were offendedG4624V-IPI-3P ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἔστινestinisG1510V-PAI-3S προφήτηςprophētēsa prophetG4396N-NSM ἄτιμοςatimoswithout HonorG0820A-NSM πατρίδιpatridihometownG3968N-DSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM οἰκίᾳoikiahouseholdG3614HN-DSF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 58 Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsi-finoan’ ireo.
ἐποίησενepoiēsenHe didG4160GV-AAI-3S δυνάμειςdunameismiraclesG1411N-APF πολλὰςpollasmanyG4183A-APF διὰdiabecause ofG1223PREP ἀπιστίανapistianunbeliefG0570N-ASF αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM