Chapter 24
1 Ary nony niala teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy, dia lasa nandeha; ary ny mpianany nanatona Azy hampizaha Azy ny rafitry ny tempoly.
ἐξελθὼνexelthōnhaving gone forthG1831V-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN ἐπορεύετο,eporeuetoHe was goingG4198V-INI-3S προσῆλθονprosēlthoncame to [Him]G4334V-2AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐπιδεῖξαιepideixaito point outG1925V-AAN οἰκοδομὰςoikodomasbuildingsG3619N-APF ἱεροῦ.¶hi'eroutemple.G2411N-GSN 2 Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo1? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM βλέπετεblepetedo you seeG0991V-PAI-2P ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἀφεθῇaphethēamay be leftG0863GV-APS-3S λίθοςlithosstoneG3037N-NSM λίθονlithonstoneG3037N-ASM καταλυθήσεται.¶kataluthēsetaiwill be thrown down.G2647V-FPI-3S - Na: Tsy hitanareo izany rehetra izany.
3 Ary nipetraka teo an-tendrombohitra Oliva Izy, dia nanatona Azy mangingina ny mpianany ka nanao hoe: Lazao aminay izay andro hahatongavan’ izany, ary izay ho famantarana ny fihavianao sy ny fahataperan’ izao tontolo izao.
ΚαθημένουKathēmenouWhen was sittingG2521V-PNP-GSM ὄρουςorousMountG3735N-GSN-L ἐλαιῶνelaiōnof OlivesG1638N-GPF-L προσῆλθονprosēlthoncame toG4334V-2AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ἰδίανidianprivateG2398A-ASF λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM εἰπὲeipedo tellG2036V-2AAM-2S ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S σημεῖονsēmeionsignG4592N-NSN σῆςsēsof YourG4771S-2SGSF παρουσίαςparousiascomingG3952N-GSF συντελείαςsunteleiasconsummationG4930N-GSF 4 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM βλέπετεblepetedo take heedG0991V-PAM-2P πλανήσῃ.planēsēmay mislead.G4105V-AAS-3S 5 Fa maro no ho avy amin’ ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany.
πολλοὶpolloiManyG4183A-NPM ἐλεύσονταιeleusontaiwill comeG2064V-FDI-3P ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM χριστός,christosChrist,G5547N-NSM-T πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM πλανήσουσιν.planēsousinthey will mislead.G4105V-FAI-3P 6 Ary handre ady sy filazana ady ianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany.
μελλήσετεmellēseteYou will beginG3195V-FAI-2P ἀκούεινakoueinto hear ofG0191V-PAN πολέμουςpolemouswarsG4171N-APM ἀκοὰςakoasrumorsG0189N-APF πολέμων·polemōnof wars;G4171N-GPM ὁρᾶτε,horatedo behold,G3708V-PAM-2P θροεῖσθε·throeisthedo be alarmed;G2360V-PPM-2P δεῖdeiit is necessaryG1163V-PAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-APN γενέσθαιgenesthaito take placeG1096V-2ADN οὔπωoupōnot yetG3768ADV-N ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S τέλος.¶telosend.G5056N-NSN 7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin’ ny tany samy hafa.
ἘγερθήσεταιEgerthēsetaiWill rise upG1453V-FPI-3S ἔθνοςethnosnationG1484N-NSN ἔθνοςethnosnationG1484N-ASN βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF βασιλείαν,basileiankingdom,G0932N-ASF ἔσονταιesontaithere will beG1510V-FDI-3P λιμοὶlimoifaminesG3042N-NPM λοιμοὶloimoipestilencesG3061N-NPM σεισμοὶseismoiearthquakesG4578N-NPM τόπους.topous[various] places.G5117N-APM 8 Fa izany rehetra izany no fiandohan’ ny fahoriana1.
ταῦταtautathese [are]G3778D-NPN ἀρχὴarchē[the] beginningG0746N-NSF ὠδίνων.¶ōdinōnof birth pains.G5604N-GPF - Gr. faharariam-piterahana; izahao 19. 28 .
9 Ary dia hatolony ho amin’ ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan’ ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako.
παραδώσουσινparadōsousinwill they deliverG3860V-FAI-3P θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF ἀποκτενοῦσινapoktenousinwill killG0615V-FAI-3P ἔσεσθεesestheyou will beG1510V-FDI-2P μισούμενοιmisoumenoihatedG3404V-PPP-NPM πάντωνpantōnallG3956A-GPN ἐθνῶνethnōnnationsG1484N-GPN διὰdiaon account ofG1223PREP 10 Ary amin’ izany andro izany dia ho tafintohina ny maro, ary hifampiampanga sy hifankahala izy.
σκανδαλισθήσονταιskandalisthēsontaiwill fall awayG4624V-FPI-3P πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM παραδώσουσινparadōsousinthey will betrayG3860V-FAI-3P μισήσουσινmisēsousinthey will hateG3404V-FAI-3P ἀλλήλους·allēlousone another;G0240C-APM 11 Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ψευδοπροφῆταιpseudoprophētaifalse prophetsG5578N-NPM ἐγερθήσονταιegerthēsontaiwill ariseG1453V-FPI-3P πλανήσουσινplanēsousinthey will misleadG4105V-FAI-3P πολλούς·pollousmany;G4183A-APM 12 Ary noho ny haben’ ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ ny maro.
πληθυνθῆναιplēthunthēnaiis to be multipliedG4129V-APN ἀνομίανanomianlawlessnessG0458N-ASF ψυγήσεταιpsugēsetaiwill grow coldG5594V-2FPI-3S πολλῶν.pollōnmany.G4183A-GPM 13 Fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
ὑπομείναςhupomeinashaving enduredG5278V-AAP-NSM τέλος,telosend,G5056N-ASN σωθήσεται.sōthēsetaiwill be saved.G4982V-FPI-3S 14 Ary hotorina amin’ izao tontolo izao ity filazantsaran’ ny fanjakana ity ho vavolombelona amin’ ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
κηρυχθήσεταιkēruchthēsetaithere will be proclaimedG2784V-FPI-3S εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-NSN βασιλείαςbasileiaskingdomG0932N-GSF οἰκουμένῃoikoumenēearthG3625N-DSF μαρτύριονmarturiona testimonyG3142N-ASN πᾶσινpasinto allG3956A-DPN ἔθνεσιν·ethnesinnations;G1484N-DPN ἥξειhēxeiwill comeG2240V-FAI-3S τέλος.¶telosend.G5056N-NSN 15 Koa raha hitanareo mitsangana ao amin’ izay fitoerana masìna ny fahavetavetan’ ny fandravana, izay nampilazaina an’ i Daniela mpaminany1 (aoka hisaina izay mamaky izany),
ἴδητεidēteyou may seeG1492HV-2AAS-2P βδέλυγμαbdelugmaabominationG0946N-ASN ἐρημώσεωςerēmōseōsof desolation’G2050N-GSF ῥηθὲνrhēthenhaving been spoken ofG2046V-APP-ASN ΔανιὴλDaniēlDanielG1158N-GSM-P προφήτουprophētouprophetG4396N-GSM ἑστὸςhestosalready standingG2476V-2RAP-ASN ἀναγινώσκωνanaginōskōnreadingG0314V-PAP-NSM νοείτω,noeitōhe should understand —G3539V-PAM-3S - Dan 12. 11; 9. 27
16 dia aoka izay olona any Jodia handositra ho any an-tendrombohitra;
ἸουδαίᾳIoudaiaJudeaG2449N-DSF-L φευγέτωσανpheugetōsanthey should fleeG5343V-PAM-3P ὄρη,orēmountains,G3735N-APN 17 ary izay ao an-tampon-trano aoka tsy hidina haka ny ao an-tranony;
δώματοςdōmatoshousetopG1430N-GSN καταβάτωkatabatōhe should come downG2597V-2AAM-3S ἆραιaraito takeG0142V-AAN τὰtathe [things]G3588T-APN αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM 18 ary izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.
ἐπιστρεψάτωepistrepsatōhe should returnG1994V-AAM-3S ἆραιaraito takeG0142V-AAN ἱμάτιονhimationcloakG2440N-ASN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 19 Ary lozan’ ny bevohoka sy ny mampinono amin’ ireo andro ireo!
ταῖςtaisto thoseG3588T-DPF γαστρὶgastriwomb [pregnancy]G1064N-DSF ἐχούσαιςechousaishavingG2192V-PAP-DPF ταῖςtaisto thoseG3588T-DPF θηλαζούσαιςthēlazousaisnursing infantsG2337V-PAP-DPF ἐκείναιςekeinaisthoseG1565D-DPF ἡμέραις.hēmeraisdays.G2250N-DPF 20 Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ ny ririnina na ho amin’ ny Sabata no handosiranareo.
προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P γένηταιgenētaiit may happenG1096V-2ADS-3S φυγὴphugēflightG5437N-NSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP χειμῶνοςcheimōnosin winterG5494N-GSM σαββάτῳ.sabbatōon a Sabbath.G4521N-DSN 21 Fa amin’ izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay niandohan’ izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony.
ἔσταιestaiThere will beG1510V-FDI-3S θλῖψιςthlipsistribulationG2347N-NSF μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF γέγονενgegonenhas beenG1096V-2RAI-3S ἀπ᾽ap᾽from [the]G0575PREP ἀρχῆςarchēsbeginningG0746N-GSF κόσμουkosmouof [the] worldG2889N-GSM γένηται.genētaiit may happen.G1096V-2ADS-3S 22 Ary raha tsy efa nohafohezina izany andro izany, dia tsy nisy nofo hovonjena; fa noho ny olom-boafidy dia hohafohezina izany andro izany.
ἐκολοβώθησανekolobōthēsanwas shortenedG2856V-API-3P ἡμέραιhēmeraidaysG2250N-NPF ἐκεῖναι,ekeinaithose,G1565D-NPF ἐσώθηesōthēthere have been savedG4982V-API-3S σάρξ·sarxflesh;G4561N-NSF διὰdiabecause ofG1223PREP ἐκλεκτοὺςeklektouselectG1588A-APM κολοβωθήσονταιkolobōthēsontaiwill be shortenedG2856V-FPI-3P ἡμέραιhēmeraidaysG2250N-NPF ἐκεῖναι.¶ekeinaithose.G1565D-NPF 23 Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, y Kristy, na: Indro, ar; aza mino ianareo.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἴπῃ·eipēmay say;G2036V-2AAS-3S χριστὸςchristosChristG5547N-NSM-T πιστεύσητε.pisteusēteshall believe [it].G4100V-AAS-2P 24 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.
ἐγερθήσονταιegerthēsontaiThere will ariseG1453V-FPI-3P ψευδόχριστοιpseudochristoifalse ChristsG5580N-NPM ψευδοπροφῆταιpseudoprophētaifalse prophetsG5578N-NPM δώσουσινdōsousinthey will giveG1325V-FAI-3P σημεῖαsēmeiasignsG4592N-APN μεγάλαmegalagreatG3173A-APN τέραταteratawondersG5059N-APN πλανῆσαιplanēsaito misleadG4105V-AAN δυνατὸνdunatonpossibleG1415A-NSN ἐκλεκτούς.eklektouselect.G1588A-APM 25 Indro, voalazako aminareo rahateo izany.
προείρηκαproeirēkaI have foretold [it]G4280V-RAI-1S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 26 Ary amin’ izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany ianareo; Indro, ao amin’ ny efi-trano Izy, aza mino.
εἴπωσινeipōsinthey shall sayG2036V-2AAS-3P ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἐρήμῳerēmōwildernessG2048A-DSF ἐστίν,estinHe is,G1510V-PAI-3S ἐξέλθητε·exelthēteshall go forth;G1831V-2AAS-2P ἰδοὺidou[or] ‘BeholdG2400INJ ταμείοις,tameioisinner rooms,G5009N-DPN πιστεύσητε.pisteusēteshall believe [it].G4100V-AAS-2P 27 Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian’ ny Zanak’ olona.
ὥσπερhōsperJust asG5618CONJ ἀστραπὴastrapēlightningG0796N-NSF ἐξέρχεταιexerchetaicomes forthG1831V-PNI-3S ἀπὸapofrom [the]G0575PREP ἀνατολῶνanatolōneastG0395N-GPF φαίνεταιphainetaishinesG5316V-PEI-3S ἕωςhe'ōsuntil [the]G2193PREP δυσμῶν,dusmōnwest,G1424N-GPF ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S παρουσίαparousiacomingG3952N-NSF ἀνθρώπου.anthrōpouof Man.G0444N-GSM-T 28 Fa izay itoeran’ ny faty, dia any no hiangonan’ ny voromahery.
ὅπουhopouwhereverG3699CONJ πτῶμα,ptōmacarcass,G4430N-NSN συναχθήσονταιsunachthēsontaiwill be gatheredG4863V-FPI-3P ἀετοί.aetoivultures.G0105N-NPM 29 Ary raha vao afaka ny fahoriana amin’ ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin’ ny lanitra hohozongozonina.
εὐθέωςeutheōsImmediatelyG2112ADV θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF ἡμερῶνhēmerōndaysG2250N-GPF ἐκείνωνekeinōnof thoseG1565D-GPF σκοτισθήσεται,skotisthēsetaiwill be darkened,G4654V-FPI-3S σελήνηselēnēmoonG4582N-NSF δώσειdōseiwill giveG1325V-FAI-3S φέγγοςphengoslightG5338N-ASN αὐτῆς,autēsof it,G0846P-GSF ἀστέρεςasteresstarsG0792N-NPM πεσοῦνταιpesountaiwill fallG4098V-FNI-3P οὐρανοῦ,ouranousky,G3772N-GSM δυνάμειςdunameispowersG1411N-NPF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM σαλευθήσονται.saleuthēsontaiwill be shaken.’G4531V-FPI-3P 30 Ary amin’ izany andro izany dia hiseho eo amin’ ny lanitra ny famantarana ny Zanak’ olona, ka dia hitomany ny firenena rehetra ambonin’ ny tany, ary hahita ny Zanak’ olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin’ ny rahon’ ny lanitra izy.
φανήσεταιphanēsetaiwill appearG5316V-2FPI-3S σημεῖονsēmeionsignG4592N-NSN ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T οὐρανῷ·ouranōheaven;G3772N-DSM κόψονταιkopsontaiwill mournG2875V-FDI-3P φυλαὶphulaitribesG5443N-NPF ὄψονταιopsontaithey will beholdG3700GV-FDI-3P ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM νεφελῶνnephelōncloudsG3507N-GPF οὐρανοῦouranouof heavenG3772N-GSM δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF πολλῆς.pollēsgreat.G4183A-GSF 31 Ary amin’ ny ampanenoana mafy ny trompetra dia haniraka ny anjeliny Izy, ary hangonin’ ireo ny olom-boafidy avy amin’ ny vazan-tany1 efatra hatramin’ ny faravodilanitra rehetra.
ἀποστελεῖaposteleiHe will sendG0649V-FAI-3S ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σάλπιγγοςsalpingosa trumpet callG4536N-GSF μεγάλης,megalēsgreat,G3173A-GSF ἐπισυνάξουσινepisunaxousinthey will gather togetherG1996V-FAI-3P ἐκλεκτοὺςeklektouselectG1588A-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τεσσάρωνtessarōnfourG5064A-GPM ἀνέμων,anemōnwinds,G0417N-GPM ἄκρωνakrōn[the] endsG0206N-GPN οὐρανῶνouranōnof the heavensG3772N-GPM αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM - Gr. rivotra.
32 Ary mianara ny fanoharana ny amin’ ny aviavy:1 Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.
συκῆςsukēsfig treeG4808N-GSF μάθετεmathetedo learnG3129V-2AAM-2P παραβολήν·parabolēnparable:G3850N-ASF κλάδοςkladosbranchG2798N-NSM αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF γένηταιgenētaimay becomeG1096V-2ADS-3S ἁπαλὸςhapalostenderG0527A-NSM φύλλαphullaleavesG5444N-APN ἐκφύῃ,ekphuēmay it put forth,G1631V-PAS-3S γινώσκετεginōsketeyou knowG1097V-PAI-2P ἐγγὺςengusnear [is]G1451PREP θέρος.therossummer.G2330N-NSN - aviavimbazaha.
33 Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo izany rehetra izany, dia aoka ho fantatrareo fa efa akaiky mby eo am-baravarana Izy1.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἴδητεidēteyou may seeG1492HV-2AAS-2P ταῦτα,tautathese thingsG3778D-APN γινώσκετεginōsketeknowG1097V-PAI-2P ἐστινestinHe isG1510V-PAI-3S θύραις.thurais[the] doors.G2374N-DPF - Na: izany.
34 Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba ho lany izao taranaka izao mandra-pahatongan’ izany rehetra izany.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παρέλθῃparelthēmay have passed awayG3928V-2AAS-3S γενεὰgeneagenerationG1074N-NSF ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN γένηται.genētaimay happen.G1096V-2ADS-3S 35 Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
οὐρανὸςouranosheavenG3772N-NSM παρελεύσεται,pareleusetaiwill pass away,G3928V-FDI-3S λόγοιlogoithe wordsG3056N-NPM παρέλθωσιν.¶parelthōsinmay pass away.G3928V-2AAS-3P 36 Fa ny amin’ izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin’ ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza,] afa-tsy ny Ray ihany.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ἐκείνηςekeinēsthat [very]G1565D-GSF οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T μόνος.monosalone.G3441A-NSM 37 Fa tahaka ny andron’ i Noa, dia ho tahaka izany koa ny fihavian’ ny Zanak’ olona.
ὥσπερhōsperAs [were]G5618CONJ ἡμέραιhēmeraidaysG2250N-NPF Νῶε,Nōeof Noah,G3575N-GSM-P ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S παρουσίαparousiacomingG3952N-NSF ἀνθρώπου.anthrōpouof Man.G0444N-GSM-T 38 Fa tahaka ny tamin’ ny andro fony tsy mbola tonga ny Safo-drano, ka nihinana sy nisotro ny olona ary nampaka-bady sy namoaka ny ampakarina, mandra-pihavin’ ny andro izay nidiran’ i Noa tao amin’ ny sambo-fiara,
ἦσανēsanthey wereG1510V-IAI-3P ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF ἐκείναιςekeinaisthoseG1565D-DPF κατακλυσμοῦ,kataklusmouflood,G2627N-GSM τρώγοντεςtrōgonteseatingG5176V-PAP-NPM πίνοντες,pinontesdrinking,G4095V-PAP-NPM γαμοῦντεςgamountesmarryingG1060V-PAP-NPM γαμίζοντες,gamizontesgiving in marriage,G1061V-PAP-NPM ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF εἰσῆλθενeisēlthenenteredG1525V-2AAI-3S κιβωτόν,kibōtonark,G2787HN-ASF 39 ary tsy fantany mandra-pihavin’ ny Safo-drano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho tahaka izany ny fihavian’ ny Zanak’ olona.
ἔγνωσανegnōsanthey knewG1097V-2AAI-3P ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S κατακλυσμὸςkataklusmosfloodG2627N-NSM ἦρενērentook awayG0142V-AAI-3S ἅπαντας,hapantasall,G0537A-APM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S παρουσίαparousiacomingG3952N-NSF ἀνθρώπου.¶anthrōpouof Man.G0444N-GSM-T 40 Ary amin’ izany hisy roa lahy any an-tsaha; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
ἔσονταιesontaiwill beG1510V-FDI-3P παραλαμβάνεταιparalambanetaiis takenG3880V-PPI-3S ἀφίεται.aphietaiis left.G0863GV-PPI-3S 41 Ary hisy roa vavy manodina ny fikosoham-bary; ny anankiray horaisina, ary ny anankiray havela.
δύοduoTwo [women]G1417A-NUI ἀλήθουσαιalēthousaigrindingG0229V-PAP-NPF παραλαμβάνεταιparalambanetaiis takenG3880V-PPI-3S ἀφίεται.aphietaiis left.G0863GV-PPI-3S 42 Koa amin’ izany miambena ianareo; fa tsy fantatrareo izay andro hihavian’ ny Tomponareo.
ΓρηγορεῖτεGrēgoreitedo keep watchG1127V-PAM-2P οὖν,ountherefore,G3767CONJ οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ποίᾳpoiaon whatG4169I-DSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔρχεται.erchetaicomes.G2064V-PNI-3S 43 Nefa aoka ho fantatrareo izao: Raha fantatry ny tompon-trano ny fiambenana amin’ ny alina izay hihavian’ ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina.
ἐκεῖνοekeinoThisG1565D-ASN γινώσκετε,ginōsketedo know,G1097V-PAM-2P ᾔδειēdeihad knownG1492IV-2LAI-3S οἰκοδεσπότηςoikodespotēsmaster of the houseG3617N-NSM ποίᾳpoiain whatG4169I-DSF φυλακῇphulakēatime of nightG5438HN-DSF κλέπτηςkleptēsthiefG2812N-NSM ἔρχεται,erchetaicomes,G2064V-PNI-3S ἐγρηγόρησενegrēgorēsenhe had watchedG1127V-AAI-3S εἴασενeiasenallowedG1439V-AAI-3S διορυχθῆναιdioruchthēnaito be broken intoG1358V-APN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 44 Koa miomana kosa ianareo; fa amin’ izay ora tsy ampoizinareo no hihavian’ ny Zanak’ olona.
διὰdiaBecause ofG1223PREP ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P ἕτοιμοι·hetoimoiready;G2092A-NPM δοκεῖτεdokeiteyou expectG1380V-PAI-2P ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἔρχεται.¶erchetaicomes.G2064V-PNI-3S 45 Iza moa no mpanompo mahatoky sy manan-tsaina, izay notendren’ ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy hanina amin’ ny fotoana?
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM φρόνιμοςphronimoswiseG5429A-NSM κατέστησενkatestēsenhas setG2525V-AAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM οἰκετείαςoiketeiashouseholdG6064N-GSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM τροφὴνtrophēnfoodG5160N-ASF καιρῷ;kairōseason?G2540N-DSM 46 Sambatra izany mpanompo izany, raha avy ny tompony ka hahita azy manao izany.
μακάριοςmakariosBlessed [is]G3107A-NSM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM ἐκεῖνοςekeinosthatG1565D-NSM ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM εὑρήσειheurēseiwill findG2147V-FAI-3S ποιοῦντα.poiountadoing.G4160GV-PAP-ASM 47 Lazaiko aminareo marina tokoa: Hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὑπάρχουσινhuparchousinpossessionsG5225V-PAP-DPN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM καταστήσειkatastēseihe will setG2525V-FAI-3S αὐτόν.¶autonhim.G0846P-ASM 48 Fa raha manao anakampo izany mpanompo ratsy fanahy izany hoe: Maharitra ela ny tompoko,
εἴπῃeipēshall sayG2036V-2AAS-3S δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM ἐκεῖνοςekeinosthat oneG1565D-NSM καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM χρονίζειchronizeiDelaysG5549V-PAI-3S ἐλθεῖν,eltheinto comeG2064V-2AAN 49 ka dia mikapoka ny mpanompo namany izy ary mihinana sy misotro amin’ ny mpimamo,
ἄρξηταιarxētaimay beginG0757V-AMS-3S τύπτεινtupteinto beatG5180V-PAN συνδούλουςsundoulousfellow servantsG4889N-APM αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ἐσθίῃesthiēhe may eatG2068V-PAS-3S πίνῃpinēhe may drinkG4095V-PAS-3S μεθυόντων,methuontōnbeing drunkards,G3184V-PAP-GPM 50 dia ho avy ny tompon’ izany mpanompo izany amin’ ny andro izay tsy ampoiziny sy amin’ ny ora izay tsy fantany,
ἥξειhēxeiwill comeG2240V-FAI-3S δούλουdoulouservantG1401N-GSM ἐκείνουekeinouof that oneG1565D-GSM ἡμέρᾳhēmeraa dayG2250N-DSF προσδοκᾷprosdokahe does expectG4328V-PAI-3S γινώσκει,ginōskeihe is aware,G1097V-PAI-3S 51 dia hotapahiny roa1 izy ka homeny anjara any amin’ ny mpihatsaravelatsihy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
διχοτομήσειdichotomēseiwill cut in piecesG1371V-FAI-3S μέροςmerosplaceG3313N-ASN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ὑποκριτῶνhupokritōnhypocritesG5273N-GPM θήσει·thēseiwill appoint;G5087V-FAI-3S ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S κλαυθμὸςklauthmosweepingG2805N-NSM βρυγμὸςbrugmosgnashingG1030N-NSM ὀδόντων.¶odontōnof teeth.G3599N-GPM - Na: hokapohiny mafy.