Chapter 25
1 Ary amin’ izany ny fanjakan’ ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany1 ka nivoaka hitsena ny mpampakatra.
ὁμοιωθήσεταιhomoiōthēsetaiwill be likenedG3666V-FPI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM παρθένοιςparthenoisvirginsG3933N-DPF αἵτινεςaitineswhoG3748R-NPF λαβοῦσαιlabousaihaving takenG2983V-2AAP-NPF λαμπάδαςlampadaslampsG2985N-APF ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPF ἐξῆλθονexēlthonwent forthG1831V-2AAI-3P ὑπάντησινhupantēsinmeetG5222N-ASF νυμφίου.numphioubridegroom.G3566N-GSM - Na: fanilony.
2 Ary ny dimy tamin’ ireo dia adala, fa ny dimy kosa hendry.
ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P μωραὶmōraifoolishG3474A-NPF αἱhaithe [other]G3588T-NPF φρόνιμοι·phronimoiwise;G5429A-NPF 3 Fa ny adala nandray ny fanalany1, nefa tsy nitondra solika fitaiza;
αἱhaiThose [who]G3588T-NPF μωραὶmōraifoolishG3474A-NPF λαβοῦσαιlabousaihaving takenG2983V-2AAP-NPF λαμπάδαςlampadaslampsG2985N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF ἔλαβονelabondid takeG2983V-2AAI-3P ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPF ἔλαιον,elaionoil,G1637N-ASN - Na: fanilony.
4 ary ny hendry kosa nitondra solika tao anatin’ ny fitondrany sy ny fanalany1.
φρόνιμοιphronimoithe wiseG5429A-NPF ἔλαβονelabontookG2983V-2AAI-3P ἔλαιονelaionoilG1637N-ASN ἀγγείοιςangeioisvesselsG0030N-DPN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPF λαμπάδωνlampadōnlampsG2985N-GPF ἑαυτῶν.he'autōntheir own.G1438F-3GPF - Na: fanilony.
5 Ary raha naharitra ela ny mpampakatra, dia samy rendrehana avy izy rehetra, ka dia natory.
χρονίζοντοςchronizontosAs was tarryingG5549V-PAP-GSM νυμφίουnumphioubridegroomG3566N-GSM ἐνύσταξανenustaxanthey became drowsyG3573V-AAI-3P ἐκάθευδον.¶ekatheudonwere sleeping.G2518V-IAI-3P 6 Ary nony mamatonalina, dia nisy antso hoe: Indro ny mpampakatra! Mivoaha mba hitsena azy.
ΜέσηςMesēsAt middleG3319A-GSF νυκτὸςnuktosof [the] nightG3571N-GSF κραυγὴkraugēa cryG2906N-NSF γέγονεν·gegonenthere was:G1096V-2RAI-3S νυμφίοςnumphiosbridegroomG3566N-NSM ἔρχεται,erchetaicomesG2064V-PNI-3S ἐξέρχεσθεexerchesthedo go forthG1831V-PNM-2P ἀπάντησινapantēsinmeetG0529N-ASF αὐτοῦ.autouhim!G0846P-GSM 7 Dia nitsangana ireo virijina ireo, ka samy namboatra ny fanalany1.
ἠγέρθησανēgerthēsanaroseG1453V-API-3P παρθένοιparthenoivirginsG3933N-NPF ἐκεῖναιekeinaithoseG1565D-NPF ἐκόσμησανekosmēsantrimmedG2885V-AAI-3P λαμπάδαςlampadaslampsG2985N-APF ἑαυτῶν.he'autōntheir own.G1438F-3GPF - Na: fanilony.
8 Dia hoy ny adala tamin’ ny hendry: Mba omeo kely amin’ ny solikareo izahay; fa efa ho faty ny fanalanay1.
μωραὶmōraithe foolishG3474A-NPF φρονίμοιςphronimoiswiseG5429A-DPF εἶπαν·eipansaid;G2036V-2AAI-3P δότεdotedo giveG1325V-2AAM-2P ἐλαίουelaiouoilG1637N-GSN ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP λαμπάδεςlampadeslampsG2985N-NPF σβέννυνται.¶sbennuntaiare going out.G4570V-PPI-3P - Na: fanilonay.
9 Fa ny hendry namaly ka nanao hoe: Sao tsy ampy ho anay sy ho anareo, fa mandehana mankany amin’ ny mpivarotra ianareo, ka mividiana ho anareo.
ἀπεκρίθησανapekrithēsanAnsweredG0611V-ADI-3P φρόνιμοιphronimoiwiseG5429A-NPF λέγουσαι·legousaisaying;G3004GV-PAP-NPF μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 ἀρκέσῃarkesēit may sufficeG0714V-AAS-3S ἡμῖνhēminfor usG3165P-1DP πορεύεσθεporeuesthedo goG4198V-PNM-2P πωλοῦνταςpōlountassellingG4453V-PAP-APM ἀγοράσατεagorasatedo buyG0059V-AAM-2P ἑαυταῖς.he'autaisfor yourselves.G1438F-2DPF 10 Fa raha mbola lasa nividy izy, dia tonga ny mpampakatra, ary izay efa niomana dia niara-niditra taminy tao amin’ ny fampakaram-bady, ary dia narindrina ny varavarana.
ἀπερχομένωνaperchomenōn[While] are going awayG0565V-PNP-GPF ἀγοράσαιagorasaito buyG0059V-AAN ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S νυμφίος,numphiosbridegroom,G3566N-NSM ἕτοιμοιhetoimoireadyG2092A-NPF εἰσῆλθονeisēlthonwent inG1525V-2AAI-3P γάμους,gamouswedding feast,G1062N-APM ἐκλείσθηekleisthēwas shutG2808V-API-3S θύρα.thuradoor.G2374N-NSF 11 Ary rehefa afaka izany, dia tonga kosa ireo virijina teo ka nanao hoe Tompoko, tompoko, vohay izahay.
ὕστερονhusteronAfterwardG5306A-ASN-C ἔρχονταιerchontaicomeG2064V-PNI-3P λοιπαὶloipaiotherG3062A-NPF παρθένοιparthenoivirginsG3933N-NPF λέγουσαι·legousaisaying;G3004GV-PAP-NPF ἄνοιξονanoixondo openG0455V-AAM-2S ἡμῖν.hēminto us!G3165P-1DP 12 Fa izy namaly hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy fantatro ianareo.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP οἶδαoidaI do knowG6063V-RAI-1S 13 Koa amin’ izany miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.
ΓρηγορεῖτεGrēgoreitedo watchG1127V-PAM-2P οὖν,ountherefore,G3767CONJ οἴδατεoidatedo you knowG6063V-RAI-2P ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF οὐδὲoudenor [know]G3761CONJ-N ἀνθρώπουanthrōpouof manG0444N-GSM ἔρχεται.¶erchetaicomes.G2064V-PNI-3S 14 Fa ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny olona izay efa handeha ho any an-tany hafa ka niantso ny mpanompony, dia nanolotra azy ny fananany:
ὭσπερHōsper[It is] likeG5618CONJ ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἀποδημῶνapodēmōngoing on a journeyG0589V-PAP-NSM ἐκάλεσενekalesen[who] calledG2564GV-AAI-3S ἰδίουςidious[his] ownG2398A-APM δούλουςdoulousservantsG1401N-APM παρέδωκενparedōkendeliveredG3860V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ὑπάρχονταhuparchontapossessionsG5225V-PAP-APN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 15 koa ny anankiray nomeny talenta dimy, ny anankiray roa, ary ny anankiray iray,― samy araka izay fahaizany avy; dia lasa nandeha izy.
ἔδωκενedōkenhe gaveG1325V-AAI-3S τάλαντα,talantatalents,G5007N-APN ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM κατὰkataaccording toG2596PREP ἰδίανidian[their] ownG2398A-ASF δύναμιν·dunaminability;G1411N-ASF ἀπεδήμησεν.apedēmēsenhe left the region.G0589V-AAI-3S εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV 16 Ary niaraka tamin’ izay dia lasa ilay nandray ny talenta dimy, ka nataony varotra izany; ary nahazo tombony talenta dimy koa izy.
πορευθεὶςporeutheisHaving goneG4198V-AOP-NSM τάλανταtalantatalentsG5007N-APN λαβὼνlabōnhaving receivedG2983V-2AAP-NSM ἠργάσατοērgasatohe tradedG2038V-ADI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPN ἐκέρδησενekerdēsenhe gainedG2770V-AAI-3S τάλαντα·talantatalents;G5007N-APN 17 Ary toy izany koa, ilay nandray ny roa dia nahazo roa ho tombony.
ὡσαύτωςhōsautōsLikewiseG5615ADV ὁhothe [one with]G3588T-NSM ἐκέρδησενekerdēsengainedG2770V-AAI-3S αὐτὸςautoshe [gained]G0846P-NSM 18 Fa ilay nandray ny iray kosa dia lasa nihady ny tany ka nandevina ny volan’ ny tompony.
λαβὼνlabōnhaving receivedG2983V-2AAP-NSM ἀπελθὼνapelthōnhaving gone awayG0565V-2AAP-NSM ὤρυξενōruxenhe dug inG3736V-AAI-3S ἔκρυψενekrupsenhe hidG2928V-2AAI-3S ἀργύριονargurionmoneyG0694N-ASN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 19 Ary nony ela, dia tonga ny tompon’ ireo mpanompo ireo ka nampilaza azy ny amin’ ny volany.
χρόνονchronontimeG5550N-ASM ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S δούλωνdoulōnservantsG1401N-GPM ἐκείνωνekeinōnthoseG1565D-GPM συναίρειsunaireitakesG4868V-PAI-3S λόγονlogonaccountG3056N-ASM αὐτῶν.autōnthem.G0846P-GPM 20 Ary nony nanatona ilay nandray ny talenta dimy, dia nitondra talenta dimy koa izy ka nanao hoe: Tompoko, talenta dimy no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta dimy koa aho.
προσελθὼνproselthōnhaving comeG4334V-2AAP-NSM τάλανταtalantatalentsG5007N-APN λαβὼνlabōnhaving receivedG2983V-2AAP-NSM προσήνεγκενprosēnegkenhe brought to [him]G4374V-AAI-3S τάλανταtalantatalentsG5007N-APN λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM τάλαντάtalantatalentsG5007N-APN παρέδωκας·paredōkasyou did deliver;G3860V-AAI-2S τάλανταtalantatalentsG5007N-APN ἐκέρδησαekerdēsaI gainedG2770V-AAI-1S αὐτοῖς.autoisthem.G0846P-DPN 21 Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky1 tamin’ ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midìra amin’ ny fifalian’ ny tomponao.
ἔφηephēwas sayingG5346V-IAI-3S αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM δοῦλεdouleservantG1401N-VSM ἀγαθὲagathegoodG0018A-VSM πιστέ,pistefaithful!G4103A-VSM ὀλίγαoligaa few thingsG3641A-APN ἦςēsyou wereG1510V-IAI-2S πιστός,pistosfaithful,G4103A-NSM πολλῶνpollōnmany thingsG4183A-GPN καταστήσω.katastēsōwill I set.G2525V-FAI-1S εἴσελθεeiselthedo enterG1525V-2AAM-2S σου.¶souof you!G4771P-2GS - Na: Ry mpanompo tsara sady mahatoky, nahatoky tsara, etc.
22 Ary nony nanatona koa ilay nandray ny talenta roa, dia hoy izy: Tompoko, talenta roa no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta roa koa aho.
ΠροσελθὼνProselthōnHaving comeG4334V-2AAP-NSM τάλανταtalantatalentsG5007N-APN λαβὼνlabōnhaving takenG2983V-2AAP-NSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S τάλαντάtalantatalentsG5007N-APN παρέδωκας·paredōkasyou did deliver;G3860V-AAI-2S τάλανταtalantatalentsG5007N-APN ἐκέρδησαekerdēsaI gainedG2770V-AAI-1S αὐτοῖς.autoisthem.G0846P-DPN 23 Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky1 tamin’ ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midìra amin’ ny fifalian’ ny tomponao.
ἔφηephēwas sayingG5346V-IAI-3S αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM δοῦλεdouleservantG1401N-VSM ἀγαθὲagathegoodG0018A-VSM πιστέ,pistefaithful!G4103A-VSM ὀλίγαoligaa few thingsG3641A-APN ἦςēsyou wereG1510V-IAI-2S πιστός,pistosfaithful,G4103A-NSM πολλῶνpollōnmany thingsG4183A-GPN καταστήσω.katastēsōwill I set.G2525V-FAI-1S εἴσελθεeiselthedo enterG1525V-2AAM-2S - Na: Ry mpanompo tsara sady mahatoky, nahatoky tsara, etc.
24 Fa nony nanatona kosa ilay nandray ny talenta iray, dia nilaza hoe: Tompoko, fantatro fa olona mila voatsiary ianao, mijinja eny amin’ izay tsy namafazanao, ary manangona eny amin’ izay tsy nanahafanao;
προσελθὼνproselthōnHaving comeG4334V-2AAP-NSM τάλαντονtalantontalentG5007N-ASN εἰληφὼςeilēphōshaving receivedG2983V-2RAP-NSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ἔγνωνegnōnI knewG1097V-2AAI-1S σκληρὸςsklēroshardG4642A-NSM ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM θερίζωνtherizōnreapingG2325V-PAP-NSM ἔσπειραςespeirasyou did sowG4687V-AAI-2S συνάγωνsunagōngatheringG4863V-PAP-NSM ὅθενhothenfrom whereG3606CONJ διεσκόρπισας·dieskorpisasyou did scatter;G1287V-AAI-2S 25 dia natahotra aho ka lasa nandevina ny talentanao tao anatin’ ny tany; indry, lasanao ny anao.
φοβηθεὶςphobētheishaving been afraidG5399V-AOP-NSM ἀπελθὼνapelthōnhaving gone awayG0565V-2AAP-NSM ἔκρυψαekrupsaI hidG2928V-2AAI-1S τάλαντόνtalantontalentG5007N-ASN ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S σόν.sonyours.G4771S-2SASN 26 Ary ny tompony namaly ka nanao taminy hoe: Ry mpanompo ratsy sady malaina, efa fantatrao fa mijinja eny amin’ izay tsy namafazako aho, ary manangona eny amin’ izay tsy nanahafako;
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM πονηρὲponēreWickedG4190A-VSM δοῦλεdouleservantG1401N-VSM ὀκνηρέ,oknērelazy!G3636A-VSM ᾔδειςēdeisYou knewG1492IV-2LAI-2S θερίζωtherizōI reapG2325V-PAI-1S ἔσπειραespeiraI sowedG4687V-AAI-1S συνάγωsunagōI gatherG4863V-PAI-1S ὅθενhothenfrom whereG3606CONJ διεσκόρπισα;dieskorpisaI scattered?G1287V-AAI-1S 27 koa tokony ho nampanàna ny volako tamin’ ny mpanana vola ianao, ka raha tonga aho, dia ho nandray ny ahy mban-janany.
ἔδειedeiIt was necessaryG1163V-IAI-3S βαλεῖνbaleinto putG0906HV-2AAN ἀργύριάarguriacoinsG0694N-APN τραπεζίταις,trapezitaisbankers,G5133N-DPM ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ἐκομισάμηνekomisamēnreceivedG2865V-AMI-1S ἐμὸνemonmy ownG1473S-1SASN τόκῳ.tokōinterest.G5110N-DSM 28 Koa alao aminy ny talenta, dia omeo ilay manana ny talenta folo.
ἄρατεaratedo takeG0142V-AAM-2P τάλαντονtalantontalentG5007N-ASN δότεdotedo give [it]G1325V-2AAM-2P τῷtōto the [one]G3588T-DSM ἔχοντιechontihavingG2192V-PAP-DSM τάλαντα.talantatalents.G5007N-APN 29 Fa izay rehetra manana dia homena, ka hanam-be izy; fa izay tsy manana kosa, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.
ἔχοντιechontihavingG2192V-PAP-DSM παντὶpantito everyoneG3956A-DSM δοθήσεταιdothēsetaiwill be givenG1325V-FPI-3S περισσευθήσεται·perisseuthēsetaihe will have in abundance;G4052V-FPI-3S τοῦtouthe [one]G3588T-GSM ἔχοντος,echontoshaving,G2192V-PAP-GSM ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S ἀρθήσεταιarthēsetaiwill be taken awayG0142V-FPI-3S αὐτοῦ.autouhim.G0846P-GSM 30 Ary ario ho any amin’ ny maizina any ivelany ny mpanompo tsy mahasoa; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
ἀχρεῖονachreionworthlessG0888A-ASM δοῦλονdoulonservantG1401N-ASM ἐκβάλετεekbaletedo cast outG1544V-2AAM-2P σκότοςskotosdarknessG4655N-ASN ἐξώτερον·exōteronouter;G1857A-ASN-C ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S κλαυθμὸςklauthmosweepingG2805N-NSM βρυγμὸςbrugmosgnashingG1030N-NSM ὀδόντων.¶odontōnteeth.G3599N-GPM 31 Ary raha tonga ny Zanak’ olona amin’ ny voninahiny, arahin’ ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianan’ ny voninahiny Izy;
ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM πάντεςpantesallG3956A-NPM ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM αὐτοῦ,autouHim,G0846P-GSM καθίσειkathiseiHe will sitG2523V-FAI-3S ἐπὶepiupon [the]G1909PREP θρόνουthronouthroneG2362N-GSM δόξηςdoxēsof gloryG1391N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 32 ary ny firenena rehetra hangonina eo anatrehany, dia hanavaka azy, tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ ny osy1;
συναχθήσονταιsunachthēsontaithey will be gatheredG4863V-FPI-3P ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἔθνη,ethnēnations,G1484N-NPN ἀφορίσειaphoriseiHe will separateG0873V-FAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀλλήλωνallēlōnone anotherG0240C-GPM ποιμὴνpoimēnshepherdG4166N-NSM ἀφορίζειaphorizeiseparatesG0873V-PAI-3S πρόβαταprobatasheepG4263N-APN ἐρίφων,eriphōngoats,G2056N-GPM - Gr. zanak’ osy.
33 ary hametraka ny ondry eo amin’ ny ankavanany Izy, fa ny osy1 eo amin’ ny ankaviany.
στήσειstēseiHe will setG2476V-FAI-3S πρόβαταprobatathe sheepG4263N-APN δεξιῶνdexiōn[the] right handG1188A-GPN αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM ἐρίφιαeriphiathe goatsG2055N-APN εὐωνύμων.¶euōnumōn[the] left.G2176A-GPN - Gr. zanak’ osy.
34 Ary amin’ izany ny Mpanjaka dia hilaza amin’ izay eo amin’ ny ankavanany hoe: Avia ianareo izay notahin’ ny Raiko, mandovà ny fanjakana izay voavoatra ho anareo hatrizay nanorenana izao tontolo izao;
ἐρεῖereiwill sayG4483V-FAI-3S βασιλεὺςbasileusKingG0935N-NSM-T τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM δεξιῶνdexiōn[the] right handG1188A-GPN αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM εὐλογημένοιeulogēmenoiblessedG2127V-RPP-VPM πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου,mouof mine,G3165P-1GS κληρονομήσατεklēronomēsatedo inheritG2816V-AAM-2P ἡτοιμασμένηνhētoimasmenēnpreparedG2090V-RPP-ASF ὑμῖνhuminfor youG4771P-2DP βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF ἀπὸapofrom [the]G0575PREP καταβολῆςkatabolēsfoundationG2602N-GSF κόσμου.kosmouof [the] world.G2889N-GSM 35 fa noana Aho, dia nomenareo hanina; nangetaheta Aho dia nampisotroinareo; nivahiny Aho, dia nampiantranoinareo;
ἐπείνασαepeinasaI hungeredG3983V-AAI-1S ἐδώκατέedōkateyou gaveG1325V-AAI-2P φαγεῖν,phageinto eat,G5315V-AAN ἐδίψησαedipsēsaI thirstedG1372V-AAI-1S ἐποτίσατέepotisateyou gave to drinkG4222V-AAI-2P ξένοςxenosa strangerG3581A-NSM ἤμηνēmēnI wasG1510V-IMI-1S συνηγάγετέsunēgageteyou took inG4863V-2AAI-2P 36 tsy nanan-kitafy Aho, dia notafianareo; narary Aho, dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho, dia novangianareo.
γυμνὸςgumnosnakedG1131A-NSM περιεβάλετέperiebaleteyou clothedG4016V-2AAI-2P ἠσθένησαēsthenēsaI was sickG0770HV-AAI-1S ἐπεσκέψασθέepeskepsastheyou visitedG1980V-AMI-2P φυλακῇphulakēaprisonG5438GN-DSF ἤμηνēmēnI wasG1510V-IMI-1S ἤλθατεēlthateyou cameG2064V-2AAI-2P 37 Ary dia hamaly Azy ny marina ka hanao hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Hianao ka nomenay hanina, na nangetaheta ka nampisotroinay?
ἀποκριθήσονταιapokrithēsontaiwill answerG0611V-FOI-3P δίκαιοιdikaioirighteousG1342A-NPM λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM εἴδομενeidomensaw weG1492HV-2AAI-1P πεινῶνταpeinōntahungeringG3983V-PAP-ASM ἐθρέψαμενethrepsamenfed [You]G5142V-AAI-1P διψῶνταdipsōntathirstingG1372V-PAP-ASM ἐποτίσαμεν;epotisamengave [You] to drink?G4222V-AAI-1P 38 Ary oviana no hitanay nivahiny Hianao ka nampiantranoinay, na tsy nanan-kitafy ka notafianay?
εἴδομενeidomensaw weG1492HV-2AAI-1P ξένονxenona strangerG3581A-ASM συνηγάγομενsunēgagomentook [You] inG4863V-2AAI-1P γυμνὸνgumnonnakedG1131A-ASM περιεβάλομεν;periebalomenclothed [You]?G4016V-2AAI-1P 39 Ary oviana no hitanay narary Hianao, na tao an-tranomaizina, ka novangianay?
εἴδομενeidomensaw weG1492HV-2AAI-1P ἀσθενοῦνταasthenountaailingG0770HV-PAP-ASM φυλακῇphulakēaprisonG5438GN-DSF ἤλθομενēlthomencameG2064V-2AAI-1P 40 Dia hamaly ny Mpanjaka ka hanao aminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin’ ny anankiray amin’ ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM βασιλεὺςbasileusKingG0935N-NSM-T ἐρεῖereiwill sayG4483V-FAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἐφ᾽eph᾽to the extentG1909PREP ὅσονhosonas much asG3745K-ASN ἐποιήσατεepoiēsateyou did [it]G4160GV-AAI-2P τούτωνtoutōnof theseG3778D-GPM ἀδελφῶνadelphōnbrothersG0080N-GPM ἐλαχίστων,elachistōnleast,G1646A-GPM ἐμοὶemoito Me myselfG1473P-1DS ἐποιήσατε.¶epoiēsateyou did [it].G4160GV-AAI-2P 41 Ary dia hilaza indray amin’ izay eo amin’ ny ankaviany kosa Izy hoe: Mialà amiko, ianareo izay voaozona, ho any amin’ ny afo maharitra mandrakizay, izay voavoatra ho an’ ny devoly sy ny anjeliny;
ἐρεῖereiwill He sayG4483V-FAI-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM εὐωνύμων·euōnumōn[the] left;G2176A-GPN πορεύεσθεporeuesthedo departG4198V-PNM-2P οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM κατηραμένοιkatēramenoicursedG2672V-RPP-VPM αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASN ἡτοιμασμένονhētoimasmenonpreparedG2090V-RPP-ASN διαβόλῳdiabolōdevilG1228A-DSM ἀγγέλοιςangeloisangelsG0032GN-DPM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 42 fa noana Aho, fa tsy mba nomenareo hanina; nangetaheta Aho, fa tsy mba nampisotroinareo;
ἐπείνασαepeinasaI hungeredG3983V-AAI-1S ἐδώκατέedōkateyou gaveG1325V-AAI-2P φαγεῖν,phageinto eat,G5315V-AAN ἐδίψησαedipsēsaI thirstedG1372V-AAI-1S ἐποτίσατέepotisateYou gave to drinkG4222V-AAI-2P 43 nivahiny Aho, fa tsy mba nampiantranoinareo; tsy nanan-kitafy Aho, fa tsy mba notafianareo; narary sy tao an-tranomaizina Aho, fa tsy mba novangianareo.
ξένοςxenosa strangerG3581A-NSM ἤμηνēmēnI wasG1510V-IMI-1S συνηγάγετέsunēgageteYou took inG4863V-2AAI-2P γυμνὸςgumnosnakedG1131A-NSM περιεβάλετέperiebaleteyou did clotheG4016V-2AAI-2P ἀσθενὴςasthenēssickG0772HA-ASM φυλακῇphulakēaprisonG5438GN-DSF ἐπεσκέψασθέepeskepsasthedid you visitG1980V-AMI-2P 44 Ary dia hamaly kosa ireo hoe: Tompoko, oviana no hitanay noana Hianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nanan-kitafy, na narary, na tao an-tranomaizina, ka tsy mba nanompo Anao izahay?
ἀποκριθήσονταιapokrithēsontaiwill answerG0611V-FOI-3P αὐτοὶautoithemselvesG0846P-NPM λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM εἴδομενeidomensaw weG1492HV-2AAI-1P πεινῶνταpeinōntahungeringG3983V-PAP-ASM διψῶνταdipsōntathirstingG1372V-PAP-ASM ξένονxenona strangerG3581A-ASM γυμνὸνgumnonnakedG1131A-ASM φυλακῇphulakēaprisonG5438GN-DSF διηκονήσαμένdiēkonēsamendid ministerG1247V-AAI-1P σοι;¶soito You?G4771P-2DS 45 Fa hamaly azy Izy ka hanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay tsy nataonareo tamin’ ny anankiray amin’ ireto kely indrindra ireto no tsy mba nataonareo tamiko.
ἀποκριθήσεταιapokrithēsetaiwill He answerG0611V-FOI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἐφ᾽eph᾽to the extentG1909PREP ὅσονhosonas much asG3745K-ASN ἐποιήσατεepoiēsateyou did [it]G4160GV-AAI-2P τούτωνtoutōnof theseG3778D-GPM ἐλαχίστων,elachistōnleast,G1646A-GPM οὐδὲoudeneitherG3761CONJ-N ἐμοὶemoito Me myselfG1473P-1DS ἐποιήσατε.epoiēsatedid you.G4160GV-AAI-2P 46 Ary ireo dia hiala ho any amin’ ny fampijaliana mandrakizay; fa ny marina ho any amin’ ny fiainana mandrakizay.
ἀπελεύσονταιapeleusontaiwill go awayG0565V-FDI-3P οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM κόλασινkolasinpunishmentG2851N-ASF αἰώνιον,aiōnioneternal,G0166A-ASF δίκαιοιdikaioithe righteousG1342A-NPM αἰώνιον.¶aiōnioneternal.G0166A-ASF