Chapter 5
1 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka, dia niakatra teo an-tendrombohitra; ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany.
ἸδὼνIdōnHaving seenG1492HV-2AAP-NSM ὄχλουςochlouscrowdsG3793N-APM ἀνέβηanebēHe went upG0305V-2AAI-3S ὄρος,orosmountain,G3735N-ASN καθίσαντοςkathisantoswhen was sitting downG2523V-AAP-GSM προσῆλθανprosēlthanthey cameG4334V-2AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 2 Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe:
ἀνοίξαςanoixasopeningG0455V-AAP-NSM στόμαstomamouthG4750N-ASN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐδίδασκενedidaskenHe was teachingG1321V-IAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM λέγων·¶legōnsaying:G3004GV-PAP-NSM 3 Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan’ ny lanitra.
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM πτωχοὶptōchoipoorG4434N-NPM πνεύματι,pneumatispirit,G4151GN-DSN αὐτῶνautōntheirsG0846P-GPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶν.¶ouranōnheavens.G3772N-GPM 4 Sambatra ny ory; fa izy no hampifalina.
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM πενθοῦντες,penthountesmourning,G3996V-PAP-NPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM παρακληθήσονται.¶paraklēthēsontaiwill be comforted.G3870V-FPI-3P 5 Sambatra ny malemy fanahy; fa izy no handova ny tany1.
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM πραεῖς,praeismeek,G4235A-NPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM κληρονομήσουσινklēronomēsousinwill inheritG2816V-FAI-3P - Sal 37. 11
6 Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM πεινῶντεςpeinōnteshungeringG3983V-PAP-NPM διψῶντεςdipsōntesthirsting forG1372V-PAP-NPM δικαιοσύνην,dikaiosunēnrighteousness,G1343N-ASF αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM χορτασθήσονται.¶chortasthēsontaiwill be filled.G5526V-FPI-3P 7 Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM ἐλεήμονες,eleēmonesmerciful,G1655A-NPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ἐλεηθήσονται.¶eleēthēsontaiwill receive mercy.G1653V-FPI-3P 8 Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an’ Andriamanitra,
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM καθαροὶkatharoipureG2513A-NPM καρδίᾳ,kardiain heart,G2588N-DSF αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ὄψονται.¶opsontaiwill see.G3700GV-FDI-3P 9 Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak’ Andriamanitra.
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM εἰρηνοποιοί,eirēnopoioipeacemakers,G1518A-NPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T κληθήσονται.¶klēthēsontaiwill be called.G2564GV-FPI-3P 10 Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan’ ny lanitra.
ΜακάριοιMakarioiBlessed [are]G3107A-NPM δεδιωγμένοιdediōgmenoipersecutedG1377V-RPP-NPM ἕνεκενhenekenon account ofG1752PREP δικαιοσύνης,dikaiosunēsrighteousness,G1343N-GSF αὐτῶνautōntheirsG0846P-GPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶν.¶ouranōnheavens.G3772N-GPM 11 Sambatra ianareo, raha haratsin’ ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.
ΜακάριοίMakarioiBlessedG3107A-NPM ἐστε,esteare youG1510V-PAI-2P ὀνειδίσωσινoneidisōsinthey may insultG3679V-AAS-3P διώξωσινdiōxōsinthey may persecute [you]G1377V-AAS-3P εἴπωσινeipōsinthey may sayG2036V-2AAS-3P πᾶνpanall kinds ofG3956A-ASN πονηρὸνponēronevilG4190A-ASN ῥῆμαrhēmadeclarationG4487N-ASN καθ᾽kath᾽againstG2596PREP ψευδόμενοιpseudomenoilyingG5574V-PNP-NPM ἕνεκενhenekenon account ofG1752PREP 12 Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa toy izany ihany no nanenjehany ny mpaminany izay talohanareo.
χαίρετεchairetedo rejoiceG5463V-PAM-2P ἀγαλλιᾶσθε,agalliasthedo exult,G0021V-PNM-2P μισθὸςmisthosrewardG3408N-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πολὺςpolus[is] greatG4183A-NSM οὐρανοῖς·ouranoisheavens;G3772N-DPM ἐδίωξανediōxanthey persecutedG1377V-AAI-3P προφήταςprophētasprophetsG4396N-APM ὑμῶν.¶humōnyou.G4771P-2GP 13 Hianareo no fanasin’ ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin’ ny olona.
ὙμεῖςHumeisYou yourselvesG4771P-2NP μωρανθῇ,mōranthēashall become tasteless,G3471V-APS-3S ἁλισθήσεται;halisthēsetaiwill it be salted?G0233V-FPI-3S οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN ἰσχύειischueiit is usefulG2480V-PAI-3S βληθὲνblēthenbeing castG0906GV-APP-NSN καταπατεῖσθαιkatapateisthaiis to be trampled uponG2662V-PPN ἀνθρώπων.¶anthrōpōnmen.G0444N-GPM 14 Hianareo no fahazavan’ izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.
ὙμεῖςHumeisYou yourselvesG4771P-2NP κόσμου·kosmouworld;G2889N-GSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S πόλιςpolisa cityG4172N-NSF κρυβῆναιkrubēnaito be hiddenG2928V-2APN ὄρουςorousa hillG3735N-GSN κειμένη·keimenēlying;G2749V-PNP-NSF 15 Ary koa, tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao ambanin’ ny vata famarana, fa apetrany eo amin’ ny fanaovan-jiro, ka dia mazava amin’ izay rehetra ao an-trano izany.
καίουσινkaiousindo they lightG2545V-PAI-3P λύχνονluchnona lampG3088N-ASM τιθέασινtitheasinputG5087V-PAI-3P μόδιονmodiona basketG3426N-ASM λυχνίαν,luchnianlampstand,G3087N-ASF λάμπειlampeiit shinesG2989V-PAI-3S πᾶσινpasinfor allG3956A-DPM 16 Aoka hazava eo imason’ ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.
λαμψάτωlampsatōshould shineG2989V-AAM-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ ἴδωσινidōsinthey may seeG1492HV-2AAS-3P δοξάσωσινdoxasōsinthey may glorifyG1392V-AAS-3P πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐρανοῖς.¶ouranoisheavens.G3772N-DPM 17 Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka.
νομίσητεnomisētemay thinkG3543V-AAS-2P ἦλθονēlthonI have comeG2064V-2AAI-1S καταλῦσαιkatalusaito abolishG2647V-AAN προφήτας·prophētasProphets;G4396N-APM ἦλθονēlthonI have comeG2064V-2AAI-1S καταλῦσαιkatalusaito abolishG2647V-AAN πληρῶσαι.plērōsaito fulfill.G4137V-AAN 18 Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoan’ ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin’ ny lalàna, na dia litera1 iray na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak’ izy rehetra.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP παρέλθῃparelthēmay pass awayG3928V-2AAS-3S οὐρανὸςouranosheavenG3772N-NSM κεραίαkeraiastroke of a letterG2762N-NSF παρέλθῃparelthēmay pass awayG3928V-2AAS-3S πάνταpantaeverythingG3956A-NPN γένηται.¶genētaimay happen.G1096V-2ADS-3S - Dia yod, izay litera kely indrindra amin’ ny Abidy Hebreo.
19 Ary amin’ izany na zovy na zovy no mamaha ny anankiray amin’ ireo didy madinika indrindra ireo ka mampianatra ny olona toy izany, dia hatao hoe kely indrindra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra izy. Fa na zovy na zovy no mankatò sy mampianatra ireo dia izy no hatao hoe lehibe amin’ ny fanjakan’ ny lanitra.
λύσῃlusēshall breakG3089V-AAS-3S ἐντολῶνentolōncommandmentsG1785N-GPF τούτωνtoutōnof theseG3778D-GPF ἐλαχίστωνelachistōnleastG1646A-GPF διδάξῃdidaxēshall teachG1321V-AAS-3S ἀνθρώπους,anthrōpousothers,G0444N-APM ἐλάχιστοςelachistosleastG1646A-NSM κληθήσεταιklēthēsetaihe will be calledG2564GV-FPI-3S βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF οὐρανῶν.ouranōnheavens.G3772N-GPM ποιήσῃpoiēsēmay keepG4160GV-AAS-3S διδάξῃ,didaxēmay teach [them],G1321V-AAS-3S οὗτοςhoutosthis [one]G3778D-NSM μέγαςmegasgreatG3173A-NSM κληθήσεταιklēthēsetaiwill be calledG2564GV-FPI-3S βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF οὐρανῶν.ouranōnheavens.G3772N-GPM 20 Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an’ ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra mihitsy ianareo.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP περισσεύσῃperisseusēshall aboundG4052V-AAS-3S δικαιοσύνηdikaiosunērighteousnessG1343N-NSF πλεῖονpleionabove [that]G4119A-ASN-C γραμματέωνgrammateōnscribesG1122N-GPM Φαρισαίων,PharisaiōnPharisees,G5330N-GPM-T εἰσέλθητεeiselthēteshall you enterG1525V-2AAS-2P βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF οὐρανῶν.¶ouranōnheavens.G3772N-GPM 21 Efa renareo fa voalaza tamin’ ny ntaolo hoe: Aza mamono olona1; ary izay mamono olona dia miendrika hohelohina amin’ ny fitsarana.
ἨκούσατεĒkousateYou have heardG0191V-AAI-2P ἐρρέθηerrethēit was saidG2046V-API-3S ἀρχαίοις·archaioisancients;G0744A-DPM φονεύσεις·phoneuseisyou will murder;G5407V-FAI-2S φονεύσῃ,phoneusēmay murder,G5407V-AAS-3S ἔνοχοςenochosliableG1777A-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S κρίσει·kriseijudgment;’G2920N-DSF - Eks 20. 13
22 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra tezitra1 amin’ ny rahalahiny dia miendrika hohelohina amin’ ny fitsarana; ary na zovy na zovy no hanao amin’ ny rahalahiny hoe: Olom-poana ianao, dia miendrika hohelohina amin’ ny Synedriona; ary na zovy na zovy no hanao hoe: Foka ialahy, dia miendrika ho ao amin’ ny helo2 mirehitra afo.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὀργιζόμενοςorgizomenosis being angry withG3710V-PMP-NSM ἀδελφῷadelphōbrotherG0080N-DSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἔνοχοςenochosliableG1777A-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S κρίσει·kriseijudgment;G2920N-DSF εἴπῃeipēmay sayG2036V-2AAS-3S ἀδελφῷadelphōbrotherG0080N-DSM αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM ῥακά,rhakaRaca,’G4469N-VSM-ARAM ἔνοχοςenochosliableG1777A-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S συνεδρίῳ·sunedriōSanhedrin;G4892N-DSN εἴπῃ·eipēmay say;G2036V-2AAS-3S ἔνοχοςenochosliableG1777A-NSM ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S γέεννανgeennanhellG1067N-ASF-T πυρός.¶purosof fire.G4442N-GSN - Na: tezitra foana.
- Gr. Gehena.
23 Ary amin’ izany, raha mitondra ny fanatitrao ho eo amin’ ny alitara ianao, ary eo no mahatsiaro fa ny rahalahinao manana alahelo aminao,
προσφέρῃςprospherēsyou shall offerG4374V-PAS-2S θυσιαστήριονthusiastērionaltarG2379N-ASN κἀκεῖkakeiand thereG2532CONJ + G1563 μνησθῇςmnēsthēasshall rememberG3403V-APS-2S ἀδελφόςadelphosbrotherG0080N-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S 24 dia avelao eo anoloan’ ny alitara ny fanatitrao, ka mandehana aloha, ataovy izay hihavananao amin’ ny rahalahinao, ary rehefa miverina, dia vao atero ny fanatitrao.
ἄφεςaphesdo leaveG0863GV-2AAM-2S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP θυσιαστηρίουthusiastērioualtarG2379N-GSN ὕπαγε,hupagedo go away,G5217V-PAM-2S διαλλάγηθιdiallagēthido be reconciledG1259V-2APM-2S ἀδελφῷadelphōbrotherG0080N-DSM ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM πρόσφερεprospheredo offerG4374V-PAM-2S σου.¶souof you.G4771P-2GS 25 Mihavàna faingana amin’ ilay manana ady aminao, raha mbola miara-dia aminy ianao, fandrao ilay manana ady aminao hanolotra anao amin’ ny mpitsara, ary ny mpitsara kosa hanolotra anao amin’ ny mpamatotra, ka hatao ao an-tranomaizina ianao.
ἼσθιIsthido beG1510V-PAM-2S εὐνοῶνeunoōnagreeingG2132V-PAP-NSM ἀντιδίκῳantidikōaccuserG0476N-DSM ταχὺtachuquicklyG5036A-ASN μήποτέmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 παραδῷparadōshall deliverG3860V-2AAS-3S ἀντίδικοςantidikosaccuserG0476N-NSM κριτῇ,kritēajudge,G2923N-DSM κριτὴςkritēsjudgeG2923N-NSM παραδῷparadōhe may betrayG3860V-2AAS-3S ὑπηρέτῃ,hupēretēofficer,G5257N-DSM φυλακὴνphulakēnprisonG5438GN-ASF βληθήσῃ.blēthēsēyou will be cast.G0906HV-FPI-2S 26 Lazaiko aminao marina tokoa: Tsy ho afaka ao mihitsy ianao, ambara-pandoanao ny variraiventy farany indrindra.
ἐξέλθῃςexelthēsyou may come outG1831V-2AAS-2S ἐκεῖθενekeithenfrom thereG1564ADV ἀποδῷςapodōsyou may payG0591V-2AAS-2S ἔσχατονeschatonlastG2078A-ASM κοδράντην.¶kodrantēnkodranten!G2835N-ASM 27 Efa, renareo fa voalaza hoe: Aza mijangajanga1.
ἨκούσατεĒkousateYou have heardG0191V-AAI-2P ἐρρέθηerrethēit was saidG2046V-API-3S ἀρχαίοις·archaioisancients:G0744A-DPM μοιχεύσεις.moicheuseiswill you commit adultery.’G3431V-FAI-2S - Eks 20. 14
28 Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP βλέπωνblepōnis looking uponG0991V-PAP-NSM γυναῖκαgunaikaa womanG1135GN-ASF πρὸςprosin orderG4314PREP ἐπιθυμῆσαιepithumēsaito lust afterG1937V-AAN ἐμοίχευσενemoicheusenhas committed adultery withG3431V-AAI-3S καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 29 Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina1 anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin’ ny helo.
ὀφθαλμόςophthalmoseyeG3788N-NSM δεξιὸςdexiosrightG1188A-NSM σκανδαλίζειskandalizeicauses to stumbleG4624V-PAI-3S ἔξελεexeledo pluck outG1807V-2AAM-2S βάλεbaledo cast [it]G0906GV-2AAM-2S συμφέρειsumphereiit is betterG4851V-PAI-3S ἀπόληταιapolētaimay perishG0622V-2AMS-3S μελῶνmelōnmembersG3196N-GPN βληθῇblēthēamay be castG0906GV-APS-3S γέενναν.¶geennanhell.G1067N-ASF-T - Ny teny Grika adika hoe manafintohina amin’ ny Testamenta Vaovao, dia mamandrika no tena dikany.
30 Ary raha ny tananao ankavanana no manafintohina anao, dia tapaho Izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no ho lasa ho any amin’ ny helo.
δεξιάdexiarightG1188A-NSF σκανδαλίζειskandalizeicauses to stumbleG4624V-PAI-3S ἔκκοψονekkopsondo cut offG1581V-AAM-2S βάλεbaledo cast [it]G0906GV-2AAM-2S συμφέρειsumphereiit is betterG4851V-PAI-3S ἀπόληταιapolētaimay perishG0622V-2AMS-3S μελῶνmelōnmembersG3196N-GPN γέεννανgeennanhellG1067N-ASF-T ἀπέλθῃ.¶apelthēmay depart.G0565V-2AAS-3S 31 Ary voalaza hoe: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, dia aoka izy hanome an-dravehivavy taratasy fisaoram-bady1.
ἘρρέθηErrethēIt was saidG2046V-API-3S ἀπολύσῃapolusēmay divorceG0630HV-AAS-3S αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM δότωdotōhe should giveG1325V-2AAM-3S αὐτῇautēato herG0846P-DSF ἀποστάσιον.apostasiona letter of divorce.’G0647N-ASN - Deo 24. 1
32 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra misaotra ny vadiny afa-tsy noho ny fijangajangana ihany dia mampijangajanga azy; ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra, dia mijangajanga.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀπολύωνapoluōnis divorcingG0630HV-PAP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM παρεκτὸςparektosexceptG3924PREP λόγουlogouon accountG3056N-GSM πορνείαςporneiasof sexual immoralityG4202N-GSF ποιεῖpoieicausesG4160GV-PAI-3S μοιχευθῆναι·moicheuthēnaito be adulterated;G3431V-APN ἀπολελυμένηνapolelumenēndivorcedG0620V-RPP-ASF γαμήσῃ,gamēsēshall marry,G1060V-AAS-3S μοιχᾶται.¶moichataicommits adultery.G3429V-PNI-3S 33 Ary koa, efa renareo fa voalaza tamin’ ny ntaolo hoe: Aza mianian-tsy tò, fa efao amin’ i Jehovah ny fianiananao1.
ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P ἐρρέθηerrethēit was saidG2046V-API-3S ἀρχαίοις·archaioisancients;G0744A-DPM ἐπιορκήσεις,epiorkēseiswill you swear falsely,G1964V-FAI-2S ἀποδώσειςapodōseisyou will keepG0591V-FAI-2S ὅρκουςhorkousoathsG3727N-APM - Lev 19. 12
34 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza mianiana akory na amin’ ny lanitra, fa seza fiandrianan’ Andriamanitra izany;
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὀμόσαιomosaito swearG3660V-AAN ὅλως,holōsat all,G3654ADV μήτεmēteneither [swear]G3383CONJ-N οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM θρόνοςthronos[the] throneG2362N-NSM ἐστὶνestinit isG1510V-PAI-3S θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T 35 na amin’ ny tany, fa fitoeran-tongony izany; na amin’ i Jerosalema, fa tanànan’ ny Mpanjaka lehibe izany.
μήτεmētenor [swear]G3383CONJ-N ὑποπόδιόνhupopodion[the] footstoolG5286N-NSN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM μήτεmētenor [swear]G3383CONJ-N ἹεροσόλυμαHi'erosolumaJerusalemG2414N-APN-L πόλιςpolis[the] cityG4172N-NSF ἐστὶνestinit isG1510V-PAI-3S μεγάλουmegalougreatG3173A-GSM βασιλέως,basileōsKing,G0935N-GSM-T 36 Aza mianiana amin’ ny lohanao; fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
κεφαλῇkephalēaheadG2776N-DSF ὀμόσῃςomosēsmay you swearG3660V-AAS-2S δύνασαιdunasaiyou are ableG1410V-PNI-2S τρίχαtrichahairG2359N-ASF λευκὴνleukēnwhiteG3022A-ASF ποιῆσαιpoiēsaito makeG4160GV-AAN μέλαιναν.melainanblack.G3189A-ASF 37 Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin’ ny ratsy1.
ἔστωestōshould beG1510V-PAM-3S λόγοςlogosstatementG3056N-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP περισσὸνperissonexcessiveG4053A-NSN τούτωνtoutōnof theseG3778D-GPN πονηροῦponērouevilG4190A-GSM ἐστιν.¶estincomes.G1510V-PAI-3S - Naamin’ ilay ratsy.
38 Efa renareo fa voalaza hoe: Maso solon’ ny maso, ary nify solon’ ny nify1.
ἨκούσατεĒkousateYou have heardG0191V-AAI-2P ἐρρέθη·errethēit was said;G2046V-API-3S ὀφθαλμὸνophthalmonEyeG3788N-ASM ὀφθαλμοῦophthalmoueyeG3788N-GSM ὀδόνταodontatoothG3599N-ASM ὀδόντος.odontostooth.’G3599N-GSM - Eks 21. 24
39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anareo; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀντιστῆναιantistēnaito resistG0436V-2AAN πονηρῷ.ponērōevil [person].G4190A-DSN ὅστιςhostiswhoeverG3748R-NSM ῥαπίζειrhapizeistrikeG4474V-PAI-3S δεξιὰνdexianrightG1188A-ASF σιαγόναsiagonacheekG4600N-ASF στρέψονstrepsondo turnG4762V-AAM-2S ἄλλην·allēnother;G0243A-ASF 40 Ary izay te hiady aminao ka tahaka ny akanjonao, dia avelao ho azy koa ny lambanao.
τῷtōto the [one]G3588T-DSM θέλοντίthelontiwillingG2309V-PAP-DSM κριθῆναιkrithēnaito sueG2919V-APN χιτῶνάchitōnatunicG5509N-ASM λαβεῖν,labeinto take,G2983V-2AAN ἄφεςaphesdo yieldG0863IV-2AAM-2S ἱμάτιον·himationcloak;G2440N-ASN 41 Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha maily1 iray, mandehana miaraka aminy maily roa.
ὅστιςhostiswhoeverG3748R-NSM ἀγγαρεύσειangareuseiwill compel to goG0029V-FAI-3S μίλιονmilionmileG3400N-ASN ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S - Na: kilometatra.
42 Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodìna izay te hisambotra aminao.
τῷtōTo the [one]G3588T-DSM αἰτοῦντίaitountiaskingG0154V-PAP-DSM δός,dosdo giveG1325V-2AAM-2S τὸνtonthe [one]G3588T-ASM θέλονταthelontadesiringG2309V-PAP-ASM δανίσασθαιdanisasthaito borrowG1155V-AMN ἀποστραφῇς.¶apostraphēasmay you turn away from.G0654V-2APS-2S 43 Efa renareo fa voalaza hoe: Tiava ny namanao1, ary mankahalà ny fahavalonao.
ἨκούσατεĒkousateYou have heardG0191V-AAI-2P ἐρρέθη·errethēit was said;G2046V-API-3S ἀγαπήσειςagapēseisYou will loveG0025V-FAI-2S πλησίονplēsionneighbourG4139ADV μισήσειςmisēseiswill hateG3404V-FAI-2S ἐχθρόνechthronenemyG2190N-ASM σου.souof you.’G4771P-2GS - Lev 19. 18
44 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’ izay manenjika anareo,
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἀγαπᾶτεagapatedo loveG0025V-PAM-2P ἐχθροὺςechthrousenemiesG2190N-APM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP εὐλογεῖτεeulogeitedo blessG2127V-PAM-2P καταρωμένουςkatarōmenouscursingG2672V-PNP-APM ποιεῖτεpoieitedoG4160GV-PAM-2P τοὺςtousto thoseG3588T-APM μισοῦνταςmisountashatingG3404V-PAP-APM προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P ἐπηρεαζόντωνepēreazontōnmistreatingG1908V-PAP-GPM διωκόντωνdiōkontōnpersecutingG1377V-PAP-GPM 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra ianareo; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin’ ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin’ ny marina sy ny tsy marina.
ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ γένησθεgenēstheyou may beG1096V-2ADS-2P πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐρανοῖς,ouranoisheavens,G3772N-DPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀνατέλλειanatelleiHe makes riseG0393V-PAI-3S πονηροὺςponērousevilG4190A-APM ἀγαθοὺςagathousgoodG0018A-APM βρέχειbrecheiHe sends rainG1026V-PAI-3S δικαίουςdikaiousrighteousG1342A-APM ἀδίκους.adikousunrighteous.G0094A-APM 46 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va?
ἀγαπήσητεagapēsēteyou shall loveG0025V-AAS-2P ἀγαπῶνταςagapōntaslovingG0025V-PAP-APM μισθὸνmisthonrewardG3408N-ASM ἔχετε;echetehave you?G2192V-PAI-2P οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N τελῶναιtelōnaitax collectorsG5057N-NPM ποιοῦσιν;poiousindo?G4160GV-PAI-3P 47 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va?
ἀσπάσησθεaspasēstheyou shall greetG0782V-ADS-2P ἀδελφοὺςadelphousbrothersG0080N-APM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP μόνον,monononly,G3441A-ASN περισσὸνperissonexcessiveG4053A-ASN ποιεῖτε;poieitedo you?G4160GV-PAI-2P οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N ἐθνικοὶethnikoiGentilesG1482A-NPM ποιοῦσιν;poiousindo?G4160GV-PAI-3P 48 Koa amin izany aoka ho tanteraka ianareo toy ny fahatanterahan’ ny Rainareo Izay any an-danitra.
ἔσεσθεesestheWill beG1510V-FDI-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP τέλειοιteleioiperfectG5046A-NPM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐράνιοςouraniosHeavenlyG3770A-NSM τέλειόςteleiosperfectG5046A-NSM ἐστιν.¶estinis.G1510V-PAI-3S