Chapter 18
1 Tamin’ izany ora izany dia nankeo amin’ i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Iza moa no lehibe indrindra ao amin’ ny fanjakan’ ny lanitra?
ἐκείνῃekeinēthat [very]G1565D-DSF προσῆλθονprosēlthoncameG4334V-2AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ἸησοῦIēsouto JesusG2424GN-DSM-P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM μείζωνmeizōn[the] greatestG3173A-NSM-C ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF οὐρανῶν;ouranōnheavens?G3772N-GPM 2 Ary Jesosy niantso zazakely anankiray hankeo aminy, dia nametraka azy teo afovoany
προσκαλεσάμενοςproskalesamenoshaving called to [Him]G4341V-ADP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P παιδίονpaidiona childG3813N-ASN ἔστησενestēsenHe setG2476V-2AAI-3S αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM 3 ka nanao hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha tsy miova1 ianareo ka ho tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra mihitsy ianareo.
εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP στραφῆτεstraphēteyou may turnG4762V-2APS-2P γένησθεgenēsthemay becomeG1096V-2ADS-2P παιδία,paidialittle children,G3813N-NPN εἰσέλθητεeiselthēteshall you enterG1525V-2AAS-2P βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF οὐρανῶν.ouranōnheavens.G3772N-GPM - Gr. mitodika.
4 Koa na zovy na zovy no hanetry tena tahaka ity zazakely ity, dia izy no ho lehibe indrindra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra.
ὅστιςhostisWhoeverG3748R-NSM ταπεινώσειtapeinōseiwill humbleG5013V-FAI-3S ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM παιδίονpaidionlittle childG3813N-NSN τοῦτο,toutothis,G3778D-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF οὐρανῶν.ouranōnheavens.G3772N-GPM 5 Ary na zovy na zovy no handray zazakely anankiray aza tahaka itony noho ny anarako, dia mandray Ahy.
δέξηταιdexētaishall receiveG1209V-ADS-3S παιδίονpaidionlittle childG3813N-ASN τοιοῦτοtoioutosuchG5108D-ASN ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS δέχεται.dechetaireceives.G1209V-PNI-3S 6 Fa na zovy na zovy no hanafintohina na dia iray aza amin’ ireny madinika mino Ahy ireny, dia tsara lavitra ho azy raha anantonana vato lehibe1 fikosoham-bary ny vozony, ka alentika any amin’ ny ranomasina lalina izy.
σκανδαλίσῃskandalisēmay cause to stumbleG4624V-AAS-3S μικρῶνmikrōnlittle onesG3398A-GPM τούτωνtoutōnof theseG3778D-GPM πιστευόντωνpisteuontōnare believingG4100V-PAP-GPM ἐμέ,emeMe myself,G1473P-1AS συμφέρειsumphereiit is betterG4851V-PAI-3S αὐτῷautōfor himG0846P-DSM κρεμασθῇkremasthēamay be hungG2910V-APS-3S μύλοςmulosa millstoneG3458N-NSM ὀνικὸςonikosheavyG3684A-NSM τράχηλονtrachēlonneckG5137N-ASM αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM καταποντισθῇkatapontisthēahe may be sunkG2670V-APS-3S πελάγειpelageidepthG3989N-DSN θαλάσσης.¶thalassēssea.G2281N-GSF - Na: ahodim-boriky.
7 Lozan’ izao tontolo izao noho ny fahatafintohinana! fa tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana, nefa lozan’ izay olona mahatonga ny fahatafintohinana.
κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM ἀπὸapobecause ofG0575PREP σκανδάλων·skandalōncauses of sin;G4625N-GPN ἀνάγκηanagkēNecessary [are]G0318N-NSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN σκάνδαλα,skandalastumbling blocks,G4625N-APN ἀνθρώπῳanthrōpōmanG0444N-DSM ἐκείνῳekeinōthat [one]G1565D-DSM σκάνδαλονskandalonoffenseG4625N-NSN ἔρχεται.erchetaicomes!G2064V-PNI-3S 8 Koa raha ny tananao na ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy ka ario ho afaka aminao; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina na mandringa any amin’ ny fiainana noho ny manana tanana roa sy tongotra roa, nefa hariana any amin’ ny afo maharitra mandrakizay.
σκανδαλίζειskandalizeicauses to sinG4624V-PAI-3S ἔκκοψονekkopsondo cut offG1581V-AAM-2S βάλεbaledo cast [it]G0906GV-2AAM-2S ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN κυλλὸνkulloncrippledG2948A-ASM χωλὸνchōlonlameG5560A-ASM χεῖραςcheirashandsG5495N-APF ἔχονταechontahavingG2192V-PAP-ASM βληθῆναιblēthēnaito be castG0906GV-APN αἰώνιον.aiōnioneternal.G0166A-ASN 9 Ary raha ny masonao no manafintohina anao, esory hiala izy, ka ario ho afaka aminao; fa tsara ho anao ny hiditra toka-maso amin’ ny fiainana noho ny manana maso roa, nefa hariana any amin’ ny helo mirehitra afo.
ὀφθαλμόςophthalmoseyeG3788N-NSM σκανδαλίζειskandalizeicauses to sinG4624V-PAI-3S ἔξελεexeledo gouge outG1807V-2AAM-2S βάλεbaledo cast [it]G0906GV-2AAM-2S ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S μονόφθαλμονmonophthalmonone-eyedG3442A-ASM εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM ἔχονταechontahavingG2192V-PAP-ASM βληθῆναιblēthēnaito be castG0906GV-APN γέεννανgeennanhellG1067N-ASF-T πυρός.purosfire.G4442N-GSN 10 Mitandrema, fandrao manao tsinontsinona na dia ny iray aza amin’ ireny madinika ireny ianareo; fa lazaiko aminareo: Ny anjeliny any an-danitra mahita mandrakariva ny tavan’ ny Raiko Izay any an-danitra1.
ὉρᾶτεHoratedo see [that]G3708V-PAM-2P καταφρονήσητεkataphronēsētemay you despiseG2706V-AAS-2P μικρῶνmikrōnlittle onesG3398A-GPM τούτων·toutōnof these;G3778D-GPM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM οὐρανοῖςouranois[the] heavensG3772N-DPM παντὸςpantosall [times]G3956A-GSM βλέπουσινblepousinbeholdG0991V-PAI-3P πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T οὐρανοῖς.ouranois[the] heavens.G3772N-DPM - Ampio hoe:
11 (Fa tonga ny Zanak’ olona hamonjy ny very.)
ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof manG0444N-GSM σῶσαιsōsaito saveG4982V-AAN ἀπολωλός.¶apolōlosalready perishing.G0622V-2RAP-ASN 12 Ahoana no hevitrareo? Raha misy olona manana ondry zato, ka mania ny anankiray moa tsy hamela ny sivy amby sivi-folo eny an-tendrombohitra va izy ka handeha hitady ilay nania?
δοκεῖ;dokeido think?G1380V-PAI-3S γένηταίgenētaimay happenG1096V-2ADS-3S τινιtinia certainG5100X-DSM ἀνθρώπῳanthrōpōman [has]G0444N-DSM ἑκατὸνhekatona hundredG1540A-NUI πρόβαταprobatasheepG4263N-NPN πλανηθῇplanēthēashall have gone astrayG4105V-APS-3S αὐτῶν,autōnthem,G0846P-GPN οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N ἀφήσειaphēseihe will leaveG0863GV-FAI-3S ἐνενήκονταenenēkontaninetyG1768A-NUI ὄρη,orēmountains,G3735N-APN πορευθεὶςporeutheishaving goneG4198V-AOP-NSM ζητεῖzēteiwill seekG2212V-FAI-3S πλανώμενον;planōmenongoing astray?G4105V-PPP-ASN 13 Ary raha tàhiny hitany izy, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa mahafaly azy iny noho ny sivy amby sivifolo izay tsy nania.
γένηταιgenētaihe may happenG1096V-2ADS-3S εὑρεῖνheureinto findG2147V-2AAN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP χαίρειchaireihe rejoicesG5463V-PAI-3S ἐνενήκονταenenēkontaninetyG1768A-NUI πεπλανημένοις.peplanēmenoisgone astray.G4105V-RPP-DPN 14 Ary tahaka izany, dia tsy sitraky ny Rainareo Izay any an-danitra, raha ho very na dia iray aza amin’ ireny madinika ireny.
ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S θέλημαthelēma[the] willG2307N-NSN ἔμπροσθενemprosthenofG1715PREP πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐρανοῖςouranois[the] heavensG3772N-DPM ἀπόληταιapolētaimay perishG0622V-2AMS-3S μικρῶνmikrōnlittle onesG3398A-GPN τούτων.¶toutōnof these.G3778D-GPN 15 Ary raha manota aminao ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo roa lahy, dia asehoy azy ny fahadisoany. Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;
ἁμαρτήσῃhamartēsēshall sinG0264V-AAS-3S ἀδελφόςadelphosbrotherG0080N-NSM ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S ἔλεγξονelegxondo reproveG1651V-AAM-2S μεταξὺmetaxubetweenG3342PREP μόνου.monoualone.G3441A-GSM ἀκούσῃ,akousēhe shall hear,G0191V-AAS-3S ἐκέρδησαςekerdēsasyou have gainedG2770V-AAI-2S ἀδελφόνadelphonbrotherG0080N-ASM 16 fa raha tsy mihaino anao kosa izy, dia ento miaraka aminao ny olona iray na roa, mba ho voaorina mafy avokoa ny teny rehetra amin’ ny tenin’ ny vavolombelona roa na telo1.
ἀκούσῃ,akousēhe shall hear,G0191V-AAS-3S παράλαβεparalabedo takeG3880V-2AAM-2S στόματοςstomatos[the] testimonyG4750N-GSN μαρτύρωνmarturōnwitnessesG3144N-GPM τριῶνtriōnof threeG5140A-GPM σταθῇstathēamay be strengthenedG2476V-APS-3S ῥῆμα.rhēmadeclaration.G4487N-NSN - Deo 19. 15
17 Ary raha tsy mety mihaino ireo izy, dia ambarao amin’ ny fiangonana1; ary raha tsy mety mihaino ny fiangonana2 koa izy, dia aoka hataonao ho tahaka ny jentilisa sy ny mpamory hetra izy.
παρακούσῃparakousēhe shall fail to listenG3878V-AAS-3S αὐτῶν,autōnto them,G0846P-GPM εἰπὲeipedo tell [it]G2036V-2AAM-2S ἐκκλησίᾳ.ekklēsiachurch.G1577N-DSF ἐκκλησίαςekklēsiaschurchG1577N-GSF παρακούσῃ,parakousēhe shall fail to listen,G3878V-AAS-3S ἔστωestōhe should beG1510V-PAM-3S ἐθνικὸςethnikospaganG1482A-NSM τελώνης.¶telōnēstax collector.G5057N-NSM - Gr. eklesia.
- Gr. eklesia.
18 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo etỳ ambonin’ ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo etỳ ambonin’ ny tany dia hovahana any an-danitra.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ὅσαhosaas much asG3745K-APN δήσητεdēsēteyou shall bindG1210V-AAS-2P ἔσταιestaiwill have beenG1510V-FDI-3S δεδεμέναdedemenaboundG1210V-RPP-NPN οὐρανῷ·ouranōheaven;G3772N-DSM ὅσαhosaas much asG3745K-APN λύσητεlusēteyou shall looseG3089V-AAS-2P ἔσταιestaiwill have beenG1510V-FDI-3S λελυμέναlelumenaloosedG3089V-RPP-NPN οὐρανῷ.¶ouranōheaven.G3772N-DSM 19 Ary lazaiko aminareo koa: Raha misy roa aminareo mifanaiky etỳ ambonin’ ny tany na amin’ inona na amin’ inona ka hangataka izany, dia ho azony avy amin’ ny Raiko Izay any an-danitra izany.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP συμφωνήσωσινsumphōnēsōsinshall agreeG4856V-AAS-3P περὶpericoncerningG4012PREP παντὸςpantosanyG3956A-GSN πράγματοςpragmatosmatterG4229N-GSN αἰτήσωνται,aitēsōntaithey shall ask,G0154V-AMS-3P γενήσεταιgenēsetaiit will be doneG1096V-FDI-3S αὐτοῖςautoisfor themG0846P-DPM πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T οὐρανοῖς.ouranois[the] heavens.G3772N-DPM 20 Fa na aiza na aiza no iangonan’ ny roa na telo amin’ ny anarako, dia ao afovoany Aho.
εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM συνηγμένοιsunēgmenoiassembledG4863V-RPP-NPM ὄνομα,onomaname,G3686N-ASN εἰμιeimiam IG1510V-PAI-1S μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM 21 Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan’ ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin’ ny impito va?
προσελθὼνproselthōnhaving comeG4334V-2AAP-NSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ποσάκιςposakishow oftenG4212ADV ἁμαρτήσειhamartēseiwill sinG0264V-FAI-3S ἐμὲememe myselfG1473P-1AS ἀδελφόςadelphosbrotherG0080N-NSM ἀφήσωaphēsōI will forgiveG0863HV-FAI-1S ἑπτάκις;¶heptakisseven times?G2034ADV 22 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy lazaiko aminao hoe: Hatramin’ ny impito, fa hatramin’ ny impito amby fito-polo1.
Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἑπτάκιςheptakisseven timesG2034ADV ἑβδομηκοντάκιςhebdomēkontakisseventy timesG1441ADV ἑπτά.¶heptaseven!G2033A-NUI - Na: fito-polo impito.
23 Koa amin’ izany ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka anankiray, izay te-hidinika amin’ ny mpanompony ny amin’ ny volany.
ΔιὰDiaBecause ofG1223PREP ὡμοιώθηhōmoiōthēhas become likeG3666V-API-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM ἀνθρώπῳanthrōpōto a manG0444N-DSM βασιλεῖbasileia kingG0935N-DSM ἠθέλησενēthelēsendesiredG2309V-AAI-3S συνᾶραιsunaraito settleG4868V-AAN λόγονlogonaccountsG3056N-ASM δούλωνdoulōnservantsG1401N-GPM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 24 Ary raha vao nidinika izy, dia nisy anankiray nentina teo aminy, izay nitrosa talenta1 iray alina.
ἀρξαμένουarxamenouWhen was beginningG0757V-AMP-GSM συναίρεινsunaireinto settleG4868V-PAN προσηνέχθηprosēnechthēwas brought toG4374V-API-3S ὀφειλέτηςopheiletēsa debtorG3781N-NSM μυρίωνmuriōnof ten thousandG3463A-GPN ταλάντων.talantōntalents.G5007N-GPN - Anaram-bola; ny talenta volafotsy dia sekely telo arivo.
25 Ary satria tsy nanan-kaloa izy, dia nasain’ ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin’ ny fananany rehetra handoavana ny trosa.
ἔχοντοςechontosis having [anything]G2192V-PAP-GSM ἀποδοῦναιapodounaito payG0591V-2AAN ἐκέλευσενekeleusenhe commandedG2753V-AAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πραθῆναιprathēnaito be soldG4097V-APN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM τέκναteknachildrenG5043N-APN ὅσαhosaas much asG3745K-APN ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S ἀποδοθῆναι.¶apodothēnaipayment to be made.G0591V-APN 26 Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka nanao hoe: Tompoko, omeo andro aho, fa haloako ny anao rehetra.
ΠεσὼνPesōnHaving fallen downG4098V-2AAP-NSM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM προσεκύνειprosekuneiwas bowing on his kneesG4352V-IAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM μακροθύμησονmakrothumēsondo have patienceG3114V-AAM-2S ἐμοί,emoime myself,G1473P-1DS ἀποδώσωapodōsōI will payG0591V-FAI-1S σοι.¶soito you.G4771P-2DS 27 Ary ny tompon’ izany mpanompo izany dia onena azy ka nandefa azy sady namoy ny trosa taminy.
ΣπλαγχνισθεὶςSplagchnistheisHaving been moved with compassionG4697V-AOP-NSM δούλουdoulouservant,G1401N-GSM ἐκείνουekeinouthat [one]G1565D-GSM ἀπέλυσενapelusenreleasedG0630GV-AAI-3S δάνειονdaneiondebtG1156N-ASN ἀφῆκενaphēkenforgaveG0863HV-AAI-3S 28 Nefa nony nivoaka izany mpanompo izany, dia nahita mpanompo namany anankiray, izay nitrosa denaria1 zato taminy; dia nosamboriny izy ka notraohiny sady nataony hoe: Aloavy izay trosako aminao.
ἐξελθὼνexelthōnHaving gone outG1831V-2AAP-NSM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM ἐκεῖνοςekeinossameG1565D-NSM εὗρενheurenfoundG2147V-2AAI-3S συνδούλωνsundoulōnfellow servantsG4889N-GPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ὤφειλενōpheilenwas owingG3784V-IAI-3S ἑκατὸνhekatona hundredG1540A-NUI δηνάρια,dēnariadenarii,G1220N-APN κρατήσαςkratēsashaving seizedG2902V-AAP-NSM ἔπνιγενepnigenhe was throttling [him]G4155V-IAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἀπόδοςapodosdo payG0591V-2AAM-2S ὀφείλεις.opheileisyou owe.’G3784V-PAI-2S - Anaram-bola tokony ho venty no heviny.
29 Fa niankohoka ilay mpanompo namany ka nifona taminy nanao hoe: Omeo andro aho, fa haloako ny anao.
πεσὼνpesōnHaving fallen downG4098V-2AAP-NSM σύνδουλοςsundoulosfellow servantG4889N-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM παρεκάλειparekaleiwas beggingG3870V-IAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM μακροθύμησονmakrothumēsondo have patienceG3114V-AAM-2S ἐμοί,emoime myself,G1473P-1DS πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἀποδώσωapodōsōI will payG0591V-FAI-1S 30 Nefa tsy nety izy, fa lasa nampanao azy tao an-tranomaizina mandra-pandoany ny trosa.
ἤθελεν,ēthelenhe was willing,G2309V-IAI-3S ἀπελθὼνapelthōnhaving goneG0565V-2AAP-NSM ἔβαλενebalenhe castG0906HV-2AAI-3S φυλακὴνphulakēnprisonG5438GN-ASF οὗhouwhat of himG3739R-GSM ἀποδῷapodōhe may payG0591V-2AAS-3S ὀφειλόμενον.¶opheilomenonis being owed.G3784V-PPP-ASN 31 Ary nony hitan’ ireo mpanompo namany izay efa natao, dia nalahelo indrindra izy ka nandeha nanambara tsara tamin’ ny tompony izany rehetra natao izany.
ἸδόντεςIdontesHaving seenG1492HV-2AAP-NPM σύνδουλοιsundouloifellow servantsG4889N-NPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM τὰtathe [things]G3588T-APN γενόμεναgenomenahaving taken placeG1096V-2ADP-APN ἐλυπήθησανelupēthēsanthey were grievedG3076V-API-3P σφόδρα,sphodradeeply,G4970ADV ἐλθόντεςelthonteshaving goneG2064V-2AAP-NPM διεσάφησανdiesaphēsanthey narratedG1285V-AAI-3P ἑαυτῶνhe'autōnof themselvesG1438F-3GPM γενόμενα.¶genomenahaving taken place.G1096V-2ADP-APN 32 Dia nampanalain’ ny tompony ralehilahy ka noteneniny hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko ilay trosa rehetra taminao, satria nifona tamiko ianao;
προσκαλεσάμενοςproskalesamenoshaving called toG4341V-ADP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM δοῦλεdouleServantG1401N-VSM πονηρέ,ponēreevil,G4190A-VSM ὀφειλὴνopheilēndebt,G3782N-ASF ἐκείνηνekeinēnthat [one]G1565D-ASF ἀφῆκάaphēkaI forgaveG0863HV-AAI-1S παρεκάλεσάςparekalesasyou beggedG3870V-AAI-2S 33 moa tsy tokony mba ho namindra fo tamin’ ny mpanompo namanao koa va ianao tahaka ny namindrako fo taminao?
ἔδειedeiit was necessaryG1163V-IAI-3S ἐλεῆσαιeleēsaito have pitiedG1653V-AAN σύνδουλόνsundoulonfellow servantG4889N-ASM κἀγὼkagōalso I myselfG1473P-1NS + G2532 ἠλέησα;¶ēleēsapitied?G1653V-AAI-1S 34 Dia tezitra ny tompony ka nanolotra azy ho amin’ ny mpampijaly mandra-pandoany ny trosa rehetra.
ὀργισθεὶςorgistheishaving been angryG3710V-APP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM παρέδωκενparedōkendeliveredG3860V-AAI-3S βασανισταῖςbasanistaisjailersG0930N-DPM ἀποδῷapodōhe may payG0591V-2AAS-3S ὀφειλόμενονopheilomenonis being owedG3784V-PPP-ASN αὐτῷ.autōto him.G0846P-DSM 35 Ary tahaka izany koa no hataon’ ny Raiko Izay any an-danitra aminareo, raha tsy samy mamela ny rahalahinareo amin’ ny fonareo avy ianareo.
πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T οὐράνιοςouraniosheavenlyG3770A-NSM ποιήσειpoiēseiwill doG4160GV-FAI-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀφῆτεaphēteyou may forgiveG0863HV-2AAS-2P ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM ἀδελφῷadelphōbrotherG0080N-DSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM καρδιῶνkardiōnheartG2588N-GPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP παραπτώματαparaptōmatatrespassesG3900N-APN αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM