Chapter 21
1 Ary raha nanakaiky an’ i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe:
ἤγγισανēngisanthey drew nearG1448V-AAI-3P ἹεροσόλυμαHi'erosolumaJerusalemG2414N-APN-L ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-3P ΒηθφαγὴBēthphagēBethphageG0967N-ASF-L ὄροςorosMountG3735N-ASN-L ἐλαιῶν,elaiōnof Olives,G1638N-GPF-L ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἀπέστειλενapesteilensentG0649V-AAI-3S μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM 2 Mankanesa amin’ iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin’ izay dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany eo aminy ianareo; vahao izy, dia ento etỳ amiko.
λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM πορεύεσθεporeuesthedo goG4198V-PNM-2P κώμηνkōmēnvillageG2968N-ASF τὴνtēnwhich [is]G3588T-ASF κατέναντιkatenantiin frontG2713PREP ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV εὑρήσετεheurēseteyou will findG2147V-FAI-2P ὄνονonona donkeyG3688N-ASF δεδεμένηνdedemenēntiedG1210V-RPP-ASF πῶλονpōlona coltG4454N-ASM αὐτῆς·autēsher;G0846P-GSF λύσαντεςlusanteshaving untied [them]G3089V-AAP-NPM ἀγάγετέagagetedo bring [them]G0071V-2AAM-2P 3 Ary raha misy miteny anareo, dia lazao hoe: Misy raharaha analan’ ny Tompo azy; ary dia havelany ho entina miaraka amin’ izay izy.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἴπῃeipēmay sayG2036V-2AAS-3S ἐρεῖτεereiteyou will sayG4483V-FAI-2P αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S εὐθὺςeuthusImmediatelyG2112ADV ἀποστελεῖaposteleihe will sendG0649V-FAI-3S αὐτούς.¶autousthem.G0846P-APM 4 Izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe:
γέγονενgegonenhas come to passG1096V-2RAI-3S πληρωθῇplērōthēait may be fulfilledG4137V-APS-3S ῥηθὲνrhēthenhaving been spokenG2046V-APP-NSN προφήτουprophētouprophetG4396N-GSM λέγοντος·legontossaying;G3004GV-PAP-GSM 5 Lazao amin’ i Ziona zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao, Malemy fanahy sady mitaingina boriky, Dia zanaky ny boriky miasa12.
εἴπατεeipatedo sayG2036V-2AAM-2P θυγατρὶthugatridaughterG2364N-DSF Σιών·Siōnof Zion;G4622N-GSF-L βασιλεύςbasileusKingG0935N-NSM-T ἔρχεταίerchetaicomesG2064V-PNI-3S πραῢςprausgentleG4235A-NSM ἐπιβεβηκὼςepibebēkōsalready ridingG1910V-RAP-NSM ὄνονonona donkeyG3688N-ASF πῶλονpōlona coltG4454N-ASM υἱὸνhuion[the] foalG5207N-ASM ὑποζυγίου.¶hupozugiouof a beast of burden.G5268N-GSN - Gr. mitondra zioga.
- Zak 9. 9
6 Ary dia nandeha ny mpianatra ka nanao araka izay nandidian’ i Jesosy azy,
ΠορευθέντεςPoreuthentesHaving goneG4198V-AOP-NPM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ποιήσαντεςpoiēsanteshaving doneG4160GV-AAP-NPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ συνέταξενsunetaxendirectedG4929V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς,IēsousJesus,G2424GN-NSM-P 7 dia nentiny ny boriky sy ny zanany ary nataony teo amboniny ny lambany, ary Jesosy dia nitaingina azy.
ἤγαγονēgagonthey broughtG0071V-2AAI-3P ἐπέθηκανepethēkanputG2007V-2AAI-3P ἱμάτιαhimatiacloaksG2440N-APN αὐτῶν,autōnof themG0846P-GPN ἐπεκάθισενepekathisenHe satG1940V-AAI-3S αὐτῶν.autōnthem.G0846P-GPM 8 Ary ny ankabiazan’ ny vahoaka dia namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany nanapaka rantsan-kazo, dia nahahany teny an-dalana koa izany.
πλεῖστοςpleistosvery greatG4118A-NSM-S ὄχλοςochloscrowdG3793N-NSM ἔστρωσανestrōsanspreadG4766V-AAI-3P ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPM ἱμάτιαhimatiacloaksG2440N-APN ἄλλοιalloiothersG0243A-NPM ἔκοπτονekoptonwere cutting downG2875V-IAI-3P κλάδουςkladousbranchesG2798N-APM δένδρωνdendrōntreesG1186N-GPN ἐστρώννυονestrōnnuonwere spreading [them]G4766V-IAI-3P 9 Ary ny vahoaka izay nialoha Azy sy izay nanaraka dia niantso hoe: Hosana1 ho an’ ny Zanak’ i Davida! Isaorana anie Izay avy amin’ ny anaran’ i Jehovah! Hosana2 any amin’ ny avo indrindra3.
ὄχλοιochloicrowdsG3793N-NPM προάγοντεςproagontesare going beforeG4254V-PAP-NPM ἀκολουθοῦντεςakolouthountesfollowingG0190V-PAP-NPM ἔκραζονekrazonthey were crying outG2896V-IAI-3P λέγοντες·legontessaying:G3004GV-PAP-NPM ὡσαννὰhōsannaHosannaG5614PRT Δαυίδ,Dauidof David!G1138N-GSM-P εὐλογημένοςeulogēmenosBlessed [is]G2127V-RPP-NSM ἐρχόμενοςerchomenoscomingG2064V-PNP-NSM ὀνόματιonomati[the] nameG3686N-DSN κυρίου,kuriouof [the] Lord!G2962GN-GSM-T ὡσαννὰhōsannaHosannaG5614PRT ὑψίστοις.¶hupsistoishighest!G5310A-DPN - Hosana = vonjeo re!
- Hosana = vonjeo re!
- Sal 118. 26
10 Ary nony efa tafiditra tany Jerosalema Izy, dia nihorakoraka ny tanàna rehetra ka nanao hoe: Iza moa izao?
εἰσελθόντοςeiselthontoswhen was enteringG1525V-2AAP-GSM ἹεροσόλυμαHi'erosolumaJerusalemG2414N-APN-L ἐσείσθηeseisthēwas stirredG4579V-API-3S λέγουσα·legousasaying;G3004GV-PAP-NSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S οὗτος;¶houtosthis?G3778D-NSM 11 Ary ny vahoaka nilaza hoe: Izao no Jesosy mpaminany Izay avy any Nazareta any Galilia.
ὄχλοιochloithe crowdsG3793N-NPM ἔλεγον·elegonwere saying;G3004GV-IAI-3P οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S προφήτηςprophētēsprophetG4396N-NSM Ἰησοῦς,IēsousJesus,G2424GN-NSM-P ΝαζαρὲθNazarethNazarethG3478N-GSF-L Γαλιλαίας.¶Galilaiasof Galilee.G1056GN-GSF-L 12 Ary Jesosy niditra teo an-kianjan’ ny tempolin’ Andriamanitra, dia nandroaka izay rehetra nivarotra sy nividy teo an-kianjan’ ny tempoly ka nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ ny mpivarotra ny voromailala;
εἰσῆλθενeisēlthenenteredG1525V-2AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἱερὸνhi'erontempleG2411N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐξέβαλενexebalencast outG1544V-2AAI-3S πάνταςpantasallG3956A-APM πωλοῦνταςpōlountassellingG4453V-PAP-APM ἀγοράζονταςagorazontasbuyingG0059V-PAP-APM ἱερῷ,hi'erōtemple,G2411N-DSN τραπέζαςtrapezastablesG5132N-APF κολλυβιστῶνkollubistōnmoney changersG2855N-GPM κατέστρεψενkatestrepsenHe overturnedG2690V-AAI-3S καθέδραςkathedrasseatsG2515N-APF πωλούντωνpōlountōnsellingG4453V-PAP-GPM περιστεράς.peristerasdoves.G4058N-APF 13 dia hoy Izy taminy: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko hatao hoe trano fivavahana1; fa ianareo kosa manao azy ho zohy fieren’ ny jiolahy2.
λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM γέγραπται·gegraptaiIt has been written:G1125V-RPI-3S προσευχῆςproseuchēsof prayerG4335N-GSF κληθήσεται,klēthēsetaiwill be called,’G2564GV-FPI-3S ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP ποιεῖτεpoieitemakeG4160GV-PAI-2P σπήλαιονspēlaiona denG4693N-ASN λῃστῶν.lēstōnof robbers.’G3027N-GPM - Isa 56. 7
- Jer 7. 11
14 Ary nisy jamba sy mandringa nanatona Azy teo an-kianjan’ ny tempoly, dia nahasitrana azy Izy.
προσῆλθονprosēlthoncameG4334V-2AAI-3P τυφλοὶtuphloiblindG5185A-NPM χωλοὶchōloilameG5560A-NPM ἱερῷ,hi'erōtemple,G2411N-DSN ἐθεράπευσενetherapeusenHe healedG2323V-AAI-3S αὐτούς.autousthem.G0846P-APM 15 Fa nony hitan’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny zavatra mahagaga izay nataony sy ny ankizy madinika miantso eo an-kianjan’ ny tempoly ka manao hoe: Hosana ho an’ ny Zanak’ i Davida! ― dia tezitra izy
ἰδόντεςidontesHaving seenG1492HV-2AAP-NPM ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-NPM γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM θαυμάσιαthaumasiawondersG2297A-APN ἐποίησενepoiēsenHe didG4160GV-AAI-3S παῖδαςpaidaschildrenG3816N-APM κράζονταςkrazontasare crying outG2896V-PAP-APM ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN λέγοντας·legontassaying;G3004GV-PAP-APM ὡσαννὰhōsannaHosannaG5614PRT Δαυίδ,Dauidof David,G1138N-GSM-P ἠγανάκτησανēganaktēsanthey were indignantG0023V-AAI-3P 16 ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain’ ireo? Dia hoy Jesosy taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy amin’ ny vavan’ ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana1?
εἶπανeipansaidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ἀκούειςakoueisHear youG0191V-PAI-2S οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM λέγουσιν;legousinsay?G3004GV-PAI-3P ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM οὐδέποτεoudepotesurely sometimeG3763ADV-N ἀνέγνωτεanegnōteyou did readG0314V-2AAI-2P ἐκekOut of [the]G1537PREP στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN νηπίωνnēpiōnof babesG3516A-GPM θηλαζόντωνthēlazontōnsucklingsG2337V-PAP-GPM κατηρτίσωkatērtisōYou have prepared for yourselfG2675V-AMI-2S αἶνον;¶ainonpraise’?G0136N-ASM - Sal 8. 2
17 Dia nandao azy Izy ka niala tao an-tanàna hankany Betania; ary dia nitoetra tao mandritra ny alina Izy.
καταλιπὼνkatalipōnhaving leftG2641V-2AAP-NSM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἐξῆλθενexēlthenHe wentG1831V-2AAI-3S πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF ΒηθανίανBēthanianBethanyG0963N-ASF-L ηὐλίσθηēulisthēHe passed the nightG0835V-AOI-3S 18 Ary nony niverina maraina hankany an-tanàna Izy, dia noana.
ἐπανάγωνepanagōnhe is coming backG1877V-PAP-NSM ἐπείνασεν,epeinasenHe became hungry,G3983V-AAI-3S 19 Ary nahita hazo aviavy1 anankiray teo amoron-dalana Izy, dia nankeo aminy, kanjo tsy nahita na inona na inona teo aminy, afa-tsy ravina ihany; dia hoy Izy taminy: Aza misy voa avy aminao intsony mandrakizay. Dia maina vetivety foana ilay hazo aviavy.
ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM συκῆνsukēnfig treeG4808N-ASF ἦλθενēlthenHe cameG2064V-2AAI-3S οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN εὗρενheurenfoundG2147V-2AAI-3S φύλλαphullaleavesG5444N-APN μόνονmononaloneG3441A-ASN λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῇ·autēato it;G0846P-DSF μηκέτιmēketino moreG3371ADV-N καρπὸςkarposfruitG2590N-NSM γένηταιgenētaithere may beG1096V-2ADS-3S ἐξηράνθηexēranthēwitheredG3583V-API-3S παραχρῆμαparachrēmaimmediatelyG3916ADV συκῆ.sukēfig tree.G4808N-NSF - aviavimbazaha.
20 Ary nony hitan’ ny mpianatra izany, dia gaga izy ka nanao hoe: Nanao ahoana re no dia nahamaina vetivety io aviavy io?
ἰδόντεςidonteshaving seen [it]G1492HV-2AAP-NPM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM ἐθαύμασανethaumasanmarveledG2296V-AAI-3P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM παραχρῆμαparachrēmaso quicklyG3916ADV ἐξηράνθηexēranthēwitheredG3583V-API-3S συκῆ;¶sukēfig tree?G4808N-NSF 21 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manam-pinoana ianareo ka tsy miahanahana, dia tsy izao natao tamin’ ny aviavy izao ihany no ho vitanareo, fa raha hiteny amin’ ity tendrombohitra ity aza ianareo ka hanao hoe: Mifindrà ianao, ka mianjerà any an-dranomasina, dia ho tonga izany.
ἈποκριθεὶςApokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἔχητεechēteyou shall haveG2192V-PAS-2P διακριθῆτε,diakrithēteshall doubt,G1252V-APS-2P τὸtothe [miracle]G3588T-ASN συκῆςsukēsfig treeG4808N-GSF ποιήσετε,poiēsetewill you do,G4160GV-FAI-2P κἂνkaneven ifG2532CONJ + G1437 ὄρειoreimountainG3735N-DSN εἴπητε·eipēteyou shall say;G2036V-2AAS-2P ἄρθητιarthētido be taken awayG0142V-APM-2S βλήθητιblēthētido be castG0906GV-APM-2S θάλασσαν,thalassansea,G2281N-ASF γενήσεται·genēsetaiit will come to pass;G1096V-FDI-3S 22 Ary na inona na inona no angatahinareo amin’ ny fivavahana atao amin’ ny finoana dia ho azonareo.
πάνταpantaall thingsG3956A-APN ὅσαhosaas much asG3745K-APN αἰτήσητεaitēsēteyou shall askG0154V-AAS-2P προσευχῇproseuchēaprayerG4335N-DSF πιστεύοντες,pisteuontesbelieving,G4100V-PAP-NPM λήμψεσθε.¶lēmpsestheyou will receive.G2983V-FDI-2P 23 Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy ka nampianatra, dia nanatona Azy ny lohan’ ny mpisorona sy ny loholona ka nanao hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao? Ary iza no nanome Anao izao fahefana izao?
ἐλθόντοςelthontoswhen was comingG2064V-2AAP-GSM ἱερὸνhi'erontempleG2411N-ASN προσῆλθονprosēlthoncameG4334V-2AAI-3P διδάσκοντιdidaskontiteachingG1321V-PAP-DSM ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-NPM πρεσβύτεροιpresbuteroieldersG4245GN-NPM-T λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM ἐξουσίᾳexousiaauthorityG1849N-DSF ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ποιεῖςpoieisare You doingG4160GV-PAI-2S ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ταύτην;¶tautēnthis?G3778D-ASF 24 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa hanontany anareo zavatra iray loha, ary raha hovalianareo izany, Izaho kosa dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany:
ἈποκριθεὶςApokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἐρωτήσωerōtēsōWill askG2065V-FAI-1S κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 λόγονlogonthingG3056N-ASM εἴπητέeipēteyou shall tellG2036V-2AAS-2P κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐρῶerōwill sayG4483V-FAI-1S ἐξουσίᾳexousiaauthorityG1849N-DSF ταῦταtautathese thingsG3778D-APN 25 Ny batisan’ i Jaona, avy taiza moa izany? Avy tany an-danitra va, sa avy tamin’ ny olona? Ary izy ireo niara-nisaina1 ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra, dia hovaliany hoe isika: Ka nahoana no tsy nino azy ianareo?
βάπτισμαbaptismabaptismG0908N-NSN ἸωάννουIōannouof JohnG2491GN-GSM-P πόθενpothenfrom whereG4159ADV-I ἦν;ēnwas it?G1510V-IAI-3S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἀνθρώπων;¶anthrōpōnmen?G0444N-GPM διελογίζοντοdielogizontothey were reasoningG1260V-INI-3P ἑαυτοῖςhe'autoisthemselvesG1438F-3DPM λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM εἴπωμεν·eipōmenwe shall say;G2036V-2AAS-1P οὐρανοῦ,ouranouheaven,G3772N-GSM ἐρεῖereiHe will sayG4483V-FAI-3S ἡμῖν·hēminto us;G3165P-1DP διὰdiaBecause ofG1223PREP ἐπιστεύσατεepisteusatedid you believeG4100V-AAI-2P αὐτῷ;autōin him?G0846P-DSM - Na: nieritreritra.
26 Ary raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin’ ny olona, dia matahotra ny vahoaka isika, satria ataon’ izy rehetra ho mpaminany Jaona.
εἴπωμεν·eipōmenwe shall say;G2036V-2AAS-1P ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM φοβούμεθαphoboumethawe fearG5399V-PNI-1P ὄχλον·ochlonmultitude;G3793N-ASM πάντεςpantesallG3956A-NPM προφήτηνprophētēna prophetG4396N-ASM ἔχουσινechousinholdG2192V-PAI-3P Ἰωάννην.¶IōannēnJohn.G2491GN-ASM-P 27 Dia namaly an’ i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesosy taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany.
ἀποκριθέντεςapokrithentesansweringG0611V-AOP-NPM εἶπαν·eipanthey said;G2036V-2AAI-3P οἴδαμεν.oidamendo we know.G6063V-RAI-1P ἔφηephēWas sayingG5346V-IAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM αὐτός·autosHe himself;G0846P-NSM οὐδὲoudeNeitherG3761CONJ-N ἐξουσίᾳexousiaauthorityG1849N-DSF ταῦταtautathese thingsG3778D-APN 28 Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin’ ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin’ ny tanim-boaloboko anio.
δοκεῖ;dokeithink?G1380V-PAI-3S ἄνθρωποςanthrōposA manG0444N-NSM εἶχενeichenhadG2192V-IAI-3S προσελθὼνproselthōnhaving comeG4334V-2AAP-NSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S τέκνον,teknonSon,G5043N-VSN ὕπαγεhupagedo goG5217V-PAM-2S σήμερονsēmerontodayG4594ADV ἐργάζουergazoudo workG2038V-PNM-2S ἀμπελῶνιampelōnivineyardG0290N-DSM μου.mouof mine.G3165P-1GS 29 Fa namaly izy ka nanao hoe: Tsy handeha aho; nefa nony afaka izany, dia nanenina izy ka nandeha ihany.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S θέλω·thelōI want to;G2309V-PAI-1S ὕστερονhusteronAfterwardG5306A-ASN-C μεταμεληθεὶςmetamelētheishaving repentedG3338V-AOP-NSM ἀπῆλθεν.apēlthenhe went.G0565V-2AAI-3S 30 Dia nankeo amin’ ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary izy namaly ka nanao hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy.
προσελθὼνproselthōnHaving comeG4334V-2AAP-NSM ἑτέρῳheterōotherG2087A-DSN εἶπενeipenhe saidG2036V-2AAI-3S ὡσαύτως.hōsautōslikewise.G5615ADV ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ἐγώ,egōI myself [will]G1473P-1NS ἀπῆλθεν.apēlthendid he go.G0565V-2AAI-3S 31 Ka iza moa amin’ izy mirahalahy no nanao ny sitrapon’ ny rainy? Hoy izy: Ny lahimatoa. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
ἐποίησενepoiēsendidG4160GV-AAI-3S θέλημαthelēmawillG2307N-ASN πατρός;patrosfather?G3962N-GSM λέγουσινlegousinThey sayG3004GV-PAI-3P αὐτῷ·autōto him:G0846P-DSM πρῶτος.prōtosfirst.G4413GA-NSM αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP τελῶναιtelōnaitax collectorsG5057N-NPM πόρναιpornaiprostitutesG4204N-NPF προάγουσινproagousingo beforeG4254V-PAI-3P βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 32 Fa Jaona nankany aminareo tamin’ ny lalan’ ny fahamarinana, nefa tsy nino azy ianareo; fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga no nino azy; fa ianareo kosa, na dia efa nahita izany aza, dia mbola tsy nanenina mba hinoanareo azy.
ἦλθενēlthenCameG2064V-2AAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P δικαιοσύνης,dikaiosunēsof righteousness,G1343N-GSF ἐπιστεύσατεepisteusateyou did believeG4100V-AAI-2P αὐτῷ·autōin him;G0846P-DSM τελῶναιtelōnaithe tax collectorsG5057N-NPM πόρναιpornaiprostitutesG4204N-NPF ἐπίστευσανepisteusanbelievedG4100V-AAI-3P αὐτῷ.autōin him.G0846P-DSM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἰδόντεςidonteshaving seenG1492HV-2AAP-NPM οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N μετεμελήθητεmetemelēthētedid repentG3338V-AOI-2P ὕστερονhusteronafterwardG5306A-ASN-C πιστεῦσαιpisteusaito believeG4100V-AAN 33 Mihainoa fanoharana hafa koa: Nisy lehilahy tompon-trano nanao tanim-boaloboka, dia namefy azy manodidina dia nihady famiazana teo anatiny, dia nanao tilikambo, ary dia nahofany tamin’ olona mpiasa tany izany, ka nandeha ho any amin’ ny tany hafa izy.
ἌλληνAllēnAnotherG0243A-ASF παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF ἀκούσατε·akousatedo hear:G0191V-AAM-2P ἄνθρωποςanthrōposA manG0444N-NSM ἦνēnthere wasG1510V-IAI-3S οἰκοδεσπότηςoikodespotēsa master of a houseG3617N-NSM ἐφύτευσενephuteusenplantedG5452V-AAI-3S ἀμπελῶναampelōnaa vineyardG0290N-ASM φραγμὸνphragmona fenceG5418N-ASM αὐτῷautōaround itG0846P-DSM περιέθηκενperiethēkenplacedG4060V-AAI-3S ὤρυξενōruxenhe dugG3736V-AAI-3S ληνὸνlēnona winepressG3025N-ASF ᾠκοδόμησενōkodomēsenhe builtG3618V-AAI-3S πύργονpurgona towerG4444N-ASM ἐξέδετοexedetohe rented outG1554V-2AMI-3S γεωργοῖςgeōrgoisto farmersG1092N-DPM ἀπεδήμησεν.apedēmēsenhe traveled abroad.G0589V-AAI-3S 34 Ary rehefa mby akaiky ny taom-pahavokarana, dia naniraka ny mpanompony izy hankany amin’ ny mpiasa tany handray ny vokatra.
ἤγγισενēngisendrew nearG1448V-AAI-3S καιρὸςkairosseasonG2540N-NSM καρπῶν,karpōnfruits,G2590N-GPM ἀπέστειλενapesteilenhe sentG0649V-AAI-3S δούλουςdoulousservantsG1401N-APM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM γεωργοὺςgeōrgousfarmersG1092N-APM λαβεῖνlabeinto receiveG2983V-2AAN καρποὺςkarpousfruitsG2590N-APM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 35 Fa ny mpiasa tany nisambotra ny mpanompony, ka ny anankiray nokapohiny, ary ny anankiray novonoiny, ary ny anankiray notorahany vato.
λαβόντεςlabonteshaving takenG2983V-2AAP-NPM γεωργοὶgeōrgoifarmersG1092N-NPM δούλουςdoulousservantsG1401N-APM αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ἔδειραν,edeiranthey beat,G1194V-AAI-3P ἀπέκτειναν,apekteinanthey killed,G0615V-AAI-3P ἐλιθοβόλησαν.elithobolēsanthey stoned.G3036V-AAI-3P 36 Dia naniraka mpanompo hafa koa indray izy, maro noho ny teo; fa nataony toy izany koa ireny.
ἀπέστειλενapesteilenhe sentG0649V-AAI-3S ἄλλουςallousotherG0243A-APM δούλουςdoulousservantsG1401N-APM πλείοναςpleionasmoreG4119A-APM-C πρώτων,prōtōnfirst,G4413GA-GPM ἐποίησανepoiēsanthey didG4160GV-AAI-3P αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ὡσαύτως.hōsautōslikewise.G5615ADV 37 Ary nony farany dia naniraka ny zanany hankany aminy izy ka nanao hoe: Hanaja ny zanako izy.
ὕστερονhusteronAfterwardG5306A-ASN-C ἀπέστειλενapesteilenhe sentG0649V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἐντραπήσονταιentrapēsontaiThey will respectG1788V-2FPI-3P μου.¶mouof mine.G3165P-1GS 38 Kanjo ny mpiasa tany, nony nahita ny zanaka, dia niresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho lasantsika ny lovany.
γεωργοὶgeōrgoithe farmersG1092N-NPM ἰδόντεςidonteshaving seenG1492HV-2AAP-NPM εἶπονeiponsaidG2036V-2AAI-3P ἑαυτοῖς·he'autoisthemselves;G1438F-3DPM οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κληρονόμος·klēronomosheir;G2818N-NSM ἀποκτείνωμενapokteinōmenlet us killG0615V-PAS-1P σχῶμενschōmenlet us haveG2192V-2AAS-1P κληρονομίανklēronomianinheritanceG2817N-ASF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 39 Ary nisambotra azy izy ka namoaka azy teo ivelan’ ny tanim-boaloboka, dia namono azy.
λαβόντεςlabonteshaving takingG2983V-2AAP-NPM ἐξέβαλονexebalonthey cast [him]G1544V-2AAI-3P ἀμπελῶνοςampelōnosvineyardG0290N-GSM ἀπέκτειναν.apekteinankilled [him].G0615V-AAI-3P 40 Koa raha tonga ny tompon’ ny tanim-boaloboka, hataony ahoana moa izany mpiasa tany izany?
ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S ἀμπελῶνος,ampelōnosvineyard,G0290N-GSM ποιήσειpoiēseiwill he doG4160GV-FAI-3S γεωργοῖςgeōrgoisfarmersG1092N-DPM ἐκείνοις;ekeinoisto those?G1565D-DPM 41 Hoy izy taminy: Hataony loza tokoa ny handringanany izany olon-doza izany, ary ny tanim-boaloboka dia hahofany amin’ ny mpiasa tany sasany izay hanome azy ny vokatra amin’ ny fotoany avy.
λέγουσινlegousinThey sayG3004GV-PAI-3P αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM κακοὺςkakous[The] wretchesG2556GA-APM κακῶςkakōsgrievouslyG2560ADV ἀπολέσειapoleseiHe will destroyG0622V-FAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀμπελῶναampelōnavineyardG0290N-ASM ἐκδώσεταιekdōsetaihe will rent outG1554V-FDI-3S ἄλλοιςalloisto otherG0243A-DPM γεωργοῖςgeōrgoisfarmersG1092N-DPM οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἀποδώσουσινapodōsousinwill giveG0591V-FAI-3P καρποὺςkarpousfruitsG2590N-APM καιροῖςkairoisseasonsG2540N-DPM αὐτῶν.¶autōnof them.G0846P-GPM 42 Hoy Jesosy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny ao amin’ ny Soratra Masìna hoe: Ny vato izay nolavin’ ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro; Avy tamin’ i Jehovah izao Ka mahagaga eo imasontsika?1.
αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P οὐδέποτεoudepotesurely sometimeG3763ADV-N ἀνέγνωτεanegnōteyou did readG0314V-2AAI-2P γραφαῖς·graphaisScriptures:G1124N-DPF λίθονlithon[The] stoneG3037N-ASM ἀπεδοκίμασανapedokimasanrejectedG0593V-AAI-3P οἰκοδομοῦντες,oikodomountesbuilding,G3618V-PAP-NPM οὗτοςhoutosthisG3778D-NSM ἐγενήθηegenēthēhas becomeG1096V-2AOI-3S κεφαλὴνkephalēnchiefG2776N-ASF γωνίας.gōniascorner.G1137N-GSF κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T ἐγένετοegenetowasG1096V-2ADI-3S αὕτη,hautēthis,G3778D-NSF ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S θαυμαστὴthaumastēmarvelousG2298A-NSF ὀφθαλμοῖςophthalmois[the] eyesG3788N-DPM ἡμῶν;¶hēmōnof us?’G3165P-1GP - Sal 118. 22-23
43 Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Hesorina aminareo ny fanjakan’ Andriamanitra ka homena izay firenena mahavokatra ny voany.
διὰdiaBecause ofG1223PREP ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀρθήσεταιarthēsetaiit will be taken awayG0142V-FPI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δοθήσεταιdothēsetaiit will be givenG1325V-FPI-3S ἔθνειethneito a peopleG1484N-DSN ποιοῦντιpoiountiproducingG4160GV-PAP-DSN καρποὺςkarpousfruitsG2590N-APM αὐτῆς.autēsof it.G0846P-GSF 44 Ary izay potraka amin’ ity vato ity dia ho torotoro, fa na zovy na zovy no hianjerany, dia ho mongomongo1.
πεσὼνpesōnhaving fallenG4098V-2AAP-NSM λίθονlithonstoneG3037N-ASM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM συνθλασθήσεται·sunthlasthēsetaiwill be broken;G4917V-FPI-3S πέσῃ,pesēit may fall,G4098V-2AAS-3S λικμήσειlikmēseiit will grind to powderG3039V-FAI-3S αὐτόν.¶autonhim.G0846P-ASM - Gr. haely toy ny vovoka.
45 Ary rehefa ren’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny Fariseo ny fanoharana nataon’ i Jesosy, dia fantany fa ny tenany no nolazainy amin’ izany.
ἀκούσαντεςakousanteshaving heardG0191V-AAP-NPM ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-NPM ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-NPM-T παραβολὰςparabolasparablesG3850N-APF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἔγνωσανegnōsanthey knewG1097V-2AAI-3P λέγει.legeiHe speaks.G3004GV-PAI-3S 46 Dia nitady hisambotra Azy izy, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon’ ny vahoaka ho mpaminany Jesosy.
ζητοῦντεςzētountesseekingG2212V-PAP-NPM κρατῆσαιkratēsaito lay hold ofG2902V-AAN ἐφοβήθησανephobēthēsanthey fearedG5399V-AOI-3P ὄχλους,ochlouscrowds,G3793N-APM προφήτηνprophētēna prophetG4396N-ASM εἶχον.¶eichonthey were holding.G2192V-IAI-3P