Chapter 23
1 Ary tamin’ izany Jesosy dia niteny tamin’ ny vahoaka sy tamin’ ny mpianany ka nanao hoe:
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐλάλησενelalēsenspokeG2980V-AAI-3S ὄχλοιςochloiscrowdsG3793N-DPM μαθηταῖςmathētaisdisciplesG3101N-DPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM 2 Eo amin’ ny fipetrahan’ i Mosesy no ipetrahan’ ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo;
λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ΜωϋσέωςMōuseōsMoses’G3475N-GSM-P καθέδραςkathedrasseatG2515N-GSF ἐκάθισανekathisansat downG2523V-AAI-3P γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM Φαρισαῖοι·PharisaioiPharisees;G5330N-NPM-T 3 koa amin’ izany, izay rehetra lazainy dia ataovy ka tandremo; fa aza mba manao araka ny asany, satria miteny ihany izy, nefa tsy manao.
πάνταpantaAll thingsG3956A-APN ὅσαhosaas much asG3745K-APN εἴπωσινeipōsinthey shall tellG2036V-2AAS-3P τηρεῖνtēreinto keepG5083GV-PAN ποιήσατεpoiēsatedo performG4160GV-AAM-2P τηρεῖτε.tēreitedo observe.G5083GV-PAM-2P αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ποιεῖτε·poieitedo perform;G4160GV-PAM-2P λέγουσινlegousinThey speakG3004GV-PAI-3P ποιοῦσιν.poiousinact.G4160GV-PAI-3P 4 Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin’ ny soroky ny olona, nefa ny tenany tsy mety manetsika izany na dia amin’ ny rantsan-tànany anankiray asa.
δεσμεύουσινdesmeuousinThey tie upG1195V-PAI-3P φορτίαphortiaburdensG5413N-APN βαρέαbareaheavyG0926A-APN δυσβάστακταdusbastaktahard to bearG1419A-APN ἐπιτιθέασινepititheasinlay [them]G2007V-PAI-3P ὤμουςōmousshouldersG5606N-APM ἀνθρώπων·anthrōpōnof men;G0444N-GPM αὐτοὶautoithemselvesG0846P-NPM δακτύλῳdaktulōfingerG1147N-DSM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM θέλουσινthelousinare they willingG2309V-PAI-3P κινῆσαιkinēsaito moveG2795V-AAN 5 Ary ny asany rehetra dia ataony mba ho hitan’ ny olona; fa ataony lehibe ny fylakiterany, ary ataony vaventy ny somotraviaviny.
αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ποιοῦσινpoiousinthey doG4160GV-PAI-3P πρὸςprosin orderG4314PREP θεαθῆναιtheathēnaito be seenG2300V-APN ἀνθρώποις·anthrōpoisby men;G0444N-DPM πλατύνουσινplatunousinThey broadenG4115V-PAI-3P φυλακτήριαphulaktēriaphylacteriesG5440N-APN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM μεγαλύνουσινmegalunousinenlargeG3170V-PAI-3P κράσπεδαkraspedatasselsG2899N-APN ἱματίωνhimatiōnof garmentsG2440N-GPN αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 6 Ary tia ny fitoerana aloha eo amin’ ny fanasana izy, sy ny fipetrahana aloha eo amin’ ny synagoga
φιλοῦσινphilousinThey loveG5368V-PAI-3P πρωτοκλισίανprōtoklisianchief placeG4411N-ASF δείπνοιςdeipnoisbanquetsG1173N-DPN πρωτοκαθεδρίαςprōtokathedriasfirst seatsG4410N-APF συναγωγαῖςsunagōgaissynagoguesG4864N-DPF 7 sy ny hoharabain’ ny olona eny an-tsena ary ny hataon’ ny olona hoe: Raby ô!
ἀσπασμοὺςaspasmousgreetingsG0783N-APM ἀγοραῖςagoraismarketplacesG0058N-DPF καλεῖσθαιkaleisthaito be calledG2564GV-PPN ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM ῥαββίrhabbiRabbiG4461N-NSM-T ῥαββί.rhabbiRabbi.G4461N-NSM-T 8 Fa ianareo kosa aza mba mety hatao hoe: Raby ô; fa iray ihany no mpampianatra anareo, ary ianareo rehetra dia mpirahalahy avokoa.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP κληθῆτεklēthētemay be calledG2564GV-APS-2P ῥαββί·rhabbiRabbi;G4461N-NSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP διδάσκαλοςdidaskalosTeacherG1320N-NSM-T Χριστός,ChristosChristG5547N-NSM-T πάντεςpantesallG3956A-NPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-NPM ἐστε.¶esteare.G1510V-PAI-2P 9 Ary aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra.
πατέραpaterafatherG3962N-ASM-T καλέσητεkalesētemay callG2564GV-AAS-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T οὐράνιος.ouraniosin heaven.G3770A-NSM 10 Ary aza mba mety hatao hoe mpitarika ianareo; fa iray ihany no Mpitarika anareo, dia Kristy.
μηδὲmēdeNeitherG3366CONJ-N κληθῆτεklēthētemay be calledG2564GV-APS-2P καθηγηταί,kathēgētaiinstructors,G2519N-NPM-T καθηγητὴςkathēgētēsinstructorG2519N-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐστινestinisG1510V-PAI-3S Χριστός.ChristosChrist.G5547N-NSM-T 11 Fa izay lehibe aminareo no ho mpanompo anareo.
μείζωνmeizōnthe greatestG3173A-NSM-C ὑμῶνhumōnamong youG4771P-2GP ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S διάκονος.diakonosservant.G1249N-NSM 12 Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.
ὅστιςhostisHe whoG3748R-NSM ὑψώσειhupsōseiwill exaltG5312V-FAI-3S ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM ταπεινωθήσεται,tapeinōthēsetaiwill be humbled,G5013V-FPI-3S ὅστιςhostiswhoeverG3748R-NSM ταπεινώσειtapeinōseiwill humbleG5013V-FAI-3S ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM ὑψωθήσεται.¶hupsōthēsetaiwill be exalted.G5312V-FPI-3S 13 Fa lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa arindrinareo eo anoloan’ ny olona ny fanjakan’ ny lanitra; fa ianareo tsy miditra, ary izay miditra dia tsy avelanareo hiditra1.
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-VPM ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-VPM-T ὑποκριταί,hupokritaihypocrites!G5273N-VPM κλείετεkleieteyou shut upG2808V-PAI-2P βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἀνθρώπων·anthrōpōnmen;G0444N-GPM ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP εἰσέρχεσθεeiserchestheenterG1525V-PNI-2P οὐδὲoudenor evenG3761CONJ-N εἰσερχομένουςeiserchomenousenteringG1525V-PNP-APM ἀφίετεaphietedo you allowG0863IV-PAI-2P εἰσελθεῖν.¶eiseltheinto go in.G1525V-2AAN - Ampio hoe:
14 (Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! Fa laninareo ny tranon’ ny mpitondratena, ary dia manao vavaka lavareny ho fiolahana ianareo; koa izany no hahazoanareo fahamelohana mafimafy kokoa.)
ὑμῖν,huminto youG4771P-2DP γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-VPM Φαρισαῖοι,PharisaioiPhariseesG5330N-VPM-T ὑποκριταί,hupokritaihypocritesG5273N-VPM κατεσθίετεkatesthieteyou devourG2719V-PAI-2P χηρῶν,chērōnwidowsG5503N-GPF προφάσειprophaseias a pretextG4392N-DSF προσευχόμενοι·proseuchomenoipraying;G4336V-PNP-NPM λήψεσθεlēpsestheyou will receiveG2983V-FDI-2P περισσότερονperissoteronmore excessiveG4055A-ASN-C κρίμα.krimajudgment.G2917N-ASN 15 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho proselyta; ary rehefa azonareo izy, dia ataonareo zanaky ny helo mihoatra indroa noho ianareo aza.
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-VPM ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-VPM-T ὑποκριταί,hupokritaihypocrites!G5273N-VPM περιάγετεperiageteyou traverseG4013V-PAI-2P θάλασσανthalassanseaG2281N-ASF ξηρὰνxērandry [land]G3584A-ASF ποιῆσαιpoiēsaito makeG4160GV-AAN προσήλυτον,prosēlutonconvert,G4339N-ASM γένηται,genētaihe may become [so],G1096V-2ADS-3S ποιεῖτεpoieiteyou makeG4160GV-PAI-2P γεέννηςgeennēsof hellG1067N-GSF-T διπλότερονdiploterontwofold moreG1362A-ASM-C ὑμῶν.¶humōnthan yourselves.G4771P-2GP 16 Lozanareo, mpitarika jamba izay manao hoe: Raha misy mianiana amin’ ny tempoly, dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin’ ny volamena amin’ ny tempoly, dia haningo-tena izy.
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ὁδηγοὶhodēgoiguidesG3595N-VPM τυφλοὶtuphloiblindG5185A-VPM οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-VPM ὀμόσῃomosēmay swearG3660V-AAS-3S οὐδένoudenno [thing]G3762A-NSN ἐστιν·estinit is;G1510V-PAI-3S ὀμόσῃomosēmay swearG3660V-AAS-3S χρυσῷchrusōgoldG5557N-DSM ναοῦ,naoutempleG3485N-GSM ὀφείλει.opheileiis bound.G3784V-PAI-3S 17 Ry adala sy jamba! iza no lehibe, ny volamena va, sa ny tempoly izay nahamasina ny volamena?
μωροὶmōroiFoolishG3474A-VPM τυφλοί,tuphloiblind!G5185A-VPM μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S χρυσὸςchrusosgoldG5557N-NSM ἁγιάσαςhagiasasis sanctifyingG0037V-AAP-NSM χρυσόν;chrusongold?G5557N-ASM 18 Ary koa: Raha misy mianiana amin’ ny alitara, dia tsy mampaninona izany; fa raha misy mianiana amin’ ny fanatitra eo amboniny, dia haningo-tena izy.
καὶkaiAnd [you say]G2532CONJ ὀμόσῃomosēshall swearG3660V-AAS-3S θυσιαστηρίῳ,thusiastēriōaltar,G2379N-DSN οὐδένoudenno [thing]G3762A-NSN ἐστιν·estinit is;G1510V-PAI-3S ὀμόσῃomosēshall swearG3660V-AAS-3S ὀφείλει.opheileiis bound.G3784V-PAI-3S 19 Ry jamba! iza no lehibe, ny fanatitra, sa ny alitara izay mahamasina ny fanatitra?
μωροὶmōroifoolishG3474A-VPM τυφλοί,tuphloiYou blind men!G5185A-VPM μεῖζον,meizon[is] greater,G3173A-NSN-C θυσιαστήριονthusiastērionaltarG2379N-NSN ἁγιάζονhagiazonis sanctifyingG0037V-PAP-NSN δῶρον;dōrongift?G1435N-ASN 20 Koa amin’ izany, izay mianiana amin’ ny alitara, dia mianiana aminy mbamin’ ny zavatra rehetra izay eo amboniny.
ὀμόσαςomosashaving swornG3660V-AAP-NSM θυσιαστηρίῳthusiastēriōaltarG2379N-DSN ὀμνύειomnueiswearsG3660V-PAI-3S πᾶσινpasinall thingsG3956A-DPN τοῖςtoisthat [are]G3588T-DPN 21 Ary izay mianiana amin’ ny tempoly dia mianiana aminy mbamin’ izay mitoetra ao anatiny.
ὀμόσαςomosashaving swornG3660V-AAP-NSM ὀμνύειomnueiswearsG3660V-PAI-3S κατοικοῦντιkatoikountidwellingG2730V-PAP-DSM αὐτόν,autonin it,G0846P-ASM 22 Ary izay mianiana amin’ ny lanitra dia mianiana amin’ ny seza fiandrianan’ Andriamanitra mbamin’ izay mipetraka eo amboniny.
ὀμόσαςomosashaving swornG3660V-AAP-NSM οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM ὀμνύειomnueiswearsG3660V-PAI-3S θρόνῳthronōthroneG2362N-DSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καθημένῳkathēmenōsittingG2521V-PNP-DSM αὐτοῦ.¶autouit.G0846P-GSM 23 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandoa ny fahafolon’ ny solila sy ny aneta ary ny komina1 ianareo, nefa navelanareo izay lehibe amin’ ny lalàna, dia ny rariny sy ny famindram-po ary ny finoana; ireto tokony ho nataonareo, nefa tsy tokony havelanareo ireroana.
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-VPM ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-VPM-T ὑποκριταί,hupokritaihypocrites!G5273N-VPM ἀποδεκατοῦτεapodekatouteyou pay tithes ofG0586V-PAI-2P ἡδύοσμονhēduosmonmintG2238N-ASN ἄνηθονanēthondillG0432N-ASN κύμινονkuminoncuminG2951N-ASN ἀφήκατεaphēkateyou have neglectedG0863GV-AAI-2P βαρύτεραbaruteraweightier [matters]G0926A-APN-C νόμου,nomoulaw,G3551N-GSM κρίσινkrisinjusticeG2920N-ASF ἔλεοςeleosmercyG1656N-ASN πίστιν·pistinfaithfulness;G4102HN-ASF ταῦταtautaTheseG3778D-APN ἔδειedeiit was necessaryG1163V-IAI-3S ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN κἀκεῖναkakeinathoseG2532CONJ + G1565 ἀφιέναι.aphienaito be leaving aside.G0863GV-PAN - Anaran-java-maniry ireo.
24 Ry mpitarika jamba! tantavaninareo ny moka, nefa atelinareo ny rameva.
ὁδηγοὶhodēgoiGuidesG3595N-VPM τυφλοί,tuphloiblind!G5185A-VPM οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM διϋλίζοντεςdiulizontesstraining outG1368V-PAP-VPM κώνωπα,kōnōpagnat,G2971N-ASM κάμηλονkamēloncamelG2574N-ASF καταπίνοντες.¶katapinontesswallowing!G2666V-PAP-VPM 25 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa diovinareo ny vohon’ ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatiny dia feno rombaka sy tsi-fahononana.
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-VPM ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-VPM-T ὑποκριταί,hupokritaihypocrites!G5273N-VPM καθαρίζετεkatharizeteyou cleanseG2511V-PAI-2P ἔξωθενexōthenoutsideG1855PREP ποτηρίουpotērioucupG4221N-GSN παροψίδος,paropsidosdish,G3953N-GSF ἔσωθενesōtheninwardlyG2081ADV γέμουσινgemousinthey are fullG1073V-PAI-3P ἁρπαγῆςharpagēsgreedG0724N-GSF ἀκρασίας.akrasiasself-indulgence.G0192N-GSF 26 Ry Fariseo jamba! diovy aloha ny atin’ ny kapoaka sy ny lovia, mba ho madio koa ny vohony.
ΦαρισαῖεPharisaiePhariseeG5330N-VSM-T τυφλέ,tuphleblind!G5185A-VSM καθάρισονkatharisondo cleanseG2511V-AAM-2S ἐντὸςentosinsideG1787PREP ποτηρίουpotērioucupG4221N-GSN παροψίδοςparopsidosdishG3953N-GSF γένηταιgenētaimay becomeG1096V-2ADS-3S ἐκτὸςektosoutsideG1622PREP αὐτοῦautouof itG0846P-GSN καθαρόν.¶katharonclean.G2513A-NSN 27 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy, izay miseho tsara tarehy eo ivelany, nefa ny ao anatiny dia feno taolan’ ny maty mbamin’ ny fahalotoana rehetra.
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-VPM ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-VPM-T ὑποκριταί,hupokritaihypocrites!G5273N-VPM παρομοιάζετεparomoiazeteyou resembleG3945V-PAI-2P τάφοιςtaphoistombsG5028N-DPM κεκονιαμένοιςkekoniamenoiswhitewashedG2867V-RPP-DPM οἵτινεςoitineswhichG3748R-NPM ἔξωθενexōthenoutsideG1855PREP φαίνονταιphainontaiappearG5316V-PEI-3P ὡραῖοι,hōraioibeautiful,G5611A-NPM ἔσωθενesōthenInsideG2081ADV γέμουσινgemousinthey are fullG1073V-PAI-3P ὀστέωνosteōnof bonesG3747N-GPN νεκρῶνnekrōnof [the] deadG3498A-GPM πάσηςpasēsof allG3956A-GSF ἀκαθαρσίας.akatharsiasimpurity.G0167N-GSF 28 Dia tahaka izany koa ianareo: raha amin’ ny eo ivelany dia miseho amin’ ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsaram-belatsihy sy tsi-fankatoavan-dalàna.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἔξωθενexōthenoutsideG1855PREP φαίνεσθεphainestheappearG5316V-PEI-2P ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM δίκαιοι,dikaioirighteous,G1342A-NPM ἔσωθενesōtheninwardlyG2081ADV ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P μεστοὶmestoifullG3324A-NPM ὑποκρίσεωςhupokriseōsof hypocrisyG5272N-GSF ἀνομίας.¶anomiaslawlessness.G0458N-GSF 29 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa manao ny fasan’ ny mpaminany ianareo sady manisy haingony ny rarivatom-pasan’ ny olona marina,
ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-VPM ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-VPM-T ὑποκριταί,hupokritaihypocrites!G5273N-VPM οἰκοδομεῖτεoikodomeiteyou buildG3618V-PAI-2P τάφουςtaphoustombsG5028N-APM προφητῶνprophētōnprophetsG4396N-GPM κοσμεῖτεkosmeiteadornG2885V-PAI-2P μνημεῖαmnēmeiamonumentsG3419N-APN δικαίωνdikaiōnrighteousG1342A-GPM 30 ka hoy ianareo: Raha niara-belona tamin’ ny razanay izahay, dia tsy mba nikambana taminy handatsa-drà ny mpaminany.
λέγετε·legeteyou say;G3004GV-PAI-2P ἤμεθαēmethawe wereG1510V-IMI-1P ἡμέραιςhēmeraisdaysG2250N-DPF πατέρωνpaterōnfathersG3962N-GPM ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ἤμεθαēmethawe were ourselves beingG1510V-IMI-1P αὐτῶνautōnwith themG0846P-GPM κοινωνοὶkoinōnoipartakersG2844N-NPM προφητῶν,prophētōnprophets,G4396N-GPM 31 Ka dia miampanga tena ianareo fa zanak’ izay namono ny mpaminany.
μαρτυρεῖτεmartureiteyou bear witnessG3140V-PAI-2P ἑαυτοῖςhe'autoisto yourselvesG1438F-2DPM ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P φονευσάντωνphoneusantōnhaving murderedG5407V-AAP-GPM προφήτας·prophētasprophets;G4396N-APM 32 Ary ianareo koa dia mamenoa ny famaran’ ny razanareo.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP πληρώσατεplērōsatedo fill upG4137V-AAM-2P μέτρονmetronmeasureG3358N-ASN πατέρωνpaterōnfathersG3962N-GPM ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP 33 Ry bibilava, taranaky ny menarana, hataonareo ahoana no fandositra ny fanamelohana ho any amin’ ny helo?
ὄφειςopheisSerpentsG3789N-VPM γεννήματαgennēmataOffspringG1081GN-VPN ἐχιδνῶν,echidnōnof vipers!G2191N-GPF φύγητεphugēteshall you escapeG5343V-2AAS-2P κρίσεωςkriseōssentenceG2920N-GSF γεέννης;geennēsof hell?G1067N-GSF-T 34 Ary noho izany, indro, Izaho maniraka mpaminany sy olon-kendry ary mpanora-dalàna ho atỳ aminareo; koa ny sasany hovonoinareo sy hohomboanareo amin’ ny hazo fijaliana, ary ny sasany hokapohinareo ao amin’ ny synagoganareo sy henjehinareo mitety vohitra,―
διὰdiaBecause ofG1223PREP ἀποστέλλωapostellōsendG0649V-PAI-1S προφήταςprophētasprophetsG4396N-APM σοφοὺςsophouswise [men]G4680A-APM γραμματεῖς·grammateisscribes;G1122N-APM ἀποκτενεῖτεapokteneiteyou will killG0615V-FAI-2P σταυρώσετεstaurōsetewill crucifyG4717V-FAI-2P καὶkaiand [some]G2532CONJ μαστιγώσετεmastigōseteyou will flogG3146V-FAI-2P συναγωγαῖςsunagōgaissynagoguesG4864N-DPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP διώξετεdiōxetewill persecuteG1377V-FAI-2P πόλεωςpoleōstownG4172N-GSF πόλιν·polintown;G4172N-ASF 35 mba hanody anareo ny rà marina rehetra, izay nalatsaka tambonin’ ny tany, hatramin’ ny ran’ i Abela marina ka hatramin’ ny ran’ i Zakaria, zanak’ i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ ny tempoly sy ny alitara.
ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S πᾶνpanall [the]G3956A-NSN δίκαιονdikaionrighteousG1342A-NSN ἐκχυννόμενονekchunnomenonbeing poured outG1632V-PPP-NSN αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN ἍβελHabelof AbelG0006N-GSM-P δικαίουdikaiourighteousG1342A-GSM αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN ΖαχαρίουZachariouof ZechariahG2197GN-GSM-P ΒαραχίουBarachiouof BerekiahG0914N-GSM-P ἐφονεύσατεephoneusateyou murderedG5407V-AAI-2P μεταξὺmetaxubetweenG3342PREP θυσιαστηρίου.thusiastērioualtar.G2379N-GSN 36 Lazaiko aminareo marina tokoa: Hanody ity taranaka ity izany rehetra izany.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἥξειhēxeiwill comeG2240V-FAI-3S ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN γενεὰνgeneangenerationG1074N-ASF ταύτην.¶tautēnthis.G3778D-ASF 37 Ry Jerosalema, ry Jerosalema, izay mamono ny mpaminany sy mitora-bato izay irahina ho aminao, impiry Aho no ta-hanangona ny zanakao, tahaka ny fanomban’ ny akoho ny zanany ao ambanin’ ny elany, fa tsy nety ianareo!
ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-VSF-L ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-VSF-L ἡhēyou who [are]G3588T-VSF ἀποκτείνουσαapokteinousakillingG0615V-PAP-VSF προφήταςprophētasprophetsG4396N-APM λιθοβολοῦσαlithobolousastoningG3036V-PAP-VSF ἀπεσταλμένουςapestalmenoussentG0649V-RPP-APM αὐτήν,autēnher!G0846P-ASF ποσάκιςposakisHow oftenG4212ADV ἠθέλησαēthelēsaI wantedG2309V-AAI-1S ἐπισυναγαγεῖνepisunagageinto gathered togetherG1996V-2AAN τέκναteknachildrenG5043N-APN τρόπονtroponwayG5158N-ASM ὄρνιςornisa henG3733N-NSF ἐπισυνάγειepisunageigathers togetherG1996V-PAI-3S νοσσίαnossiachicksG3556N-APN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF πτέρυγας,pterugaswings,G4420N-APF ἠθελήσατε;ēthelēsateyou were willing?G2309V-AAI-2P 38 Indro, avela ho lao ho anareo ny tranonareo.
ἀφίεταιaphietaiis leftG0863GV-PPI-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔρημος.erēmosdesolate!G2048A-NSM 39 Fa lazaiko aminareo: Hatramin’ izao dia tsy hahita Ahy tokoa ianareo mandra-pilazanareo hoe: Isaorana anie Izay avy amin’ ny anaran’ i Jehovah.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἴδητεidēteshall you seeG1492HV-2AAS-2P εἴπητε·eipēteyou may say;G2036V-2AAS-2P εὐλογημένοςeulogēmenosBlessed [is]G2127V-RPP-NSM ἐρχόμενοςerchomenoscomingG2064V-PNP-NSM ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN κυρίου.¶kuriouof [the] Lord.’G2962GN-GSM-T