Chapter 10
1 Ary nony afaka izany, ny Tompo nanendry olona hafa koa, dia fito-polo lahy, ka naniraka azy tsiroaroa hialoha Azy any amin’ ny tanàna sy ny tany rehetra izay efa halehany.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἀνέδειξενanedeixenappointedG0322V-AAI-3S ἑτέρουςheterousothersG2087A-APM ἑβδομήκονταhebdomēkontaseventyG1440A-NUI ἀπέστειλενapesteilensentG0649V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM προσώπουprosōpou[the] faceG4383N-GSN αὐτοῦautouof HimselfG0846P-GSM πᾶσανpasaneveryG3956A-ASF τόπονtoponplaceG5117N-ASM ἤμελλενēmellenwas soonG3195V-IAI-3S αὐτὸςautosHe HimselfG0846P-NSM ἔρχεσθαι.erchesthaito go.G2064V-PNN 2 Ary hoy Izy taminy: Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin’ izany mangataha amin’ ny Tompon’ ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.
ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S αὐτούς·autousthem;G0846P-APM θερισμὸςtherismosharvest [is]G2326N-NSM πολύς,polusplentiful,G4183A-NSM ἐργάταιergataithe workmenG2040N-NPM ὀλίγοι·oligoi[are] few;G3641A-NPM δεήθητεdeēthētedo pray earnestlyG1189V-AOM-2P θερισμοῦtherismouharvestG2326N-GSM ἐργάταςergatasworkmenG2040N-APM ἐκβάλῃekbalēHe may send outG1544V-2AAS-3S θερισμὸνtherismonharvestG2326N-ASM αὐτοῦ.¶autouof Him.G0846P-GSM 3 Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak’ ondry eo ampovoan’ ny amboadia1.
ὑπάγετε·hupagetedo go;G5217V-PAM-2P ἀποστέλλωapostellōI send forthG0649V-PAI-1S ἄρναςarnaslambsG0704N-APM μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN λύκων.lukōnof wolves.G3074N-GPM - lopa.
4 Aza mitondra kitapom-bola, na kitapom-batsy, na kapa; ary aza miarahaba olona akory eny an-dalana.
βαστάζετεbastazetedo carryG0941V-PAM-2P βαλλάντιονballantionpurseG0905N-ASN ὑποδήματα,hupodēmatasandals,G5266N-APN μηδέναmēdenano oneG3367A-ASM-N ἀσπάσησθε.aspasēsthemay greet.G0782V-ADS-2P 5 Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin’ ity trano ity.
εἰσέλθητεeiselthēteyou may enterG1525V-2AAS-2P λέγετε·legetedo say:G3004GV-PAM-2P εἰρήνηeirēnēPeaceG1515N-NSF τούτῳ.toutōthis.G3778D-DSM 6 Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany izany.
εἰρήνης,eirēnēsof peace,G1515N-GSF ἐπαναπαήσεταιepanapaēsetaiwill restG1879V-2FPI-3S εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP ἀνακάμψει.anakampseiit will return.G0344V-FAI-3S 7 Ary mitoera ao amin’ izany trano izany, ka mihinàna sy misotroa izay zavatra omeny; fa ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany. Aza mifindrafindra trano.
αὐτῇautēa[the] sameG0846P-DSF μένετεmenetedo remainG3306V-PAM-2P ἐσθίοντεςesthionteseatingG2068V-PAP-NPM πίνοντεςpinontesdrinkingG4095V-PAP-NPM τὰtathe [things supplied]G3588T-APN αὐτῶν·autōnthem;G0846P-GPM ἄξιοςaxiosworthy [is]G0514A-NSM ἐργάτηςergatēsworkmanG2040N-NSM μισθοῦmisthouwagesG3408N-GSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S μεταβαίνετεmetabainetedo moveG3327V-PAM-2P οἰκίαν.oikianhouse.G3614GN-ASF 8 Ary izay tanàna iakaranareo, ka mandray anareo ny olona, dia hano izay zavatra aroso eo anoloanareo.
εἰσέρχησθε,eiserchēstheyou may enter,G1525V-PNS-2P δέχωνταιdechōntaithey may receiveG1209V-PNS-3P ἐσθίετεesthietedo eatG2068V-PAM-2P τὰtathe [things]G3588T-APN παρατιθέμεναparatithemenaset beforeG3908V-PPP-APN 9 Ary sitrano izay marary ao, ka lazao amin’ ny olona hoe: Efa mby akaiky anareo ny fanjakan’ Andriamanitra.
θεραπεύετεtherapeuetedo healG2323V-PAM-2P ἀσθενεῖςastheneis[the] sickG0772HA-APM λέγετεlegetedo sayG3004GV-PAM-2P αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἤγγικενēngikenHas drawn nearG1448V-RAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 10 Fa izay tanàna iakaranareo, ka tsy mandray anareo kosa ny olona, dia mankanesa eo amin’ ny lalambe, ka lazao hoe:
εἰσέλθητε,eiselthēteyou may enter,G1525V-2AAS-2P δέχωνταιdechōntaithey may receiveG1209V-PNS-3P ἐξελθόντεςexelthonteshaving gone outG1831V-2AAP-NPM πλατείαςplateiasstreetsG4116N-APF αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF εἴπατε·eipatedo say;G2036V-2AAM-2P 11 Ny vovoky ny tanànanareo aza, izay miraikitra amin’ ny tongotray, dia fafànay hiampanga anareo; nefa aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky anareo ny fanjakan’ Andriamanitra.
κονιορτὸνkoniortondustG2868N-ASM κολληθένταkollēthentahaving clungG2853V-APP-ASM πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀπομασσόμεθαapomassomethawe wipe offG0631V-PMI-1P ὑμῖν·huminagainst you;G4771P-2DP γινώσκετεginōsketedo knowG1097V-PAM-2P ἤγγικενēngikenhas drawn nearG1448V-RAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 12 Lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’ i Sodoma amin’ izany andro izany noho ny ho amin’ izany tanàna izany.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ΣοδόμοιςSodomoisfor SodomG4670N-DPN-L ἐκείνῃekeinēthatG1565D-DSF ἀνεκτότερονanektoteronmore tolerableG0414A-NSN-C ἔσταιestaiit will beG1510V-FDI-3S ἐκείνῃ.¶ekeinēfor that.G1565D-DSF 13 Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin’ ny lavenona.
Χοραζίν,ChorazinChorazin!G5523N-VSF-L Βηθσαϊδά·BēthsaidaBethsaida!G0966N-VSF-L ΣιδῶνιSidōniSidonG4605N-DSF-L ἐγενήθησανegenēthēsanhad beenG1096V-2AOI-3P δυνάμειςdunameismiraclesG1411N-NPF γενόμεναιgenomenaihaving taken placeG1096V-2ADP-NPF πάλαιpalailong agoG3819ADV σάκκῳsakkōsackclothG4526N-DSM σποδῷspodōashesG4700N-DSF καθήμενοιkathēmenoisittingG2521V-PNP-NPM μετενόησαν.metenoēsanthey would have repented.G3340V-AAI-3P 14 Fa ho moramora kokoa ny ho amin’ i Tyro sy Sidona amin’ ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
ΤύρῳTurōfor TyreG5184N-DSF-L ΣιδῶνιSidōnifor SidonG4605N-DSF-L ἀνεκτότερονanektoteronmore tolerableG0414A-NSN-C ἔσταιestaiwill it beG1510V-FDI-3S κρίσειkriseijudgmentG2920N-DSF ὑμῖν.huminfor you.G4771P-2DP 15 Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Haetry hatrany amin’ ny fiainan-tsi-hita1 ianao.
σὺsuyou yourselfG4771P-2NS ΚαφαρναοὺμKapharnaoumCapernaumG2584N-VSF-L οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ὑψωθήσῃ;hupsōthēsēwill you be lifted up?G5312V-FPI-2S ᾅδουhadouHadesG0086N-GSM-L καταβήσῃ.¶katabēsēyou will be brought down.G2597V-FDI-2S - Gr. Hadesy.
16 Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy.
ἀκούωνakouōnhearingG0191V-PAP-NSM ἀκούει,akoueihears,G0191V-PAI-3S ἀθετῶνathetōnrejectingG0114V-PAP-NSM ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ἀθετεῖ·atheteirejects;G0114V-PAI-3S ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ἀθετῶνathetōnrejectingG0114V-PAP-NSM ἀθετεῖatheteihe rejectsG0114V-PAI-3S τὸνtonthe [One]G3588T-ASM ἀποστείλαντάaposteilantahaving sentG0649V-AAP-ASM 17 Ary ny fito-polo lahy niverina tamin’ ny fifaliana ka nanao hoe: Tompo ô, na dia ny demonia aza dia manaiky anay noho ny anaranao.
ὙπέστρεψανHupestrepsanReturnedG5290V-AAI-3P ἑβδομήκονταhebdomēkontaseventyG1440A-NUI λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM δαιμόνιαdaimoniademonsG1140N-NPN ὑποτάσσεταιhupotassetaiare subjectG5293V-PPI-3S ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN 18 Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an’ i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἐθεώρουνetheōrounI was beholdingG2334V-IAI-1S σατανᾶνsatananSatanG4567N-ASM-T ἀστραπὴνastrapēnlightningG0796N-ASF οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM πεσόντα.pesontahaving fallen.G4098V-2AAP-ASM 19 Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan’ ny fahavalo ianareo, ka tsy hisy hampaninona anareo akory.
δέδωκαdedōkaI have givenG1325V-RAI-1S ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF πατεῖνpateinto treadG3961V-PAN ὄφεωνopheōnserpentsG3789N-GPM σκορπίωνskorpiōnscorpionsG4651N-GPM δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF ἐχθροῦ,echthrouenemy,G2190N-GSM οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-NSN ἀδικήσῃ.adikēsēmay injure.G0091V-AAS-3S 20 Kanefa aza mifaly ianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.
χαίρετεchairetedo rejoiceG5463V-PAM-2P πνεύματαpneumataspiritsG4151GN-NPN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὑποτάσσεται·hupotassetaiare subjected;G5293V-PPI-3S χαίρετεchairetedo rejoiceG5463V-PAM-2P ὀνόματαonomatanamesG3686N-NPN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐγγέγραπταιengegraptaihave been writtenG1449V-RPI-3S οὐρανοῖς.¶ouranoisheavens.G3772N-DPM 21 Ary tamin’ izany ora izany dia ravoravo tamin’ ny Fanahy Masìna Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko ô, Tompon’ ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin’ ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin’ ny zaza madinika; eny, Raiko, fa izany no sitrakao.
αὐτῇautēa[the] sameG0846P-DSF ἠγαλλιάσατοēgalliasatoHe rejoicedG0021V-ADI-3S πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ἐξομολογοῦμαίexomologoumaiI fully consentG1843V-PMI-1S πάτερ,paterFather,G3962N-VSM-T οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἀπέκρυψαςapekrupsasYou have hiddenG0613V-AAI-2S ταῦταtautathese thingsG3778D-APN σοφῶνsophōnwiseG4680A-GPM συνετῶνsunetōnintelligentG4908A-GPM ἀπεκάλυψαςapekalupsasrevealedG0601V-AAI-2S νηπίοις.nēpioisto little children.G3516A-DPM πατήρ,patērFather,G3962N-VSM-T εὐδοκίαeudokiawell-pleasingG2107N-NSF ἐγένετοegenetowas itG1096V-2ADI-3S ἔμπροσθένemprosthenbeforeG1715PREP 22 Ny zavatra rehetra dia efa natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa-tsy ny Ray, ary ny Ray afa-tsy ny Zanaka sy izay tian’ ny Zanaka hanehoana Azy.
στραφείςstrapheishaving turnedG4762V-2APP-NSM μαθητάςmathētasdisciplesG3101N-APM εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN παρεδόθηparedothēwas deliveredG3860V-API-3S πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου,mouof Mine,G3165P-1GS οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM γινώσκειginōskeiknowsG1097V-PAI-3S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πατήρ,patērFather,G3962N-NSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T βούληταιboulētaishall resolveG1014V-PNS-3S ἀποκαλύψαι.¶apokalupsaito reveal [Him].G0601V-AAN 23 Ary nitodika tamin’ ny mpianany Izy, dia nilaza taminy manokana hoe: Sambatra ny maso mahita izay hitanareo.
στραφεὶςstrapheishaving turnedG4762V-2APP-NSM μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM ἰδίανidianprivateG2398A-ASF εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S μακάριοιmakarioiBlessed [are]G3107A-NPM ὀφθαλμοὶophthalmoieyesG3788N-NPM βλέποντεςblepontesare seeingG0991V-PAP-NPM βλέπετε·blepeteyou see!G0991V-PAI-2P 24 Fa lazaiko aminareo fa mpaminany sy mpanjaka maro no naniry hahita izay hitanareo, fa tsy nahita, ary naniry nahare izay renareo, fa tsy nahare.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM προφῆταιprophētaiprophetsG4396N-NPM βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM ἠθέλησανēthelēsandesiredG2309V-AAI-3P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP βλέπετεblepeteseeG0991V-PAI-2P εἶδαν,eidansaw,G1492HV-2AAI-3P ἀκοῦσαιakousaito hearG0191V-AAN ἀκούετεakoueteyou hearG0191V-PAI-2P ἤκουσαν.¶ēkousanheard.G0191V-AAI-3P 25 Ary, indro, nisy mpahay lalàna anankiray nitsangana ka naka fanahy an’ i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?
νομικόςnomikosa lawyerG3544A-NSM ἀνέστηanestēstood upG0450V-2AAI-3S ἐκπειράζωνekpeirazōntestingG1598V-PAP-NSM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM διδάσκαλε,didaskaleTeacher,G1320N-VSM-T ποιήσαςpoiēsashaving doneG4160GV-AAP-NSM αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASF κληρονομήσω;klēronomēsōwill I inherit?G2816V-FAI-1S 26 Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin’ ny lalàna? Manao ahoana no famakinao azy?
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM γέγραπται;gegraptaihas been written?G1125V-RPI-3S ἀναγινώσκεις;¶anaginōskeisread you?G0314V-PAI-2S 27 Ary izy namaly ka nanao hoe: Tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra1; ary, Tiava ny namanao tahaka ny tenanao2.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ἀγαπήσειςagapēseis'You will loveG0025V-FAI-2S κύριονkurion[the] LordG2962GN-ASM-T καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF ἰσχύϊischuistrengthG2479N-DSF διανοίᾳdianoiamindG1271N-DSF σου,souof you’,G4771P-2GS πλησίονplēsionneighbourG4139ADV σεαυτόν.¶seautonyourself.’G4771F-2ASM - Deo 6. 5
- Lev 19. 18
28 Ary hoy Jesosy taminy: Marina ny navalinao; ataovy izany, dia ho velona ianao.
ΕἶπενEipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ὀρθῶςorthōsCorrectlyG3723ADV ἀπεκρίθης·apekrithēsyou have answered;G0611V-ADI-2S ποίειpoieido performG4160GV-PAM-2S ζήσῃ.¶zēsēyou will live.G2198V-FDI-2S 29 Fa izy ta-hanamarina ny tenany ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Iza ary no namako?
θέλωνthelōndesiringG2309V-PAP-NSM δικαιῶσαιdikaiōsaito justifyG1344V-AAN ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM εἶπενeipenhe saidG2036V-2AAI-3S Ἰησοῦν·IēsounJesus;G2424GN-ASM-P ἐστίνestinisG1510V-PAI-3S πλησίον;plēsionneighbour?G4139ADV 30 Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Nisy lehilahy anankiray nidina avy tany Jerosalema hankany Jeriko ka azon’ ny jiolahy, dia nendahany ny lambany, sady nokapohiny izy, dia nilaozany, rehefa saiky maty.
ὑπολαβὼνhupolabōnHaving taken [it] upG5274V-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ἄνθρωπόςanthrōposA manG0444N-NSM κατέβαινενkatebainenwas going downG2597V-IAI-3S ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-GSF-L ἸεριχὼIerichōJerichoG2410N-ASF-L λῃσταῖςlēstaisrobbersG3027N-DPM περιέπεσενperiepesenfell amongG4045V-2AAI-3S ἐκδύσαντεςekdusanteshaving strippedG1562V-AAP-NPM πληγὰςplēgaswoundsG4127N-APF ἐπιθέντεςepithenteshaving inflictedG2007V-2AAP-NPM ἀπῆλθονapēlthonthey went awayG0565V-2AAI-3P ἀφέντεςaphenteshaving left [him]G0863GV-2AAP-NPM ἡμιθανῆhēmithanēhalf deadG2253A-ASM τυγχάνοντα.tugchanontastate.G5177V-PAP-ASM 31 Ary sendra nisy mpisorona anankiray nidina tamin’ izany lalana izany; ary raha nahita an-dralehilahy izy, dia nandalo azy.
συγκυρίανsugkurianchanceG4795N-ASF ἱερεύςhi'ereusa priestG2409N-NSM κατέβαινενkatebainenwas going downG2597V-IAI-3S ἐκείνῃ,ekeinēthat,G1565D-DSF ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἀντιπαρῆλθεν.antiparēlthenhe passed by opposite.G0492V-2AAI-3S 32 Ary toy izany koa ny Levita anankiray, izay tonga teo, dia nahita azy, nefa nandalo koa.
ὁμοίωςhomoiōsLikewiseG3668ADV ΛευίτηςLeuitēsa LeviteG3019N-NSM-PG γενόμενοςgenomenoshaving comeG1096V-2ADP-NSM ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ἰδὼνidōnhaving seen [him]G1492HV-2AAP-NSM ἀντιπαρῆλθεν.antiparēlthenpassed by opposite.G0492V-2AAI-3S 33 Fa nisy kosa Samaritana anankiray nandeha tamin’ ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy, dia onena.
ΣαμαρίτηςSamaritēsA SamaritanG4541N-NSM-LG ὁδεύωνhodeuōnjourneyingG3593V-PAP-NSM ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S αὐτόν,autonhim,G0846P-ASM ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἐσπλαγχνίσθη,esplagchnisthēwas moved with compassion,G4697V-AOI-3S 34 Dia nanatona izy, ka nofeheziny ny feriny, sady nasiany diloilo sy divay; dia nampitaingeniny tamin’ ny bibiny izy, ka nentiny ho any amin’ ny tranom-bahiny, dia notsaboiny.
προσελθὼνproselthōnhaving approachedG4334V-2AAP-NSM κατέδησενkatedēsenhe bound upG2611V-AAI-3S τραύματαtraumatawoundsG5134N-APN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐπιχέωνepicheōnpouring onG2022V-PAP-NSM ἔλαιονelaionoilG1637N-ASN οἶνον.oinonwine.G3631N-ASM ἐπιβιβάσαςepibibasashaving putG1913V-AAP-NSM ἴδιονidion[his] ownG2398A-ASN κτῆνοςktēnosbeastG2934N-ASN ἤγαγενēgagenhe broughtG0071V-2AAI-3S πανδοχεῖονpandocheionan innG3829N-ASN ἐπεμελήθηepemelēthētook careG1959V-AOI-3S αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 35 Ary nony ampitson’ iny, dia naka denaria roa izy, ka nomeny ny tompon’ ny tranom-bahiny, sady nanao taminy hoe: Tsaboy izy; ary na hoatrinona na hoatrinona no laninao mihoatra noho ireto dia honerako, rehefa miverina aho.
αὔριονaurionnext dayG0839ADV ἐξελθώνexelthōnhaving gone outG1831V-2AAP-NSM ἐκβαλὼνekbalōnhaving taken outG1544V-2AAP-NSM ἔδωκενedōkenhe gave [them]G1325V-AAI-3S δηνάριαdēnariadenariiG1220N-APN πανδοχεῖpandocheiinnkeeperG3830N-DSM εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him:G0846P-DSM ἐπιμελήθητιepimelēthētido take careG1959V-APM-2S αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM προσδαπανήσῃς,prosdapanēsēsyou may expend,G4325V-AAS-2S ἐπανέρχεσθαίepanerchesthaireturningG1880V-PNN ἀποδώσωapodōsōwill repayG0591V-FAI-1S 36 Iza moa amin’ izy telo lahy no ataonao ho naman’ ilay azon’ ny jiolahy?
τούτωνtoutōnof theseG3778D-GPM τριῶνtriōnthreeG5140A-GPM πλησίονplēsiona neighbourG4139ADV δοκεῖdokeiseemsG1380V-PAI-3S γεγονέναιgegonenaito have beenG1096V-2RAN τοῦtouof the [one]G3588T-GSM ἐμπεσόντοςempesontosfallingG1706V-2AAP-GSM λῃστάς;lēstasrobbers?G3027N-APM 37 Ary hoy izy: Ilay niantra azy. Dia hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ka mba manaova toy izany koa.
εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ποιήσαςpoiēsashaving shownG4160GV-AAP-NSM ἔλεοςeleoscompassionG1656N-ASN αὐτοῦ.autouhim.G0846P-GSM εἶπενeipenSaidG2036V-2AAI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P πορεύου,poreuoudo goG4198V-PNM-2S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS ποίειpoieido actG4160GV-PAM-2S ὁμοίως.¶homoiōslikewise.G3668ADV 38 Ary raha nandeha izy ireo, dia niditra teo amin’ ny vohitra anankiray Jesosy; ary nisy vehivavy anankiray atao hoe Marta nampiantrano Azy ho ao an-tranony.
ἘγένετοEgenetoit came to passG1096V-2ADI-3S πορεύεσθαιporeuesthaiproceedingG4198V-PNN αὐτοὺςautousof themG0846P-APM αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM εἰσῆλθενeisēlthenenteredG1525V-2AAI-3S κώμηνkōmēna villageG2968N-ASF τινά.tinacertain.G5100X-ASF ὀνόματιonomatinamedG3686N-DSN ΜάρθαMarthaMarthaG3136N-NSF-P ὑπεδέξατοhupedexatoreceivedG5264V-ADI-3S αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF 39 Ary izy nanana rahavavy atao hoe Maria, izay nipetraka teo anilan’ ny tongotry ny Tompo ka nihaino ny teniny.
ἀδελφὴadelphēa sisterG0079N-NSF καλουμένηkaloumenēbeing calledG2564GV-PPP-NSF Μαριάμ.MariamMary.G3137JN-NSF-P παρακαθεσθεῖσαparakathestheisahaving sat downG3869V-AOP-NSF ἤκουενēkouenwas listening toG0191V-IAI-3S αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 40 Fa Marta sahirana tamin’ ny fanompoana be; dia avy izy ka nanao hoe: Tompoko, moa tsy mampaninona Anao va ny amelan’ ny rahavaviko ahy hanompo irery? koa mba asaovy manampy ahy izy.
ΜάρθαMarthaMarthaG3136N-NSF-P περιεσπᾶτοperiespatowas distractedG4049V-IPI-3S πολλὴνpollēnmuchG4183A-ASF διακονίαν.diakonianservice.G1248N-ASF ἐπιστᾶσαepistasahaving come upG2186V-2AAP-NSF εἶπεν·eipenshe said;G2036V-2AAI-3S μέλειmeleiis it concerningG3199V-PAI-3S ἀδελφήadelphēsisterG0079N-NSF μόνηνmonēnaloneG3441A-ASF κατέλιπενkatelipenhas leftG2641V-2AAI-3S διακονεῖν;diakoneinto serve?G1247V-PAN εἰπὲeipedo speakG2036V-2AAM-2S αὐτῇautēato herG0846P-DSF συναντιλάβηται.¶sunantilabētaishe may help!G4878V-2ADS-3S 41 Fa ny Tompo namaly ka nanao taminy hoe: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina ianao;
ἈποκριθεὶςApokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῇautēato herG0846P-DSF κύριος·kuriosLord;G2962GN-NSM-T ΜάρθαMarthaMarthaG3136N-VSF-P Μάρθα,MarthaMartha,G3136N-VSF-P μεριμνᾷςmerimnasyou are anxiousG3309V-PAI-2S θορυβάζῃthorubazētroubledG2350V-PPI-2S πολλά,pollamany things,G4183A-APN 42 nefa zavatra iray loha no ilaina; fa Maria no efa nifidy ny anjara tsara, izay tsy halaina aminy.
ὀλίγωνoligōnfewG3641A-GPN ἑνὸςhenosone [thing]G1520A-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S χρεία·chreianecessary:G5532N-NSF ἀγαθὴνagathēngoodG0018A-ASF μερίδαmeridaportionG3310N-ASF ἐξελέξατοexelexatohas chosenG1586V-AMI-3S ἀφαιρεθήσεταιaphairethēsetaiwill be taken away fromG0851V-FPI-3S αὐτῆς.¶autēsher.G0846P-GSF