Chapter 12
1 Ary tamin’ izany, raha niangona ny vahoaka betsaka tsy hita isa ka nifanitsaka, Jesosy dia niteny tamin’ ny mpianany aloha ka nanao hoe: Mitandrema1 ianareo, fandrao azon’ ny masirasiran’ ny Fariseo, dia ny fihatsaram-belatsihy.
οἷςhoisthese [times]G3739R-DPN ἐπισυναχθεισῶνepisunachtheisōnwhen were gatheringG1996V-APP-GPF μυριάδωνmuriadōnmyriadsG3461N-GPF ὄχλουochloucrowdG3793N-GSM καταπατεῖνkatapateinto trample uponG2662V-PAN ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM ἤρξατοērxatoHe beganG0757V-ADI-3S μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM πρῶτον·prōtonfirst;G4413GA-ASN προσέχετεprosechetedo take heedG4337V-PAM-2P ἑαυτοῖςhe'autoisto yourselvesG1438F-2DPM ζύμηςzumēsleavenG2219N-GSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ὑπόκρισιςhupokrisishypocrisyG5272N-NSF Φαρισαίων.¶PharisaiōnPharisees.G5330N-GPM-T - Na: niteny tamin’ ny mpianany ka nanao hoe: Ambony indrindra, mitandrema.
2 Fa tsy misy nafenina izay tsy haseho, na takona izay tsy ho fantatra.
ΟὐδὲνOudenNo [thing]G3762A-NSN συγκεκαλυμμένονsugkekalummenonconcealedG4780V-RPP-NSN ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἀποκαλυφθήσεται,apokaluphthēsetaiwill be revealed,G0601V-FPI-3S κρυπτὸνkruptonhiddenG2927A-NSN γνωσθήσεται.gnōsthēsetaiwill be known.G1097V-FPI-3S 3 Koa na inona na inona teneninareo ao amin’ ny maizina dia ho re eo amin’ ny mazava; ary izay bitsihinareo mangingina ao amin’ ny efi-trano dia hotorina eo amin’ ny tampon-trano.
ἀνθ᾽anth᾽InsteadG0473PREP ὅσαhosaas much asG3745K-APN σκοτίᾳskotiadarknessG4653N-DSF εἴπατεeipateyou have saidG2036V-2AAI-2P ἀκουσθήσεται,akousthēsetaiwill be heard,G0191V-FPI-3S ἐλαλήσατεelalēsateyou have spokenG2980V-AAI-2P ταμείοιςtameioisinner roomsG5009N-DPN κηρυχθήσεταιkēruchthēsetaiwill be proclaimedG2784V-FPI-3S δωμάτων.¶dōmatōnhousetops.G1430N-GPN 4 Ary lazaiko aminareo sakaizako hoe: Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa nony afaka izany, dia tsy mahay manao mihoatra noho izany.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP φίλοιςphiloisfriendsG5384A-DPM μου·mouof Mine;G3165P-1GS φοβηθῆτεphobēthēteyou may fearG5399V-AOS-2P ἀποκτεινόντωνapokteinontōnkillingG0615V-PAP-GPM ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἐχόντωνechontōnbeing ableG2192V-PAP-GPM περισσότερόνperissoteronmore excessiveG4055A-ASN-C ποιῆσαι.poiēsaito do.G4160GV-AAN 5 Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora Izay manam-pahefana hanary any amin’ ny helo1, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.
ὑποδείξωhupodeixōI will showG5263V-FAI-1S φοβηθῆτε·phobēthēteyou may fear:G5399V-AOS-2P φοβήθητεphobēthētedo fearG5399V-AOM-2P τὸνtonthe [One who]G3588T-ASM ἀποκτεῖναιapokteinaikillingG0615V-AAN ἔχονταechontahasG2192V-PAP-ASM ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἐμβαλεῖνembaleinto castG1685V-2AAN γέενναν.geennanhell.G1067N-ASF-T ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP τοῦτονtoutonHimG3778D-ASM φοβήθητε.phobēthētedo fear.G5399V-AOM-2P - Gr. Gehena.
6 Tsy eranambatry va no vidin’ ny tsintsina dimy? nefa tsy misy hadinoina eo anatrehan’ Andriamanitra ireny na dia iray akory aza.
οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N στρουθίαstrouthiasparrowsG4765N-NPN πωλοῦνταιpōlountaiare being sold forG4453V-PPI-3P ἀσσαρίωνassariōnassarionG0787N-GPN ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ἐπιλελησμένονepilelēsmenonforgottenG1950V-RPP-NSN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θεοῦ·theouGod;G2316N-GSM-T 7 Fa na dia ny volon-dohanareo aza dia voaisa avokoa. Aza matahotra; fa mihoatra noho ny tsintsina maro ianareo.
τρίχεςtricheshairsG2359N-NPF κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἠρίθμηνται.ērithmēntaihave been numbered.G0705V-RPI-3P φοβεῖσθε·phobeisthedo fear;G5399V-PNM-2P πολλῶνpollōnthan manyG4183A-GPN στρουθίωνstrouthiōnsparrowsG4765N-GPN διαφέρετε.¶diaphereteyou are more valuable.G1308V-PAI-2P 8 Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no manaiky Ahy eo anatrehan’ ny olona, dia heken’ ny Zanak’ olona kosa izy eo anatrehan’ ny anjelin’ Andriamanitra;
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ὁμολογήσῃhomologēsēmay confessG3670V-AAS-3S ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ὁμολογήσειhomologēseiwill confessG3670V-FAI-3S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM θεοῦ·theouof God;G2316N-GSM-T 9 Fa izay mandà Ahy eo anatrehan’ ny olona, dia holavina kosa izy eo anatrehan’ ny anjelin’ Andriamanitra.
ἀρνησάμενόςarnēsamenoshaving deniedG0720V-ADP-NSM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM ἀπαρνηθήσεταιaparnēthēsetaiwill be deniedG0533V-FPI-3S ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 10 Fa na zovy na zovy no hanao teny hanohitra ny Zanak’ olona dia hahazo famelan-keloka; fa izay miteny ratsy1 ny Fanahy Masìna dia tsy mba hahazo famelan-keloka.
ἐρεῖereiwill speakG4483V-FAI-3S λόγονlogona wordG3056N-ASM ἀνθρώπου,anthrōpouof Man,G0444N-GSM-T ἀφεθήσεταιaphethēsetaiit will be forgivenG0863HV-FPI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM τῷtōto the [one]G3588T-DSM εἰςeis[who] againstG1519PREP βλασφημήσαντιblasphēmēsantihaving blasphemedG0987V-AAP-DSM ἀφεθήσεται.¶aphethēsetaiwill be forgiven.G0863HV-FPI-3S - Gr. manao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
11 Ary raha mitondra anareo ho ao amin’ ny synagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana izy, dia aza manahy izay havalinareo, na izay holazainareo;
εἰσφέρωσινeispherōsinthey may bring inG1533V-PAS-3P συναγωγὰςsunagōgassynagoguesG4864N-APF ἀρχὰςarchasrulersG0746N-APF ἐξουσίας,exousiasauthorities,G1849N-APF μεριμνήσητεmerimnēsētemay be anxiousG3309V-AAS-2P ἀπολογήσησθεapologēsēstheyou may present a defenseG0626V-ADS-2P εἴπητε·eipēteyou may say;G2036V-2AAS-2P 12 fa ny Fanahy Masìna no hampianatra anareo amin’ izany ora izany izay mety holazainareo.
διδάξειdidaxeiwill teachG1321V-FAI-3S δεῖdeiit behooves [you]G1163V-PAI-3S εἰπεῖν.¶eipeinto say.G2036V-2AAN 13 Ary nisy anankiray teo amin’ ny vahoaka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko.
ΕἶπενEipenSaidG2036V-2AAI-3S ὄχλουochloucrowdG3793N-GSM αὐτῷ·autōto Him:G0846P-DSM διδάσκαλε,didaskaleTeacher,G1320N-VSM-T εἰπὲeipedo sayG2036V-2AAM-2S ἀδελφῷadelphōbrotherG0080N-DSM μερίσασθαιmerisasthaito divideG3307V-AMN κληρονομίαν.klēronomianinheritance.G2817N-ASF 14 Fa hoy Izy taminy: Ralehilahy, iza no nanendry Ahy ho mpitsara na mpizara ao aminareo?
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ἄνθρωπε,anthrōpeMan,G0444N-VSM κατέστησενkatestēsenappointedG2525V-AAI-3S κριτὴνkritēna judgeG2923N-ASM μεριστὴνmeristēnpartitionerG3312N-ASM ὑμᾶς;¶humasyou?G4771P-2AP 15 Ary hoy Izy tamin’ ny olona: Mitandrema, ka miarova tena mba tsy ho azon’ ny fieremana ianareo; fa ny ain’ ny olona tsy miankina amin’ ny habetsahan’ ny zavatra ananany.
ΕἶπενEipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτούς·autousthem;G0846P-APM ὁρᾶτεhoratedo watchG3708V-PAM-2P φυλάσσεσθεphulassesthedo keep yourselvesG5442IV-PMM-2P πλεονεξίας,pleonexiascovetousness,G4124N-GSF περισσεύεινperisseueinaboundingG4052V-PAN τινὶtinito anyoneG5100X-DSM αὐτοῦautouto himG0846P-GSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ὑπαρχόντωνhuparchontōnpossessionsG5225V-PAP-GPN αὐτῷ.¶autōof him.G0846P-DSM 16 Dia nanao fanoharana taminy Izy ka nanao hoe: Ny tanin’ ny lehilahy manan-karena anankiray nahavokatra be.
ΕἶπενEipenHe spokeG2036V-2AAI-3S παραβολὴνparabolēna parableG3850N-ASF αὐτοὺςautousthemG0846P-APM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἀνθρώπουanthrōpouOf a manG0444N-GSM τινὸςtinoscertainG5100X-GSM πλουσίουplousiourichG4145A-GSM εὐφόρησενeuphorēsenbrought forth abundantlyG2164V-AAI-3S χώρα.chōraground.G5561N-NSF 17 Ary izy nihevitra tao am-pony hoe: Ahoana no hataoko, fa tsy manana fitoerana hamoriako ny vokatro aho?
διελογίζετοdielogizetohe was reasoningG1260V-INI-3S ἑαυτῷhe'autōhimselfG1438F-3DSM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ποιήσωpoiēsōshall I doG4160GV-AAS-1S ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S συνάξωsunaxōI will store upG4863V-FAI-1S καρπούςkarpousfruitsG2590N-APM μου;mouof mine?G3165P-1GS 18 Ary hoy izy: Izao no hataoko: handrava ny trano fitehirizako aho ka hanao izay lehibebe kokoa, ary ao no hamoriako ny variko rehetra sy ny fananako.
εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ποιήσω·poiēsōwill I do:G4160GV-FAI-1S καθελῶkathelōI will tear downG2507V-2FAI-1S ἀποθήκαςapothēkasbarnsG0596N-APF μείζοναςmeizonasgreaterG3173A-APF-C οἰκοδομήσωoikodomēsōwill buildG3618V-FAI-1S συνάξωsunaxōwill store upG4863V-FAI-1S σῖτονsitongrainG4621N-ASM ἀγαθάagathagoodsG0018N-APN 19 Dia hilaza amin’ ny fanahiko hoe aho: Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin’ ny taona maro ianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia.
ἐρῶerōI will sayG4483V-FAI-1S μου·mouof mine;G3165P-1GS ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S ἀγαθὰagathagood thingsG0018A-APN κείμεναkeimenalaid upG2749V-PNP-APN πολλά.pollamany.G4183A-APN ἀναπαύου,anapauoudo rest yourselfG0373V-PMM-2S φάγε,phagedo eat,G5315V-AAM-2S πίε,piedo drink,G4095V-2AAM-2S εὐφραίνου.euphrainoudo be merry.G2165V-PPM-2S 20 Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an’ iza izay zavatra noharinao?
εἶπενeipenSaidG2036V-2AAI-3S θεός·theosGod;G2316N-NSM-T ἄφρων,aphrōnFool!G0878A-VSM ταύτῃtautēOn thisG3778D-DSF νυκτὶnuktinightG3571N-DSF ἀπαιτοῦσινapaitousinis requiredG0523V-PAI-3P ἡτοίμασας,hētoimasasyou did prepare —G2090V-AAI-2S τίνιtinito whomG5101I-DSM ἔσται;estaiwill [it] be?G1510V-FDI-3S 21 Toy izany izay mihary harena ho an’ ny tenany ihany, nefa tsy mba manan-karena ny amin’ Andriamanitra.
οὕτωςhoutōsSo [is]G3779ADV θησαυρίζωνthēsaurizōntreasuring upG2343V-PAP-NSM ἑαυτῷhe'autōfor himselfG1438F-3DSM πλουτῶν.ploutōnbeing rich.G4147V-PAP-NSM 22 Ary hoy Jesosy tamin’ ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin’ ny ainareo, izay hohaninareo, na ny amin’ ny tenanaren, izay hotafinareo.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM διὰdiaBecause ofG1223PREP ὑμῖν·huminto you:G4771P-2DP μεριμνᾶτεmerimnatedo be anxiousG3309V-PAM-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP φάγητε,phagēteyou may eat,G5315V-AAS-2P μηδὲmēdenor [be anxious]G3366CONJ-N σώματιsōmatibodyG4983N-DSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐνδύσησθε.endusēstheyou may put on.G1746V-AMS-2P 23 Fa ny aina mihoatra noho ny hanina, ary ny tena noho ny fitafiana.
πλεῖόνpleionmoreG4119A-NSN-C ἐστινestinisG1510V-PAI-3S τροφῆς,trophēsfood,G5160N-GSF ἐνδύματος.endumatosclothing.G1742N-GSN 24 Hevero ny goaika; fa tsy mba mamafy na mijinja ireny; ary tsy manana fitoeran-javatra na trano fitehirizana, nefa Andriamanitra mamelona azy; tsy mihoatra lavitra noho ny vorona va ianareo?
κατανοήσατεkatanoēsatedo considerG2657V-AAM-2P κόρακαςkorakasravensG2876N-APM σπείρουσινspeirousinthey sowG4687V-PAI-3P θερίζουσινtherizousinthey reapG2325V-PAI-3P ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ταμεῖονtameiona storehouseG5009N-NSN οὐδὲoudenor [is]G3761CONJ-N ἀποθήκη,apothēkēbarn —G0596N-NSF τρέφειtrepheifeedsG5142V-PAI-3S αὐτούς·autousthem;G0846P-APM πόσῳposōHow muchG4214Q-DSN ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP διαφέρετεdiaphereteare valuableG1308V-PAI-2P πετεινῶν;peteinōnbirds?G4071N-GPN 25 Ary iza moa ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro iainany1, na dia kely monja2 aza?
μεριμνῶνmerimnōnbeing anxiousG3309V-PAP-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ἡλικίανhēlikianlifespanG2244N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM προσθεῖναιprostheinaito addG4369V-2AAN πῆχυνpēchunhourG4083N-ASM - Na: ny halavan’ ny tenany.
- Gr. hakiho iray.
26 Koa raha ny kely indrindra aza tsy hainareo, nahoana ianareo no manahy ny amin’ ny sisa?
οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ἐλάχιστονelachiston[the] leastG1646A-ASN δύνασθε,dunastheyou are able [to do],G1410V-PNI-2P λοιπῶνloipōnrestG3062A-GPN μεριμνᾶτε;¶merimnateare you anxious?G3309V-PAI-2P 27 Hevero ny fanirin’ ny voninkazo1; tsy mba miasa na mamoly ireny; nefa lazaiko aminareo: Na dia Solomona teo amin’ ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin’ ireny.
κατανοήσατεkatanoēsatedo considerG2657V-AAM-2P κρίναkrinaliliesG2918N-APN αὐξάνει·auxaneithey grow:G0837V-PAI-3S κοπιᾷkopiado they laborG2872V-PAI-3S νήθει.nētheido they spin.G3514V-PAI-3S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ΣολομὼνSolomōnSolomonG4672GN-NSM-P αὐτοῦautouof himG0846P-GSM περιεβάλετοperiebaletowas arrayedG4016V-2AMI-3S τούτων.toutōnof these.G3778D-GPN - Karazan’ ny lilia.
28 Ary raha ny ahitra izay any an-tsaha anio, nefa hatao ao am-patana rahampitso, no ampitafin’ Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo ry kely finoana?
χόρτονchortongrassG5528N-ASM ὄνταontabeing [here]G1510V-PAP-ASM σήμερονsēmerontodayG4594ADV αὔριονauriontomorrowG0839ADV κλίβανονklibanon[the] furnaceG2823N-ASM βαλλόμενονballomenonbeing thrownG0906GV-PPP-ASM ἀμφιέζει,amphiezeidresses,G6005V-PAI-3S πόσῳposōhow muchG4214Q-DSN ὀλιγόπιστοι;oligopistoiO [you] of little faith?G3640A-VPM 29 Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo ianareo, ary aza miahanahana1.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ζητεῖτεzēteitedo seekG2212V-PAM-2P φάγητεphagēteyou may eatG5315V-AAS-2P πίητε,piēteyou may drink,G4095V-2AAS-2P μετεωρίζεσθε.meteōrizesthedo worry yourself.G3349V-PMM-2P - Na: aza aingaingain’ ny fanantenana foana.
30 Fa ny jentilisa amin’ izao tontolo izao dia fatra-pitady izany rehetra izany; fa ny Rainareo mahalala fa tokony ho anareo izany zavatra izany.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἔθνηethnēnationsG1484N-NPN κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐπιζητοῦσιν·epizētousinseek for;G1934V-PAI-3P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S χρῄζετεchrēzeteyou have needG5535V-PAI-2P τούτων.toutōnof these.G3778D-GPN 31 Kanefa katsaho ny fanjakany1; dia hanampy ho anareo izany zavatra izany.
ζητεῖτεzēteitedo seekG2212V-PAM-2P βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN πάνταpantaall thingsG3956A-NPN προστεθήσεταιprostethēsetaiwill be addedG4369V-FPI-3S ὑμῖν.¶huminto you.G4771P-2DP - Na: (ny fanjakan’ Andriamanitra)
32 Aza matahotra, ry ondry vitsy, fa efa sitraky ny Rainareo ny hanome anareo ny fanjakana.
φοβοῦ,phoboudo fear,G5399V-PNM-2S μικρὸνmikronlittleG3398A-VSN ποίμνιον,poimnionflock,G4168N-VSN εὐδόκησενeudokēsentook delightG2106V-AAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN βασιλείαν.basileiankingdom.G0932N-ASF 33 Amidio ny fanananareo, ka manaova fiantrana; manaova kitapom-bola tsy mety ho tonta ho anareo, dia harena any an-danitra tsy mety ho lany, izay tsy azon’ ny mpangalatra, sady tsy misy kalalao manimba.
πωλήσατεpōlēsatedo sellG4453V-AAM-2P ὑπάρχονταhuparchontapossessionsG5225V-PAP-APN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP δότεdotedo giveG1325V-2AAM-2P ἐλεημοσύνην·eleēmosunēnalms;G1654N-ASF ποιήσατεpoiēsatedo makeG4160IV-AAM-2P ἑαυτοῖςhe'autoisto yourselvesG1438F-2DPM βαλλάντιαballantiapursesG0905N-APN παλαιούμενα,palaioumenagrowing old,G3822V-PPP-APN θησαυρὸνthēsaurona treasureG2344N-ASM ἀνέκλειπτονanekleiptonunfailingG0413A-ASM οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM κλέπτηςkleptēsthiefG2812N-NSM ἐγγίζειengizeidoes draw nearG1448V-PAI-3S διαφθείρει·diaphtheireidestroy;G1311V-PAI-3S 34 Fa izay itoeran’ ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θησαυρὸςthēsaurostreasureG2344N-NSM ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP καρδίαkardiaheartG2588N-NSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔσται.¶estaiwill be.G1510V-FDI-3S 35 Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;
ἜστωσανEstōsanshould beG1510V-PAM-3P ὀσφύεςosphueswaistG3751N-NPF περιεζωσμέναιperiezōsmenaigirdedG4024V-RPP-NPF λύχνοιluchnoilampsG3088N-NPM καιόμενοι,kaiomenoiburning,G2545V-PPP-NPM 36 ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin’ izay.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ὅμοιοιhomoioilikeG3664A-NPM ἀνθρώποιςanthrōpoisto menG0444N-DPM προσδεχομένοιςprosdechomenoiswaiting forG4327V-PNP-DPM ἑαυτῶνhe'autōnof themselvesG1438F-3GPM πότεpotewheneverG4219PRT-I ἀναλύσῃanalusēhe may returnG0360V-AAS-3S γάμων,gamōnwedding feasts,G1062N-GPM ἐλθόντοςelthontoshaving comeG2064V-2AAP-GSM κρούσαντοςkrousantoshaving knockedG2925V-AAP-GSM εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV ἀνοίξωσινanoixōsinthey may openG0455V-AAS-3P αὐτῷ.autōto him.G0846P-DSM 37 Sambatra ny mpanompo izay ho hitan’ ny tompony miambina, raha avy izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa hisikina ny tompony, dia hampipetraka azy hihinana, dia ho avy ka hanompo azy.
μακάριοιmakarioiBlessed [are]G3107A-NPM δοῦλοιdouloiservantsG1401N-NPM ἐκεῖνοιekeinoithoseG1565D-NPM ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM εὑρήσειheurēseiwill findG2147V-FAI-3S γρηγοροῦντας·grēgorountaswatching;G1127V-PAP-APM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP περιζώσεταιperizōsetaihe will gird himselfG4024V-FMI-3S ἀνακλινεῖanaklineihe will make reclineG0347V-FAI-3S αὐτούς,autousthem,G0846P-APM παρελθὼνparelthōnhaving come upG3928V-2AAP-NSM διακονήσειdiakonēseihe will serveG1247V-FAI-3S αὐτοῖς.autoisthem.G0846P-DPM 38 Ary na avy amin’ ny fiambenana faharoa amin’ ny alina izy, na avy amin’ ny fiambenana fahatelo, ka mahita toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo.
κἂνkanAnd ifG2532CONJ + G1437 ἔλθῃelthēhe may comeG2064V-2AAS-3S δευτέρᾳdeuterasecondG1208A-DSF φυλακῇphulakēawatchG5438HN-DSF κἂνkanand ifG2532CONJ + G1437 τρίτῃtritēthirdG5154A-DSF φυλακῇphulakēawatchG5438HN-DSF ἔλθῃelthēhe may comeG2064V-2AAS-3S εὕρῃheurēhe may find [them]G2147V-2AAS-3S οὕτως,houtōsthus,G3779ADV μακάριοίmakarioiblessedG3107A-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P δοῦλοιdouloiservantsG1401N-NPM ἐκεῖνοι.¶ekeinoithose!G1565D-NPM 39 Ary fantaro izao, fa raha fantatry ny tompon-trano izay ora hihavian’ ny mpangalatra, dia ho niambina izy ka tsy namela ny tranony hotamina.
γινώσκετεginōsketedo knowG1097V-PAM-2P ᾔδειēdeihad knownG1492IV-2LAI-3S οἰκοδεσπότηςoikodespotēsmaster of the houseG3617N-NSM ποίᾳpoiain whatG4169I-DSF κλέπτηςkleptēsthiefG2812N-NSM ἔρχεται,erchetaiis coming,G2064V-PNI-3S ἐγρηγόρησενegrēgorēsenhe watchedG1127V-AAI-3S ἀφῆκενaphēkenhe have allowedG0863GV-AAI-3S διορυχθῆναιdioruchthēnaito be broken intoG1358V-APN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 40 Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak’ olona amin’ izay ora tsy ampoizinareo.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P ἕτοιμοι,hetoimoiready,G2092A-NPM δοκεῖτεdokeiteyou expectG1380V-PAI-2P ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἔρχεται.¶erchetaicomes.G2064V-PNI-3S 41 Ary hoy Petera: Tompoko, izahay va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ny olona rehetra?
ΕἶπενEipenSaidG2036V-2AAI-3S Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P παραβολὴνparabolēnparableG3850N-ASF ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF λέγειςlegeisspeak YouG3004GV-PAI-2S πάντας;pantasall?G3956A-APM 42 Ary hoy ny Tompo: Iza moa no mpitandri-draharaha mahatoky sy manan-tsaina, izay hotendren’ ny tompony hifehy ny mpanompony mba hanome azy anjara hanina amin’ ny fotoana?
εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S κύριος·kuriosLord;G2962GN-NSM-T ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM οἰκονόμοςoikonomosmanagerG3623N-NSM φρόνιμοςphronimoswiseG5429A-NSM καταστήσειkatastēseiwill setG2525V-FAI-3S θεραπείαςtherapeiascare [of servants]G2322N-GSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM διδόναιdidonaito give [them]G1325V-PAN καιρῷkairōseasonG2540N-DSM σιτομέτριον;sitometrionmeasure of food?G4620N-ASN 43 Sambatra ny mpanompo Izay ho hitan’ ny tompony fa, indreo, manao toy izany, raha avy izy.
μακάριοςmakariosBlessed [is]G3107A-NSM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM ἐκεῖνοςekeinosthat [one]G1565D-NSM ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM εὑρήσειheurēseiwill findG2147V-FAI-3S ποιοῦνταpoiountadoingG4160GV-PAP-ASM οὕτως.houtōsthus.G3779ADV 44 Lazaiko aminareo marina fa hotendreny ho mpanapaka ny fananany rehetra izy.
ἀληθῶςalēthōsOf a truthG0230ADV ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὑπάρχουσινhuparchousinpossessionsG5225V-PAP-DPN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM καταστήσειkatastēseihe will setG2525V-FAI-3S αὐτόν.¶autonhim.G0846P-ASM 45 Fa raha manao anakampo kosa izany mpanompo izany hoe: Maharitra ela ny tompoko vao ho avy, ka dia mikapoka ny ankizilahy sy ny ankizivavy izy sady mihinana sy misotro ka mamo,
εἴπῃeipēshall sayG2036V-2AAS-3S δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM ἐκεῖνοςekeinosthat [one]G1565D-NSM καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM χρονίζειchronizeiDelaysG5549V-PAI-3S ἔρχεσθαι,erchesthaito come,G2064V-PNN ἄρξηταιarxētaishall beginG0757V-AMS-3S τύπτεινtupteinto beatG5180V-PAN παῖδαςpaidasmen-servantsG3816N-APM παιδίσκαςpaidiskasmaid-servantsG3814N-APF ἐσθίεινesthieinto eatG2068V-PAN πίνεινpineinto drinkG4095V-PAN μεθύσκεσθαι,methuskesthaito get drunk,G3182V-PPN 46 dia ho avy ny tompon’ izany mpanompo izany amin’ ny andro izay tsy ampoiziny sy amin’ ny ora izay tsy fantany, dia hotapahiny roa1 izy ka homeny anjara any amin’ ny tsy mahatoky.
ἥξειhēxeiwill comeG2240V-FAI-3S δούλουdoulouservantG1401N-GSM ἐκείνουekeinouthat [one]G1565D-GSM ἡμέρᾳhēmeraa dayG2250N-DSF προσδοκᾷprosdokahe does expectG4328V-PAI-3S γινώσκειginōskeihe knowsG1097V-PAI-3S διχοτομήσειdichotomēseihe will cut in twoG1371V-FAI-3S μέροςmerosplaceG3313N-ASN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἀπίστωνapistōnunbelieversG0571A-GPM θήσει.¶thēseiwill appoint.G5087V-FAI-3S - Na: hokapohiny mafy.
47 Fa ilay mpanompo izay mahalala ny sitrapon’ ny tompony ihany ka tsy miomana na manao izay sitraky ny fony dia hokapohina be.
ἘκεῖνοςEkeinosThat [very]G1565D-NSM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM γνοὺςgnoushaving knownG1097V-2AAP-NSM θέλημαthelēmawillG2307N-ASN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἑτοιμάσαςhetoimasashaving preparedG2090V-AAP-NSM ποιήσαςpoiēsashaving doneG4160GV-AAP-NSM πρὸςprosaccording toG4314PREP θέλημαthelēmawillG2307N-ASN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δαρήσεταιdarēsetaiwill be beaten withG1194V-2FPI-3S πολλάς.pollasmany [blows].G4183A-APF 48 Fa izay tsy nahalala kosa ka nanao izay zavatra tokony hikapohana azy dia hokapohina kely. Fa izay nomena be, dia be no hotadiavina aminy; ary izay nampitehirizina be, dia bebe kokoa no hadinina aminy.
γνοὺςgnoushaving knownG1097V-2AAP-NSM ποιήσαςpoiēsashaving doneG4160GV-AAP-NSM ἄξιαaxia[things] worthyG0514A-APN πληγῶνplēgōnof stripesG4127N-GPF δαρήσεταιdarēsetaiwill be beaten withG1194V-2FPI-3S ὀλίγας.oligasfew.G3641A-APF παντὶpantiEveryoneG3956A-DSM ἐδόθηedothēhas been givenG1325V-API-3S ζητηθήσεταιzētēthēsetaiwill be requiredG2212V-FPI-3S αὐτοῦ·autouhim;G0846P-GSM παρέθεντοparethentohas been committedG3908V-2AMI-3P περισσότερονperissoteronmore excessiveG4055A-ASN-C αἰτήσουσινaitēsousinwill they ask ofG0154V-FAI-3P αὐτόν.¶autonhim.G0846P-ASM 49 Tonga hanipy afo etỳ ambonin’ ny tany Aho, ka manao ahoana ny faniriako mba hirehetan’ izany sahady1?
ἦλθονēlthonI cameG2064V-2AAI-1S βαλεῖνbaleinto castG0906GV-2AAN θέλωthelōI wishG2309V-PAI-1S ἀνήφθη.anēphthēit be kindled!G0381V-API-3S - Na: ary inona intsony no iriko, raha mirehitra sahady izany?
50 Ary manana batisa hanaovana Ahy batisa Aho, ka manao ahoana ny fahoriako ambara-pahatanterahany!
βάπτισμαbaptismaBaptismG0908N-ASN ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S βαπτισθῆναιbaptisthēnaito be baptized [with]G0907V-APN συνέχομαιsunechomaiI am distressedG4912V-PPI-1S τελεσθῇ.telesthēait may be accomplished!G5055V-APS-3S 51 Ataonareo va fa tonga hanome fihavanana ambonin’ ny tany Aho? Tsia, hoy Izaho aminareo, fa fampisarahana.
δοκεῖτεdokeiteThink youG1380V-PAI-2P εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF παρεγενόμηνparegenomēnI cameG3854V-2ADI-1S δοῦναιdounaito giveG1325V-2AAN ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP διαμερισμόν.diamerismondivision.G1267N-ASM 52 Fa hatramin’ izao dia hisy dimy hisara-tsaina ao an-trano iray, ny telo hanohitra ny roa, ary ny roa hanohitra ny telo.
ἔσονταιesontaiThere will beG1510V-FDI-3P διαμεμερισμένοι,diamemerismenoidivided,G1266V-RPP-NPM τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM τρισὶνtrisinthreeG5140A-DPM 53 Hisara-tsaina ireo, ka ny ray hanohitra ny zananilahy, ary ny zanakalahy hanohitra ny rainy; ny reny hanohitra ny zananivavy, ary ny zanakavavy hanohitra ny reniny; ny rafozam-bavy hanohitra ny vinantoni-vavy, ary ny vinantovavy hanohitra ny rafozani-vavy.
διαμερισθήσονται,diameristhēsontaiThey will be dividedG1266V-FPI-3P πατὴρpatērfatherG3962N-NSM πατρί,patrifather,G3962N-DSM μήτηρmētērmotherG3384N-NSF θυγατέραthugateradaughterG2364N-ASF θυγάτηρthugatērdaughterG2364N-NSF μητέρα,mēteramother,G3384N-ASF πενθερὰpentheramother-in-lawG3994N-NSF νύμφηνnumphēndaughter-in-lawG3565N-ASF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF νύμφηnumphēdaughter-in-lawG3565N-NSF πενθεράνpentheranmother-in-lawG3994N-ASF αὐτῆς.¶autēsof her.G0846P-GSF 54 Ary hoy Jesosy tamin’ ny vahoaka: Raha mahita rahona miposaka any andrefana ianareo, miaraka amin’ izay dia hoy ianareo: Ho avy ny ranonorana; dia tonga izany.
ἜλεγενElegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S ὄχλοις·ochloiscrowds;G3793N-DPM ἴδητεidēteyou may seeG1492HV-2AAS-2P νεφέληνnephelēna cloudG3507N-ASF ἀνατέλλουσανanatellousanrising upG0393V-PAP-ASF δυσμῶν,dusmōn[the] west,G1424N-GPF εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV λέγετεlegeteyou sayG3004GV-PAI-2P ὄμβροςombrosA showerG3655N-NSM ἔρχεται,erchetaiis coming,G2064V-PNI-3S γίνεταιginetaiit happensG1096V-PNI-3S 55 Ary raha avy any atsimo ny rivotra, dia hoy ianareo: Hafana ny andro; dia tonga izany.
νότονnotona south windG3558GN-ASM πνέοντα,pneontais blowing,G4154V-PAP-ASM λέγετεlegeteyou sayG3004GV-PAI-2P καύσωνkausōnHeatG2742N-NSM ἔσται,estaithere will be,G1510V-FDI-3S γίνεται.ginetaiit happens.G1096V-PNI-3S 56 Hianareo mpihatsaravelatsihy, ny tarehin’ ny tany sy ny lanitra dia hainareo fantarina; fa ahoana kosa no tsy ahaizanareo mamantatra izao andro izao?
ὑποκριταί,hupokritaiHypocrites!G5273N-VPM πρόσωπονprosōponappearanceG4383N-ASN οὐρανοῦouranouskyG3772N-GSM οἴδατεoidateyou know [how]G6063V-PAI-2P δοκιμάζειν,dokimazeinto discern,G1381V-PAN καιρὸνkairontimeG2540N-ASM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM οἴδατεoidatedo you knowG6063V-PAI-2P δοκιμάζειν;dokimazeinto discern?G1381V-PAN 57 Nahoana ianareo no tsy mahalala mitsara araka ny marina1?
ἑαυτῶνhe'autōnyourselvesG1438F-2GPM κρίνετεkrinetejudge youG2919V-PAI-2P δίκαιον;dikaionright?G1342A-ASN - Na: Nahoana ianareo no tsy mahay mitsara marina avy ao am-ponareo ihany?
58 Fa raha miara-mandeha amin’ ny manana ady aminao ianao hanatrika ny mpanapaka, raha mbola any an-dalana dia mazotoa manao izay hahafahanao aminy, fandrao hitondra anao any amin’ ny mpitsara izy, ary ny mpitsara hanolotra anao amin’ ny mpamatotra, ary ny mpamatotra hanao anao ao an-tranomaizina.
ὑπάγειςhupageisyou are goingG5217V-PAI-2S ἀντιδίκουantidikouadversaryG0476N-GSM ἄρχοντα,archontaa magistrate,G0758N-ASM δὸςdosdo giveG1325V-2AAM-2S ἐργασίανergasianearnestnessG2039N-ASF ἀπηλλάχθαιapēllachthaito have been set freeG0525V-RPN μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 κατασύρῃkatasurēhe may drag awayG2694V-PAS-3S κριτήν,kritēnjudge,G2923N-ASM κριτήςkritēsjudgeG2923N-NSM παραδώσειparadōseiwill deliverG3860V-FAI-3S πράκτορι,praktoriofficer,G4233N-DSM πράκτωρpraktōrofficerG4233N-NSM βαλεῖbaleiwill castG0906HV-FAI-3S φυλακήν.phulakēnprison.G5438GN-ASF 59 Lazaiko aminao fa tsy ho afaka ao ianao, ambara-pandoanao ny variraiventy farany indrindra.
ἐξέλθῃςexelthēsshall you come outG1831V-2AAS-2S ἐκεῖθενekeithenfrom thereG1564ADV ἔσχατονeschatonlastG2078A-ASN λεπτὸνleptonleptonG3016N-ASN ἀποδῷς.¶apodōsyou may have paid.G0591V-2AAS-2S