Chapter 16
1 Ary hoy koa Jesosy tamin’ ny mpianatra: Nisy olona manan-karena anankiray nanana mpitandrina ny fananany; ary ilehiny dia nampangain’ olona taminy fa mandany ny fananany.
ἜλεγενElegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S μαθητάςmathētasdisciplesG3101N-APM αὐτοῦ·autouof him:G0846P-GSM ἄνθρωπόςanthrōposA manG0444N-NSM ἦνēnthere wasG1510V-IAI-3S πλούσιοςplousiosrichG4145A-NSM εἶχενeichenhadG2192V-IAI-3S οἰκονόμον,oikonomona manager,G3623N-ASM διεβλήθηdieblēthēwas accusedG1225V-API-3S αὐτῷautōunto himG0846P-DSM διασκορπίζωνdiaskorpizōnwastingG1287V-PAP-NSM ὑπάρχονταhuparchontapossessionsG5225V-PAP-APN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 2 Ary nampaka azy izy ka nanao taminy hoe: Ahoana izao fandrenesako anao izao? Mamoaha ny amin’ ny fitandremanao ny fananako; fa tsy mahazo mitandrina ny fananako intsony ianao.
φωνήσαςphōnēsashaving calledG5455V-AAP-NSM εἶπενeipenhe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ἀκούωakouōI hearG0191V-PAI-1S περὶpericoncerningG4012PREP ἀπόδοςapodosdo giveG0591V-2AAM-2S λόγονlogonaccountG3056N-ASM οἰκονομίαςoikonomiasstewardshipG3622N-GSF δύνῃdunēyou are ableG1410V-PNI-2S οἰκονομεῖν.oikonomeinto manage.G3621V-PAN 3 Ary ilay mpitandrina ny fananana nanao anakampo hoe: Inona ange no hataoko, fa esorin’ ny tompoko amin’ ny fitandremana ny fananany aho? Ny miasa tany tsy tratry ny aiko; ny mangataka mahamenatra ahy.
εἶπενeipenSaidG2036V-2AAI-3S ἑαυτῷhe'autōhimselfG1438F-3DSM οἰκονόμος·oikonomosmanager;G3623N-NSM ποιήσω,poiēsōshall I do,G4160GV-AAS-1S ἀφαιρεῖταιaphaireitaiis taking awayG0851V-PMI-3S οἰκονομίανoikonomianmanagementG3622N-ASF σκάπτεινskapteinTo digG4626V-PAN ἰσχύω,ischuōI am able,G2480V-PAI-1S ἐπαιτεῖνepaiteinto begG1871V-PAN αἰσχύνομαι.aischunomaiI am ashamed.G0153V-PMI-1S 4 Fantatro izay hataoko, mba hisy handray ahy ho ao an-tranony, rehefa voaisotra amin’ ny fitandremana ny fananana aho.
ἔγνωνegnōnI knowG1097V-2AAI-1S ποιήσω,poiēsōI may doG4160GV-AAS-1S μετασταθῶmetastathōI may have been removedG3179V-APS-1S οἰκονομίαςoikonomiasmanagementG3622N-GSF δέξωνταίdexōntaithey may receiveG1209V-ADS-3P αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 5 Dia niantso izay rehetra nitrosa tamin’ ny tompony izy hankao aminy ka nanao tamin’ ny voalohany hoe: Hoatrinona no trosan’ ny tompoko aminao?
προσκαλεσάμενοςproskalesamenoshaving called to [him]G4341V-ADP-NSM ἕκαστονhekastoneachG1538A-ASM χρεοφειλετῶνchreopheiletōndebtorsG5533N-GPM ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM ἔλεγενelegenhe was sayingG3004GV-IAI-3S πόσονposonHow muchG4214Q-ASN ὀφείλειςopheileisowe youG3784V-PAI-2S 6 Ary hoy io: Diloilo injaton’ ny famarana1. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao, ary mipetraha faingana, ka dimam-polo no soraty.
εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ἑκατὸνhekatonA hundredG1540A-NUI βάτουςbatousbathsG0943N-APM ἐλαίου.elaiouof oil.G1637N-GSN εἶπενeipenhe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM δέξαιdexaido takeG1209V-ADM-2S γράμματαgrammatabillsG1121N-APN καθίσαςkathisashaving sat downG2523V-AAP-NSM ταχέωςtacheōssoonG5030ADV γράψονgrapsondo writeG1125V-AAM-2S πεντήκοντα.pentēkontafifty.G4004A-NUI - Gr. bata.
7 Dia hoy izy tamin’ ny anankiray koa: Hoatrinona kosa no trosa aminao? Ary hoy izy: Vary injaton’ ny famarana1. Dia hoy izy taminy koa: Inty, raiso ny taratasinao ka valo-polo no soraty.
ἑτέρῳheterōto anotherG2087A-DSM εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S σὺsuYou yourselfG4771P-2NS πόσονposonhow muchG4214Q-ASN ὀφείλεις;opheileisowe?G3784V-PAI-2S εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S ἑκατὸνhekatonA hundredG1540A-NUI κόρουςkorouscorsG2884N-APM σίτου.sitouof wheat.G4621N-GSM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM δέξαιdexaido takeG1209V-ADM-2S γράμματαgrammatabillsG1121N-APN γράψονgrapsondo writeG1125V-AAM-2S ὀγδοήκοντα.ogdoēkontaeighty.G3589A-NUI - Gr. kora.
8 Ary ny tompony nidera ilay mpitandrina tsy marina, satria nanan-tsaina izy; fa ny zanak’ izao tontolo izao dia manan-tsaina kokoa ny amin’ ny karazany noho ny zanaky ny mazava.
ἐπῄνεσενepēnesenpraisedG1867V-AAI-3S οἰκονόμονoikonomonmanagerG3623N-ASM ἀδικίαςadikiasunrighteousG0093N-GSF φρονίμωςphronimōsshrewdlyG5430ADV ἐποίησεν,epoiēsenhe had acted,G4160GV-AAI-3S τούτουtoutouthisG3778D-GSM φρονιμώτεροιphronimōteroimore shrewdG5429A-NPM-C υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM φωτὸςphōtoslightG5457N-GSN γενεὰνgeneangenerationG1074N-ASF ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPM εἰσιν.eisinare.G1510V-PAI-3P 9 Ary hoy Izaho aminareo: Aoka ny mamôna tsy marina ho entinareo mahazo sakaiza, mba horaisin’ ireo ho any amin’ ny fonenana mandrakizay ianareo, rehefa lany izany.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἑαυτοῖςhe'autoisfor yourselvesG1438F-2DPM ποιήσατεpoiēsatedo makeG4160GV-AAM-2P φίλουςphilousfriendsG5384A-APM μαμωνᾶmamōnawealthG3126N-GSM ἀδικίας,adikiasof unrighteousness,G0093N-GSF ἐκλίπῃeklipēit may failG1587V-2AAS-3S δέξωνταιdexōntaithey may receiveG1209V-ADS-3P αἰωνίουςaiōniouseternalG0166A-APF σκηνάς.¶skēnasdwellings.G4633N-APF 10 Ary izay mahatoky amin’ ny kely indrindra dia mahatoky koa amin’ ny be; ary izay tsy marina amin’ ny kely indrindra dia tsy marina koa amin’ ny be.
πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM ἐλαχίστῳelachistōvery littleG1646A-DSN πιστόςpistosfaithfulG4103A-NSM ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S ἐλαχίστῳelachistōvery littleG1646A-DSN ἄδικοςadikosunrighteousG0094A-NSM ἄδικόςadikosunrighteousG0094A-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 11 Koa raha tsy mahatoky amin’ ny mamôna tsy marina ianareo, iza no hatoky anareo ny amin’ ny tena harena?
ἀδίκῳadikōunrighteousG0094A-DSM μαμωνᾷmamōnawealthG3126N-DSM πιστοὶpistoifaithfulG4103A-NPM ἐγένεσθε,egenestheyou have been,G1096V-2ADI-2P ἀληθινὸνalēthinontrue [riches]G0228A-ASN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πιστεύσει;pisteuseiwill entrust?G4100V-FAI-3S 12 Ary raha tsy mahatoky amin’ izay an’ olona ianareo, iza no hanome anareo izay anareo?
τῷtōthat which [is]G3588T-DSN ἀλλοτρίῳallotriōof anotherG0245A-DSN πιστοὶpistoifaithfulG4103A-NPM ἐγένεσθε,egenestheyou have been,G1096V-2ADI-2P ὑμέτερονhumeteron[is] yoursG4771A-ASN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP δώσει;¶dōseiwill giveG1325V-FAI-3S 13 Tsy misy mpanompo mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an’ Andriamanitra sy mamôna ianareo.
οἰκέτηςoiketēsservantG3610N-NSM δύναταιdunataiis able toG1410V-PNI-3S κυρίοιςkurioismastersG2962HN-DPM δουλεύειν·douleueinto serve;G1398V-PAN μισήσειmisēseihe will hateG3404V-FAI-3S ἕτερονheteronotherG2087A-ASM ἀγαπήσει,agapēseihe will love,G0025V-FAI-3S ἑνὸςhenosto oneG1520A-GSM ἀνθέξεταιanthexetaihe will be devotedG0472V-FDI-3S ἑτέρουheterouotherG2087A-GSM καταφρονήσει.kataphronēseihe will despise.G2706V-FAI-3S δύνασθεdunastheyou are ableG1410V-PNI-2P δουλεύεινdouleueinto serveG1398V-PAN μαμωνᾷ.¶mamōnamoney.G3126N-DSM 14 Ary ny Fariseo, izay fatra-pitia vola, raha nandre izany rehetra izay, dia naneso an’ i Jesosy.
ἬκουονĒkouonWere listening toG0191V-IAI-3P ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ΦαρισαῖοιPharisaioiPhariseesG5330N-NPM-T φιλάργυροιphilarguroilovers of moneyG5366A-NPM ὑπάρχοντεςhuparchontesbeingG5225V-PAP-NPM ἐξεμυκτήριζονexemuktērizonthey were ridiculingG1592V-IAI-3P αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 15 Ary hoy Jesosy taminy: Hianareo dia mpanamarin-tena eo anatrehan’ ny olona, nefa Andriamanitra mahalala ny fonareo; fa izay zavatra heverin’ ny olona ho ambony dia fahavetavetana eo anatrehan’ Andriamanitra.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP δικαιοῦντεςdikaiountesjustifyingG1344V-PAP-NPM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-2APM ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM γινώσκειginōskeiknowsG1097V-PAI-3S καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM ὑψηλὸνhupsēlon[is] exaltedG5308A-NSN βδέλυγμαbdelugmaan abominationG0946N-NSN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἐστιν.¶estinis.G1510V-PAI-3S 16 Ny lalàna sy ny mpaminany dia hatramin’ i Jaona; ary hatramin’ izany no efa nitoriana ny filazantsaran’ ny fanjakan’ Andriamanitra, ary misesika izay rehetra miditra eo.
προφῆταιprophētaiprophets [were]G4396N-NPM μέχριmechriuntilG3360PREP Ἰωάννου·IōannouJohn;G2491GN-GSM-P τότεtotethat timeG5119ADV βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εὐαγγελίζεται,euangelizetaiis evangelised [about],G2097V-PEI-3S βιάζεται.biazetaiforces his way.G0971V-PEI-3S 17 Fa ho moramora kokoa ny hahafoanan’ ny lanitra sy ny tany noho ny hahafoanan’ ny tendron-tsoratra iray monja aza amin’ ny lalàna.
εὐκοπώτερονeukopōteronEasier forG2123A-NSN-C ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM παρελθεῖνpareltheinto pass awayG3928V-2AAN κεραίανkeraianstroke of a penG2762N-ASF πεσεῖν.¶peseinto fail.G4098V-2AAN 18 Izay rehetra misao-bady ka mampakatra ny hafa dia mijangajanga; ary izay mampakatra vehivavy voasaotra dia mijangajanga koa.
ἀπολύωνapoluōnis putting awayG0630HV-PAP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM γαμῶνgamōnmarryingG1060V-PAP-NSM ἑτέρανheterananotherG2087A-ASF μοιχεύει,moicheueicommits adultery,G3431V-PAI-3S ἀπολελυμένηνapolelumenēnseparated herG0620V-RPP-ASF ἀνδρὸςandrosa husbandG0435HN-GSM γαμῶνgamōnmarryingG1060V-PAP-NSM μοιχεύει.¶moicheueicommits adultery.G3431V-PAI-3S 19 Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan’ andro tamin’ ny fahafinaretana.
ἌνθρωποςAnthrōposA manG0444N-NSM ἦνēnthere wasG1510V-IAI-3S πλούσιοςplousiosrichG4145A-NSM ἐνεδιδύσκετοenedidusketohe was clothed inG1737V-IMI-3S πορφύρανporphuranpurpleG4209N-ASF βύσσονbussonfine linenG1040N-ASF εὐφραινόμενοςeuphrainomenosmaking good cheerG2165V-PPP-NSM ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF λαμπρῶς.lamprōsin splendor.G2988ADV 20 Ary nisy olo-malahelo ferena anankiray atao hoe Lazarosy napetraka teo anilan’ ny vavahadiny;
πτωχὸςptōchosA poor manG4434N-NSM ὀνόματιonomatinamedG3686N-DSN ΛάζαροςLazarosLazarusG2976GN-NSM-P ἐβέβλητοebeblētohad been laidG0906HV-LPI-3S πυλῶναpulōnagateG4440N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM εἱλκωμένοςheilkōmenosfull of soresG1669V-RPP-NSM 21 ary naniry mba hihinana izay latsaka avy tamin’ ny latabatr’ ilay manan-karena izy, fa ny alika kosa no avy1 ka nilelaka ny feriny.
ἐπιθυμῶνepithumōndesiringG1937V-PAP-NSM χορτασθῆναιchortasthēnaito be fedG5526V-APN ψιχίωνpsichiōncrumbsG5589N-GPN πιπτόντωνpiptontōnfallingG4098V-PAP-GPN τραπέζηςtrapezēstableG5132N-GSF πλουσίου·plousiourich man;G4145A-GSM ἐρχόμενοιerchomenoicomingG2064V-PNP-NPM ἐπέλειχονepeleichonwere lickingG0621V-IAI-3P αὐτοῦ.¶autouof him.G0846P-GSM - Na: ary ny alika koa dia avy.
22 Ary maty ilay malahelo, dia nentin’ ny anjely ho any an-tratran’ i Abrahama; ary maty koa ilay manan-karena, dia nalevina;
ἘγένετοEgenetoIt came to pass thatG1096V-2ADI-3S ἀποθανεῖνapothaneinto dieG0599V-2AAN πτωχὸνptōchonpoor manG4434N-ASM ἀπενεχθῆναιapenechthēnaito be carried awayG0667V-2APN ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM κόλπονkolponbosomG2859N-ASM Ἀβραάμ·Abraamof Abraham;G0011N-GSM-P ἀπέθανενapethanenDiedG0599V-2AAI-3S πλούσιοςplousiosrich manG4145A-NSM ἐτάφη.etaphēwas buried.G2290V-2API-3S 23 ary raha nijaly tao amin’ ny fiainan-tsi-hita1 izy ka niandrandra, dia nahita an’ i Abrahama teny lavitra eny sy Lazarosy teo an-tratrany.
ἐπάραςeparashaving lifted upG1869V-AAP-NSM ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ὑπάρχωνhuparchōnbeingG5225V-PAP-NSM βασάνοιςbasanoistormentG0931N-DPF ὁρᾷhorahe seesG3708V-PAI-3S ἈβραὰμAbraamAbrahamG0011N-ASM-P μακρόθενmakrothenafarG3113ADV ΛάζαρονLazaronLazarusG2976GN-ASM-P κόλποιςkolpoisbosomG2859N-DPM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM - Gr. Hadesy.
24 Ary izy niantso ka nanao hoe: Ry Abrahama raiko ô, mamindrà fo amiko, ka iraho Lazarosy mba hanoboka ny tendron’ ny rantsan-tanany amin’ ny rano mba hampangatsiaka ny lelako; fa fadiranovana aho eto anatin’ ity lelafo ity.
αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM φωνήσαςphōnēsashaving cried outG5455V-AAP-NSM εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S πάτερpaterFatherG3962N-VSM Ἀβραάμ,AbraamAbraham,G0011N-VSM-P ἐλέησόνeleēsondo have mercy onG1653V-AAM-2S πέμψονpempsondo sendG3992V-AAM-2S ΛάζαρονLazaronLazarusG2976GN-ASM-P βάψῃbapsēhe may dipG0911V-AAS-3S δακτύλουdaktuloufingerG1147N-GSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ὕδατοςhudatosin waterG5204N-GSN καταψύξῃkatapsuxēmay coolG2711V-AAS-3S γλῶσσάνglōssantongueG1100N-ASF μου,mouof mine,G3165P-1GS ὀδυνῶμαιodunōmaiI am sufferingG3600V-PMI-1S φλογὶphlogiflameG5395N-DSF ταύτῃ.¶tautēthis.G3778D-DSF 25 Fa hoy Abrahama: Anaka, tsarovy fa ianao efa nahazo ny zava-tsoanao tamin’ ny andro niainanao, ary Lazarosy kosa ny zava-dratsy; fa ankehitriny izy no ampifalinay atỳ, ary ianao kosa no fadiranovana.
ΕἶπενEipenSaidG2036V-2AAI-3S Ἀβραάμ·AbraamAbraham;G0011N-NSM-P τέκνον,teknonChild,G5043N-VSN μνήσθητιmnēsthētido rememberG3403V-APM-2S ἀπέλαβεςapelabesyou did fully receiveG0618V-2AAI-2S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS τὰtathe [things]G3588T-APN ἀγαθάagathagoodG0018A-APN ζωῇzōēalifetimeG2222N-DSF ΛάζαροςLazarosLazarusG2976GN-NSM-P ὁμοίωςhomoiōslikewiseG3668ADV τὰtathe [things]G3588T-APN παρακαλεῖται,parakaleitaihe is comforted,G3870V-PPI-3S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS ὀδυνᾶσαι.odunasaiare suffering.G3600V-PMI-2S 26 Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etỳ, ary ny ho afa-mita hanketỳ aminay izay eny.
τούτοιςtoutoisthese thingsG3778D-DPN μεταξὺmetaxubetweenG3342PREP χάσμαchasmaa chasmG5490N-NSN ἐστήρικταιestēriktaihas been fixedG4741V-RPI-3S ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ θέλοντεςthelontesdesiringG2309V-PAP-NPM διαβῆναιdiabēnaito passG1224V-2AAN ἔνθενenthenfrom hereG6033ADV δύνωνταιdunōntaimay be ableG1410V-PNS-3P ἐκεῖθενekeithenfrom thereG1564ADV διαπερῶσιν.¶diaperōsinthey shall pass.G1276V-PAS-3P 27 Dia hoy izy: Mangataka aminao ary aho, ry raiko: mba iraho Lazarosy hankany amin’ ny tranon’ ny raiko
ΕἶπενEipenHe saidG2036V-2AAI-3S ἐρωτῶerōtōI imploreG2065V-PAI-1S πάτερ,paterfather,G3962N-VSM πέμψῃςpempsēsyou may sendG3992V-AAS-2S πατρόςpatrosfatherG3962N-GSM μου·mouof mine —G3165P-1GS 28 (fa manana rahalahy dimy aho), mba hilaza tsara aminy, fandrao mba ho tongay amin’ ity fijaliana ity koa izy.
ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S ἀδελφούς·adelphousbrothers —G0080N-APM ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ διαμαρτύρηταιdiamarturētaihe may warnG1263V-PNS-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ἔλθωσινelthōsinmay comeG2064V-2AAS-3P τόπονtoponplaceG5117N-ASM τοῦτονtoutonthisG3778D-ASM βασάνου.¶basanouof torment.G0931N-GSF 29 Fa hoy Abrahama taminy: Manana an’ i Mosesy sy ny mpaminany izy; aoka hihaino ireo izy.
Ἀβραάμ·AbraamAbraham;G0011N-NSM-P ἔχουσινechousinThey haveG2192V-PAI-3P ΜωϋσέαMōuseaMosesG3475N-ASM-P προφήτας·prophētasprophets;G4396N-APM ἀκουσάτωσανakousatōsanthey should listenG0191V-AAM-3P αὐτῶν.autōnto them.G0846P-GPM 30 Fa hoy kosa izy: Tsia, ry Abrahama, raiko; fa raha misy miala amin’ ny maty hankany aminy, dia hibebaka izy.
εἶπεν·eipenhe said;G2036V-2AAI-3S πάτερpaterfatherG3962N-VSM Ἀβραάμ,AbraamAbraham,G0011N-VSM-P νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM πορευθῇporeuthēashall goG4198V-AOS-3S αὐτούς,autousthem,G0846P-APM μετανοήσουσιν.metanoēsousinthey will repent.G3340V-FAI-3P 31 Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an’ i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin’ ny maty aza.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ΜωϋσέωςMōuseōsto MosesG3475N-GSM-P προφητῶνprophētōnprophetsG4396N-GPM ἀκούουσιν,akouousinthey listen,G0191V-PAI-3P οὐδ᾽oud᾽not evenG3761CONJ-N νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM ἀναστῇanastēashall riseG0450V-2AAS-3S πεισθήσονται.¶peisthēsontaiwill they be persuaded.G3982V-FPI-3P