Chapter 7
1 Ary rehefa vitan’ i Jesosy teo anatrehan’ ny olona izany toriteniny rehetra izany, dia nankany Kapernaomy Izy.
ἘπειδὴEpeidēAnd sinceG1894CONJ ἐπλήρωσενeplērōsenHe had completedG4137V-AAI-3S ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-APN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀκοὰςakoashearingG0189N-APF λαοῦ,laoupeople,G2992N-GSM εἰσῆλθενeisēlthenHe enteredG1525V-2AAI-3S Καφαρναούμ.KapharnaoumCapernaum.G2584N-ASF-L 2 Ary ny mpanompon’ ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty.
ἑκατοντάρχουhekatontarchouOf a centurionG1543N-GSM τινοςtinosa certainG5100X-GSM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM ἔχωνechōnbeingG2192V-PAP-NSM ἤμελλενēmellenwas aboutG3195V-IAI-3S τελευτᾶνteleutanto dieG5053V-PAN ἔντιμος.entimosvalued highly.G1784A-NSM 3 Koa raha nahare ny amin’ i Jesosy ilay kapiteny, dia naniraka loholon’ ny Jiosy hankeo aminy hangataka Azy mba ho avy ka hahasitrana ny mpanompony.
ἀκούσαςakousasHaving heardG0191V-AAP-NSM ἀπέστειλενapesteilenhe sentG0649V-AAI-3S πρεσβυτέρουςpresbuterouseldersG4245GN-APM ἸουδαίωνIoudaiōnJewsG2453N-GPM-PG ἐρωτῶνerōtōnbeggingG2065V-PAP-NSM ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM διασώσῃdiasōsēHe may saveG1295V-AAS-3S δοῦλονdoulonservantG1401N-ASM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 4 Ary rehefa tonga teo amin’ i Jesosy ireo, dia nangataka mafy taminy ka nanao hoe: Miendrika ny hanaovanao izany izy,
παραγενόμενοιparagenomenoihaving comeG3854V-2ADP-NPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P παρεκάλουνparekalounthey were beggingG3870V-IAI-3P σπουδαίωςspoudaiōsearnestlyG4709ADV λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM ἄξιόςaxiosWorthyG0514A-NSM ἐστινestinhe isG1510V-PAI-3S παρέξῃparexēYou will grantG3930V-2FDI-2S τοῦτο·toutothis;G3778D-ASN 5 satria tia ny firenentsika izy, sady izy no efa nanao ny synagoga ho antsika.
ἀγαπᾷagapahe lovesG0025V-PAI-3S ἔθνοςethnosnationG1484N-ASN συναγωγὴνsunagōgēnsynagogueG4864N-ASF αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM ᾠκοδόμησενōkodomēsenbuiltG3618V-AAI-3S ἡμῖν.¶hēminfor us.G3165P-1DP 6 Ary Jesosy nandeha niaraka taminy. Ary rehefa efa mby teo akaikin’ ny trano Izy, ilay kapiteny dia naniraka sakaiza hitsena Azy ka nanao taminy hoe: Tompoko, aza manahirana ny tenanao Hianao; fa tsy miendrika hidiranao ao ambanin’ ny tafon-tranoko aho.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐπορεύετοeporeuetowas goingG4198V-INI-3S αὐτοῖς.autoisthem.G0846P-DPM αὐτοῦautouwhen heG0846P-GSM ἀπέχοντοςapechontosbeing distantG0568V-PAP-GSM ἔπεμψενepempsensentG3992V-AAI-3S φίλουςphilousfriendsG5384A-APM ἑκατοντάρχηςhekatontarchēscenturionG1543N-NSM λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM σκύλλου·skulloudo be troubled;G4660V-PPM-2S ἱκανόςhikanosworthyG2425A-NSM εἰμιeimiI amG1510V-PAI-1S στέγηνstegēnroofG4721N-ASF εἰσέλθῃς,eiselthēsYou may come,G1525V-2AAS-2S 7 Koa na dia ny tenako aza dia nataoko fa tsy miendrika hankeo aminao; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko.
οὐδὲoudeneitherG3761CONJ-N ἐμαυτὸνemautonmyselfG1473F-1ASM ἠξίωσαēxiōsacounted I worthyG0515V-AAI-1S ἐλθεῖν.eltheinto come.G2064V-2AAN εἰπὲeipedo sayG2036V-2AAM-2S λόγῳ,logōa word,G3056N-DSM ἰαθήτωiathētōlet be healedG2390V-APM-3S παῖςpaisservantG3816N-NSM μου.mouof mine.G3165P-1GS 8 Fa izaho koa mba lehilahy manan-dehibe ihany, ka manana miaramila izay feheziko; koa hoy izaho amin’ ny anankiray: Mandehana, dia mandeha izy, ary amin’ ny anankiray koa Avia, dia avy izy, ary amin’ ny mpanompoko: Ataovy izao, dia manao izy.
ἄνθρωπόςanthrōposa manG0444N-NSM ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF τασσόμενος,tassomenosappointed,G5021V-PPP-NSM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἐμαυτὸνemautonmyselfG1473F-1ASM στρατιώτας.stratiōtassoldiers.G4757N-APM τούτῳ·toutōto this [one];G3778D-DSM πορεύθητι,poreuthētido go,G4198V-AOM-2S πορεύεται,poreuetaihe goes,G4198V-PNI-3S ἄλλῳ·allōto another;G0243A-DSM ἔρχου,erchoudo come,G2064V-PNM-2S ἔρχεται,erchetaihe comes,G2064V-PNI-3S δούλῳdoulōservantG1401N-DSM μου·mouof mine;G3165P-1GS ποίησονpoiēsondo enactG4160GV-AAM-2S τοῦτο,toutothis,G3778D-ASN ποιεῖ.poieihe enacts [it].G4160GV-PAI-3S 9 Ary nony nahare izany Jesosy, dia gaga taminy; ary dia nitodika Izy ka nanao tamin’ ny vahoaka izay nanaraka Azy hoe: Lazaiko aminareo fa tsy mbola nahita finoana lehibe toy izany Aho, na dia tamin’ ny Isiraely aza.
ἀκούσαςakousasHaving heardG0191V-AAP-NSM ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐθαύμασενethaumasenmarveled atG2296V-AAI-3S αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM στραφεὶςstrapheishaving turnedG4762V-2APP-NSM ἀκολουθοῦντιakolouthountifollowingG0190V-PAP-DSM εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ἸσραὴλIsraēlIsraelG2474N-DSM-L τοσαύτηνtosautēnsuch greatG5118K-ASF εὗρον.heurondid I find.G2147V-2AAI-1S 10 Ary nony tafaverina tao an-trano ireo iraka ireo, dia hitany fa sitrana ilay mpanompo.
ὑποστρέψαντεςhupostrepsanteshaving returnedG5290V-AAP-NPM οἱhoithe [ones]G3588T-NPM πεμφθέντεςpemphthenteshaving been sentG3992V-APP-NPM εὗρονheuronfoundG2147V-2AAI-3P ἀσθενοῦνταasthenountaailingG0770HV-PAP-ASM δοῦλονdoulonservantG1401N-ASM ὑγιαίνοντα.¶hugiainontain good health.G5198V-PAP-ASM 11 Ary taoriana kelin’ izany1 Jesosy dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary naniraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka.
ἐγένετοegenetoit came to passG1096V-2ADI-3S ἑξῆςhexēsnext [day]G1836ADV ἐπορεύθηeporeuthēHe wentG4198V-AOI-3S πόλινpolina townG4172N-ASF καλουμένηνkaloumenēnbeing calledG2564GV-PPP-ASF Ναΐν,NainNain,G3484N-ASF-L συνεπορεύοντοsuneporeuontowere goingG4848V-INI-3P αὐτῷautōwith HimG0846P-DSM μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἱκανοίhikanoimanyG2425A-NPM ὄχλοςochlosa crowdG3793N-NSM πολύς.polusgreat.G4183A-NSM - Na: (nony ampitson’ iny)
12 Ary rehefa mby teo akaikin’ ny vavahadin’ ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin’ ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan’ ny reniny, sady mpitondratena ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy.
ἤγγισενēngisenHe drew nearG1448V-AAI-3S πόλεως,poleōstown,G4172N-GSF ἐξεκομίζετοexekomizetowas being carried outG1580V-IPI-3S τεθνηκὼςtethnēkōs[one] having diedG2348V-RAP-NSM μονογενὴςmonogenēsonly begottenG3439A-NSM μητρὶmētrimotherG3384N-DSF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM χήρα·chēraa widow;G5503N-NSF ὄχλοςochlosa crowdG3793N-NSM πόλεωςpoleōstownG4172N-GSF ἱκανὸςhikanosconsiderableG2425A-NSM αὐτῇ.autēaher.G0846P-DSF 13 Ary nony nahita an-dravehivavy ny Tompo, dia onena azy ka nanao taminy hoe: Aza mitomany.
ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἐσπλαγχνίσθηesplagchnisthēwas moved with compassionG4697V-AOI-3S εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῇ·autēato her;G0846P-DSF κλαῖε.klaiedo weep.G2799V-PAM-2S 14 Ary nanatona Izy ka nanendry ny tranovorona, dia nijanona izay nilanja. Ary hoy Jesosy: zatovo, hoy Izaho aminao: Miarena.
προσελθὼνproselthōnhaving come upG4334V-2AAP-NSM ἥψατοhēpsatoHe touchedG0681V-ADI-3S σοροῦ·soroubier;G4673N-GSF βαστάζοντεςbastazontesbearing [it]G0941V-PAP-NPM ἔστησαν·estēsanstopped;G2476V-2AAI-3P εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S νεανίσκε,neaniskeYoung man,G3495N-VSM ἐγέρθητι.egerthētido be arised.G1453V-APM-2S 15 Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny.
ἀνεκάθισενanekathisensat upG0339V-AAI-3S νεκρὸςnekrosdead [man]G3498A-NSM ἤρξατοērxatobeganG0757V-ADI-3S λαλεῖν.laleinto speak.G2980V-PAN ἔδωκενedōkenHe gaveG1325V-AAI-3S μητρὶmētrimotherG3384N-DSF αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 16 Ary raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza an’ Andriamanitra hoe: Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika; ary Andriamanitra efa nitsinjo ny olony.
ἔλαβενelabenSeizedG2983V-2AAI-3S φόβοςphobosfearG5401N-NSM πάντας,pantasall,G3956A-APM ἐδόξαζονedoxazonthey were glorifyingG1392V-IAI-3P λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM προφήτηςprophētēsA prophetG4396N-NSM μέγαςmegasgreatG3173A-NSM ἠγέρθηēgerthēwas raised upG1453V-API-3S ἐπεσκέψατοepeskepsatoHas visitedG1980V-ADI-3S αὐτοῦ.autouof Him!G0846P-GSM 17 Dia niely teny Jodia rehetra sy teny amin’ ny tany manodidina rehetra ny lazan’ i Jesosy ny amin’ izany zavatra izany.
ἐξῆλθενexēlthenwent outG1831V-2AAI-3S λόγοςlogosreportG3056N-NSM οὗτοςhoutosthisG3778D-NSM ἸουδαίᾳIoudaiaJudeaG2449N-DSF-L περὶpericoncerningG4012PREP περιχώρῳ.¶perichōrōsurrounding region.G4066N-DSF 18 Ary ny mpianatr’ i Jaona nanambara izany rehetra izany taminy.
ἀπήγγειλανapēngeilanbrought wordG0518V-AAI-3P ἸωάννῃIōannēto JohnG2491GN-DSM-P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM περὶpericoncerningG4012PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPN τούτων.toutōnthese things.G3778D-GPN 19 Ary Jaona niantso ny mpianany roa lahy hankao aminy, dia naniraka azy hankany amin’ ny Tompo hanao hoe: Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
ἔπεμψενepempsensent [them]G3992V-AAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ἐρχόμενος,erchomenoscoming [One],G2064V-PNP-NSM ἄλλονallonanotherG0243A-ASM προσδοκῶμεν;¶prosdokōmenare we to look for?G4328V-PAI-1P 20 Ary nony tonga tany aminy ireo lehilahy ireo, dia nanao hoe: Jaona Mpanao-batisa naniraka anay hankatỳ aminao hanao hoe: Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
ΠαραγενόμενοιParagenomenoiHaving comeG3854V-2ADP-NPM εἶπαν·eipansaid;G2036V-2AAI-3P ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P βαπτιστὴςbaptistēsBaptistG0910N-NSM ἀπέστειλενapesteilenhas sentG0649V-AAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ἐρχόμενος,erchomenoscoming [One],G2064V-PNP-NSM ἄλλονallonanotherG0243A-ASM προσδοκῶμεν;prosdokōmenare we to look for?G4328V-PAI-1P 21 Ary tamin’ izany ora izany Jesosy dia nahasitrana olona maro tamin’ ny rofy sy ny aretina sy ny fanahy ratsy sady nampahiratra ny jamba maro.
ἐκείνῃekeinēthat veryG1565D-DSF ἐθεράπευσενetherapeusenHe healedG2323V-AAI-3S πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM νόσωνnosōndiseasesG3554N-GPF μαστίγωνmastigōnafflictionsG3148N-GPF πνευμάτωνpneumatōnspiritsG4151GN-GPN πονηρῶνponērōnevilG4190A-GPN τυφλοῖςtuphloisto blindG5185A-DPM πολλοῖςpolloismanyG4183A-DPM ἐχαρίσατοecharisatoHe grantedG5483V-ADI-3S βλέπειν.blepeinto see.G0991V-PAN 22 Dia namaly Izy ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ambarao amin’ i Jaona izao hitanareo sy renareo izao; mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM πορευθέντεςporeuthentesHaving goneG4198V-AOP-NPM ἀπαγγείλατεapangeilatedo relateG0518V-AAM-2P ἸωάννῃIōannēto JohnG2491GN-DSM-P εἴδετεeideteyou have seenG1492HV-2AAI-2P ἠκούσατε·ēkousateheard:G0191V-AAI-2P τυφλοὶtuphloiBlindG5185A-NPM ἀναβλέπουσιν,anablepousinreceive sight,G0308V-PAI-3P χωλοὶchōloilameG5560A-NPM περιπατοῦσιν,peripatousinwalk,G4043V-PAI-3P λεπροὶleproilepersG3015A-NPM καθαρίζονται,katharizontaiare cleansed,G2511V-PPI-3P κωφοὶkōphoideafG2974A-NPM ἀκούουσιν,akouousinhear,G0191V-PAI-3P νεκροὶnekroideadG3498A-NPM ἐγείρονται,egeirontaiare raised,G1453V-PPI-3P πτωχοὶptōchoipoorG4434N-NPM εὐαγγελίζονται,euangelizontaiare evangelised,G2097V-PPI-3P 23 Ary sambatra izay tsy ho tafintohina noho ny amiko.
μακάριόςmakariosblessedG3107A-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S σκανδαλισθῇskandalisthēashall be offendedG4624V-APS-3S ἐμοί.¶emoiMe myself.G1473P-1DS 24 Ary rehefa lasa ny irak’ i Jaona, dia nilaza an’ i Jaona tamin’ ny vahoaka Jesosy ka nanao hoe: Hizaha inona no nalehanareo tany an-efitra? Volotara nohozongozonin’ ny rivotra va?
ἈπελθόντωνApelthontōnWhen were departingG0565V-2AAP-GPM ἀγγέλωνangelōnmessengersG0032HN-GPM ἸωάννουIōannouof JohnG2491GN-GSM-P ἤρξατοērxatoHe beganG0757V-ADI-3S λέγεινlegeinto speakG3004GV-PAN ὄχλουςochlouscrowdsG3793N-APM περὶpericoncerningG4012PREP Ἰωάννου·IōannouJohn:G2491GN-GSM-P ἐξήλθατεexēlthatedid you go outG1831V-2AAI-2P ἔρημονerēmonwildernessG2048A-ASF θεάσασθαι;theasasthaito see?G2300V-ADN κάλαμονkalamonA reedG2563N-ASM ἀνέμουanemou[the] windG0417N-GSM σαλευόμενον;saleuomenonshaken?G4531V-PPP-ASM 25 Sa hizaha inona no nalehanareo? Olona mitafy lamba soa1 va? Indro, ny mitafy lamba soa sy mihinana zava-py dia ao an-tranon’ ny mpanjaka.
ἐξήλθατεexēlthatehave you gone outG1831V-2AAI-2P ἰδεῖν;ideinto see?G1492HV-2AAN ἄνθρωπονanthrōponA manG0444N-ASM μαλακοῖςmalakoisfineG3120A-DPN ἱματίοιςhimatioisclothingG2440N-DPN ἠμφιεσμένον;ēmphiesmenonarrayed?G0294V-RPP-ASM ἱματισμῷhimatismōclothingG2441N-DSM ἐνδόξῳendoxōsplendidG1741A-DSM τρυφῇtruphēain luxuryG5172N-DSF ὑπάρχοντεςhuparchonteslivingG5225V-PAP-NPM βασιλείοιςbasileioispalacesG0933A-DPN εἰσίν.eisinare.G1510V-PAI-3P - Gr. malemy.
26 Sa hizaha inona no nalehanareo tany? Mpaminany va? Eny, hoy Izaho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy.
ἐξήλθατεexēlthatehave you gone outG1831V-2AAI-2P ἰδεῖν;ideinto see?G1492HV-2AAN προφήτην;prophētēnA prophet?G4396N-ASM ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP περισσότερονperissoteronmore excellentG4054ADV-C προφήτου.prophētouthan a prophet.G4396N-GSM 27 Fa izy ilay voasoratra hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao eo alohanao1.
οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinis heG1510V-PAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ἀποστέλλωapostellōI sendG0649V-PAI-1S ἄγγελόνangelonmessengerG0032HN-ASM προσώπουprosōpou[the] faceG4383N-GSN κατασκευάσειkataskeuaseiwill prepareG2680V-FAI-3S ἔμπροσθένemprosthenbeforeG1715PREP - Mal 3. 1
28 Lazaiko aminareo: Amin’ izay nateraky ny vehivavy tsy misy lehibe noho Jaona; nefa ny kely indrindra amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra dia lehibe noho izy.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP μείζωνmeizōna greaterG3173A-NSM-C γεννητοῖςgennētois[those] bornG1084A-DPM γυναικῶνgunaikōnof womenG1135GN-GPF προφήτηςprophētēsprophetG4396N-NSM ἸωάννουIōannouthan JohnG2491GN-GSM-P οὐδείςoudeisno [one]G3762A-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S μικρότεροςmikroterosthe leastG3398A-NSM-C βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C αὐτοῦautouthan heG0846P-GSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 29 Ary ny vahoaka rehetra sy ny mpamory hetra raha nandre, dia nanamarina an’ Andriamanitra, satria natao batisa tamin’ ny batisan’ i Jaona izy.
ἀκούσαςakousashaving heardG0191V-AAP-NSM τελῶναιtelōnaitax collectorsG5057N-NPM ἐδικαίωσανedikaiōsandeclared as righteousG1344V-AAI-3P βαπτισθέντεςbaptisthenteshaving been baptized [with]G0907V-APP-NPM βάπτισμαbaptismabaptismG0908N-ASN Ἰωάννου.Iōannouof John.G2491GN-GSM-P 30 Fa ny Fariseo sy ny mpahay lalàna kosa nandà ny fikasan’ Andriamanitra, satria tsy mba nanatona hataon’ i Jaona batisa izy.
ΦαρισαῖοιPharisaioithe PhariseesG5330N-NPM-T νομικοὶnomikoilawyersG3544A-NPM βουλὴνboulēncounselG1012N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἠθέτησανēthetēsanrejectedG0114V-AAI-3P ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM βαπτισθέντεςbaptisthenteshaving been baptizedG0907V-APP-NPM αὐτοῦ.¶autouhim.G0846P-GSM 31 Tahaka ny inona ary no hanoharako ny olona amin’ ity taranaka ity? tahaka ny inona moa izy?
ΕἶπενEipensaidG2036V-2AAI-3S κύριος,kuriosLordG2962GN-NSM-T τίνιtiniTo whatG5101I-DSN ὁμοιώσωhomoiōsōwill I likenG3666V-FAI-1S ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM γενεᾶςgeneasgenerationG1074N-GSF ταύτηςtautēsthisG3778D-GSF τίνιtinito whatG5101I-DSN εἰσὶνeisinare theyG1510V-PAI-3P ὅμοιοι;homoioilike?G3664A-NPM 32 Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; efa nanao feo fisaonana izahay, nefa tsy nitomany ianareo.
ὅμοιοίhomoioiLikeG3664A-NPM εἰσινeisinare theyG1510V-PAI-3P παιδίοιςpaidioisto little childrenG3813N-DPN ἀγορᾷagorathe marketplaceG0058N-DSF καθημένοιςkathēmenoissittingG2521V-PNP-DPN προσφωνοῦσινprosphōnousincallingG4377V-PAP-DPN ἀλλήλοιςallēloisto each otherG0240C-DPM λέγει·legeisays:G3004GV-PAI-3S ηὐλήσαμενēulēsamenWe pipedG0832V-AAI-1P ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ὠρχήσασθε·ōrchēsastheyou did dance;G3738V-ADI-2P ἐθρηνήσαμενethrēnēsamenwe sang a dirgeG2354V-AAI-1P ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐκλαύσατε.eklausateyou did weep.G2799V-AAI-2P 33 Fa tonga Jaona Mpanao-batisa tsy nihinan-kanina na nisotro divay, ka hoy ianareo: Manana demonia izy.
ἐλήλυθενelēluthenHas comeG2064V-2RAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P βαπτιστὴςbaptistēsBaptistG0910N-NSM ἐσθίωνesthiōneatingG2068V-PAP-NSM ἄρτονartonbreadG0740N-ASM πίνωνpinōndrinkingG4095V-PAP-NSM οἶνον,oinonwineG3631N-ASM λέγετε·legeteyou say;G3004GV-PAI-2P δαιμόνιονdaimonionA demonG1140N-ASN ἔχει.echeiHe has.G2192V-PAI-3S 34 Tonga ny Zanak’ olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ianareo: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan’ ny mpamory hetra sy ny mpanota.
ἐλήλυθενelēluthenHas comeG2064V-2RAI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἐσθίωνesthiōneatingG2068V-PAP-NSM πίνων,pinōndrinking,G4095V-PAP-NSM λέγετε·legeteyou say;G3004GV-PAI-2P ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM φάγοςphagosa gluttonG5314N-NSM οἰνοπότης,oinopotēsa drunkard,G3630N-NSM φίλοςphilosa friendG5384A-NSM τελωνῶνtelōnōnof tax collectorsG5057N-GPM ἁμαρτωλῶν.hamartōlōnof sinners.G0268A-GPM 35 Fa ny fahendrena dia hamarinin’ ny zanany rehetra.
ἐδικαιώθηedikaiōthēwas justifiedG1344V-API-3S σοφίαsophiawisdomG4678N-NSF πάντωνpantōnallG3956A-GPN τέκνωνteknōnchildrenG5043N-GPN αὐτῆς.¶autēsof her.G0846P-GSF 36 Ary ny Fariseo anankiray nanasa an’ i Jesosy hiara-mihinana aminy; ary dia niditra tao an-tranon’ ilay Fariseo Izy ka nipetraka nihinana.
ἨρώταĒrōtaWas askingG2065V-IAI-3S ΦαρισαίωνPharisaiōnPhariseesG5330N-GPM-T φάγῃphagēHe may eatG5315V-AAS-3S αὐτοῦ.autouhim.G0846P-GSM εἰσελθὼνeiselthōnhaving enteredG1525V-2AAP-NSM ΦαρισαίουPharisaiouPhariseeG5330N-GSM-T κατεκλίθη.kateklithēHe was sat.G2625V-API-3S 37 Ary, indro, nisy vehivavy mpanota tao an-tanàna, ka rehefa fantany fa Jesosy nipetraka nihinana tao an-tranon’ ilay Fariseo, dia nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra izy;
ἁμαρτωλός.hamartōlosa sinner.G0268A-NSF ἐπιγνοῦσαepignousashe having knownG1921V-2AAP-NSF κατάκειταιkatakeitaireclines backG2621V-PNI-3S Φαρισαίου,PharisaiouPharisee,G5330N-GSM-T κομίσασαkomisasahaving takenG2865V-AAP-NSF ἀλάβαστρονalabastronan alabaster flaskG0211N-ASN μύρουmurouof fragrant oilG3464N-GSN 38 ary nijanona teo ivohony tanilan’ ny tongony izy ka nitomany, dia nahakotsa ny tongony tamin’ ny ranomasony sy namaoka azy tamin’ ny volon-dohany, dia nanoroka fatratra ny tongony ka nanosotra azy tamin’ ny menaka manitra,
στᾶσαstasahaving stoodG2476V-2AAP-NSF αὐτοῦ,autouof HimG0846P-GSM κλαίουσαklaiousaweepingG2799V-PAP-NSF τοῖςtoiswith theG3588T-DPN δάκρυσινdakrusintearsG1144N-DPN ἤρξατοērxatoshe beganG0757V-ADI-3S βρέχεινbrecheinto wetG1026V-PAN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ταῖςtaiswith theG3588T-DPF θριξὶνthrixinhairsG2359N-DPF κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἐξέμασσενexemassenshe was wiping [them]G1591V-IAI-3S κατεφίλειkatephileiwas kissingG2705V-IAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἤλειφενēleiphenwas anointing [them]G0218V-IAI-3S μύρῳ.murōfragrant oil.G3464N-DSN 39 Ary nony nahita izany ilay Fariseo nanasa Azy, dia nanao anakampo hoe: Raha mpaminany Ity, dia ho nahalala io vehivavy manendry Azy io sy ny toeny; fa mpanota io.
ἰδὼνidōnHaving seenG1492HV-2AAP-NSM ΦαρισαῖοςPharisaiosPhariseeG5330N-NSM-T καλέσαςkalesashaving invitedG2564GV-AAP-NSM εἶπενeipenhe spokeG2036V-2AAI-3S ἑαυτῷhe'autōhimselfG1438F-3DSM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM οὗτοςhoutosThisG3778D-NSM προφήτης,prophētēsprophet,G4396N-NSM ἐγίνωσκενeginōskenhe have knownG1097V-IAI-3S ποταπὴpotapēwhatG4217I-NSF ἅπτεταιhaptetaitouchesG0681V-PMI-3S ἁμαρτωλόςhamartōlosa sinnerG0268A-NSF ἐστιν.¶estinshe is.G1510V-PAI-3S 40 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ry Simona, manan-kolazaina aminao Aho. Dia hoy izy: Lazao ary, Mpampianatra ô.
ἀποκριθεὶςapokritheisansweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM Σίμων,SimōnSimon,G4613IN-VSM-P ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S εἰπεῖν.eipeinto say.G2036V-2AAN διδάσκαλεdidaskaleTeacherG1320N-VSM-T εἰπέ,eipedo say [it],G2036V-2AAM-2S φησίν.phēsinhe says.G5346V-PAI-3S 41 Nisy roa lahy nananan’ ny mpampanàna vola anankiray trosa: ny iray nananany denaria diman-jato, ary ny iray kosa dimam-polo.
χρεοφειλέταιchreopheiletaidebtorsG5533N-NPM ἦσανēsanthere wereG1510V-IAI-3P δανιστῇdanistēato a creditorG1157N-DSM τινι.tinicertain.G5100X-DSM ὤφειλενōpheilenwas owingG3784V-IAI-3S δηνάριαdēnariadenariiG1220N-APN πεντακόσια,pentakosiafive hundred,G4001A-APN ἕτεροςheterosthe otherG2087A-NSM πεντήκοντα.pentēkontafifty.G4004A-NUI 42 Ary raha tsy nanan-kaloa izy roa lahy, dia samy navelany. Koa iza moa amin’ ireo no ho tia azy indrindra?
ἐχόντωνechontōnwere havingG2192V-PAP-GPM ἀποδοῦναιapodounaito payG0591V-2AAN ἀμφοτέροιςamphoteroisto bothG0297A-DPM ἐχαρίσατο.echarisatohe forgave.G5483V-ADI-3S αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM εἶπέeipedo tellG2036V-2AAM-2S πλεῖονpleionmoreG4119A-ASN-C ἀγαπήσειagapēseiwill loveG0025V-FAI-3S 43 Simona namaly ka nanao hoe: Ataoko fa ilay namoizany be. Dia hoy Izy taminy: Marina ny hevitrao.
ἀποκριθεὶςapokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ὑπολαμβάνωhupolambanōI take itG5274V-PAI-1S ᾧhō[he] to whomG3739R-DSM πλεῖονpleionmostG4119A-ASN-C ἐχαρίσατο.echarisatohe forgave.G5483V-ADI-3S εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ὀρθῶςorthōsRightlyG3723ADV ἔκρινας.ekrinasYou have judged.G2919V-AAI-2S 44 Ary Jesosy nitodika nijery an-dravehivavy ka nanao tamin’ i Simona hoe: Hitanao va io vehivavy io? Niditra teto an-tranonao Aho; nefa tsy mba nanome Ahy rano hanasana ny tongotro ianao; fa izy kosa nahakotsa ny tongotro tamin’ ny ranomasony, dia namaoka azy tamin’ ny volon-dohany.
στραφεὶςstrapheishaving turnedG4762V-2APP-NSM γυναῖκαgunaikawomanG1135GN-ASF ΣίμωνιSimōnito SimonG4613IN-DSM-P ἔφη·ephēHe was saying;G5346V-IAI-3S βλέπειςblepeisSee youG0991V-PAI-2S ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF γυναῖκα;gunaikawoman?G1135GN-ASF εἰσῆλθόνeisēlthonI enteredG1525V-2AAI-1S οἰκίαν,oikianhouse,G3614GN-ASF ἔδωκας·edōkasyou gave;G1325V-AAI-2S αὕτηhautēwith herG3778D-NSF δάκρυσινdakrusintearsG1144N-DPN ἔβρεξένebrexenshe wetG1026V-AAI-3S ταῖςtaiswith theG3588T-DPF θριξὶνthrixinhairG2359N-DPF κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἐξέμαξεν.exemaxenwiped [them].G1591V-AAI-3S 45 Tsy mba nanoroka Ahy akory ianao; fa izy, hatr’ izay nidirako, dia tsy mbola nitsahatra nanoroka fatratra ny tongotro.
φίλημάphilēmaA kissG5370N-ASN ἔδωκας·edōkasyou gave;G1325V-AAI-2S αὕτηhautēshe herselfG3778D-NSF ἧςhēswhich [time]G3739R-GSF εἰσῆλθονeisēlthonI came inG1525V-2AAI-1S διέλιπενdielipenshe has ceasedG1257V-2AAI-3S καταφιλοῦσάkataphilousakissingG2705V-PAP-NSF πόδας.podasfeet.G4228N-APM 46 Ny lohako tsy mba nohosoranao diloilo akory; fa izy kosa nanoso-menaka manitra ny tongotro.
ἐλαίῳelaiōWith oilG1637N-DSN κεφαλήνkephalēnheadG2776N-ASF ἤλειψας·ēleipsasyou did anoint;G0218V-AAI-2S αὕτηhautēshe herselfG3778D-NSF μύρῳmurōwith fragrant oilG3464N-DSN ἤλειψενēleipsenanointedG0218V-AAI-3S μου.mouof Mine.G3165P-1GS 47 Ary amin’ izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin’ ny kely dia kely fitiavana.
χάριν,charinBecauseG5484PREP ἀφέωνταιapheōntaihave been forgivenG0863HV-RPI-3P ἁμαρτίαιhamartiaisinsG0266N-NPF αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF πολλαί,pollaimany,G4183A-NPF ἠγάπησενēgapēsenshe lovedG0025V-AAI-3S ὀλίγονoligonlittleG3641A-NSN ἀφίεται,aphietaiis forgiven,G0863HV-PPI-3S ὀλίγονoligonlittleG3641A-ASN ἀγαπᾷ.agapahe loves.G0025V-PAI-3S 48 Dia hoy Izy tamin-dravehivavy: Voavela ny helokao.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῇ·autēato her;G0846P-DSF ἀφέωνταίapheōntaiHave been forgivenG0863HV-RPI-3P ἁμαρτίαι.hamartiaisins.G0266N-NPF 49 Ary izay niara-nipetraka nihinana teo aminy dia niresaka hoe: Iza moa Ity no mba mamela heloka?
ἤρξαντοērxantobeganG0757V-ADI-3P συνανακείμενοιsunanakeimenoirecliningG4873V-PNP-NPM ἑαυτοῖς·he'autoisthemselves;G1438F-3DPM οὗτόςhoutosthisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἁμαρτίαςhamartiassinsG0266N-APF ἀφίησιν;aphiēsinforgives?G0863HV-PAI-3S 50 Ary hoy Izy tamin-dravehivavy: Ny finoanao efa namonjy anao; mandehana soa aman-tsara.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S γυναῖκα·gunaikawoman;G1135GN-ASF σέσωκένsesōkenhas savedG4982V-RAI-3S πορεύουporeuoudo goG4198V-PNM-2S εἰρήνην.¶eirēnēnpeace.G1515N-ASF