Chapter 21
1 Ary Jesosy nanopy ny masony nahita ny mpanankarena mandatsa-drakitra tao amin’ ny fandatsahan-drakitra;
ἈναβλέψαςAnablepsasHaving looked upG0308V-AAP-NSM εἶδενeidenHe sawG1492HV-2AAI-3S τοὺςtousthe onesG3588T-APM βάλλονταςballontascastingG0906HV-PAP-APM γαζοφυλάκιονgazophulakiontreasuryG1049N-ASN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM πλουσίους.plousiousrich.G4145A-APM 2 ary nahita mpitondratena malahelo anankiray koa mandatsaka farantsakely roa1 teo Izy.
εἶδενeidenHe sawG1492HV-2AAI-3S τιναtinaa certainG5100X-ASF χήρανchēranwidowG5503N-ASF πενιχρὰνpenichranpoorG3998A-ASF βάλλουσανballousancastingG0906HV-PAP-ASF λεπτὰleptaleptaG3016N-APN - Gr. lepta roa, dia farantsakely varahina izany = kodranta iray, tokony ho variroaventy.
3 Dia hoy Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izy rehetra.
εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S ἀληθῶςalēthōsTrulyG0230ADV ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πτωχὴptōchēpoorG4434N-NSF πλεῖονpleionmoreG4119A-ASN-C πάντωνpantōnthan allG3956A-GPM ἔβαλεν·ebalenhas cast in;G0906HV-2AAI-3S 4 Fa ireo rehetra ireo, dia tamin’ ny haben’ ny fananany no nandatsahany tao amin’ ny rakitra; fa izy kosa tamin’ ny fahantrany no nandatsahany ny fivelomany rehetra izay nananany.
πάντεςpantesallG3956A-NPM οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM τοῦtouthat whichG3588T-GSN περισσεύοντοςperisseuontoswas aboundingG4052V-PAP-GSN αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἔβαλονebalonthey castG0906HV-2AAI-3P θεοῦ,theouof GodG2316N-GSM-T ὑστερήματοςhusterēmatospovertyG5303N-GSN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF βίονbionlivelihoodG0979N-ASM εἶχενeichenshe hadG2192V-IAI-3S ἔβαλεν.¶ebalendid cast.G0906HV-2AAI-3S 5 Ary nisy nilaza ny tempoly, fa voaravaka vato tsara sy fanatitra izy; fa hoy Jesosy:
τινωνtinōnas someG5100X-GPM λεγόντωνlegontōnwere speakingG3004GV-PAP-GPM ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN λίθοιςlithoiswith stonesG3037N-DPM ἀναθήμασινanathēmasinwith consecrated giftsG0334N-DPN κεκόσμηταιkekosmētaiit has been adornedG2885V-RPI-3S εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S 6 Ny amin’ ireo zavatra hitanareo ireo, dia ho avy ny andro, ka tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
ταῦταtauta[As to] these thingsG3778D-APN θεωρεῖτε,theōreiteyou are beholding,G2334V-PAI-2P ἐλεύσονταιeleusontaiwill comeG2064V-FDI-3P ἡμέραιhēmerai[the] daysG2250N-NPF ἀφεθήσεταιaphethēsetaiwill be leftG0863GV-FPI-3S λίθοςlithosstoneG3037N-NSM καταλυθήσεται.¶kataluthēsetaiwill be thrown down.G2647V-FPI-3S 7 Ary izy ireo nanontany Azy hoe: Mpampianatra ô, rahoviana no ho avy izany? ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany?
ἘπηρώτησανEpērōtēsanThey askedG1905V-AAI-3P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM διδάσκαλε,didaskaleTeacher,G1320N-VSM-T ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S τίtiwhat [will be]G5101I-NSN σημεῖονsēmeionsignG4592N-NSN μέλλῃmellēmay soon beG3195V-PAS-3S ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN γίνεσθαι;¶ginesthaito take place?G1096V-PNN 8 Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin’ ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy.
εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S βλέπετεblepetedo take heedG0991V-PAM-2P πλανηθῆτε·planēthēteyou may be led astray;G4105V-APS-2P πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἐλεύσονταιeleusontaiwill comeG2064V-FDI-3P ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN λέγοντεςlegontessayingG3004GV-PAP-NPM εἰμι,eimiam [He],G1510V-PAI-1S καιρὸςkairostimeG2540N-NSM ἤγγικεν.ēngikenhas drawn near.G1448V-RAI-3S πορευθῆτεporeuthētemay goG4198V-AOS-2P αὐτῶν.autōnthem.G0846P-GPM 9 Ary raha handre ady sy tabataba ianareo, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy dia miaraka amin’ izay ny farany.
ἀκούσητεakousēteyou may hear ofG0191V-AAS-2P πολέμουςpolemouswarsG4171N-APM ἀκαταστασίας,akatastasiascommotions,G0181N-APF πτοηθῆτε·ptoēthētemay be terrified;G4422V-APS-2P δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S ταῦταtautathese thingsG3778D-APN γενέσθαιgenesthaito take placeG1096V-2ADN εὐθέωςeutheōsimmediately [is]G2112ADV τέλος.telosend.G5056N-NSN 10 Ary hoy Izy taminy: Hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana.
ἔλεγενelegenHe was sayingG3004GV-IAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἐγερθήσεταιegerthēsetaiWill rise upG1453V-FPI-3S ἔθνοςethnosnationG1484N-NSN ἔθνοςethnosnationG1484N-ASN βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF βασιλείαν,basileiankingdom,G0932N-ASF 11 Ary hisy horohorontany lehibe ary mosary sy areti-mandringana any amin’ ny tany samy hafa, ary hisy zava-mahatahotra sy famantarana lehibe avy any an-danitra.
σεισμοίseismoiEarthquakesG4578N-NPM μεγάλοιmegaloigreatG3173A-NPM κατὰkatain differentG2596PREP τόπουςtopousplacesG5117N-APM λιμοὶlimoifaminesG3042N-NPM λοιμοὶloimoipestilencesG3061N-NPM ἔσονται,esontaithere will be,G1510V-FDI-3P φόβητράphobētrafearful sightsG5400N-NPN οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM σημεῖαsēmeiasignsG4592N-NPN μεγάλαmegalagreatG3173A-NPN ἔσται.¶estaiwill there be.G1510V-FDI-3S 12 Ary raha tsy mbola tonga izany rehetra izany, dia hisambotra anareo izy ka hanenjika ary hanolotra anareo ao amin’ ny synagoga sy ao an-tranomaizina, ka ho entina eo anatrehan’ ny mpanjaka sy ny mpanapaka ianareo noho ny anarako.
τούτωνtoutōnthese thingsG3778D-GPN πάντωνpantōnallG3956A-GPN ἐπιβαλοῦσινepibalousinthey will layG1911V-FAI-3P χεῖραςcheirashandsG5495N-APF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM διώξουσινdiōxousinwill persecute [you]G1377V-FAI-3P παραδιδόντεςparadidontesdelivering [you]G3860V-PAP-NPM συναγωγὰςsunagōgassynagoguesG4864N-APF φυλακάς,phulakasprisons,G5438GN-APF ἀπαγομένουςapagomenousleading [you]G0520V-PPP-APM βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-APM ἡγεμόναςhēgemonasgovernorsG2232N-APM ἕνεκενhenekenon account ofG1752PREP ὀνόματόςonomatosnameG3686N-GSN 13 Dia ho tonga ho vavolombelona aminareo izany.
ἀποβήσεταιapobēsetaiIt will resultG0576V-FDI-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP μαρτύριον.marturiona testimony.G3142N-ASN 14 Koa aoreno ao am-ponareo ny tsy hihevitra rahateo izay havalinareo;
θέτεthetedo implantG5087V-2AAM-2P καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP προμελετᾶνpromeletanto premeditateG4304V-PAN ἀπολογηθῆναι·apologēthēnaito present a defense;G0626V-AON 15 fa Izaho no hanome anareo vava sy saina, izay tsy ho azon’ ny fahavalonareo rehetra valiana na resena.
δώσωdōsōwill giveG1325V-FAI-1S στόμαstomaa mouthG4750N-ASN σοφίανsophianwisdomG4678N-ASF δυνήσονταιdunēsontaiwill be ableG1410V-FDI-3P ἀντιστῆναιantistēnaito resistG0436V-2AAN ἀντειπεῖνanteipeinto reply toG0471V-2AAN ἅπαντεςhapantesallG0537A-NPM ἀντικείμενοιantikeimenoiopposingG0480V-PNP-NPM ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP 16 Ary hatolotry ny ray sy ny reny sy ny rahalahy ary ny havana aman-tsakaiza ianareo, koa ny sasany aminareo dia hovonoiny.
παραδοθήσεσθεparadothēsestheYou will be betrayedG3860V-FPI-2P γονέωνgoneōnparentsG1118N-GPM ἀδελφῶνadelphōnbrothersG0080N-GPM συγγενῶνsungenōnrelativesG4773A-GPM φίλων,philōnfriendsG5384A-GPM θανατώσουσινthanatōsousinthey will put to deathG2289V-FAI-3P ἐξex[some] from amongG1537PREP 17 Ary ho halan’ ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.
ἔσεσθεesestheyou will beG1510V-FDI-2P μισούμενοιmisoumenoihatedG3404V-PPP-NPM πάντωνpantōnallG3956A-GPM διὰdiabecause ofG1223PREP 18 Nefa tsy hisy ho very na dia singam-bolo iray eo amin’ ny lohanareo aza.
θρὶξthrixa hairG2359N-NSF κεφαλῆςkephalēsheadG2776N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀπόληται.apolētaimay perish.G0622V-2AMS-3S 19 Amin’ ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.
ὑπομονῇhupomonēapatient enduranceG5281N-DSF ὑμῶνhumōnof you [all]G4771P-2GP κτήσασθεktēsasthedo you gain yourselvesG2932V-ADM-2P ὑμῶν.¶humōnof you [all].G4771P-2GP 20 Ary raha mahita an’ i Jerosalema voahodidin’ ny miaramila ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky ny fandravana azy.
ἴδητεidēteyou may seeG1492HV-2AAS-2P κυκλουμένηνkukloumenēnbeing encircledG2944V-PPP-ASF στρατοπέδωνstratopedōnencampmentsG4760N-GPN Ἰερουσαλήμ,IerousalēmJerusalem,G2419N-ASF-L γνῶτεgnōtedo knowG1097V-2AAM-2P ἤγγικενēngikenhas drawn nearG1448V-RAI-3S ἐρήμωσιςerēmōsisdesolationG2050N-NSF αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF 21 Ary izay any Jodia amin’ izany andro izany aoka handositra ho any an-tendrombohitra; ary izay ao Jerosalema aoka handositra ho any ivelany; ary izay any an-tsaha aoka tsy hiditra ao an-tanàna intsony.
ἸουδαίᾳIoudaiaJudeaG2449N-DSF-L φευγέτωσανpheugetōsanthey should fleeG5343V-PAM-3P ὄρη,orēmountains,G3735N-APN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἐκχωρείτωσαν,ekchōreitōsanthey should depart out,G1633V-PAM-3P χώραιςchōraiscountriesG5561N-DPF εἰσερχέσθωσανeiserchesthōsanthey should enterG1525V-PNM-3P αὐτήν.autēnher.G0846P-ASF 22 Fa ireo dia andro famaliana mba hahatanteraka izay rehetra voasoratra.
ἡμέραιhēmerai[the] daysG2250N-NPF ἐκδικήσεωςekdikēseōsof avengingG1557N-GSF αὗταίhautaitheseG3778D-NPF εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P πλησθῆναιplēsthēnaito fillG4130V-APN πάνταpantaall thingsG3956A-APN γεγραμμένα.¶gegrammenawritten.G1125V-RPP-APN 23 Fa lozan’ ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’ izany andro izany! satria hisy fahoriana lehibe eo amin’ ny tany ary fahatezerana amin’ ity firenena ity.
ταῖςtaisto thoseG3588T-DPF γαστρὶgastriwomb [pregnancy]G1064N-DSF ἐχούσαιςechousaishavingG2192V-PAP-DPF ταῖςtaisto the [ones]G3588T-DPF θηλαζούσαιςthēlazousaisnursingG2337V-PAP-DPF ἐκείναιςekeinaisthoseG1565D-DPF ἡμέραις·hēmeraisdays;G2250N-DPF ἔσταιestaithere will beG1510V-FDI-3S ἀνάγκηanagkēdistressG0318N-NSF μεγάληmegalēgreatG3173A-NSF τούτῳ,toutōthis,G3778D-DSM 24 Dia ho ringana amin’ ny lelan-tsabatra izy ka ho entina ho babon’ ny firenena rehetra, ary Jerosalema hohitsahin’ ny jentilisa mandra-pahatanteraky ny andron’ ny jentilisa.
πεσοῦνταιpesountaithey will fallG4098V-FNI-3P στόματιstomatiby [the] edgeG4750N-DSN μαχαίρηςmachairēsof [the] swordG3162N-GSF αἰχμαλωτισθήσονταιaichmalōtisthēsontaiwill be led captiveG0163V-FPI-3P ἔθνηethnēnationsG1484N-APN ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-NSF-L ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S πατουμένηpatoumenētrodden downG3961V-PPP-NSF ἐθνῶνethnōn[the] GentilesG1484N-GPN πληρωθῶσινplērōthōsinmay be fulfilledG4137V-APS-3P ἔσονταιesontaiwill beG1510V-FDI-3P καιροὶkairoi[the] timesG2540N-NPM ἐθνῶν.ethnōnof [the] Gentiles.G1484N-GPN 25 Ary hisy famantarana eo amin’ ny masoandro sy ny volana ary ny kintana, ary etỳ ambonin’ ny tany dia hisy fahorian’ ny firenena amin’ ny fahaverezan-kevitra noho ny firohondrohon’ ny ranomasina sy ny fanonjany,
ἔσονταιesontaithere will beG1510V-FDI-3P σημεῖαsēmeiasignsG4592N-NPN σελήνῃselēnēmoonG4582N-DSF ἄστροις,astroisstars,G0798N-DPN συνοχὴsunochēdistressG4928N-NSF ἐθνῶνethnōnof nationsG1484N-GPN ἀπορίᾳaporiaperplexityG0640N-DSF ἤχουςēchous[the] soundG2279N-GSN θαλάσσηςthalassēsof [the] seaG2281N-GSF σάλουsalourolling surgeG4535N-GSM 26 ka ho reraka ny fon’1 ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ ny tany; fa ny herin’ ny lanitra dia hohozongozonina.
ἀποψυχόντωνapopsuchontōnwhen are faintingG0674V-PAP-GPM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM φόβουphoboufearG5401N-GSM προσδοκίαςprosdokiasexpectationG4329N-GSF τῶνtōnof that whichG3588T-GPM ἐπερχομένωνeperchomenōnis comingG1904V-PNP-GPM οἰκουμένῃ·oikoumenēearth;G3625N-DSF δυνάμειςdunameisthe powersG1411N-NPF οὐρανῶνouranōnheavensG3772N-GPM σαλευθήσονται.saleuthēsontaiwill be shaken.G4531V-FPI-3P - Na: ka hisy ho faty aza.
27 Ary amin’ izany andro izany dia hahita ny Zanak’ olona avy eo amin’ ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy.
ὄψονταιopsontaiwill they beholdG3700GV-FDI-3P ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM νεφέλῃnephelēa cloudG3507N-DSF δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF πολλῆς.¶pollēsgreat.G4183A-GSF 28 Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo.
ἈρχομένωνArchomenōnBeginningG0757V-PMP-GPN τούτωνtoutōnof these thingsG3778D-GPN γίνεσθαιginesthaito come to passG1096V-PNN ἀνακύψατεanakupsatedo look upG0352V-AAM-2P ἐπάρατεeparatedo lift upG1869V-AAM-2P κεφαλὰςkephalasheadsG2776N-APF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP διότιdiotibecauseG1360CONJ ἐγγίζειengizeidraws nearG1448V-PAI-3S ἀπολύτρωσιςapolutrōsisredemptionG0629N-NSF ὑμῶν.¶humōnof you.G4771P-2GP 29 Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra.
εἶπενeipenHe spokeG2036V-2AAI-3S παραβολὴνparabolēna parableG3850N-ASF αὐτοῖς·autoisto them:G0846P-DPM ἴδετεideteBeholdG1492HV-2AAM-2P συκῆνsukēnfig treeG4808N-ASF δένδρα.dendratrees.G1186N-APN 30 Raha hitanareo fa vao manaroka ireo, dia fantatrareo ihany fa efa akaiky sahady ny lohataona.
προβάλωσινprobalōsinthey may sproutG4261V-2AAS-3P βλέποντεςbleponteslooking [on them]G0991V-PAP-NPM ἑαυτῶνhe'autōnyourselvesG1438F-2GPM γινώσκετεginōsketeyou knowG1097V-PAI-2P θέροςtherossummerG2330N-NSN ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S 31 Dia tahaka izany koa ianareo, raha vao hitanareo fa tonga izany zavatra izany, dia aoka ho fantatrareo fa akaiky ny fanjakan’ Andriamanitra.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἴδητεidēteyou may seeG1492HV-2AAS-2P ταῦταtautathese thingsG3778D-APN γινόμενα,ginomenacoming to pass,G1096V-PNP-APN γινώσκετεginōsketedo knowG1097V-PAM-2P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 32 Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho lany ity taranaka ity mandra-pahatongan’ izany rehetra izany.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παρέλθῃparelthēmay have passed awayG3928V-2AAS-3S γενεὰgeneagenerationG1074N-NSF πάνταpantaall [these things]G3956A-NPN γένηται.genētaimay happen.G1096V-2ADS-3S 33 Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
οὐρανὸςouranosheavenG3772N-NSM παρελεύσονται,pareleusontaiwill pass away,G3928V-FDI-3P λόγοιlogoithe wordsG3056N-NPM παρελεύσονται.pareleusontaiwill pass away.G3928V-FDI-3P 34 Ary mitandrema, fandrao ny fonareo hovesaran’ ny vokatry ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’ izao fiainana izao, ka ho avy tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany.
ΠροσέχετεProsechetedo take heedG4337V-PAM-2P ἑαυτοῖςhe'autoisto yourselvesG1438F-2DPM μήποτεmēpoteotherwiseG3361PRT-N + G4218 βαρηθῶσινbarēthōsinmay be burdenedG0916V-APS-3P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP καρδίαιkardiaiheartsG2588N-NPF κραιπάλῃkraipalēdissipationG2897N-DSF μέθῃmethēdrunkennessG3178N-DSF μερίμναιςmerimnaiscaresG3308N-DPF βιωτικαῖς,biōtikaisof life —G0982A-DPF ἐπιστῇepistēamay comeG2186V-2AAS-3S αἰφνίδιοςaiphnidiossuddenlyG0160A-NSF ἐκείνηekeinēthat [very]G1565D-NSF 35 Fa hihatra amin’ izay rehetra mitoetra etỳ ambonin’ ny tany rehetra izany.
παγίς·pagisa snare;G3803N-NSF ἐπεισελεύσεταιepeiseleusetaiIt will enterG6036V-FMI-3S πάνταςpantasallG3956A-APM καθημένουςkathēmenoussittingG2521V-PNP-APM πρόσωπονprosōpon[the] faceG4383N-ASN πάσηςpasēsof allG3956A-GSF 36 Fa miambena1 ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan’ ny Zanak’ olona.
ἀγρυπνεῖτεagrupneitedo watchG0069V-PAM-2P παντὶpantieveryG3956A-DSM καιρῷkairōseasonG2540N-DSM δεόμενοιdeomenoiprayingG1189V-PNP-NPM κατισχύσητεkatischusēteyou may have strengthG2729V-AAS-2P ἐκφυγεῖνekphugeinto escapeG1628V-2AAN ταῦταtautathese thingsG3778D-APN μέλλονταmellontaare soonG3195V-PAP-APN γίνεσθαιginesthaito come to passG1096V-PNN σταθῆναιstathēnaito standG2476V-APN ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἀνθρώπου.¶anthrōpouof Man.G0444N-GSM-T - Gr. miareta tory.
37 Ary nony antoandro dia nampianatra teo an-kianjan’ ny tempoly Izy; ary nony alina dia nivoaka Izy ka nitoetra teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva.
τὰςtasduring theG3588T-APF ἡμέραςhēmerasdayG2250N-APF ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN διδάσκων.didaskōnteaching.G1321V-PAP-NSM νύκταςnuktasthe eveningG3571N-APF ἐξερχόμενοςexerchomenosgoing outG1831V-PNP-NSM ηὐλίζετοēulizetoHe was lodgingG0835V-INI-3S καλούμενονkaloumenonis being calledG2564GV-PPP-ASN Ἐλαιῶν.ElaiōnOlivet.G1638N-GPF-L 38 Ary ny vahoaka rehetra nankeo aminy maraina koa teo an-kianjan’ ny tempoly hihaino Azy.
λαὸςlaosgroup of peopleG2992N-NSM ὤρθριζενōrthrizenwas coming earlyG3719V-IAI-3S ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN ἀκούεινakoueinto hearG0191V-PAN αὐτοῦ.¶autouHim.G0846P-GSM