Chapter 22
1 Ary efa mby akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay andro atao hoe Paska.
ἬγγιζενĒngizenWas drawing nearG1448V-IAI-3S ἑορτὴhe'ortēFeastG1859N-NSF ἀζύμωνazumōnof Unleavened [Bread]G0106A-GPN λεγομένηlegomenēis being namedG3004HV-PPP-NSF πάσχα,paschaPassover,G3957N-NSN-T 2 Ary ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an’ i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy.
ἐζήτουνezētounwere seekingG2212V-IAI-3P ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-NPM γραμματεῖςgrammateisscribesG1122N-NPM ἀνέλωσινanelōsinthey may executeG0337V-2AAS-3P αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM ἐφοβοῦντοephobountothey were afraidG5399V-INI-3P λαόν.laonpeople.G2992N-ASM 3 Fa Satana niditra tao anatin’ i Jodasy, ilay atao hoe Iskariota, anankiray tamin’ ny roa ambin’ ny folo lahy;
εἰσῆλθενeisēlthenEnteredG1525V-2AAI-3S σατανᾶςsatanasSatanG4567N-NSM-T ἸούδανIoudanJudasG2455HN-ASM-P καλούμενονkaloumenonis being calledG2564HV-PPP-ASM ἸσκαριώτηνIskariōtēnIscariotG2469N-ASM-P ὄνταontabeingG1510V-PAP-ASM ἀριθμοῦarithmounumberG0706N-GSM δώδεκα.dōdekaTwelve.G1427A-NUI 4 dia nankao amin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny lehiben’ ny mpiambina izy ka niresaka taminy ny amin’ izay hamadihany an’ i Jesosy amin’ ireo.
ἀπελθὼνapelthōnhaving gone awayG0565V-2AAP-NSM συνελάλησενsunelalēsenhe spoke withG4814V-AAI-3S ἀρχιερεῦσινarchiereusinchief priestsG0749N-DPM στρατηγοῖςstratēgoiscaptainsG4755N-DPM αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM παραδῷparadōhe may betrayG3860V-2AAS-3S αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 5 Dia faly ireo ka nanaiky hanome vola azy.
ἐχάρησανecharēsanthey rejoicedG5463V-2AOI-3P συνέθεντοsunethentothey agreedG4934V-2AMI-3P αὐτῷautōwith himG0846P-DSM ἀργύριονargurionmoneyG0694N-ASN δοῦναι.dounaito give.G1325V-2AAN 6 Ary nanaiky izy ka nitady izay andro hahazoany hamadika Azy amin’ ireo amin’ ny tsy misy olona.
ἐξωμολόγησενexōmologēsenhe promisedG1843V-AAI-3S ἐζήτειezēteiwas seekingG2212V-IAI-3S εὐκαιρίανeukairianopportunityG2120N-ASF παραδοῦναιparadounaito betrayG3860V-2AAN ἄτερaterapart fromG0817PREP ὄχλουochlou[a] crowdG3793N-GSM αὐτοῖς.¶autoisto them.G0846P-DPM 7 Ary tonga ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay tsy maintsy hamonoana ny Paska.
ἮλθενĒlthenCameG2064V-2AAI-3S ἀζύμωνazumōnof Unleavened [Bread]G0106A-GPN ἔδειedeiit was necessary forG1163V-IAI-3S θύεσθαιthuesthaito be sacrificedG2380V-PPN πάσχα.paschaPassover lamb.G3957N-ASN 8 Ary Jesosy naniraka an’ i Petera sy Jaona ka nanao hoe: Mandehana, ka amboary ny Paska hohanintsika.
ἀπέστειλενapesteilenHe sentG0649V-AAI-3S ΠέτρονPetronPeterG4074GN-ASM-P ἸωάννηνIōannēnJohnG2491HN-ASM-P εἰπών·eipōnhaving said;G2036V-2AAP-NSM πορευθέντεςporeuthentesHaving goneG4198V-AOP-NPM ἑτοιμάσατεhetoimasatedo prepareG2090V-AAM-2P ἡμῖνhēminfor usG3165P-1DP πάσχαpaschaPassoverG3957N-ASN φάγωμεν.phagōmenwe may eat [it].G5315V-AAS-1P 9 Ary hoy ireo taminy: Aiza no tianao hanamboaranay azy?
εἶπανeipanthey saidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM θέλειςtheleisdo you want [that]G2309V-PAI-2S ἑτοιμάσωμεν;hetoimasōmenwe may prepare?G2090V-AAS-1P 10 Dia hoy Izy taminy: Indro, raha miditra ao an-tanàna ianareo, dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; manaraha azy ao amin’ ny trano izay hidirany.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM εἰσελθόντωνeiselthontōnwhen are enteringG1525V-2AAP-GPM συναντήσειsunantēseiwill meetG4876V-FAI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM κεράμιονkeramiona pitcherG2765N-ASN ὕδατοςhudatosof waterG5204N-GSN βαστάζων.bastazōncarrying.G0941V-PAP-NSM ἀκολουθήσατεakolouthēsatedo followG0190V-AAM-2P εἰσπορεύεται·eisporeuetaihe enters;G1531V-PNI-3S 11 Dia lazao amin’ ny tompon-trano hoe: Izao no lazain’ ny Mpampianatra aminao: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin’ ny mpianatro?
ἐρεῖτεereiteyou will sayG4483V-FAI-2P οἰκοδεσπότῃoikodespotēmasterG3617N-DSM οἰκίας·oikiashouse;G3614GN-GSF διδάσκαλος·didaskalosTeacher;G1320N-NSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κατάλυμαkatalumaguest roomG2646N-NSN πάσχαpaschaPassoverG3957N-ASN μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM φάγω;phagōI may eat?G5315V-AAS-1S 12 Ary izy hanoro anareo efi-trano malalaka ambony rihana, izay efa nasiana fipetrahana; any no amboary.
κἀκεῖνοςkakeinosAnd heG2532CONJ + G1565 δείξειdeixeiwill showG1166V-FAI-3S ἀνάγαιονanagaionan upper roomG0508N-ASN ἐστρωμένον·estrōmenonfurnished;G4766V-RPP-ASN ἑτοιμάσατε.hetoimasatedo prepare.G2090V-AAM-2P 13 Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.
ἀπελθόντεςapelthontesHaving goneG0565V-2AAP-NPM εὗρονheuronthey found [it]G2147V-2AAI-3P καθὼςkathōseven asG2531CONJ εἰρήκειeirēkeiHe had saidG2036V-LAI-3S αὐτοῖς,autoisto them,G0846P-DPM ἡτοίμασανhētoimasanthey preparedG2090V-AAI-3P πάσχα.paschaPassover.G3957N-ASN 14 Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ ny Apostoly.
ἐγένετοegenetowas comeG1096V-2ADI-3S ἀνέπεσενanepesenHe reclinedG0377V-2AAI-3S δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI ἀπόστολοιapostoloiapostlesG0652N-NPM 15 Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτούς·autousthem;G0846P-APM ἐπιθυμίᾳepithumiaWith desireG1939N-DSF ἐπεθύμησαepethumēsaI have desiredG1937V-AAI-1S πάσχαpaschaPassoverG3957N-ASN φαγεῖνphageinto eatG5315V-AAN παθεῖν·patheinto suffe;G3958V-2AAN 16 Fa lazaiko aminareo fa tsy mba hihinana izany intsony Aho ambara-pahatanterak’ izany ao amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 φάγωphagōshall I eatG5315V-AAS-1S πληρωθῇplērōthēait may be fulfilledG4137V-APS-3S βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 17 Ary nandray kapoaka Izy, dia nisaotra ka nanao hoe: Raiso ity, ka zarao aminareo;
δεξάμενοςdexamenoshaving receivedG1209V-ADP-NSM ποτήριονpotērion[the] cupG4221N-ASN εὐχαριστήσαςeucharistēsashaving given thanksG2168V-AAP-NSM εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S λάβετεlabetedo takeG2983V-2AAM-2P διαμερίσατεdiamerisatedo divide [it]G1266V-AAM-2P ἑαυτούς·he'autousyourselves;G1438F-2APM 18 fa lazaiko aminareo fa hatramin’ izao dia tsy hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandra-pahatongan’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP πίωpiōshall I drinkG4095V-2AAS-1S γενήματοςgenēmatosfruitG6013N-GSN ἀμπέλουampelouvineG0288N-GSF οὗhouthat [time]G3739R-GSM βασιλείαbasileiakingdomG0932N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἔλθῃ.¶elthēmay come.G2064V-2AAS-3S 19 Ary nandray mofo Izy, ary rehefa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy sady nataony hoe: Ity no tenako izay omena ho anareo; izao no ataovinareo ho fahatsiarovana Ahy.
λαβὼνlabōnhaving takenG2983V-2AAP-NSM ἄρτονarton[the] breadG0740N-ASM εὐχαριστήσαςeucharistēsashaving given thanksG2168V-AAP-NSM ἔκλασενeklasenHe broke [it]G2806V-AAI-3S ἔδωκενedōkenHe gaveG1325V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S διδόμενον·didomenonis given;G1325V-PPP-NSN ποιεῖτεpoieitedo performG4160GV-PAM-2P ἀνάμνησιν.anamnēsinremembrance.G0364N-ASF 20 Ary araka izany koa ny kapoaka, rehefa vita ny sakafo, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no fanekena vaovao amin’ ny rako, izay aidina ho anareo.
ποτήριονpotērioncupG4221N-ASN ὡσαύτωςhōsautōslikewiseG5615ADV δειπνῆσαιdeipnēsaieatingG1172V-AAN λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ποτήριονpotērioncup [is]G4221N-NSN διαθήκηdiathēkēcovenantG1242N-NSF ἐκχυννόμενον.ekchunnomenonis being poured out.G1632V-PPP-NSN 21 Fa, indro, ny tànan’ izay mamadika Ahy dia eto amiko eto ambonin’ ny latabatra.
τοῦtouof the [one]G3588T-GSM παραδιδόντοςparadidontosbetrayingG3860V-PAP-GSM μετ᾽met᾽[is] withG3326PREP τραπέζης.trapezēstable.G5132N-GSF 22 Fa ny Zanak’ olona mandeha tokoa, araka izay nanendrena; nefa lozan’ izay lehilahy hahazoana manolotra Azy!
ἀνθρώπουanthrōpouof manG0444N-GSM κατὰkataaccording toG2596PREP ὡρισμένονhōrismenondeterminedG3724V-RPP-ASN πορεύεται·poreuetaigoes;G4198V-PNI-3S ἀνθρώπῳanthrōpōmanG0444N-DSM ἐκείνῳekeinōthat [one]G1565D-DSM παραδίδοται.paradidotaiHe is betrayed.G3860V-PPI-3S 23 Ary ireo nifanontany izay anankiray eo aminy hahefa izany.
αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ἤρξαντοērxantobeganG0757V-ADI-3P συζητεῖνsuzēteinto questionG4802V-PAN ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM εἴηeiēit would beG1510V-PAO-3S μέλλωνmellōnis aboutG3195V-PAP-NSM πράσσειν.¶prasseinto do.G4238V-PAN 24 Ary nisy koa fifandirana tao aminy ny amin’ izay anankiray aminy hatao lehibe.
ἘγένετοEgenetoThere wasG1096V-2ADI-3S φιλονεικίαphiloneikiaa disputeG5379N-NSF αὐτοῖς,autoisthem,G0846P-DPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM δοκεῖdokeiis thoughtG1380V-PAI-3S εἶναιeinaito beG1511V-PAN μείζων.meizōn[the] greatest.G3173A-NSM-C 25 Ary hoy Jesosy taminy: Ny mpanjakan’ ny jentilisa mampanompo azy ary izay manapaka azy no atao hoe mpanao soa.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM βασιλεῖςbasileiskingsG0935N-NPM ἐθνῶνethnōnGentilesG1484N-GPN κυριεύουσινkurieuousinrule overG2961V-PAI-3P αὐτῶν,autōnthem,G0846P-GPN ἐξουσιάζοντεςexousiazontesexercising authority overG1850V-PAP-NPM εὐεργέταιeuergetaibenefactorsG2110N-NPM καλοῦνται.kalountaiare called.G2564GV-PPI-3P 26 Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe aminareo dia aoka ho toy ny zandry; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo.
οὕτως,houtōsthus [shall be],G3779ADV μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C γινέσθωginesthōhe should becomeG1096V-PNM-3S νεώτερος,neōterosyounger,G3501A-NSM-C ἡγούμενοςhēgoumenosleadingG2233V-PNP-NSM διακονῶν.diakonōnserving.G1247V-PAP-NSM 27 Fa iza moa no lehibe, izay mipetraka mihinana va, sa izay manompo? Tsy izay mipetraka mihinana va? Fa Izaho dia eo aminareo toy izay manompo.
μείζων,meizōn[is] greater,G3173A-NSM-C ἀνακείμενοςanakeimenosrecliningG0345V-PNP-NSM διακονῶν;diakonōnserving?G1247V-PAP-NSM οὐχὶouchiSurelyG3780PRT-N ἀνακείμενος;anakeimenosreclining?G0345V-PNP-NSM μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP διακονῶν.diakonōnserving.G1247V-PAP-NSM 28 Ary ianareo no naharitra nanaraka Ahy tamin’ ny fakam-panahy nihatra tamiko;
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP διαμεμενηκότεςdiamemenēkoteshaving remainedG1265V-RAP-NPM πειρασμοῖςpeirasmoistrialsG3986HN-DPM μου.mouof Mine.G3165P-1GS 29 koa Izaho dia manendry fanjakana ho anareo tahaka ny nanendren’ ny Raiko ho Ahy,
κἀγὼkagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 διατίθεμαιdiatithemaiappointG1303V-PMI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP καθὼςkathōseven asG2531CONJ διέθετόdiethetoappointedG1303V-2AMI-3S πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T βασιλείαν,basileiana kingdom,G0932N-ASF 30 mba hihinana sy hisotro eo amin’ ny latabatro amin’ ny fanjakako ianareo sady hipetraka ambony seza fiandrianana hitsara ny firenen’ isiraely roa ambin’ ny folo,
ἔσθητεesthēteyou may eatG2068V-PAS-2P πίνητεpinētemay drinkG4095V-PAS-2P τραπέζηςtrapezēstableG5132N-GSF βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF καθήσεσθεkathēsesthewill sitG2521V-FDI-2P θρόνωνthronōnthronesG2362N-GPM δώδεκαdōdekatwelveG1427A-NUI φυλὰςphulastribesG5443N-APF κρίνοντεςkrinontesjudgingG2919V-PAP-NPM Ἰσραήλ.¶Israēlof Israel.G2474N-GSM-L 31 Ary hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro, Satana efa nilofo nitady anareo hokororohiny toy ny vary.
ΕἶπενEipensaidG2036V-2AAI-3S κύριος·kuriosLord:G2962GN-NSM-T Σίμων,SimōnSimon,G4613ON-VSM-P σατανᾶςsatanasSatanG4567N-NSM-T ἐξῃτήσατοexētēsatodemanded to haveG1809V-AMI-3S ὑμᾶςhumasall of youG4771P-2AP σινιάσαιsiniasaito siftG4617V-AAN σῖτον.sitonwheat.G4621N-ASM 32 Nefa Izaho nangataka ho anao, mba tsy ho levona ny finoanao; ary rehefa mibebaka ianao, dia ampaherezo ireo rahalahinao.
ἐδεήθηνedeēthēnbeggedG1189V-API-1S ἐκλίπῃeklipēmay failG1587V-2AAS-3S σύsuyou yourselfG4771P-2NS ἐπιστρέψαςepistrepsasyou have turned backG1994V-AAP-NSM στήρισονstērisondo strengthenG4741V-AAM-2S ἀδελφούςadelphousbrothersG0080N-APM 33 Ary hoy izy taminy: Tompoko, vonona hanaraka Anao aho, na ho ao an-tranomaizina, na dia ho amin’ ny fahafatesana aza.
εἶπενeipenhe saidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ἕτοιμόςhetoimosreadyG2092A-NSM εἰμιeimiI amG1510V-PAI-1S φυλακὴνphulakēnprisonG5438GN-ASF θάνατονthanatondeathG2288N-ASM πορεύεσθαι.poreuesthaito go.G4198V-PNN 34 Fa hoy Jesosy: Lazaiko aminao, ry Petera: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà intelo ho tsy mahalala Ahy ianao.
εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S Πέτρε,PetrePeter,G4074GN-VSM-P φωνήσειphōnēseiwill crowG5455V-FAI-3S σήμερονsēmerontodayG4594ADV ἀλέκτωρalektōr[the] roosterG0220N-NSM τρίςtristhree timesG5151ADV ἀπαρνήσῃaparnēsēyou may denyG0533V-AMS-2S εἰδέναι.¶eidenaito knowG6063V-RAN 35 Ary hoy koa Izy taminy: Raha nirahiko tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa ianareo, moa nisy zavatra nahory anareo va? Dia hoy ireo: Tsy nisy.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἀπέστειλαapesteilaI sentG0649V-AAI-1S βαλλαντίουballantioupurseG0905N-GSN ὑποδημάτων,hupodēmatōnsandals,G5266N-GPN τινοςtinosanythingG5100X-GSN ὑστερήσατε;husterēsatedid you lack?G5302V-AAI-2P εἶπαν·eipanthey said;G2036V-2AAI-3P οὐθενός.outhenosNo [thing].G3762A-GSN 36 Fa hoy Izy taminy: Fa amin’ izao kosa, izay manana kitapom-bola dia aoka hitondra azy; ary toy izany koa ny kitapom-batsy; ary izay tsy manan-tsabatra kosa, dia aoka hivarotra ny lambany izy ka hividy.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM βαλλάντιονballantiona purseG0905N-ASN ἀράτω,aratōhe should take [it],G0142V-AAM-3S ὁμοίωςhomoiōslikewiseG3668ADV πήραν·pērana bag;G4082N-ASF ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM πωλησάτωpōlēsatōhe should sellG4453V-AAM-3S ἱμάτιονhimationcloakG2440N-ASN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἀγορασάτωagorasatōhe should buyG0059V-AAM-3S μάχαιραν.machairana sword.G3162N-ASF 37 Fa lazaiko aminareo: Tsy maintsy ho tanteraka amiko izao voasoratra izao hoe: Ary Izy natao ho isan’ ny mpanota1; fa efa ho tanteraka ny amiko.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP τὸtowhich [was]G3588T-ASN γεγραμμένονgegrammenonwrittenG1125V-RPP-ASN δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S τελεσθῆναιtelesthēnaito be accomplishedG5055V-APN ἐμοί,emoiMe myself,G1473P-1DS ἀνόμωνanomōn[the] lawlessG0459A-GPM ἐλογίσθη.elogisthēHe was reckoned.’G3049V-API-3S τὸtothe [thing]G3588T-NSN περὶpericoncerningG4012PREP τέλοςtelosan endG5056N-ASN ἔχει.echeihave.G2192V-PAI-3S - Isa 53. 12
38 Ary hoy ireo: Tompoko, indreto sabatra roa. Dia hoy Jesosy taminy: Aoka izay.
εἶπαν·eipanthey said;G2036V-2AAI-3P μάχαιραιmachairaiswordsG3162N-NPF ὧδεhōdehere [are]G5602ADV εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἱκανόνhikanonEnoughG2425A-NSN ἐστιν.¶estinit is.G1510V-PAI-3S 39 Ary nivoaka Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankao an-tendrombohitra Oliva Izy, ary ny mpianatra koa nanaraka Azy.
ἐξελθὼνexelthōnhaving gone forthG1831V-2AAP-NSM ἐπορεύθηeporeuthēHe wentG4198V-AOI-3S κατὰkataaccording toG2596PREP ἔθοςethoscustomG1485N-ASN ὄροςorosMountG3735N-ASN-L ἐλαιῶν.elaiōnof Olives.G1638N-GPF-L ἠκολούθησανēkolouthēsanfollowedG0190V-AAI-3P μαθηταίmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 40 Ary raha vao tonga tao amin’ izany tany izany, dia hoy Izy taminy: Mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ ny fakam-panahy.
γενόμενοςgenomenosHaving comeG1096V-2ADP-NSM τόπουtopouplaceG5117N-GSM εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN πειρασμόν.peirasmontemptation.G3986GN-ASM 41 Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato, dia nandohalika ka nivavaka hoe:
αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἀπεσπάσθηapespasthēwithdrewG0645V-API-3S λίθουlithoua stone’sG3037N-GSM βολήν,bolēnthrow,G1000N-ASF θεὶςtheishaving fallen onG5087V-2AAP-NSM γόναταgonatakneesG1119N-APN προσηύχετοprosēuchetoHe was prayingG4336V-INI-3S 42 Raiko ô, raha sitrakao, dia esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.
λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM πάτερ,paterFather,G3962N-VSM-T βούλειbouleiYou are willingG1014V-PNI-2S παρένεγκεparenegkedo take awayG3911V-2AAM-2S ποτήριονpotērioncupG4221N-ASN μὴmēnot [be done]G3361PRT-N θέλημάthelēmawillG2307N-NSN γινέσθω.ginesthōshould be [done].G1096V-PNM-3S 43 Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho teo aminy ka nampahery Azy.
[[ὤφθηōphthēAppearedG3700HV-API-3S ἄγγελοςangelosan angelG0032GN-NSM οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἐνισχύωνenischuōnstrengtheningG1765V-PAP-NSM αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 44 Ary fadiranovana Izy, ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny rà nipotrapotraka tamin’ ny tany.
γενόμενοςgenomenoshaving beenG1096V-2ADP-NSM ἀγωνίᾳagōniaagonyG0074N-DSF ἐκτενέστερονektenesteronmore earnestlyG1617A-ASN-C προσηύχετο.prosēuchetoHe was praying.G4336V-INI-3S ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S ἱδρὼςhidrōssweatG2402N-NSM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM θρόμβοιthromboigreat dropsG2361N-NPM αἵματοςaimatosof bloodG0129GN-GSN καταβαίνοντεςkatabainontesfalling downG2597V-PAP-NPM 45 Ary nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin’ ny mpianatra ka nahita azy matorin’ alahelo.
ἀναστὰςanastashaving risen upG0450V-2AAP-NSM προσευχῆς,proseuchēsprayer,G4335N-GSF ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM μαθητὰςmathētasdisciplesG3101N-APM εὗρενheurenHe foundG2147V-2AAI-3S κοιμωμένουςkoimōmenoussleepingG2837V-PMP-APM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM λύπηςlupēsgriefG3077N-GSF 46 Dia hoy Izy taminy: Nahoana no dia matory ianareo? Mitsangàna, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin’ ny fakam-panahy.
εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM καθεύδετε;katheudeteare you sleeping?G2518V-PAI-2P ἀναστάντεςanastantesHaving risen upG0450V-2AAP-NPM προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P εἰσέλθητεeiselthēteyou may enterG1525V-2AAS-2P πειρασμόν.¶peirasmontemptation.G3986GN-ASM 47 Ary raha mbola niteny Jesosy, indreo, tamy ny vahoaka, ary ilay atao hoe Jodasy, isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy, dia nandeha teo alohany ka nanatona an’ i Jesosy hanoroka Azy.
ἜτιEtiWhile stillG2089ADV αὐτοῦautouwhen heG0846P-GSM λαλοῦντοςlalountosis speakingG2980V-PAP-GSM ὄχλος,ochlosa crowd,G3793N-NSM λεγόμενοςlegomenosnamedG3004HV-PPP-NSM ἸούδαςIoudasJudasG2455HN-NSM-P δώδεκαdōdekaTwelveG1427A-NUI προήρχετοproērchetowas going beforeG4281V-INI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἤγγισενēngisenhe drew nearG1448V-AAI-3S ἸησοῦIēsouto JesusG2424GN-DSM-P φιλῆσαιphilēsaito kissG5368V-AAN αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 48 Fa hoy Jesosy taminy: Ry Jodasy, fanorohana va no amadihanao ny Zanak’ olona?
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM Ἰούδα,IoudaJudas,G2455HN-VSM-P φιλήματιphilēmatiwith a kissG5370N-DSN ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T παραδίδως;paradidōsare you betraying?G3860V-PAI-2S 49 Ary izay teo aminy, raha nahita izay efa hanjo, dia nanao hoe: Tompoko, hamely amin’ ny sabatra va izahay?
ἰδόντεςidontesHaving seenG1492HV-2AAP-NPM ἐσόμενονesomenonwill beG1510V-FDP-ASN εἶπανeipanthey saidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto him:G0846P-DSM πατάξομενpataxomenwill we strikeG3960V-FAI-1P μαχαίρῃ;machairēsword?G3162N-DSF 50 Ary ny anankiray teo aminy dia nikapa ny mpanompon’ ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny ankavanana.
ἐπάταξενepataxenstruckG3960V-AAI-3S τιςtisa certainG5100X-NSM ἀρχιερέωςarchiereōshigh priestG0749N-GSM δοῦλονdoulonservantG1401N-ASM ἀφεῖλενapheilencut offG0851V-2AAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δεξιόν.dexionright.G1188A-ASN 51 Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nanendry ny sofiny Izy ka nahasitrana azy.
ἀποκριθεὶςapokritheisAnsweringG0611V-AOP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ἐᾶτεeatedo allowG1439V-PAM-2P ἕωςhe'ōs[only] as far asG2193PREP τούτου.toutouthis!G3778D-GSN ἁψάμενοςhapsamenoshaving touchedG0681V-AMP-NSM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἰάσατοiasatoHe healedG2390V-ADI-3S αὐτόν.autonhim.G0846P-ASM 52 Ary hoy Jesosy tamin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny lehiben’ ny mpiambina ny tempoly ary ny loholona izay tonga hisambotra Azy: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo?
εἶπενeipenSaidG2036V-2AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P παραγενομένουςparagenomenoushaving come outG3854V-2ADP-APM ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-APM στρατηγοὺςstratēgouscaptainsG4755N-APM ἱεροῦhi'eroutempleG2411N-GSN πρεσβυτέρους·presbuterouselders;G4245GN-APM λῃστὴνlēstēna robberG3027N-ASM ἐξήλθατεexēlthatehave you come outG1831V-2AAI-2P μαχαιρῶνmachairōnswordsG3162N-GPF ξύλων;xulōnclubs?G3586N-GPN 53 Raha teo aminareo isan’ andro teo an-kianjan’ ny tempoly Aho, dia tsy naninji-tanana tamiko ianareo; fa izao no fotoanareo sy herin’ ny maizina.
ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ὄντοςontosbeingG1510V-PAP-GSM ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN ἐξετείνατεexeteinatedid you stretch outG1614V-AAI-2P χεῖραςcheirashandsG5495N-APF ἐμέ.emeMe myself.G1473P-1AS ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐξουσίαexousiapowerG1849N-NSF σκότους.¶skotousdarkness.G4655N-GSN 54 Ary izy ireo nisambotra an’ i Jesosy, dia nitondra Azy ho ao an-tranon’ ny mpisoronabe. Ary Petera nanaraka teny lavidavitra eny.
ΣυλλαβόντεςSullabontesHaving seizedG4815V-2AAP-NPM ἤγαγονēgagonthey led [Him] awayG0071V-2AAI-3P εἰσήγαγονeisēgagonbroughtG1521V-2AAI-3P ἀρχιερέως.archiereōshigh priest.G0749N-GSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἠκολούθειēkoloutheiwas followingG0190V-IAI-3S μακρόθεν.makrothenafar off.G3113ADV 55 Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera.
περιαψάντωνperiapsantōnThey having kindled aroundG6072V-AAP-GPM μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN αὐλῆςaulēscourtyardG0833N-GSF συγκαθισάντωνsugkathisantōnwhen having sat down togetherG4776V-AAP-GPM ἐκάθητοekathētowas sittingG2521V-INI-3S ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P μέσοςmesosmidstG3319A-NSM αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 56 Ary ny ankizivavy anankiray, nony nahita azy nipetraka teo anilan’ ny afo, dia nandinika azy ka nanao hoe: Ity koa nomba Azy.
ἰδοῦσαidousaHaving seenG1492HV-2AAP-NSF παιδίσκηpaidiskēa servant girlG3814N-NSF καθήμενονkathēmenonsittingG2521V-PNP-ASM ἀτενίσασαatenisasahaving looked intentlyG0816V-AAP-NSF εἶπεν·eipenshe said;G2036V-2AAI-3S οὗτοςhoutosthis oneG3778D-NSM 57 Fa izy nandà ka nanao hoe: Ravehivavy, tsy fantatro Izy.
ἠρνήσατοērnēsatohe deniedG0720V-ADI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM οἶδαoidaI do knowG6063V-RAI-1S αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM 58 Ary vetivety foana rehefa afaka izany, dia nisy olona hafa koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa mba naman’ ireny. Fa Petera nanao hoe: Ralehilahy, tsy mba namany aho.
βραχὺbrachua littleG1024A-ASN ἕτεροςheterosanotherG2087A-NSM ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἔφη·ephēwas saying;G5346V-IAI-3S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἔφη·ephēwas saying;G5346V-IAI-3S ἄνθρωπε,anthrōpeMan,G0444N-VSM εἰμί.eimiI am.G1510V-PAI-1S 59 Ary rehefa afaka tokony ho ora iray, dia nisy anankiray koa nitompo teny ka nanao hoe: Ilehio nomba Azy marina tokoa, fa Galiliana izy.
διαστάσηςdiastasēswhen was elapsingG1339V-2AAP-GSF ἄλλοςallosotherG0243A-NSM τιςtisa certainG5100X-NSM διϊσχυρίζετοdiischurizetowas strongly affirming [it]G1340V-INI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM ἀληθείαςalētheiasa truthG0225N-GSF οὗτοςhoutosthis oneG3778D-NSM ΓαλιλαῖόςGalilaiosa GalileanG1057N-NSM-LG ἐστιν.estinhe is.G1510V-PAI-3S 60 Fa hoy Petera: Ralehilahy, tsy fantatro izay lazainao. Ary niaraka tamin’ izay, raha mbola niteny izy, dia nisy akoho naneno.
εἶπενeipenSaidG2036V-2AAI-3S Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P ἄνθρωπε,anthrōpeMan,G0444N-VSM οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S λέγεις.legeisyou say.G3004GV-PAI-2S παραχρῆμαparachrēmaimmediatelyG3916ADV λαλοῦντοςlalountosis speakingG2980V-PAP-GSM ἐφώνησενephōnēsencrowedG5455V-AAI-3S ἀλέκτωρ.alektōrrooster.G0220N-NSM 61 Ary ny Tompo nitodika, dia nijery an’ i Petera. Ary Petera nahatsiaro ilay tenin’ ny Tompo nolazainy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà Ahy intelo ianao.
στραφεὶςstrapheishaving turnedG4762V-2APP-NSM ἐνέβλεψενeneblepsenlooked atG1689V-AAI-3S Πέτρῳ,PetrōPeter,G4074GN-DSM-P ὑπεμνήσθηhupemnēsthērememberedG5279V-API-3S ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ῥήματοςrhēmatosdeclarationG4487N-GSN εἶπενeipenHe had saidG2036V-2AAI-3S ἀλέκτοραalektora[the] roosterG0220N-ASM φωνῆσαιphōnēsaicrowingG5455V-AAN σήμερονsēmerontodayG4594ADV ἀπαρνήσῃaparnēsēyou will denyG0533V-FDI-2S τρίς.tristhree times.G5151ADV 62 Ary nivoaka Petera, dia nitomany mafy indrindra.
ἐξελθὼνexelthōnhaving gone forthG1831V-2AAP-NSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἔκλαυσενeklausenhe weptG2799V-AAI-3S πικρῶς.¶pikrōsbitterly.G4090ADV 63 Ary ny lehilahy izay nitana an’ i Jesosy dia nanao Azy ho fihomehezana sady nikapoka Azy.
συνέχοντεςsunechontesare holdingG4912V-PAP-NPM ἐνέπαιζονenepaizonwere mockingG1702V-IAI-3P δέροντες.derontesbeating [Him].G1194V-PAP-NPM 64 Ary rehefa nanampi-maso Azy izy, dia nanontany Azy hoe: Maminania; iza moa no namely Anao?
περικαλύψαντεςperikalupsanteshaving blindfoldedG4028V-AAP-NPM ἔτυπτονetuptonthey were strikingG5180V-IAI-3P αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN ἐπηρώτωνepērōtōnthey were questioningG1905V-IAI-3P λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM προφήτευσον,prophēteusondo prophesy,G4395V-AAM-2S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S παίσαςpaisashaving struckG3817V-AAP-NSM 65 Ary niteny ratsy izy nilaza zavatra maro hafa koa nanaratsiany Azy.
ἕτεραheteraother thingsG2087A-APN βλασφημοῦντεςblasphēmountesblasphemingG0987V-PAP-NPM ἔλεγονelegonthey were sayingG3004GV-IAI-3P αὐτόν.¶autonHim.G0846P-ASM 66 Ary raha vao nazava ny andro, niangona ny loholona, dia ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitondra an’ i Jesosy ho eo amin’ ny Synedriona, dia nanao hoe:
ἐγένετοegenetoit becameG1096V-2ADI-3S ἡμέρα,hēmeraday,G2250N-NSF συνήχθηsunēchthēwere gathered togetherG4863V-API-3S πρεσβυτέριονpresbuterionelderhoodG4244N-NSN λαοῦ,laoupeople,G2992N-GSM ἀρχιερεῖςarchiereischief priestsG0749N-NPM γραμματεῖς,grammateisscribes,G1122N-NPM ἀπήγαγονapēgagonthey led awayG0520V-2AAI-3P συνέδριονsunedrioncouncilG4892N-ASN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM 67 Raha Hianao no Kristy, dia lazao aminay. Fa hoy Izy taminy: Na dia hilaza aminareo aza Aho, dia tsy hino ianareo.
λέγοντες·legontessaying;G3004GV-PAP-NPM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS χριστός,christosChrist,G5547N-NSM-T εἰπὸνeipondo tellG2036V-2AAM-2S εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM εἴπω,eipōI shall tell,G2036V-2AAS-1S πιστεύσητε.pisteusēteyou shall believe.G4100V-AAS-2P 68 Ary na dia hanontany aza Aho, dia tsy hamaly akory ianareo.
ἐρωτήσω,erōtēsōI shall ask [you],G2065V-AAS-1S ἀποκριθῆτεapokrithēteyou shall answerG0611V-AOS-2P ἀπολύσητε.apolusēteshall you release [me].G0630GV-AAS-2P 69 Fa hatramin’ izao ny Zanak’ olona dia hipetraka eo an-tanana ankavanan’ ny herin’ Andriamanitra.
ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T καθήμενοςkathēmenossittingG2521V-PNP-NSM δεξιῶνdexiōn[the] right handG1188A-GPN δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 70 Dia hoy izy rehetra: Zanak’ Andriamanitra va ary Hianao? Ary hoy Izy taminy: Voalazanareo fa Izaho no Izy.
εἶπανeipanThey saidG2036V-2AAI-3P πάντες·pantesall;G3956A-NPM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS θεοῦ;theouof God?G2316N-GSM-T αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἔφη·ephēHe was saying;G5346V-IAI-3S ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP εἰμι.eimiam.G1510V-PAI-1S 71 Ary hoy ireo: Ka inona indray no ilantsika vavolombelona? fa ny tenantsika no efa nandre tamin’ ny vavany.
εἶπαν·eipanthey said;G2036V-2AAI-3P ἔχομενechomenhave weG2192V-PAI-1P μαρτυρίαςmarturiasof witnessG3141N-GSF χρείαν;chreianneedG5532N-ASF αὐτοὶautoiWe ourselvesG0846P-NPM ἠκούσαμενēkousamenheard [it]G0191V-AAI-1P στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN αὐτοῦ.¶autouof Him.G0846P-GSM